Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena

41. radoratsimba ( 16/06/2016 17:40)
hahahha!! norma le blagy ka :D
42. radoratsimba ( 16/06/2016 17:41)
ôtran za fôna no nme teo d mba mapfalfaly tena am blagy a mlay ko le fika ka
43. radoratsimba ( 16/06/2016 17:54)
asio ray any alo iomezana r rajo a na toizo le fanazavana mba iomezako kel ra tsy iara iome amko iany nareo e
44. rhaj0 ( 16/06/2016 18:09)
Ka t@ ilay bilagy teo anie izany, i Maria Magdalena lasa Trans eee.. dia i Jesosy @ io izany Gay kouh.. nitady filahiana izy rahefa nanasosa ny tanany niakatra iny.

Hitanao @ izany fa NORMAL daholo izany :-)
45. radoratsimba ( 16/06/2016 18:13)
hahahahhaa!!! toizo fa mmeme zay s zandrinay ato lazain ledala fa jess flavy one oun enao e miira an le tonton jess ato jerena https://www.youtube.com/watch?v=5-QggiXBZhM
46. radoratsimba ( 17/06/2016 04:49)
nanantena b za oe isy blagy 1 androany , fa saika teneniko kely ra oatra ka mitady zaza lahy vehivavy ao an tsaina i rajo dia asaina misotro ronono soja na produit soja bdb rafotsy d normal b le zaza avao toro evitra kely io fa mety iety aminao ngamba , mapisy déséquilibre hormonal manko zany hono fa andramo alo d teneno iany ra mety e :D
47. endriny ( 17/06/2016 04:54)

radoratsimba:

mapisy déséquilibre hormonal manko zany hono fa andramo alo d teneno iany ra mety e :D

Angaha ny mpino kristianina mba mino ny "HONO" ry tony e
48. radoratsimba ( 17/06/2016 05:14)
efa bdb n cas ôtr zany ry endriny a , afaka manandrana ko i endriny ra tsy mino asaivo msotro ronono soja bobaka rafotsy norma n zaza aveo e
49. endriny ( 17/06/2016 05:46)
Eo amin'ny firy isan-jatony eo ireo raha tsy mahadiso
50. radoratsimba ( 17/06/2016 06:43)
araho oe ty rohy ty , msaotra an i rajo alo nanme fika ôtrzao e , azaona faaizana kely elana am abadona http://lmgtfy.com/?q=soja+et+grossesse
51. stahtam ( 17/06/2016 07:11)

[quote=rhaj0]
Ho an'i Stahtam.. RAha ny fahazoako azy, dia ny Fiaraha-monina, ny sosaity sy ny poltisiana mikarakara ny sosaity, no mitaratra ny soatoavina iombonana, izay miorina @ pisikolozia/sosiolozia/siansa/...-2016

Izay ny 2016 eeee... ny mifanohitra an'io izao, dia ny revy-de-l'an-zero, ka ny Baiboly sy ny olombem-baiboly no namariparitra ny fiaraha-monina (t@ izany).

Ka izao izany efa miaina @ ilay "vivre et laisser vivre", ny transparency sy izay redevability sns..... hitanao ny droits de la minorite sy ny majorite ohatra.. ny droits de l'Homme sns...

Fa rahefa "in progress" ilay lalAna ifampifehezana (ireo vao amboarin'ny depiote ohatra), dia ... any @ ilay mitaratra ny soatoavina iombonana, izay miorina @ pisikolozia/sosiolozia/siansa/...-2016


Tsy haiko hoe, asa ianareo any Dago angamba TSY miaina ao anatin'izany, fa ry OMAR ve ohatra no mba miteniteny dia manohana mpanongam-panjakana dia izay ny normalitE any ohatra.


Ho an'i RAdoratsimba.. tsy haiko koa hoe aiza ianao no nahita "tout est permis" izany.. F'inona fotsiny ireny lalAna be dia be ireny ??
Ilay Kristiana mpitarika anao ao no nanesika anao an'io, hoe raha vao mivoana @ fahefany an'azy ao ianao, dia "tout est permis" sy "chaos"..
Eritrereto tsara ihany ny fanjanahan-tsaina, na atao hoe acculturation, mahazo anao ao eee...

[quote=stahtam]
Ny marina dia izao: domaine roa samy manana ny fototra iaingany na ny finoana na ny science ka ny fomba fisainana tandrefana sy ny tatsinanana no mifandona ao anatin'ireo. Ny arguments tanisainao dia mi-reproduire ny fomba fisainana tandrefana fotsiny ihany. Inty absurdité iray holazaiko: Nilaza ny silamo (finoana) fa aza vingavingaina ny fivavahanay (notoheriny hatr@ voalohany ka hatr@ farany ny fanaovana caricature ny mpaminanin-dry zareo na fikitihana ny finoany, tany Danemark, Salman Rushdee...); dia hoy ilay tandrefana ("in progress" de l'an 2015 - ilay namorona ny "vivre et laisser vivre"): tsia, efa andron'ny demokrasia izao, liberté d'opinion et d'expression no tokony ho soatoavina hajain'ny "civilisés" rehetra fa habadoana ny ankoatra izay, transparence no tokony ho fisainana fa tsy izany fisainan'ny l'an 622 izany! Dia satria tokoa "opinion efa lany daty, manohitra ny "in progress"
ny an'iretsy "badolahy" dia nohetsehina sy nodradradradraina eran'ny media rehetra ny firaisan-kinan'ireo civilisés nanao diabe mba ho hitan'ny olon'ny taona 2016 rehetra ny habibian'iretsy sauvages iretsy (ireo "terroristes" ireo nitifitra tao @ Charlie hebdo). Nihazakazaka ny fanamelohana sy ny enquête fa tsy maintsy hofaizina ny mpanao ratsy. Avy eo dia hoe droit de minorités aho e! lalàna volavolain'ny depiote e! laisser vivre e! sns...
Ka raha ny filazana fa ity iray ity dia tsara noho iry iray iry dia hoy aho hoe: izay no fisainana vokarin'ny deux références des deux mondes différents. Noho izany any anaty box misy anao ihany no marina ilay hoe l'an zero sy "in progress" dia hatreo ihany
52. rhaj0 ( 17/06/2016 12:28)
Ilay Finoana sy Siansa re ry Stahtam, raha ny fahitako azy, dia TSY tandrefana/tatsinana aa,,, Sa ve hoz'ianao hoe, tsy mi-siansa koa ny Japs..

