Testamenta vaovao/Testamenta taloha
601. tealala
(
05/10/2016 11:53)
RBNIR:
Tealala, :) resaka TT/TV lasa fitsarana "anay"??? Izay ange no tena tsy takatr'i elakim16 ka tiany "sokirina" taminao e,
Mazava izany izao ny tena tianao hahatongavana : tsy ny hamantatra ny momba ny TT/TV fa ny hitady izay hanaratsiana ny sasany...
Ka hoy i Jesosy hoe : « Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy haseho. » (Marka 4:22)
Mody resaka TT/TV nefa kay ny hanaratsy ny hafa no tena tiana ahatongavana,
Koa dia misaotra anao ry elakim16, mivoaka avokoa ny marina rehetra e!!!!
Ka fampianaranao io anie ka avy ao amin'ny TV ihany e, ny fomba fiainanao avy ao, anefa ianao milaza fa mitohy ireo boky ireo azon'i RBNIR ny hidirany?
602. elakim16
(
05/10/2016 12:00)
Mialatsiny fa somary nafangaroko t@ny Religion Judaïsme tsy nino an'i Jesosy mantsy i Tealala dia izay no nahatonga ahy nanontany fa mialatsiny indrindra!
603. tealala
(
05/10/2016 12:06)
Marina anie izany lazainao izany e, mifototra amin'ny Judaïsme fa ny tenako manokana tsy jiosy.
604. elakim16
(
05/10/2016 12:12)
Ay dia marina ihany zany ny heritreritro kay fa tsy mino an'i Jesosy zany i Tealala! Mino ny fisian'i Jesosy zany i Tealala fa tsy mino hoe Jesosy ilay Mesia? ny tena tiako anontaniana anak1 ku dia hoe inona no tena olan'i Tealala @ilay Herinirina sa Heriniaina izy teo satria toa tononon'i Tealala foana le anarana anefa ny tenako manokana zao tsy mahafantatra we iza zany raha misy afaka manazava? mialatsiny fa somary mivantana2 ilay qstn
605. tealala
(
05/10/2016 12:24)
elakim16:

Mino ny fisian'i Jesosy zany i Tealala fa tsy mino hoe Jesosy ilay Mesia?
Ie
I Herinirina Fitiavana dia Pasiteran'i RBNIR. (Miresaka amin'i Jesosy ary ny fampianarany no antsoin'ireo hoe tsy misy kilema)
606. tealala
(
05/10/2016 12:30)
Le izy koa ry RBNIR dia zava-misy no resahina eto fa tsy hoe zavatra tsy misy.
Tahaka an i rhajo rehefa miteny hoe ry zareo be rebareba sy be volombava, izay ary no marina ko azo hatao inona.
Boky tonta ny Torah, efa firy taona io efa tsy vaovao be intsony anie io e.
Ny tiako hiavina dia tsy hoe manaratsy ny finoanao fa miteny ny fijeriko avy aty ivelany.
Dia mba manontany aho dia arirariranao eto, aiza moa ny tenako no tsy mba isikotra kely

