Testamenta vaovao/Testamenta taloha

501. rhaj0 ( 29/09/2016 13:41)
esy e ry Tealala..
- mahalala ve ianao ao io, sa tsia ee?? hi hi hi... toa TSY mahalala akoriny
- Koa te-ahalala ve ianao ao io, sa tsia ee??

Rahefa mi-google dia mahita ry Tealala, fa tsy mila miandry an'i Bevolombava-mihina-parasy ny Azoma aa :-)

http://www.ishwar.com/judaism/holy_torah/book01/book01_001.html
judaism > holy torah > book01 > book01 001


hi hi hi... toa nangalarin'ny Kristiana tahaka n'enao izany... esy eee... Mitovy izany nareo eee... Dia maninona no anaovanao Tealala toeran-tsy zaka ny Kristiana eee... Raha batibatianao ry Kristiana, dia naman'ny manabatibaty tena koa ianao. Ny fangalarana (tahaka) anie hono no milaza fa mankafy n'enao zareo ireo eee...
502. tealala ( 29/09/2016 16:22)
izay ihany no
voasoratra fa ny
fanazavana sy
fampianarana anaty talmud
tsy ara-bakiteny araky ny
fampianaranareo

Inona @ io lazaiko io ary no ts mazava am rhajo?
tsy niteny za hoe ny soratra n tsy mitovy fa ny fanazavana no tsy mitovy ny an i RBNIR hoy izy heo ara bakiteny no handraisany an io
503. tealala ( 29/09/2016 16:29)
Raha izay ara-bakiteny izay manko izao dia afaka hiteny aho hoe mety tsy jesosy no mampianatra an i Herinirina Fitiavana ao
504. RBNIR ( 29/09/2016 16:30)

tealala:

izay ihany no
voasoratra fa ny
fanazavana sy
fampianarana anaty talmud
tsy ara-bakiteny araky ny
fampianaranareo

Ka raha izay ihany nahoana no tsy mino ianao fa nisy adama ? nefa ianao mino an'i abrahama, mino an'i Jakoba...

Ny tetiarana anefa dia miatomboka amin'ny adama daholo?????
505. tealala ( 29/09/2016 16:34)
nahoana no
tsy mino ianao fa nisy adama ?
Taiza za no niteny an zany?
506. tealala ( 29/09/2016 16:38)
Tsy mino fotsiny aho hoe ny olona rehetra dia zanak Adama, fa misy ny natao hoe fils d'Elohim sy ny hoe fils d'Adam
507. tealala ( 29/09/2016 16:52)
« Ary Andriamanitra nahary ny
olona tahaka ny endriny;
tahaka ny
endrik'Andriamanitra no
namoronany azy; lahy sy vavy
no namoronany
azy. » (Genesisy 1:27)
raha io ko izany izao no raisiko dia ahoana ilay hoe lahy sy vavy ry RBNIR? ndda mbola namoaka a i Eva izy aveo?
508. tealala ( 29/09/2016 17:11)

"D.ieu créa l'homme à Son image ;
c'est à l'image de D.ieu qu'Il le créa.
Mâle et femelle il les créa. Et D.ieu
les bénit" (Genèse 1 :27 – 28)
fa maninona ry RBNIR les créa nefa i Adam 1 ihany
509. RBNIR ( 29/09/2016 20:52)
tealala:

fa maninona ry RBNIR les créa nefa i Adam 1 ihany

« Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony. » (Genesisy 2:21)
« Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. » (Genesisy 2:22)

Eva koa noforoniny avy amin'ny taolan-tehezan'i adama an...
510. tealala ( 30/09/2016 02:48)
1,27
Dieu créa l'homme à son image; c'est à l'image de Dieu qu'il le créa. Mâle et femelle furent créés à la fois.
io anie no tiako hazavainao e fa tsy hoe maninona no tany izy dia efa niteny hoe : Mâle et femelle furent créés à la fois.
fa tsy hoe ahoana no namoronany an i Eva
Hitanao fa na ny zavatra vakinao aza tsy afaka hazavainao satria ny fampianarana hazonao manalasala
511. endriny ( 30/09/2016 04:12)
Tsy maintsy atao teny frantsay mihintsy ve vao hoe marina ilay izy? Fa maninona raha ilay teny Hebrio no entina eto...

