Testamenta vaovao/Testamenta taloha

541. rhaj0 ( 30/09/2016 16:11)
Fa efa hendry kosany anie izo ny Kristiana ee... TSY manao "croisades eran'ny tanana" intsony ohatra i Vatican.. . fa marina indray anefa fa mbola misy itony hoe "tafika masina" fataon'ny sasany itony, na ny mitety-trano fataon'ny TJ koa...

Fa ny Jiosy indray izao no tena manondrana... hono ho'a ry Tealala, tena mba te-ahalala aho, fa ao anaty Talmud ve ilay doctrine hoe, "miverina @ taniny ny Jiosy", ary dia "dakana mipitika any ny Palestiniana" ao moyen-orient ao??

542. tealala ( 30/09/2016 16:37)
543. RBNIR ( 30/09/2016 17:06)

tealala:

ie

Dia mirehareha ery v ianareo amin'izany lazainareo fa fahendrena izany tealala????

Mampalahelo,

Ianao io izany izao tena manana toe-tsaina mitovy amin'ireto????

Mba mandiniha tena ihany tealala a, izao no tsy maintsy hiafaran'ny olona rehefa fatra-pandà AZY.....
544. rhaj0 ( 30/09/2016 17:15)
rhaj0:
ao anaty Talmud ve ilay doctrine hoe, "miverina @ taniny ny Jiosy", ary dia "dakana mipitika any ny Palestiniana" ao moyen-orient ao??

tealala:
ie

- dia izay Fampianarana ao @ Talmud izay izany no "marina" aminao Tealala
- ary tena @ "ara-kitsiny sy ara-drariny" aminao Tealala, ny handakana ny Palestiniana tsy hipetraka ao @ trano sy tany nolovainy t@ rainy/raibeny/rain'ny raibeny... ao?
545. tealala ( 30/09/2016 18:22)
Ie, dia tsy mety amin'i rhajo nga ny fisainako? dia tezitra dia afaka aninona?
546. tealala ( 30/09/2016 18:28)
Fa ny fahazoko azy io koa anie ry rhajo dia t@ an 70 niala tao ireo mponina ireo noroahin'ny romanina ary niparitaka eran tanàna dia avy eo izy miverina dia inona ny olana?
Ny taolambalon'i Ranavalona ary mba efa naverina ko.
547. rhaj0 ( 30/09/2016 18:54)
Mba ianaro ny tantara, tsy ny t@ l'an zero ihany fa ny tohiny. Ohatra hoe, moa hainao ve iza moa i Saladin? Tsy ao anaty Torah io ary tsy takatry ny Talmud, fa googler-o fotsiny eee...

Dia mba sokafy ny saina, dia henoy ny tantaram-piainan'ireo Palestiniana t@ taona 1970s, fa tsy izao tantara fahagola t@ taona 70s izao foana no atao fiki-maty ao.

Dia mba "tsongoy fon'olona tsongoy fo-tena"... sa moa efa tsy izany fahendren'ny malagasy izany intsony no andrianinao Tealala, fa efa lasa misidina ambony any @ Torah any ianao? hi hi hi.. dia nefa anie nareo hotry ny miondrika ambany dia ambany, @ ilay mahavalalanina anay hoe, mihinana tapis ve sa maninona eee ..

[size=8](ka "tezitra" ve aho @ io sa mivanitika? :-)[/size]
548. calin.brandon ( 03/10/2016 05:47)

rhaj0:

rhaj0:
ao anaty Talmud ve ilay doctrine hoe, "miverina @ taniny ny Jiosy", ary dia "dakana mipitika any ny Palestiniana" ao moyen-orient ao??

tealala:
ie

- dia izay Fampianarana ao @ Talmud izay izany no "marina" aminao Tealala
- ary tena @ "ara-kitsiny sy ara-drariny" aminao Tealala, ny handakana ny Palestiniana tsy hipetraka ao @ trano sy tany nolovainy t@ rainy/raibeny/rain'ny raibeny... ao?

