Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena

101. radoratsimba ( 20/06/2016 19:26)
tsy misy maamenatra ane ry rajo eto f d ailikao am pretra fôna le izy e assumer le iz fa tsy koi ane e hahahaha enao aza efa nifindra monina any mints ce qui se ressemble s'assemble any e
102. radoratsimba ( 20/06/2016 19:27)
sad tonga d'efa kobonao dôly nareo eto dago a haha!! enao zao no mahalala an zany eo d oany canada ko zany reo zoky teneninao reo zao? le ray mo efa maty?
103. rhaj0 ( 20/06/2016 20:12)
REsaka efa nandeha lavabe teto ny @ LGBT ry izy mi-tsam, fa avadibadiho kely ato eee..
http://forum.serasera.org/forum/message/m55d1c6123eeab

Dia sahala @resaka ao, izay misahotaka ny anilikilika na andrabiraby ny homosekisoaly ihany ho'a no homosekisoaly-sans-le-savoir (sady tsy mahalala ny tenany ho homo izy, no tsy mahalala ny momba ny homo)

Dia raha ny efa nolazaiko t@ Strong3 tao, dia Izaho indray tsy manana complexe @ izany... mijery dia mihaino dia mandinika, koa inona azany... dia eny : straight aho.
104. radoratsimba ( 21/06/2016 05:45)
ny homosekisoaly nao zany nandra ko tsy o kôp ve iz ra veva oe mrevy vevav na lela m revy lelah
Tena tsy mino an le hoe straight enao ah porofoy ary fa straight enao ouz prezda nay aty dago
105. radoratsimba ( 21/06/2016 05:49)
enao tsin ôtran tena tonga d maaraka b an le resak'e sady tonga d miondana mints oe reefa antitra d tsy mklentdetika tsony...sad miampy an le hoe any canada somary niisatra t@ vôloany fa taty aorina nsokatra tsara n saina fa teto ngamba somay complexe t@ le natioran rajo ra rajo any afaka mfidy lesbo ny voisin couple gay paradisan'rajo e :D , tena na tsy misy kandra mlay kosa ar eto tanàna aleko lavitra eto r rajo le le tontolonareo ao tena ts poins am fisainanay gasy e
106. rhaj0 ( 21/06/2016 13:58)
radoratsimba:
enao tsin ôtran tena tonga d maaraka b an le resak'e

k'efa hoe resaka efa nandeha teto, ka dia efa "voaranitra" ny argumentation eee...

Dia ahoana ry RAdoratsimba.. taitra ve ilay homo matory ao aminao ao? aza matahora ho'a, dia aza manaiky rebireben'izao kitakita sy kitoatoan'olombe-fahiny izao, fa mba mahitsy sy marina ee... ny tenanao sy ny fahasalamany jerena :-)
107. RBNIR ( 21/06/2016 14:03)
rhaj0:

Dia ahoana ry RAdoratsimba.. taitra ve ilay homo matory ao aminao ao? aza matahora ho'a, dia aza manaiky rebireben'izao kitakita sy kitoatoan'olombe-fahiny izao, fa mba mahitsy sy marina ee... ny tenanao sy ny fahasalamany jerena :-)

Mba mahalala menatra ry rhajo a! Zavatra mahamenatra ange ity voizinao ity e!!!

« ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin'ny vehivavy izy ka maimay tamin'ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin'ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany. » (Rom.1:27)

Vakio tsara "nifanao izay mahamenatra"......
108. RBNIR ( 21/06/2016 14:05)
Tsy misy pudeur intsony v ao anaty ao??? sa dia efa???......
Ny biby aza tsy mahavita manao an'izany???
109. rhaj0 ( 21/06/2016 14:23)
hi hi hi... mahamenatra an-dry RBNIR ilay izy, dia KOBONINY ao... Tena TSY tiany resahina akoriny azany... Ka HSLS koa va ianao ao RBNIR? Ilay fanontaniana hoe, toatoa ny ahoana ny attraction-nao @ Herinirina ao, toa mbola tsy voavalinao koa kouh...