607. elakim16
(
05/10/2016 12:33)
Misaotra fa nazava ny position misy an'i Tealala @ila tsy finoana an'i Jesosy ho Mesia fa zay rangah tena tsy mahafatatra fa tsy hoe mody tsy mahafantatra a, RBNIR ve izany anarana Fiangonana sa?
608. tealala
(
05/10/2016 12:40)
elakim16:
Misaotra fa nazava ny position misy an'i Tealala @ila tsy finoana an'i Jesosy ho Mesia fa zay rangah tena tsy mahafatatra fa tsy hoe mody tsy mahafantatra a, RBNIR ve izany anarana Fiangonana sa?
tsy misy fisaorana ka, i RBNIR olona io fa aleo izy tenany no ilazalaza ny momba azy eo aloha e.
609. elakim16
(
05/10/2016 12:50)
Raha mba azon'i RBNIR valiana? Mankasitraka indrindra!!! tena tsy mahafantatra fa tsy we akory we te hilavaniny!
610. RBNIR
(
05/10/2016 12:51)
Elakim16 izaho dia olona tahaka anao ihany,
Resy lahatra tamin'ny Finoana an'i Jesosy satria IZY irery ihany no nahavita nanamarina ny teniny,
Raha samy mitory ny fiainana mandrakizay ireo marobe, Jesosy irery kosa no hany nahavita nanaporofo fa tena misy marina ny fiainana aorian'ny fahafatesana...
vavolombelona maro no nofidiny tany aloha tany ka nisehoany taorian'ny fahafatesany...
Ireny vavolombelona ireny dia nahasahy nijoro hatramin'ny fahafatesana nanambara fa tena VELONA MARINA TOKOA I JESOSY.....
Ankehitriny dia mbola miseho sy mampianatra amin'ny olona ihany koa i Jesosy ary ny tenako koa ankehitriny dia sahy manamarina ny fahavelomany satria tanteraka manontolo amiko ity teny ity...
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jaona 14:18)
Tsy "fantatry ny ankamaroan'ny olona io satria tsy mitoetra ao aminy fa izaho kosa dia mitoetra ato amiko IZY......
Sarotra amiko ny handainga : hoy ny teny hoe « .....ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa. » (Apokalypsy 21:8)
Minoa ianao namama, tena VELONA MARINA TOKOA I JESOSY ARY TENA MARINA NY TENINY RAHA NILAZA IZY FA MISY NY FIAINANA MANDRAKIZAY!!!
NY ANDRIAMANITRA NOLAZAIN'I JESOSY DIA TSY IZA FA ILAY ANDRIAMANITR'I NY ISRAELY IHANY, ILAY ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA...
MINOA AN'I JESOSY OMEO VONINAHITRA ANDRIAMANITRA ARY TANTERAHO NY SITRAPONY REHETRA....

611. tealala
(
05/10/2016 12:56)
ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA
Andriamanitr'i Davida ihany koa, dia i JESOSY hono zanak'i Davida no sady zanaky ny fanahy masina, no ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA.

612. tealala
(
05/10/2016 13:10)
ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA
Andriamanitr'i Davida ihany koa, dia i JESOSY hono zanak'i Davida no sady zanaky ny fanahy masina, no ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA.
Dia raha tiana hazava io zavatra voalaza io dia mila mino an'i Jesosy.

613. rhaj0
(
05/10/2016 13:26)
tealala:
ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA
Andriamanitr'i Davida ihany koa, dia i JESOSY hono zanak'i Davida no sady zanaky ny fanahy masina, no ANDRIAMANITR'I JAKOBA- ISAAKA - ABRAHAMA - NOA - ENOKA ARY ADAMA.
Dia raha tiana hazava io zavatra voalaza io dia mila mino an'i Jesosy.
Koa na ilay hoe, "omeo an'i Herinirina ny 1/10-karenanao, i RBNIR @ io mpitam-bola", dia raha tianao hazava io, hozy RBNIR izay, dia mbola mila "mino an'i Jesosy" k'lou ianao eee...
614. calin.brandon
(
05/10/2016 15:43)
Ny olana eo amin'i RBNIR sy TEALALA dia samy vonto-pinoana izy mirahalahy. Araka ny efa voalazako teto dia sarotra ny mifandresy lahatra raha izany. Samy manana ny dogme tandrify azy ry zareo ireto.
RBNIR kristiana hiringiriny ary mifototra indrindra indrindra amin'ny Testamenta Vaovao. I TEALALA mandala ny fivavahana Jiosy izay mifototra amin'ny Torah sy ny Talmud.
Araka ny Testamenta taloha, ny Mesia rehefa tonga dia hanatanteraka ary hahatanteraka avy hatrany ny faminaniana voalaza ao amin'ny bokin'i Esaïe / Isaïe, Sophonie, Osée, Amos, Michée, Zacharie, Jérémie, Ezéchiel, ... Iray izay. Faharoa : Tsy mpaminany na prophète i Jésus satria 350 taona taorian'i Haggai, Zacharie sy Malachie izy no nipoitra.Fahatelo : araka ny faminaniana ao amin'ny Testamenta taloha ihany, dia taranak'i David ny Messie ( Esaïe, Jérémie, Ezéchiel, Osée, Genèse ). Naterak'i Marie Virjiny anefa izy. Izany hoe tsy misy Ray satria ny Mesia araka ny TT, dia olona tsotra , tsy demi-dieu ary tsy manana pouvoirs surnaturels. Fahaefatra : hampanaja ny Torah sy sy didy rehetra ao ny Mesia ( Deutéronome ).
Ohatra vitsy ireo. Noho izany, ny judaisme dia milaza mazava fa tsy i Jésus no Messie, fa mbola miandry ilay tena izy ny Hebreo Jiosy.
Ny Kristiana kosa dia milaza mazava fa Jésus no Messie. Manaiky anefa ny Kristiana fa tsy nahatanteraka ny faminaniana tokoa izy tamin'ny voalohany, ary izay no mahatonga ny fampianarana kristiana miteny fa ho avy INDRAY izy hamita izay tsy vita.
Position roa samy hafa ireo. Fa ny objectif iray ihany : ho avy ny Messie ary amin'izay dia hiverina amin'ny taniny koa ny Jiosy rehetra manerantany ( izay zavatra tsy tanteraka koa tamin'ny nahatongavan'i Jésus tamin'ny voalohany ).
Rehefa tonga izay fotoana izay, dia hifanehitra eo ny Kristiana sy ny Hebreo Jiosy. Andao atao hoe hifanandrify ny nandrasan'ny roa tonta. Tsy izay ve no tsara, hoy ianareo ?