Ho an'ny fivavahana kristiana sy Jiosy dia voalaza tokoa fa hiverina amin'ny taniny ny Jiosy, ireo foko 12 izany no tiana ho lazaina.
Fa izao : mba jereo na dia amin'ny google fotsiny aza ny fizaran-tany ho an'i Israël vaovao (Frontières de Judée de Reboam miampy ny frontières d'Israël de Jéroboam). Dia ho hitanareo fa manana ny azy ny arabo palestiniana silamo. Izany hoe, diso io frontières d'Israël amin'izao fotoana izao io. Noho izany, tsy mitombina ny hoe : rehefa miverina ny zanak'Israely dia roahana ny palestiniana.
Tsarovy koa fa ny Silamo dia milaza mazava fa hiverina amin'ny taniny ny vahoaka voafidy, dia izy ireo izany. Izay no anisan'ny fototra iray ijoroan'io resaka djihad islamique io. Satria ny Coran dia mpitarika fivavahana judéo-chrétien no nanoratra azy tany am-boalohany.

Fehiny : ny frontières no averina amin'ny laoniny dia samy hanana ny azy i Israël vaovao sy ny silamo.
549. rhaj0 ( 03/10/2016 14:18)
calin.brandon:
tsy mitombina ny hoe : rehefa miverina ny zanak'Israely dia roahana ny palestiniana.

Tsy "boky tonta" no ampirisihiko ho vakianao, fa ny zava-misy eraky ny documentaires, zava-misy niainan'ny olona toa anao, dia ny palestiniana.

Toa anao gasy ny palestiniana, rahefa tsindrin'ny besandry ny ainy. Any, raha ny fahitako azy, no mandeha ny empathie. Fa raha ny anao moa mandeha any @ besandry, @ anaran'ny "boky tonta", dia mahasoasoava @ eritreritrao ao azany ee...

Fa ity moa efa noresahina tatsy fa dia averiko kely eto indray izany
http://forum.serasera.org/forum/message/m57add891ab530

rhaj0:

Aleo akisaka eto ity resaka ity, fa tena mba zava-dehibe ihany..

stahtam:
nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ny Israeliana

Tsara rahefa tonga saina ianao ry Stahtam, fa ny olana dia ny "Arabo sy Israeliana" fa TSY ny "Moslimo sy ny Jiosy".

Ny fahitako azy, ary hitako fa io takatrao io koa, dia ny OLANA dia ny TANY.

Ary io takatrao tsara io koa, fa ny Israeliana dia mampiasa ny Finoany/Fivavahany hanamarinany ny maha-tompo-tany azy. Hainao tsara koa fa ny Jiosy dia hatrany Etiopia, Maroc ka hatrany Rosia. Ireny Jiosy ireny dia efa mikalamina any @ TANY misy azy aby any. Fa ny Israeliana moa, manamora ny immigration, ka dia mitady tany malemy hanorenam-pangady ny Jiosy sasany, dia mi-IMMIGRER, sahala amiko mi-immigrer aty Kanada ihany io, nefa dia mody asiana hoe.. "miverina @ taniny ny Jiosy eee"

Dia takatrao tsara koa, fa ny Moslimo dia efa hatrany Indonezia (any akoriny aza no tany be Moslimo indrindra eto an-tany).. ary TSISY idiran-drizareo ny adi-tany any Moyen-Orient.. Fa ny Arabo sasany no mampidipiditra ny finoana, dia misaritsarika ny sasany hanohana ny adiny.

Io sahala @ ireo sekta be dia be any amintsika eee... ohatra ilay tary milaza-tena ho Hebreo io izao, asa inona no nampidirina tao an-dohany. HIverina any Hebreo hono ny gasy tonga saina sa inona kabariny ao ????

Ka eritrereto tsara ee...aiza ho aiza @ ireo ilay "faminaniana"?

Ny fahitako azy koa, dia ireo "minomino foana" ny faminaniana ao io, averiko ary tsipihiko kely akoriny azany, ireo "adala minomino foana izay faminaniana any", no mampifandray (mandray tsy raisina) an'izay situation ao.