FA dia hoe ho'a hoe, aza manaiky rebireben'izao kitakita sy kitoatoan'olombe-fahiny izao, fa mba mahitsy sy marina ee... ny tenanao sy ny fahasalamany jerena :-)
110. radoratsimba ( 21/06/2016 16:17)
tsy mazaka ra rajo fa vô tenenina kel d maay manilika hahahaha , ita zao fa any malalaka ny fifanomezana an le adklé aorina d korazy mpetraka any sa tsy zany ry rajo ?
111. lahindroy ( 21/06/2016 16:52)
Mba mahalala menatra ry rhajo a! Zavatra mahamenatra ange ity voizinao ity e!!!

« ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin'ny vehivavy izy ka maimay tamin'ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin'ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany. » (Rom.1:27)

Vakio tsara "nifanao izay mahamenatra"......

Miarahaba ny rehetra
-Izay voalaza fa "mahamenatra " sy voarara ao anaty baiboly ve no hibaiko ny fitondra-tenan'ny mponina rehetra nisy sy misy ary mbola hisy eto ambon'ny ny tany ?
-Marina ho an'ny rehetra ve izao voalaza ao ?

-Mbola ho hekena foana ve ny fampiharan'ireo mpanaradia ny baiboly ny fitaomana ny olona hamono sy handatsa-drà ireo mpifankatia mitovy fitaovam-pahanahana , tahak'izay voalaza ao amin'ny Levitikosy 20:13 hoe :
"ary raha misy lehilahy mandry amin'ny lehilahy , tahakan'ny fandry amin'ny vehivavy , ...(dia) hatao maty tokoa izy ; ny ràny dia ao amini ihany " ?

-Mitovy ve ny fahalalana nisy tamin'ny andro nanoratana ny baiboly sy ny amin'ny izao fotoana izao , mahakasika ny ny fiarahan'ny lahy samy lahy na ny vavy samy vavy na eo anivon'ny zanak'olombelona izany na eo amin'ny sehatry ny zava-manan'aina amin'ny ankapobeny ?

-Mifanipaka amin'ny natiora tokoa ve izany firaisana "ny lahy samy lahy na ny vavy samy vavy" izany ?
-Tsy misy afa tsy lahy sy vavy ihany tokoa ve ny amin'ny karazany avy misy eo amin'ny natiora ?
Sa misy ihany karazan-java-manan'aina misy eo amin'ny natiora kanefa dia samy lahy fotsiny na samy vavy fotsiny na koa aza sady tsy lahy no vavy ...fa saingy mety ho vitsy dia vitsy an'isa ?
112. radoratsimba ( 21/06/2016 17:27)
tsy takatr rajo zany e , iz efa any am tany tsy misy limite any am ts misy bedy e za tsy mpitory teny no tsy mahay an zany fa ra vôiraka ah tsy hitory am rajo mints fa io anie samy manana ny safidiny e tsy misy Andriamanitra aminy ra resaka fitaizana zany dia ra manan-janaka ra rajo oatra oe manao adoption izy sy ny ramose ny d fianakams ts misy bedy n eo tout est permis hoa sa tsy zany ry rajo?
113. rhaj0 ( 21/06/2016 17:46)
hi hi hi... dia ataovy fiki-maty ao ho'a ity soataovin'ny-l'an-zero ee... mba zeune ihany nareo nama nefa dia miara-midogaigy amin-dry 'le vieux (toa an'i RBNIR :-)
'ry 'le vieux anie tsy nahita interinety t@ andro mba nianarany, ka dia izay nampinoana azy tao dia ninoany daholo, ka tsisy nahafahany mba mitsikaroka azany kouh.. ianao RAdoratsimba mba mahita interinety, dia mba ampiaso miaraka @ ilay empathie sy ny coco ho'a, dia mba mi-compr ny olona eraky ny vaza-tany, sy eraky ny fotoana eeee....
Efa hoe, dia mandatsa sy manompa ireo 'le vieux mba liam-pahalalana nefa tsisy interinety t@ fotoanany anie ho'a nareo io ry RAdoratsimba ee..