Ny maha-samy hafa azy, dia ny FInoana-de-l'an-zero na 605 na whatever, dia mifanandrina @ Siansa-de-l'an-2016.

IZany hoe, @ ankapobeny, ny Fahalalana-de-l'an-zero vs. Fahalalana-de-l'an-2016.


Ka raha hoz'ianao hoe, ny Fahalalana-de-l'an-zero dia tena mbola mihatra tsara, ary ampiharinao @izao 2016 izao, dia ... ao ianao izany ee....
53. radoratsimba ( 17/06/2016 13:10)
io resaka io zany efa nisy foana atram'zay d ouz rajo n farany hoe normal zany reefa atrzay nisy e salama tsara fôna ny saina sy n vatana
54. rhaj0 ( 17/06/2016 13:31)
Ilay resaka de-l'an-zero dia nahabotrabotra, na nahagaigigaigy, ny (Kristiana) h@ izay. Dia izay izany k'atao ahoana = Normal.

Fa raha izay no mbola taritaritina @ l'an-2016 = Anormal.


Ohatra hoe,
- t@ 100 taona lasa ho'a, izao Andmntra izao no (ninoana fa) mandefa rano ka mampisy ny orana.
- t@ an'arivony taona lasa, TSY boribory io Latera io, ary ny masoandro amam-bolana dia napetak'izao Andmntra izao sahala @ punaiseS ho'a teo @ toile-n'ny Lanitra.
- t@ l'an zero, tena tsy revirevin'ny mpiara-monina (tao moyen-orient) ny LGBT (nefa talohan'izay ry Grika sy izay sivilizasiona hafa mirevy)
55. radoratsimba ( 17/06/2016 13:50)
ka le izy anie oa sam manana ny normal ny e , fa rajo ataotsika hoe lela nefa ny ao an tsainy ao vevavy misy bibity n tenany d mbola d normal zany ouz rajo depuis l'an zero katram 2016 , nefa n'ekaman rajo pikaroka maita oe tsy ampy hormone ty na ty miotra na tsy stable normal iany zany oz rajo e
56. endriny ( 17/06/2016 14:23)

Ka izay no nanamboaran'Atra azy Ratsimba a..
radoratsimba:

akory atao. Ianao izao nataon'Atra sady tsy mainty ohatran'ny Sonegaly kanefa tsy fotsy ohatran'ny vazaha dia ahoana hilahatra amin'ny Afrikanina sa hilahatra amin'ny Eraopeanina?

Mivava ho azy mba andray ny fanjakan'ny lanitra toa anao izy oooo!
57. radoratsimba ( 17/06/2016 14:38)
zany ve n mba raisonnement an i endriny? nga reefa afrikan d marary tsy normal na reefa europeann d marary saina fa tsy ampy pigment?
58. rhaj0 ( 17/06/2016 14:50)
radoratsimba:
ka le izy anie oa sam manana ny normal ny e , fa rajo ataotsika hoe lela nefa ny ao an tsainy ao vevavy misy bibity n tenany d mbola d normal zany ouz rajo depuis l'an zero katram 2016 , nefa n'ekaman rajo pikaroka maita oe tsy ampy hormone ty na ty miotra na tsy stable normal iany zany oz rajo e

Ilay "tsy ampy hormone" k'lou tsy dia takatro ny siansa ao aorian'ny homosekisoaly na transgendre ohatra. Fa raha ny fahitako azy, dia io dia toa ilay petahan'ny dokoteranay aty eee... Ka itariko izany hoe :
"normal io fa ataovy madio fotsiny ny hygiene de vie-nao, fa dia salama vatana sy saina toa ny olon-drehetra ianao.. fa (mety hoe) samy hafa fotsiny"
59. radoratsimba ( 17/06/2016 14:57)
dia raisko le ohatr'i endriny teo somary sairan'ah manakatra an le iz a fa zao:
afrikan b pigmen ny odiny dia mainty iz
ny europeanna tsy dia misy noho ireo afrikan dia fotsy izy
dia misy european mande any am dokoteranao dia miteny izy oe za afrikan fa ôtran paozina europeanna ah dokotera manga ny masoko d tsotra ny voloko sady somary mazava tahaka ireny viking reny ah fa za zoulou
salama tsara enao ka
60. rhaj0 ( 17/06/2016 15:55)
Tena izay mihintsy.. Dia hitanao fa raha hozy ny Eoropeana hoe, ny mainty hoditra dia... "marary".. satria TSY mitovy aminay. Ka dia mila asiana fanafody izany ny pigmentation-ny ao.

eny .. salama tsara daholo ireo kah...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.107