Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena

21. rhaj0 ( 16/06/2016 12:16)
radoratsimba:
aretin-tsaina aretna hormone zany e

aza miteniteny foana ho'a.. fa ny fieritreritra toa izao ihany no mampatonga ny fanavakavahana sy fampitokanana ny olona sahala @ boka.

TSY ARETINA IO !!!
22. radoratsimba ( 16/06/2016 12:20)
safidy zany? ka miavaka ar ko , tahaka ny oe loko sam loko ny manga sy ny mena fa loko 2 samihafa miavaka hoazy eny e
23. rhaj0 ( 16/06/2016 12:40)
stahtam:
Ka io na miitatra hatrany @ biby sy olona sy pédophilie aza dia zava-misy koa izany, ary "normal" tahaka ny LGBT

Averina ary tsipihina tsara indray... ny LGBT dia consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe. Izay no normal. Ary izay no soatoavina-2000.

Na ianareo mivady ao azany, dia mila "consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe."


stahtam:
TSY misy tokony ary tsy misy mahazo manao abus eo": hay ve ny scientiste mba mametraka dogme tahaka izany ihany e!

Hozy Ralarosy
Dogme = Point fondamental et considéré comme incontestable d'une doctrine religieuse ou philosophique, ensemble de ces points constituant une doctrine

Ka aza afangaro re, tahin'Andrmntra ianao, aza afangaro ny relizio sy ny siansa, fa TSY toa anareo, @ fisainanareo reliziozy daholo ho'a ny olona eee...

Na Siansa na ny fifampitondrana sy ny lalàna mifehy ny fiaraha-monina dia "work in progress".

Aiza ho aiza @ ilay "work in progress" no tsy azonao, na hoe, tsy azoazonao ??


stahtam:
ny loi de la jungle (loi du plus fort) izay efa nisy hatr@ nisian'ny jungle no ravanao.

Tsy azoko tsara ilay rezonema-nao na lojikanao.

1- hoy aho hoe, natioraly ary normal ny attraction eo @ L&L sy V&V, ary izany dia consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe

2- dia hoz'enao hoe, natioraly sy normal koa ny loi de la jungle ???

Izay ve k'lou ny eritreritrao alohan'ny hanohizako mamaly resaka..


Entre-pa ry Radoratsimba, fa ny LGBT dia... tsy resaka kilentidentika foana, na koa hoe obsédé sexuel. Izany moa no nasesika tao an-dohana Kristiana, dia izay foana no ventesinao eto tokoany. Fa misy ho'a
1- efa antitra izy vao tena nahatsapa ity "attraction".. ka lazainao fa milentidentika lava ao koa izy izany?
2- ohatra hadrohadro nataoko, ry pretra anie (mety) manana attraction @ leveka ao eee... izany no maha-salanidanitra azy ao isaka ny mihaona zareo. Fa tsy sekisoaly izany.

Raha ny fahitako azy, dia ny eritreritrao-voaporitry-ny-kristianisma ao no mipotritra, dia io manaratsiratsy sy manarabiraby ny resaka normal sy naturel.

ka io ho'a ry Radoratsimba efa resaka teto tamin-dry Strong3 taloha : ngo dia ianao koa azany misy homosekisoalitia ao anaty ao, fa poritry ny Kristianisma ianao, dia lasa io manaratsiratsy sy manarabiraby ny resaka normal sy naturel ao aminao io... Aza matahora fa mba marina sy mahitsy eee... :-)
24. radoratsimba ( 16/06/2016 12:53)
hahaha maalatsaka mints ty zoky ty tsy aretina zany iz io? tsy misy kiledidetika zany? za zao mahita sipa d mafnaritra a lo n aty ivelany d aveo mafnaritra n toetrany na mfamadika amzay fa tsy mjanna eo zany e ts maints n attraction sexuelle alo n miainga alo hoe za lelah ty vehivavy.. nenao ane bandy 2 b zao no miaraka lazainao fa normal e d zay n lazainao fa bado ailikao am le finoana le iz aveo
25. stahtam ( 16/06/2016 12:58)

rhaj0:

[quote=stahtam]Ka io na miitatra hatrany @ biby sy olona sy pédophilie aza dia zava-misy koa izany, ary "normal" tahaka ny LGBT

Averina ary tsipihina tsara indray... ny LGBT dia consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe. Izay no normal. Ary izay no soatoavina-2000.