Sady tsy misy intsony izao ny creation fa efa evolution e... efa nanaiky ny Papa
512. tealala ( 30/09/2016 05:13)

endriny:

Tsy maintsy atao teny frantsay mihintsy ve vao hoe marina ilay izy? Fa maninona raha ilay teny Hebrio no entina eto...

Sady tsy misy intsony izao ny creation fa efa evolution e... efa nanaiky ny Papa

1,27
?????????? ???????? ??? ??????? ?????????? ????????
???????? ?????? ?????: ????? ????????? ?????? ????
io ary n an i endriny e
513. tealala ( 30/09/2016 05:21)
tsy voavaky eto ilay hebrio
514. RBNIR ( 30/09/2016 05:23)
« Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. » (Genesisy 2:22)

Dia ahoana indray izany tealala no filazany an'io ao amin'ilay torah nao ao?
515. tealala ( 30/09/2016 05:39)
tsy azon i RBNIR ve le fanontaniko aa hodianao fanina e?
eo ambony izy miteny hoe "Mâle et femelle furent créés
à la fois." efa misy lahy sy vavy izany eo.
dia maninona no mbola nanamboatra an i Eva raha ny fampianarana tovozinao sy ampianarin i pasitera?
mazava ve ilay zavatra anontaniako?
516. tealala ( 30/09/2016 05:49)
"Mâle et femelle furent créés
à la fois."efa nisy lahy sy vavy teo anefa mbola nteny iz oe tsy tsara raha irery ny lehilahy
dia io no mba asaiko azavain'i RBNIR araky ny fampianaran i Herinirina Fitiavana azony av am Jesosy.
517. tealala ( 30/09/2016 06:01)

tealala:


endriny:

Tsy maintsy atao teny frantsay mihintsy ve vao hoe marina ilay izy? Fa maninona raha ilay teny Hebrio no entina eto...

Sady tsy misy intsony izao ny creation fa efa evolution e... efa nanaiky ny Papa

1,27
?????????? ???????? ??? ??????? ?????????? ???????? ???????? ?????? ?????: ????? ????????? ?????? ?????.
hataoko hafapo i Endriny ary aloha fa tsy haiko raha hovoavaky indray izy ty

518. tealala ( 30/09/2016 06:02)
Tsy mety ry endriny fa mijereva amina rohy hafa any raha te hijery ilay teny hebrio ianao.
519. tealala ( 30/09/2016 06:09)

RBNIR:

« Ary ny taolan-tehezana izay nalain'i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. » (Genesisy 2:22)

Dia ahoana indray izany tealala no filazany an'io ao amin'ilay torah nao ao?

"Mâle et femelle furent créés à la fois."efa nisy lahy sy vavy teo anefa mbola nteny iz oe tsy tsara raha irery ny lehilahy
dia io no mba asaiko azavain'i RBNIR araky ny fampianaran i Herinirina Fitiavana azony av am Jesosy.
2,22
L’Éternel-Dieu organisa en une femme la côte qu’il avait prise à l’homme, et il la présenta à l’homme.
io ilay izy ao anaty Torah, ary averiko fa tsy niteny aho hoe samihafa ny zavatra voasotratra ao anatin'ny genezy Torah sy TT, fa resaka fanazavana no samihafa hoy aho, dia averiko fa araky ny nolazain'i RBNIR dia "Ara-bakiteny ireo tealala...." hoy izy fa tsy misy fanazavana fanampiny mihitsy izany ilay izy?
sa ny mino sy ny mahalala dia mitovy amin'i RBNIR, hoe mino fotsiny na zavatra tsy mitombona ara-bakiteny aza dia hinoana, fa aleo any izay fahalalana sy fanazavana izany fa izaho dia mino fotsiny hoe zao no voasoratra... tsy RBNIR ihany no manana io fisainana io fa i rhajo sy endriny ihany koa dia manana io fisainana io rehefa mamaky ny zavatra voasoratra ao.
520. RBNIR ( 30/09/2016 06:37)
Raha izany no izy dia aleo tsy asiana adihevitra ary fa lasa tafiditra amin'ilay hoe tantarampirazanana tsy hita lany izy ity izany koa...Hoy mantsy ny anatra nomena anay hoe...

« na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an'Andriamanitra amin'ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny. » (1 Tim.1:4)

Araka ny nananarana anay dia "tsy mampandrosy" izany namana tealala a!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4369