Asa ianao raha mahita ireo fandaharana @ TV sy boky be dia be, izay miresaka ny faminanian'i NOstradamus. Ka i Nostradamus hotry ny nanoratra toa ny poeme ary an-kisarisary be dia be. Dia avy daholo izao adala sy hendry izao, dia milaza fa, izao poeme izao hono dia ny WW1 eee.. izato poeme izato kosa hono dia 9/11 eee... Dia aholakolana ao ny poeme-n'ilay NOstradamus, dia midingidingina be mihintsy ireo expert @ izany hono, sady mahazo vola ihany, satria betsaka koa no "adala minomino foana izay faminaniana any", dia mitelina sy miboloky izay abobony ao.

550. tealala ( 04/10/2016 02:58)

RBNIR:

tealala:

ie

Dia mirehareha ery v ianareo amin'izany lazainareo fa fahendrena izany tealala????

Mampalahelo,

Ianao io izany izao tena manana toe-tsaina mitovy amin'ireto????

Mba mandiniha tena ihany tealala a, izao no tsy maintsy hiafaran'ny olona rehefa fatra-pandà AZY.....

Fa tsy ny romanina ve no namono azy e?
Ny romanina ihany no namantsika t@ izany manko.
551. RBNIR ( 04/10/2016 05:08)

Aza mitetika ny hiala bala eo tealala fa io ny NAMANAO io mivazavaza ny marina io a!!!
552. tealala ( 04/10/2016 05:20)

Fa ay fa miaramila jiosy no namantsika azy e.
Dia anatin'ny lalàna jiosy koa izany ny hoe fantsiana amin'ny hazo t@ izany.
Fa ny mahagaga ahy hoe zareo romanina no namono azy dia ny baiboly ampiasainao baiboly katolika romanina, sa mbola diso ihany koa izany?
Ao ary fa baibolin'i Herinirina Fitiavana no ampiasainareo ao e, dia ao koa misy soratra hoe tsy mahazo mampiasa Airtel.
Fa hono marina hoa, fa inona marina no antony tsy ahazoanareo mampiasa io airtel io? ny TV ve sa ...? (mba valio mazava hoe)
553. RBNIR ( 04/10/2016 07:00)

1 « Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena. » (Jaona 18:14)

I Kaiafa (mpisorona B) n'ny jiosy tamin'izany fotoana izany no tena tompomarika ny amin'ny famonoana Azy (fantatrareo tsara ange izany tealala matoa io NAMANAO io mivazavaza an'izany e)

Pilato kosa dia nanambara fa tsy nahita izay fahadisoan'i Jesosy ka « Dia hoy Pilato tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity. » (Lioka 23:4)

Saingy "nitabataba" ianareo jiosy dia "natahotra anareo i pilato dia izao no nataony...« Ary Pilato ta-hahazo sitraka tamin'ny vahoaka, ka dia nandefa an'i Barabasy ho azy; fa Jesosy nasainy nokapohina*, dia natolony azy mba hohomboana amin'ny hazo fijaliana.[*Izahao Mat. 27.36] » (Marka 15:15)

Koa dia ny jiosy notarihin'ingay Kaiafa mpisorona B no tena tompon'antoka ary pilato kosa no mpanantanteraka..

2 Ny romana hoy ianao? diso izany fa vakio ny any amin'ny faran'ny baiboly fa hoe nadika avy tamin'ny dikan-teny grika......

3- Ny momba ny puce airtel dia efa novaliko tato......

http://forum.serasera.org/forum/message/m57b56b17f405d#m57bc572cab205

554. RBNIR ( 04/10/2016 07:17)
izay ilay izy tealala a! tsarovy ihany koa fa misy olona "nomen'i Jesosy fahefana miohatra ny fahefana ananan'ny sasany....« Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao eto ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra. » (Matio 16:19)

Fantatrao v ilay hoe "na inona na inona" lazain'i Jesosy tamin'io tealala????