Na ianareo mivady ao azany, dia mila "consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe."


stahtam:
TSY misy tokony ary tsy misy mahazo manao abus eo": hay ve ny scientiste mba mametraka dogme tahaka izany ihany e!

Hozy Ralarosy
Dogme = Point fondamental et considéré comme incontestable d'une doctrine religieuse ou philosophique, ensemble de ces points constituant une doctrine

Ka aza afangaro re, tahin'Andrmntra ianao, aza afangaro ny relizio sy ny siansa, fa TSY toa anareo, @ fisainanareo reliziozy daholo ho'a ny olona eee...

Na Siansa na ny fifampitondrana sy ny lalàna mifehy ny fiaraha-monina dia "work in progress".

Aiza ho aiza @ ilay "work in progress" no tsy azonao, na hoe, tsy azoazonao ??


stahtam:
ny loi de la jungle (loi du plus fort) izay efa nisy hatr@ nisian'ny jungle no ravanao.

Tsy azoko tsara ilay rezonema-nao na lojikanao.

1- hoy aho hoe, natioraly ary normal ny attraction eo @ L&L sy V&V, ary izany dia consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe

2- dia hoz'enao hoe, natioraly sy normal koa ny loi de la jungle ???

Izay ve k'lou ny eritreritrao alohan'ny hanohizako mamaly resaka..


Entre-pa ry Radoratsimba, fa ny LGBT dia... tsy resaka kilentidentika foana, na koa hoe obsédé sexuel. Izany moa no nasesika tao an-dohana Kristiana, dia izay foana no ventesinao eto tokoany. Fa misy ho'a
1- efa antitra izy vao tena nahatsapa ity "attraction".. ka lazainao fa milentidentika lava ao koa izy izany?
2- ohatra hadrohadro nataoko, ry pretra anie (mety) manana attraction @ leveka ao eee... izany no maha-salanidanitra azy ao isaka ny mihaona zareo. Fa tsy sekisoaly izany.

Raha ny fahitako azy, dia ny eritreritrao-voaporitry-ny-kristianisma ao no mipotritra, dia io manaratsiratsy sy manarabiraby ny resaka normal sy naturel.

ka io ho'a ry Radoratsimba efa resaka teto tamin-dry Strong3 taloha : ngo dia ianao koa azany misy homosekisoalitia ao anaty ao, fa poritry ny Kristianisma ianao, dia lasa io manaratsiratsy sy manarabiraby ny resaka normal sy naturel ao aminao io... Aza matahora fa mba marina sy mahitsy eee... :-)
[quote=stahtam]
Ity misy "confirmation" iray: "Averina ary tsipihina tsara indray... ny LGBT dia consentement mutuel eo @ SAMY olona, ary samy olon-dehibe. Izay no normal. Ary izay no soatoavina-2000". Ny scientistes (in progress) ve no mametraka hoe: "izay no normal", izy koa ve no mamaritra fa consentement mutuel no fepetra azo anaovana zavatra iray, dia izy koa ve no mametra hoe i Ranona ity dia olon-dehibe fa ity mbola olona kely ka na misy consentement aza dia tsy afaka manao an'io? Raha izay no philosophie-nao dia tokony harahin'ny rehetra eto ambany masoandro ve izany satria izay no marina 2016 (in progress)?
26. radoratsimba ( 16/06/2016 12:59)
le oe olona normal alo in am rajo e?
27. radoratsimba ( 16/06/2016 13:23)
zatrazatra lôtra an me tout est permis manko d na ny normal aza tsy hay tsony ny mijery azy , siantifika iany fa reefa ny borne + ampfandraisna am borne + d in n mtranga? io rhajo maazava azy koko angamba dia tohero ndray lo
28. rhaj0 ( 16/06/2016 13:51)
Ho an'i Stahtam.. RAha ny fahazoako azy, dia ny Fiaraha-monina, ny sosaity sy ny poltisiana mikarakara ny sosaity, no mitaratra ny soatoavina iombonana, izay miorina @ pisikolozia/sosiolozia/siansa/...-2016

Izay ny 2016 eeee... ny mifanohitra an'io izao, dia ny revy-de-l'an-zero, ka ny Baiboly sy ny olombem-baiboly no namariparitra ny fiaraha-monina (t@ izany).