dia miverina indray ilay miboloky "tout est permis".. efa hoe io no lavage natao t@ cerveau-nao tao, nataon-dry pasitera/mopera, ka hoe, raha vao miala @ fahefan-dreo ianao, dia lazainy fa "tout est permis" sy chaos. Asa raha hitanao fa eny @ oniversitia, ny mpikaroka dia efa ho 75%-85% TSY-mpino. TAiza ny "tout est permis sy chaos" tany @ U teo???
114. radoratsimba ( 21/06/2016 18:05)
enao s le zoky lasa vadinao oa mety o lasa ray aman dray zay tsy lojjika mihitsy eto an tanàna fa any no lojika reefa itaiza d miaraka mijery paorinao mo le fiteninao azy? miaraka mjery eo satry malala-tsaina be sady efa mondialisation zao fa zay ato am voitrakelinay zay mifampitaiza mbola mipetraka ny hoe ty vehivavy ty lehilahy ty dada ty neny fa nenao dada dada neny neny ny pianadah refa kelkely ivady satria empathika b ramatoa sa ramose rajo tsy misy orientation tsony fa nvôka ny vala e :D
115. RBNIR ( 21/06/2016 18:25)
>>>>lahindroy nampiako hoe tsy misy intsony v ny pudeur?
Rehefa tsy ao anatinao intsony ny pudeur dia lasa tsy mahatsapa izay tsapan'Andriamanitra intsony koa ianao izany.....


« Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy, » (Jao.10:27)

Raha ondriny ianao avy dia fantatrao ny tiany holazaina (izay tsapany, dia tokony ho tsapanao ihany koa)....

Koa raha mahamenatra Azy, dia tokony avy dia hahamenatra anao ihany koa....

« ..... Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jao.18:37)

Mitovy fijery Aminy v ianao? mitovy fahatsapana Aminy? Mitovy fo Aminy?

Hoy Jesosy indray andro « Koa amin izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra. » (Mat.5:48)

Hay v ka azo atao tsara ny manahaka Azy e????? Izay tsapany dia tsapanao, izay tiany dia tianao , izay halany halanao koa??? Ny toetrany lasa toetranao???

«..... ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko.... » (Galatiana 2:20)

.« ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. » (Jaona 8:32)

Iza avy no tehafantatra???? Ahoana no hahatongavako ho tahaka Azy???

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
116. radoratsimba ( 21/06/2016 18:34)
izy ty mo zany tsy hoe tsy misy pudeur na hoe inona fa "Re: Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena" no lohahevitra , zava misy io zavatra hiainan'i rajo eto amitsika io fanavakavahana io ra oatra ka teto izy , izy anie ra mandinika nareo tsy mitovy amtsika izy e , ra ny fomba fanehony hevitra eto dia homo izy fijeriko manokana io 1 zay tsy mpino izy 2 zay tsy miasa saina amin'ny zavatra hitranga izy 3 zay , izy aza faly ery any amin'ny toerana misy azy noho ny amaroan'ny olona tahaka azy any :)
117. rhaj0 ( 21/06/2016 19:27)
Ndao indray azany aloha mba ivanitika kely ee.. Efa nandalo teto ity, fa nataoko adaptalation ho an'i Radoratsimba :-)


Teny ambony hazo fijaliana hono i Jesosy, ary niantso, tamina feo malemy :
- Radoratsimba aaa... Radoratsimba aaaa...

Taitra be avy any (Dago) i Radoratsimba, ary tena falibe ny fony, fa miantso azy i Jesosy (avy any Roma). Ary dia vetivety foana, dia tonga :
- Ry Mpampianatra mahay, inty aho...