555. tealala ( 04/10/2016 07:26)

RBNIR:

tealala:

Fa ay fa miaramila jiosy no namantsika azy e.
Dia anatin'ny lalàna jiosy koa izany ny hoe fantsiana amin'ny hazo t@ izany.
Fa ny mahagaga ahy hoe zareo romanina no namono azy dia ny baiboly ampiasainao baiboly katolika romanina, sa mbola diso ihany koa izany?
Ao ary fa baibolin'i Herinirina Fitiavana no ampiasainareo ao e, dia ao koa misy soratra hoe tsy mahazo mampiasa Airtel.
Fa hono marina hoa, fa inona marina no antony tsy ahazoanareo mampiasa io airtel io? ny TV ve sa ...? (mba valio mazava hoe)

1 « Ary Kaiafa no ilay nanome saina ny Jiosy fa mahatsara raha maty ny olona anankiray hamonjy ny firenena. » (Jaona 18:14)

I Kaiafa (mpisorona B) n'ny jiosy tamin'izany fotoana izany no tena tompomarika ny amin'ny famonoana Azy (fantatrareo tsara ange izany tealala matoa io NAMANAO io mivazavaza an'izany e)

Pilato kosa dia nanambara fa tsy nahita izay fahadisoan'i Jesosy ka « Dia hoy Pilato tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity. » (Lioka 23:4)

Saingy "nitabataba" ianareo jiosy dia "natahotra anareo i pilato dia izao no nataony...« Ary Pilato ta-hahazo sitraka tamin'ny vahoaka, ka dia nandefa an'i Barabasy ho azy; fa Jesosy nasainy nokapohina*, dia natolony azy mba hohomboana amin'ny hazo fijaliana.[*Izahao Mat. 27.36] » (Marka 15:15)

Koa dia ny jiosy notarihin'ingay Kaiafa mpisorona B no tena tompon'antoka ary pilato kosa no mpanantanteraka..

2 Ny romana hoy ianao? diso izany fa vakio ny any amin'ny faran'ny baiboly fa hoe nadika avy tamin'ny dikan-teny grika......

3- Ny momba ny puce airtel dia efa novaliko tato......

http://forum.serasera.org/forum/message/m57b56b17f405d#m57bc572cab205

Aiza ho aiza oa kay ilay puce airtel fa tena tsy hitako, miala tsiny indrindra.
556. calin.brandon ( 04/10/2016 08:18)

rhaj0:

calin.brandon:
tsy mitombina ny hoe : rehefa miverina ny zanak'Israely dia roahana ny palestiniana.

Tsy "boky tonta" no ampirisihiko ho vakianao, fa ny zava-misy eraky ny documentaires, zava-misy niainan'ny olona toa anao, dia ny palestiniana.

Toa anao gasy ny palestiniana, rahefa tsindrin'ny besandry ny ainy. Any, raha ny fahitako azy, no mandeha ny empathie. Fa raha ny anao moa mandeha any @ besandry, @ anaran'ny "boky tonta", dia mahasoasoava @ eritreritrao ao azany ee...

Tsy resaka boky tonta io. Fa resaka tantara. Tsy maintsy jerena sy dinihana ny TANTARA. Rehefa tsy mahay mandinika ny tantara ianao, dia aza miady hevitra. Omena ny Israeliana ny taniny, omena ny Arabo ny taniny araka ny tokony ho izy hatrizay fa tsy araka ny didy navoakan'ny tandrefana tamin'ny 1945 ary manankery hatramin'izao.
Resaka TANY no fototry ny olana. Ny documentaires lazainao dia ny vaovao izay tiana ho jerenao ankehitriny. Dia tafaroboka ianao araka ny tanjon'ny tandrefana. Ianao no voa mafy amin'izany.

Fa ity moa efa noresahina tatsy fa dia averiko kely eto indray izany
http://forum.serasera.org/forum/message/m57add891ab530

rhaj0:

Aleo akisaka eto ity resaka ity, fa tena mba zava-dehibe ihany..

stahtam:
nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ny Israeliana

Tsara rahefa tonga saina ianao ry Stahtam, fa ny olana dia ny "Arabo sy Israeliana" fa TSY ny "Moslimo sy ny Jiosy".

Ny fahitako azy, ary hitako fa io takatrao io koa, dia ny OLANA dia ny TANY.