Ka izao izany efa miaina @ ilay "vivre et laisser vivre", ny transparency sy izay redevability sns..... hitanao ny droits de la minorite sy ny majorite ohatra.. ny droits de l'Homme sns...

Fa rahefa "in progress" ilay lalAna ifampifehezana (ireo vao amboarin'ny depiote ohatra), dia ... any @ ilay mitaratra ny soatoavina iombonana, izay miorina @ pisikolozia/sosiolozia/siansa/...-2016


Tsy haiko hoe, asa ianareo any Dago angamba TSY miaina ao anatin'izany, fa ry OMAR ve ohatra no mba miteniteny dia manohana mpanongam-panjakana dia izay ny normalitE any ohatra.


Ho an'i RAdoratsimba.. tsy haiko koa hoe aiza ianao no nahita "tout est permis" izany.. F'inona fotsiny ireny lalAna be dia be ireny ??
Ilay Kristiana mpitarika anao ao no nanesika anao an'io, hoe raha vao mivoana @ fahefany an'azy ao ianao, dia "tout est permis" sy "chaos"..
Eritrereto tsara ihany ny fanjanahan-tsaina, na atao hoe acculturation, mahazo anao ao eee...
29. radoratsimba ( 16/06/2016 13:58)
tout est permis zany reefa tsy manaraka ny lalàn'ny natiora alo ra eto an tanàna alo tsy mbola officialisé le zavatra mety alaelo rajo satri mbola tery saina zay eto , nenay tsy légale zany adalana zany d lasa manaonao foana iany mo n sasany manongotra ny terehan'izy ireny (aretina ara-tsaina iany le izy ngamba) .
30. rhaj0 ( 16/06/2016 14:13)
Raha ny aty, dia ny fahitako azy, dia ireo, na ianareo likiliky/tsy tia/matahotra .. ny LGBT, ianareo ireo no ... "marary saina"... fa poriporetin'izao reviredin'ny l'an-zero izao

Averiko ihany fa ireo sakay kely rano @ LGBT ireo no toa misy homosekisoalitia (izay normal) rEprimE-n'ny Kristianisma (izay anormal) ao anatiny lalina ao, ary dia io ... "marary saina" io.

Atombohy @ ireo pretra (nanolana ankizy) ilay fisaintsainananao, ary farano @ tenanao ao eee...

Araho anie ilay tary namono olona 49 tany Orlando USA t@ ity herinandro ity teo eee... Ny hypothese iray, dia ilery kay homo-ao-anatiny ao, fa asa loatra angaha, dia io namono olona 49 io.
31. radoratsimba ( 16/06/2016 14:46)
andraso ar hoe, ra tsy ampy rà enao normal ve zany? ra oatra ka za mieritreritra ny tenako ho vehivavy normale ve zany? zany hoe ra ianao ko zany no tara am endriny oatra dia normal be zany oz endriny satria oz enao hoe ny endriny fotsiny no lehilahy angamba
ny ahy izao no normal amiko rehefa miaraka ny lahy sy ny vavy dia miteraka reo normal be fa nisy firaisana
rehefa i rajo sy endriny no miaraka ny feo fotsiny no miakatra fa tsy misy ninin eo e :D
32. radoratsimba ( 16/06/2016 14:49)
d aveo ko zoky rajo maita vaovoao hoe PD i Omar Mateen
33. radoratsimba ( 16/06/2016 14:53)
d omeo a n contact n zanak'i rajo lahy fa interressant oe le aorinany ao hahahahaha!!!
normal be am rajo za reefa mteny an zany a satri za bandy d normal iany a ra mrevy bandy d mrevy sipa ao anatin'imagination n rajo ao :D
34. rhaj0 ( 16/06/2016 15:06)
radoratsimba:
a oatra ka za mieritreritra ny tenako ho vehivavy normale ve zany

aza miala @ google eee... koa na ianaoazany hitany io :-)
http://lmgtfy.com/?q=transgender+child+comes+out+rado+ratsimba
35. radoratsimba ( 16/06/2016 15:28)
azavao oe
36. radoratsimba ( 16/06/2016 15:51)
le normal mints no samiafa amtsika a
37. rhaj0 ( 16/06/2016 17:10)
Eny saro-takarina be ilay izy, satria tsy fahita.

