Testamenta vaovao/Testamenta taloha

581. RBNIR ( 05/10/2016 10:41)
fa ny tena mahavariana ahy dia ity, ilay informateuranao koa v izany dia tsy nahay ny dikany????
Informateur vendrana be izany tealala an!!!
582. RBNIR ( 05/10/2016 10:42)
sady mitelikafatra koa etsy andaniny fa adinony ilay iray
583. RBNIR ( 05/10/2016 10:45)
P.S : nisy zavatra tsy nolazain'i Jesosy ny olona ampahibemaso fa noresahiny tamin'ny mpianany mangingina,

Enga anie ianao mba ho tonga mpianany dia hahafantatra koa....

« Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy? » (Matio 13:10)
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Matio 13:11)

584. tealala ( 05/10/2016 10:47)

RBNIR:

fa ny tena mahavariana ahy dia ity, ilay informateuranao koa v izany dia tsy nahay ny dikany????
Informateur vendrana be izany tealala an!!!

tena tsy haiko fa izy koa tsy maharaka fa izay ilay fampianarana hono, fa nazavainy hoe misy hidiran'ny loko menamena hono fa tsy mazava amiko ilay izy fa niomehy aho.
585. tealala ( 05/10/2016 10:49)

RBNIR:

anontanio aloha hoe inona ilay iray dia inona ny antony tsy anaovana ilay iray dia mazava aminao ilay airtel....

Fa inona ary ilay iray fa efa nolazainao koa izy io indray mandeha.
Fa anontaniako anao ary ilay iray e.
586. tealala ( 05/10/2016 10:50)

RBNIR:

raha ny fahitako azy mantsy dia otran'ny tsy dia mahavita ny asany loatra ilay informateuranao fa avereno anontaniana azy hoe ary nahoana ilay iray no tsy nolazainao tamiko hoe???

Ka ilay informateur ko aloha mbola votom-pinoana be ao aminareo ao dia tsy dia anontaniako zavatra tahaka anareo izao.
587. tealala ( 05/10/2016 10:51)

RBNIR:

P.S : nisy zavatra tsy nolazain'i Jesosy ny olona ampahibemaso fa noresahiny tamin'ny mpianany mangingina,

Enga anie ianao mba ho tonga mpianany dia hahafantatra koa....

« Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy? » (Matio 13:10)
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Matio 13:11)



Ay ve secret be tahaka izany izy ity e, tahaka ny tetiarany ihany io dia nafamadibabadika be mba ho secret ny tena rainy?
588. RBNIR ( 05/10/2016 10:53)
Izao no fantaro ry tealala,

Rehefa tsy mamaly anao aho dia :

1 mety anganongano na tantarampirazanana izay ilay resahinao
« na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny. » (1 Timoty 1:4)

2 tsy natao ho fambara ampahibemaso izay ilay resaka fa raha "tealala" ianao dia mila miditra lalindalina

« Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy? » (Matio 13:10)
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Matio 13:11)


3 mety manana resaka fanaratsiana ilay ataonao nefa izaho tsy mahazo mamaly fanaratsiana fa kosa natao hangina « tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana; fa aoka hisaotra kosa, satria ho amin'izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana. » (1 Petera 3:9)

Ka rehefa tsy mamaly aho izay dia efa fantatrao ny antony tealala,
Idem pour rhajo et compagnie io an!!!

Isika dia voafehin'ny atao hoe FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA!!!!
589. tealala ( 05/10/2016 10:57)
hahaha!!!
Ka tsy hitako no antony hitoriana teny raha ohatra ka tsy avela haheno ny olona sasany, sa tena mampiomehy be ilay antony? mety ho ratsy koa matoa haratsina satria dia doctrine manokana an i Herinirina koa izy io.. Ilay express koa toa efa hivadika 4x4 atsy ho atsy hono ko
590. RBNIR ( 05/10/2016 10:59)
Apetraho amin'i Jesosy ny fanontanianao e! Izahay ange manaja izay lazainy e!!
591. RBNIR ( 05/10/2016 11:02)

tealala:

hahaha!!!
Ka tsy hitako no antony hitoriana teny raha ohatra ka tsy avela haheno ny olona sasany, sa tena mampiomehy be ilay antony? mety ho ratsy koa matoa haratsina satria dia doctrine manokana an i Herinirina koa izy io.. Ilay express koa toa efa hivadika 4x4 atsy ho atsy hono ko

Somary nisy doute kely aho hoe mpanaratsy i tealala,
Merci mazava tena nanaratsy marina ianao namana!!!
592. tealala ( 05/10/2016 11:07)

RBNIR:

Somary nisy doute kely aho hoe mpanaratsy i tealala,
Merci mazava tena nanaratsy marina ianao namana!!!