Hitan'ireo Romana i Radoratsimba mihazakazaka manao vy verin'ny ainy io, ary hoz'izy ireo:
- Ndeha ho aiza ialahy ? Ialahy izany naman'i Jesosy ?
Ary tonga dia notapahin-dreo ny tanan'i Radoratsimba havanana.

Fa mbola hoy ihany Jesosy avy etsy @ hazo fijaliana, @ feo tena malemy :
- Radoratsimba... Radoratsimba aaa... avia ange eee....

Dia nahazo hery vao i Radoratsimba, ary dia nikezaka ihany ny hanantona AZY..
- Inty aho ry Mpampianatra lehibe... efa tapak'ireto Romana devoly ireto ny tanako, fa tsy quoi izany, fa inty aho eee... ahoana Tompoko ?

Dia hoy Jesosy taminy :
- an an... tena mba tazako avy ety ambon'ny hazo fijaliana ety kosany ho'a ianao, fa nifoha ny homosekisoalitianao eee.. Fa normal re io f'aza matahora fa tohizo eee...
118. radoratsimba ( 22/06/2016 05:20)
zao rajo a ny aty zany tena mbola normal e am le tena normal fa any aminareo any zao normal amnareo ny aty zany ny mpifakatia mbola lahy sy vavy no tena betsaka fa tsy ôtran i rajo sy ny ramose any , any fotsiny zao ny jesosy hoy i rajo dia efa gay zany hoe ny voitrakelinareo ao zany ry rajo somary efa misitaka kely fa dinio iany oe makaiza ny sain'i rajo , refa mandinika ny resonman an i rajo zao ny gasy tahak'a d ouz ny doc gasy hoe tsy salama io fa vatana fotsiny ny azy aza lelahy no tiany nefa izy lehilahy d reefa makany ndray za radoratsimba ka mikôty sipa d ouz rajo hoe tsy normal i radoratsimba fa dinio tsara iany hoa fa manjary reefa mba manao vacance aty d miongotra eo ko ny tarehy :D
119. RBNIR ( 22/06/2016 08:46)
radoratsimba:

izy ty mo zany tsy hoe tsy misy pudeur na hoe inona

Tena mikaonty ny pudeur amin'io radoratsimba (henatra) ....

Matoa "mahasahisahy" manao an'io ny olona iray dia niala taminy izay "ilay henatra" na mety tao aminy ihany tamin'ny voalohany saingy tsy noraharahiny fa ny handroso ihany no tao antsainy dia mazava ho azy, niala taminy ilay izy nony farany (voafitaky ny tandrefana hoe izao indray no fivoarana sns).....

Io henatra io no mampiavaka antsika amin'ny biby (tsy nampiboridana antsika an-dalambe, mahatonga antsika tsy hanao izao mahamenatra rehetra izao eny imasom-bahoaka).....

Ny sivilizasiona tandrefana no nanimba an'io isika gasy olona mahalala menatra foana hatramin'izay e!!!
120. rhaj0 ( 22/06/2016 10:31)
RBNIR:
Ny sivilizasiona tandrefana no nanimba an'io isika gasy olona mahalala menatra foana hatramin'izay e!!!

ntsss... fony sivilizasiona gasy re ry RBNIR dia nisalaka sy nisikina fotsiny ny Malagasy aaa...

Fa nony lasa Kristiana Civilisé, dia lasa ""mahamenatra daholo izao tsy tokony ahamenatra izao. Na ny laferana sy ny kiho azany lasa nafenina ; ny volon'ny viavy moa hozy ny Baiboly dia tena afenina sao dia mahasalanidan(g)itra ny lehilahy ao am-piangonana ao. Ka ny viavy miaraka aminao ao @ profeta Herinirina ao ve moa izany ry RBNIR ka manao foulard daholo eh ?

io ho'a, ny sain-dratsy (sa adala moa izany eee) sy kitoatoan'ireo olombe-de-l'an-zero ve rey olona no mbola atao fiki-maty ao @ izao taona 2016 izao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6982