Ity no fehezan-teny mamehy ny transgender : “born in the wrong body”

RAha ny fahazoako azy, dia ny saina sy fonao (sy fanahy sy imagination ets..) dia sahala @ ny an'ny vhv, nefa ny vatanao dia an'ny lhl.

Alaivo sary an-tsaina fotsiny ohatra hoe, misy ankizy "vavy" io, na firesaka na fitafy, na fisaina na fataony ao, dia hoz'ianao hoe, dia tena mahafatifaty ity "vavikely" ity... ambara-pahitanao ny (bibity) anaty atin'akanjony.

Ka ianao izany TSY hahita ny (bibity) any atin'akanjony mihintsy koa moa, nefa dia hitanao "normal" izany ilay zaza fa dia "vavikely". Averiko indray, "hitanao normal" ilay izy.


Ka dia ahoana izany.. mety hoe, nandeha nizotra ny etapes isan-karazany t@ ilay conception an'ity zaza.. fa ilay etapes namboarana ny body (organe du sexe) no nibiririoka tampoka, tsihaitsihay aloha hoe naninona..



Dia torak'izany koa, raha ny fahazoako azy, ny an'ny Gay sy ny Lesbo.. Ilay etape mahatonga ilay attraction izany ... nibiririoka.


Dia eo @ izay dia hoe : "aretina" ve ilay "nibiririoka" ? ...

Ny anay aty, rahefa mankany @ dokotera, ka mimenomenona hoe, marary ny katsaka voanemba, dia tsentsemany hoe, "normal" izany, fa ataovy madio fotsiny ny hygiene de vie.

Ka ilay "nibiririoka" izany NORMAL. Dia izay ilay izy, fa dia ... "laisse vivre".

38. radoratsimba ( 16/06/2016 17:20)
zao ar oatra oe ande ivid tomobil enao d ao tsara ny carrosserie vitre fumée mjajika tsara d efa naterna teo an trano mints le iz a, miidtra ao anatiny enao d tonga guidon ana moto no ao manokatra capot enao tonga d jog 90 ny motera d oz enao oe poins ranga ty a normal io fa io no nataon'constructeur tao
39. rhaj0 ( 16/06/2016 17:37)
Sarotra be ilay resaka, fa ndao asiana bilagy kely azany fa ngo dia marary an-doha ao eee... :-)

Inty misy Bilagy efa nandalo teo.. resaka anaty atin'akanjo eto @ sehatra Fivavahana sy Finoana, fa dia ivanitiho fotsiny eee... :-)


Efa 29 taona hono i Jesosy, ary manomboka vaky loha ny reniny fa ilery tsy mba mierikerika @ sipa. Ka dia nampamboarin-dreniny mba hihaona @ Maria (Magdalena) hono azany ilery (izay koa moa ny fomban-tany t@ izany).

Dia tao an'efitra tao izy roaroa. 10 minitra teo tsisy kOzy. Fa tampoka teo, nihoraka gaigy be i Maria (Magdalena), ary nirifatra nivoaka ny efitra.

Dia nanontany an'i Jesosy ny reniny:
- Fa nisy inona? Natao inona ny zanak'olona?
- An an.. tsy azoko mihintsy, hoz'i Jesosy. Niara-nipetrapetraka nilamina teo zahay.
- Dia ahoana?
- Dia napetrak'i Maria t@ lohaliko ny tanany.
- Dia...?
- Dia mba napetrako t@ lohalikany koa ny tanako, hoz'i Jesosy.
- Hay... tsara izany. Dia ahoana?
- Dia nakorisany niakatra ny feko ny tanany. Dia mba nakorisako koa ny tanako.
- Dia ahoana? hozy ny reniny, efa manomboka mibitaky ny hafaliana fa mba hanao ihany izany ny zanany lahy ity @ farany.
- Dia napetrany teo @ filahiako ny tanany, dia mba nasosako koa ny tanako. Fa "tsisy ninon'inona"!!! Ontsa be taminy aho... ary dia nositraniko ny fery.
40. radoratsimba ( 16/06/2016 17:37)
voizo foana e reefa msavoritaka ny hormone n rajo d mvadika sipa ambadik n ecran ao oz rajo oe ts koi io fa asiko lokomena fotsiny d takona apanaraako mini zipo kel aveo d cava n fiainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2859