Testamenta vaovao/Testamenta taloha

561. RBNIR ( 04/10/2016 12:18)

Elakim16:

Leiz mantsy refa mandeha ny resaka toa lasa resaka fanaratsiana an'izany Herinirina Fitiavana izay ielako tsiny fa tena tsy fantatro akory fa tsy le tena votoantin'ilay resaka no tena atao.

Soa fa tsy izao no nahamarika an'io namana....
562. RBNIR ( 04/10/2016 12:21)
Ny tena marina dia ity Elakim 16....
Inona intsony moa no azon'i tealala atao eo, efa novaliko avokoa ange ny nanontaniany rehetra mikasika ny testameta taloha/testameta vaovao e!

Ny mampalahelo dia tratran'ity fanahy hafahafa ity daholo n'iza n'iza manohitra Azy e!!!

DIA MBOLA TSY TONGA SAINA IHANY KOA AMIN'IZAY FA MBOLA MANOHY HATRANY IHANY!!!

IDEM POUR RHAJO ET COMPAGNIE IO AN!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
563. Elakim16 ( 04/10/2016 12:27)
Fa ilay tiany ahatongavana aloha tena mbola tsy mazava @ko e! tsy mino ny Testamenta vao2 ve i Tealala ka mitady fahadisoana ao anatiny mba hitenenana fa tsy tokony hisy io Testamenta vvao2 io ary noforonina?
564. tealala ( 04/10/2016 16:42)
ElAkim16 > Tsy hoe tsy tokony hihisy fa manohitra ny testamenta taloha
satria tsotra fotsiny raha tsy nisy ny testamenta vaovao tsy naharaka ny fisian'io isika satria tsy nisy mpitory hitety izao tontolo izao.
ary ny testamenta vaovao dia na ny zavatra lazainy ao aza dia tsy mitovy.
RBNIR > Tsy mahafapo ny valinteninao rehetra fa mety hoe nanafosafo à 1% angamba, ny azoko tenenina dia tsy nahavaly na dia iray aza t@ ireo fanontaniako ianao.
565. tealala ( 04/10/2016 16:44)
ElAkim16 inty izao afaka mamaky tsara ianao dia misafidy amin'ny tetiaran'i jesoa izay tianao.
566. tealala ( 04/10/2016 16:52)
Betsaka ny tsikera noetiko teto fa tsy nisy voavalin'i RBNIR dia alefako any fa ho any satria tsy tombony ho ahy ny mahalala ilay izy.
Ny tena tadidiko izao nanohanan'i RBNIR ny heviny dia rohy avy amina tranonkala moslimo no nomeny teto, ny tenany manokana anefa kristianina.
Nanontany an ilay airtel koa aho fa tsy misy valiny mazava fa miolakolana tahaky ny namaliny ahy hatramin'ny voalohany.
567. RBNIR ( 04/10/2016 23:34)

tealala:

ilay izy tsy asiana adihevitra tealala a! efa voasoratra fa tsy maintsy hisy ny "havela hahalala" nefa tsy maintsy hisy koa araka izany ny "tsy havela hahalala" mihitsy......
Efa nambarako ny antony fa ny lakile dia ny fanekena ny Zanany lahitokana akory fa tsy hoe miangatra Andriamanitra....
hiverenako kely ny moslimo, lavinao ny TV satria lazainao fa misy mifanohitra.....
Rehefa jerena koa anefa ny TT dia hita fa "toa misy mifanohitra" ihany (NEFA DIA EKENAO)
Ka mba lasa ihany ny fisainana hoe mifototra amin'ny inona marina moa izany ny finoanao ry tealala?????
568. RBNIR ( 04/10/2016 23:52)
Ny finoana kristiana tealala dia ity no hiorenany, « ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo. » (1 Kor.15:14)

Ary io no antony mahamarina ny finoana kristianina satria hatramin'izay ka hatramin'izao dia i JESOSY irery no mbola nahavita nanaporofo fa tena misy marina tokoa ny fitsanganana amin'ny maty.......

Ka na inona teny toa mifanohitra ary na inona teny toa tsy mazavazava ary, dia marobe ny vavolombelona nijoro hatramin'ny fahafatesana fa tena velona marina tokoa i Jesosy,

Eny fa na dia mandraka androany aza dia mbola misy dia misy tokoa ny olona hisehoany sy hampianariny indray....

Ary na dia ny tenako aza ankehitriny dia sahy manambara tsy hampiambahambana ny fahamarinan'izany satria tanteraka amiko 100% ary ara-bakiteny ireto teny ireto manaraka ireto.....
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jaona 14:18)

Tsy fantatrao io, tsy fantatr'i rhajo sns.....fa izay hitoerany no mahafantatra Azy....

Koa amiko ampy ahy izay hanaporofoina marina fa MARINA ilay finoana arahiko...

Ny hany azoko atao dia ny mizara, miantsoantso, mijoro vavolombelona....

Anjaran'ny tsi11 kosa ny handray na tsia.....