Miala tsiny indrindra RBNIR
593. tealala ( 05/10/2016 11:12)
Hifonako aminao raha nanafotohina anao ilay izy, fa izaho manko mijery ny zava misy e, tahaka an i rhajo rehefa miomehy antsika ihany io izay tsy hanomezako tsiny azy ihany satria ny zavatra lazain'ny baiboly dia raha raisina ara-bakiteny araky ny fampianaranareo ao dia mairna ny an i rhajo fa tena zavatra mampiomehy, ary misy antony tokoa ny anareo ny tsy fampiasana ny puce airtel angamba dia mitovy amin'i rhajo aho amin'io zavatra iray io tsy misy zavatra voaraiko ny fanazavana hoentinao eto.
594. elakim16 ( 05/10/2016 11:13)
tealala:

ElAkim16 > Tsy hoe tsy tokony hihisy fa manohitra ny testamenta taloha
satria tsotra fotsiny raha tsy nisy ny testamenta vaovao tsy naharaka ny fisian'io isika satria tsy nisy mpitory hitety izao tontolo izao.
ary ny testamenta vaovao dia na ny zavatra lazainy ao aza dia tsy mitovy.
RBNIR > Tsy mahafapo ny valinteninao rehetra fa mety hoe nanafosafo à 1% angamba, ny azoko tenenina dia tsy nahavaly na dia iray aza t@ ireo fanontaniako ianao.

Fa ny tena tiako ho fantatra anie we inona le tena tian'i Tealala atongavana @ilay hoe manohatra ny taloha ilay vao2? Inona zany no tena conclusion tian'i Tealala apetraka e? we diso vve ny Kristiana mitoky @Ny Baiboly? sa we awn? za tsy te hiditra lava @le ady hevitra fa le tena votoantin'ilay resaka we inona le tena tiana wapita? mikasika ilay Airtel koa aloha dia za tena mba te ahafantatra we inona no tokony ho antony tsy ampiasana ilay izy? afaka mba mahazo valiny mahitsy sy mazava avy @nareo mirahalahy ve azfady? Misaotra indrindra
595. tealala ( 05/10/2016 11:30)
Ny amin'ny testamenta vaovao aloha dia efa hitanao ireo ny zavatra lazainy ao, any aloha any daholo ny zavatra nanontaniako an i RBNIR fa saingy nosafony fotsiny ny famaliany azy.
Conclusion ko amin'ny testamenta vaovao dia tsy tenin'Andriamanitra.
Ilay airtel io harirarirany io ny famaly azy, lazainy fa mbola misy hafa koa aza hono, fa ny fahazoko azy dia izay lazain'i Pasitera azy (izay bitsian'i Jesosy isanandro ao) dia hekena na dia tsy fantatra mazava aza ny antony doctrine kelin'dry zareo ao io e.
Voavaly ve ny fanontanianao avy aty amiko?
596. RBNIR ( 05/10/2016 11:45)
Tealala, :) resaka TT/TV lasa fitsarana "anay"??? Izay ange no tena tsy takatr'i elakim16 ka tiany "sokirina" taminao e,

Mazava izany izao ny tena tianao hahatongavana : tsy ny hamantatra ny momba ny TT/TV fa ny hitady izay hanaratsiana ny sasany...

Ka hoy i Jesosy hoe : « Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy haseho. » (Marka 4:22)


Mody resaka TT/TV nefa kay ny hanaratsy ny hafa no tena tiana ahatongavana,

Koa dia misaotra anao ry elakim16, mivoaka avokoa ny marina rehetra e!!!!
597. elakim16 ( 05/10/2016 11:45)
Za anie ato tsy maka partie an'iza2 fa mba juste we te ahafantatra ny zavamisy ftsn dia anjarako avy eo no mandinika e! Raha ny fahitan'i Tealala ny Testamenta vao2 zany dia hoe tsy teny avy @Andriamanitra fa ireo Apostoly no namorona an'ireny teny nosoratany? Donc zany tsy miexiste i Jesosy fa fruit de l'imagination an'ireo Apostoly raha ny hevitr'i Tealala?
598. RBNIR ( 05/10/2016 11:46)
Fa nanampy ny fanamarianao elakim16, mazava ankehitriny ny tanjon'i tealala....
599. RBNIR ( 05/10/2016 11:50)
elakim16:

Donc zany tsy miexiste i Jesosy fa fruit de l'imagination an'ireo Apostoly raha ny hevitr'i Tealala?

Raha tsy nisy Jesosy, dia tsy nisy ny taona 0 namana!!!
600. tealala ( 05/10/2016 11:51)

elakim16:

Za anie ato tsy maka partie an'iza2 fa mba juste we te ahafantatra ny zavamisy ftsn dia anjarako avy eo no mandinika e! Raha ny fahitan'i Tealala ny Testamenta vao2 zany dia hoe tsy teny avy @Andriamanitra fa ireo Apostoly no namorona an'ireny teny nosoratany? Donc zany tsy miexiste i Jesosy fa fruit de l'imagination an'ireo Apostoly raha ny hevitr'i Tealala?

Ny fahitako azy tsy i Jesosy tenany no tsy nisy fa ny tantar-piainany no noforonina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5819