Ary io takatrao tsara io koa, fa ny Israeliana dia mampiasa ny Finoany/Fivavahany hanamarinany ny maha-tompo-tany azy. Hainao tsara koa fa ny Jiosy dia hatrany Etiopia, Maroc ka hatrany Rosia. Ireny Jiosy ireny dia efa mikalamina any @ TANY misy azy aby any. Fa ny Israeliana moa, manamora ny immigration, ka dia mitady tany malemy hanorenam-pangady ny Jiosy sasany, dia mi-IMMIGRER, sahala amiko mi-immigrer aty Kanada ihany io, nefa dia mody asiana hoe.. "miverina @ taniny ny Jiosy eee"

Dia takatrao tsara koa, fa ny Moslimo dia efa hatrany Indonezia (any akoriny aza no tany be Moslimo indrindra eto an-tany).. ary TSISY idiran-drizareo ny adi-tany any Moyen-Orient.. Fa ny Arabo sasany no mampidipiditra ny finoana, dia misaritsarika ny sasany hanohana ny adiny.

Io sahala @ ireo sekta be dia be any amintsika eee... ohatra ilay tary milaza-tena ho Hebreo io izao, asa inona no nampidirina tao an-dohany. HIverina any Hebreo hono ny gasy tonga saina sa inona kabariny ao ????

Ka eritrereto tsara ee...aiza ho aiza @ ireo ilay "faminaniana"?

Ny fahitako azy koa, dia ireo "minomino foana" ny faminaniana ao io, averiko ary tsipihiko kely akoriny azany, ireo "adala minomino foana izay faminaniana any", no mampifandray (mandray tsy raisina) an'izay situation ao.

Asa ianao raha mahita ireo fandaharana @ TV sy boky be dia be, izay miresaka ny faminanian'i NOstradamus. Ka i Nostradamus hotry ny nanoratra toa ny poeme ary an-kisarisary be dia be. Dia avy daholo izao adala sy hendry izao, dia milaza fa, izao poeme izao hono dia ny WW1 eee.. izato poeme izato kosa hono dia 9/11 eee... Dia aholakolana ao ny poeme-n'ilay NOstradamus, dia midingidingina be mihintsy ireo expert @ izany hono, sady mahazo vola ihany, satria betsaka koa no "adala minomino foana izay faminaniana any", dia mitelina sy miboloky izay abobony ao.

557. RBNIR ( 04/10/2016 08:42)
Tsy maniona raha tsy hitanao ilay izy tealala, fa izao no fandehany:
Misy olona omena fahefana (tsy ny olona rehetra fa ny apostoly irery ihany)...

« Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao eto ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra. » (Matio 16:19)

Ireny olona ireny no mahafehy tsara ilay fampianarana tsy misy kilema,
Izy ihany koa dia natao hitandrina ny fiainampanahin'ny olona tsi11 avy ao ampiangonana,

Raha mahatsapa izy fa misy zavatra tokony "hofehezina ao ampiangonana satria mety hanimba ny mpino dia afaka "mamehy izy" ary hoy ny tenin'Andriamanitra hoe izay fehezinareo ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra koa,

P.S : fa tsy lazainao mihitsy ilay zavatra iray ankoatran'ilay puce (sa efa fantatrao ny antony amin'ilay anakiray dia na dia tsy voasoratra ihany koa aza dia ekenao???)
558. tealala ( 04/10/2016 11:00)

Tsy mazava mihitsy
"fa tsy lazainao mihitsy ilay zavatra iray ankoatran'ilay puce" vao mia tsy mazava
559. ElAkim16 ( 04/10/2016 11:40)
Miarahaba atsika rehetra!
Ny tsy azoko @ity resaka ity aloha dia ny tena tian'i Tealala hiaviana e! hoe tsy tokony hiexiste ve ny Testamenta Vaovao?
560. Elakim16 ( 04/10/2016 12:02)
Leiz mantsy refa mandeha ny resaka toa lasa resaka fanaratsiana an'izany Herinirina Fitiavana izay ielako tsiny fa tena tsy fantatro akory fa tsy le tena votoantin'ilay resaka no tena atao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157