I paoly apostoly moa raha vao nisehoany dia "tonga saina" ary dia hoy izy hoe taimboraka ny zavatra fantatro fahiny, fa kay ny tenany dia kristy.....
569. RBNIR ( 04/10/2016 23:56)

tealala:

ElAkim16 inty izao afaka mamaky tsara ianao dia misafidy amin'ny tetiaran'i jesoa izay tianao.

Ireny dia mbola tafiditra amin'ny resaka tsy mampandroso koa ity resakao ity....

« na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny. » (1 Timoty 1:4)

tantaram-pirazanana tsy hita lany hoy ny teny....

570. tealala ( 05/10/2016 02:48)
Ny tena fototry ny fandraisana ireo fahasamihafana ireo ho mitovy/sahala dia ny fandraisana an'i Jesosy ao am-po na ny fanandratana azy ho andriamanitra kely.
571. tealala ( 05/10/2016 02:49)

RBNIR:

Ny finoana kristiana tealala dia ity no hiorenany, « ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo. » (1 Kor.15:14)

Ary io no antony mahamarina ny finoana kristianina satria hatramin'izay ka hatramin'izao dia i JESOSY irery no mbola nahavita nanaporofo fa tena misy marina tokoa ny fitsanganana amin'ny maty.......

Ka na inona teny toa mifanohitra ary na inona teny toa tsy mazavazava ary, dia marobe ny vavolombelona nijoro hatramin'ny fahafatesana fa tena velona marina tokoa i Jesosy,

Eny fa na dia mandraka androany aza dia mbola misy dia misy tokoa ny olona hisehoany sy hampianariny indray....

Ary na dia ny tenako aza ankehitriny dia sahy manambara tsy hampiambahambana ny fahamarinan'izany satria tanteraka amiko 100% ary ara-bakiteny ireto teny ireto manaraka ireto.....
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jaona 14:18)

Tsy fantatrao io, tsy fantatr'i rhajo sns.....fa izay hitoerany no mahafantatra Azy....

Koa amiko ampy ahy izay hanaporofoina marina fa MARINA ilay finoana arahiko...

Ny hany azoko atao dia ny mizara, miantsoantso, mijoro vavolombelona....

Anjaran'ny tsi11 kosa ny handray na tsia.....

I paoly apostoly moa raha vao nisehoany dia "tonga saina" ary dia hoy izy hoe taimboraka ny zavatra fantatro fahiny, fa kay ny tenany dia kristy.....

Ary iza moa ilay natsangany t@ maty iny?
572. tealala ( 05/10/2016 02:51)
Ilay airtel moa izany dia tsy nisy valiny mihitsy, hahahaha!!!
573. calin.brandon ( 05/10/2016 05:31)
RhajO >>>>>>>>>>> Tsy resaka boky tonta io. Fa resaka tantara. Tsy maintsy jerena sy dinihana ny TANTARA. Rehefa tsy mahay mandinika ny tantara ianao, dia aza miady hevitra. Omena ny Israeliana ny taniny, omena ny Arabo ny taniny araka ny tokony ho izy hatrizay fa tsy araka ny didy navoakan'ny tandrefana tamin'ny 1945 ary manankery hatramin'izao.
Resaka TANY no fototry ny olana. Ny documentaires lazainao dia ny vaovao izay tiana ho jerenao ankehitriny. Dia tafaroboka ianao araka ny tanjon'ny tandrefana. Ianao no voa mafy amin'izany.
Mahagaga ilay fomba fijerinao satria ny Testamenta taloha sy vaovao izay hiadianao hevitra eto anie aza no tena boky tonta e !
574. RBNIR ( 05/10/2016 08:49)
>>>tealala, « Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra. » (Matio 18:18)

Raha mamaky an'io teny io ianao : Ireo nomena fahefana v afaka mifehy hatramin'ny zavatra tsy voasoratra sa tsia????

575. tealala ( 05/10/2016 09:58)

Tsy mazaza mihitsy e..efa namaly ny fanontanianao ve aho dia nataoko zavatra tsy mazava mihitsy?
576. RBNIR ( 05/10/2016 10:02)

Inona moa izany fa tsy dia takona aminao daholo izy rehetra e
577. tealala ( 05/10/2016 10:32)
rehefa mino an i Jesosy zany ny tenako dia mazava amiko io dia lasa tsy mampiasa airtel intsony ko za?
578. tealala ( 05/10/2016 10:33)
Sa ve hoe i pasitera afaka mifehy anareo tsy ampiasa airtel satria izy nomena fahefana?
579. RBNIR ( 05/10/2016 10:39)
anontanio aloha hoe inona ilay iray dia inona ny antony tsy anaovana ilay iray dia mazava aminao ilay airtel....
580. RBNIR ( 05/10/2016 10:40)
raha ny fahitako azy mantsy dia otran'ny tsy dia mahavita ny asany loatra ilay informateuranao fa avereno anontaniana azy hoe ary nahoana ilay iray no tsy nolazainao tamiko hoe???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3554