615. rhaj0
(
05/10/2016 16:05)
calin.brandon:
...ny objectif iray ihany : ho avy ny Messie ary amin'izay dia hiverina amin'ny taniny koa ny Jiosy rehetra manerantany...
i Einstein izao Jiosy sady ... ATHEIST. Ary maro ihany ireo Jiosy (foko) sady Atheista (finoana).
Hozy google hoe: "20% of the Jewish population are atheists"
Dia inty misy lisitra-na Atheist (sady Jiosy)
https://en.wikipedia.org/wiki/List_of_Jewish_atheists_and_agnostics
Dia tena TSY manisy sira an'izany "objectif", na ny marimarina koakoa, izany tantara-angano "miverina @ taniny" izany zareo, fa efa salanitra any @ izay tany misy azy aby any. Hatrany Maroc ka hatrany Etazonia sy Rosia...
Dia mahonena fa ireo TSY Jiosy (ireo gasy moa no tena mampivanitika) indray no "minomino" foana an'izao tantara-angano taloha izao. Ao azany @ izy ireo no misavika te-ho tarana-jiosy koa, fa te-handova izao "fanjakan'ny lanitra" (jiosy) izao hono.
616. calin.brandon
(
06/10/2016 04:48)
rhaj0:

Tsy resaka minomino na tsy minomino. Tsy resaka misavika ho zatsy na iroa. Tsy resaka jugement koa io. Fa lafiny TANTARA. Fa izay tsy mahay tantara dia tsy afaka miady hevitra ary tsy mahay miady hevitra.
Momba ny fiaviana indray : misy milaza fa malayo-indoneziana hono ny gasy. Misy milaza fa hebreo ny gasy (tadidio fa ny Falashas koa dia Hebreo Jiosy). Misy toa anao faly mitsikera fotsiny ka mampidina ambany foana ny ady hevitra. Miaingà amin'ny TANTARA sy amin'ny famaritana ny atao hoe Firenena, dia ataovy ny démonstration ahalalanao ny momba ny fiavian'ny gasy.
617. tealala
(
06/10/2016 04:56)
RBNIR:
Apetraho amin'i Jesosy ny fanontanianao e! Izahay ange manaja izay lazainy e!!
Ka i Herinirina no miresaka aminy ko.
618. tealala
(
06/10/2016 04:57)
RBNIR:
Apetraho amin'i Jesosy ny fanontanianao e! Izahay ange manaja izay lazainy e!!
Na mba asaivo mi-connect kely eti izy hoe
619. tealala
(
06/10/2016 05:00)
RBNIR:
fa ny tena mahavariana ahy dia ity, ilay informateuranao koa v izany dia tsy nahay ny dikany????
Informateur vendrana be izany tealala an!!!
Ka ianareo anie mitovy kapoka iray ihany ny fomba famalianareo ny fanontaniako e.
Nisy fotoana aza noheveriko fa ianao izy.
620. tealala
(
06/10/2016 05:02)
RBNIR:
raha ny fahitako azy mantsy dia otran'ny tsy dia mahavita ny asany loatra ilay informateuranao fa avereno anontaniana azy hoe ary nahoana ilay iray no tsy nolazainao tamiko hoe???
Tena rehefa natao ny kaonty dia mitovy ihany ny valiteny omenareo, samy tsy mazava no tsy mahafapo.