Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena
81. rhaj0
(
20/06/2016 13:09)
Ilay fitiavana eo @ olona anankiroa re ry Radoratsimba, mino aho fa hainao, ka tsy voatery ho physical, ary physical ihany eeee... tsy voatery ho plaisir fotsiny hoz'enao.. mandehana mi-google ee...
http://lmgtfy.com/?q=type+d'amour
Fa tsy hain'i Mopera moa izany fa izy tsy manambady. Tsy hain'ireo mpanaraka an'i Jesosy ka nanoratra ireo ao @ Baiboly ireo koa. Ary TSY hain'i Jsosy akoriny koa moa izany ee...
Nisy film hitako ho'a.. dia olona roa, efa antitra zareo, fa nifankahita, dia tena ni-click @ ilay hoe "ame soeur" eee.. mifanohana @ fiainana tao izy roaroa, ary tena nahay niaraka tsara. Fa nony maty ilay iray, dia... tsy nandova ny niarahana nisasatra ilay velona, satria ... lesbo zareo.
Ka inona hoy ianao ny problem @ io izao?

83. radoratsimba
(
20/06/2016 13:18)
zay ny olana glady ndrindra ra tsy takatr Rarajo zany , ny science voizinao isanandro io ane pour le bien de l'humanité fôn e miala am maasairana reny nefa ol tsy miertrertra n'i se mulptiplier mints , katôlika za fa tsy dia mankasitra an dr môpera tsy manambady io e za e , aleo le fikan le orthodox iany ko
85. rhaj0
(
20/06/2016 13:57)
Ny any Chine efa noferana ny zaza ateraka.. Ny mere porteuse sy ny bebe-eprouvette eo.. Fa ity ho'a.. dia hotry ny RAinizeloza ho'a ny tena, fa ny fiainana 2016 re ry RAdoratsimba tsy toa fony t@ vohitrakely intsony eee...
Fa mila optimista koa @ fiainana eee.. Izaho aloha dia mahatoky fa hain-dRaolona foana ny miarina sy mamorona izay hampi-survivre azy.. ary @ izany, dia TSY ny vision-mbaiboly (fotsiny na mihintsy) no ifotorana ny fi(s)ainana.

87. rhaj0
(
20/06/2016 16:10)
radoratsimba:
anatin'ny plaisir tsy mitondra am faatsarana
Esy aho hoe ry RAdoratsimba.. maninona ho'a no culpabiliser-nareo (Kristiana) ny plaisir ee...
Culpabiliser-na ny plaisir, na ny sexe... dia hasohasoana ny abstinence, fa virijiny hono no tena raitra..
Dia avy eo rehefa lasa gaigy ry pretra, dia manolana ankizy, na mangala-badin'olona, dia izay vao ganga...
Apetraho ho'a ny fanontaniana hoe, FA MANINONA ??? dia jereo ny contexte.
DIa ny valin-teny hitako aloha, dia ... hi hi hi.. nanana experience ratsy t@ ilay izy ho'a ilay olombe nanoratra ny Baiboly, ary dia io nohozoniny io ny taranaka raha manao toa izay koa.
Tsy hainao ve fa izay no fomban-tany taloha eeee?? Hoe,
- tian-dRalambo ny trafon-kena dia hoe, an'ny mpanjaka ny trafon-kena.
- Voafitaky ny LGBT angamba ilay Galatiana, ary dia tena manozonozona tahak'n'inona, ary savisavihany h@ Andmntra, fa tena ilehio mihintsy hono no nilaza an'izany, nefa izy no marary (saina) ao.
Fa ireto koa diniho tsara ao:
1- TSY @ didy folo ny resaka LGBT.
2- DIa Googler-o koa ange ny Baiboly fa TSY niresaka ny LGBT i Jesosy en personne.
88. radoratsimba
(
20/06/2016 16:43)
io amzay ary iz ampiditra an le resaka fivavahana hahahaha!!! teo ts naovoka fa niezaka niala bala fôna , maivana b ra tonton rajo le , vo any am le oe marary saina ny LGB patatipatata d ntarisiko tato d iny fa roboka b hahahaha maalatsaka mints a mora oetna am sanga kay fa na tany ivelany aza le oe miisatra ny fisaina d vôdondona tany fa oe tery saina d nino f oe ambany ny mainty e nefa av eto iany hatramna praiminisitra lesbo aza indraindraina enjana iany ty kolts tandrefana ty a na religion tsika oetiny na tsy mino tsika oetiny :D
89. rhaj0
(
20/06/2016 16:47)
rhaj0:
- Voafitaky ny LGBT angamba ilay Galatiana, ary dia tena manozonozona tahak'n'inona, ary savisavihany h@ Andmntra, fa tena ilehio mihintsy hono no nilaza an'izany, nefa izy no marary (saina) ao.
Tsato-piso ny ahy io, fa rahefa mi-google ho'a dia mahita eee..
http://lmgtfy.com/?q=who+wrote+galatians
http://lmgtfy.com/?q=is+Paul+the+Apostle+gay
Avadibadiho ange ireo, fa tena ho kOpy ianao hoe, dia inona tokoany azany no mba niborotsahanao ho mino be gaigy an'ireo resaka ireo..
Rahefa hitanao ny ifotony, dia savasavao @ izay ny raviny eee... :-)
90. radoratsimba
(
20/06/2016 16:54)
marary saina ko angamba izy zany e zay nena no ifotorako am ty resaka ty alo fa zay soratany any azy zany , eto anie marina iany le kôzinao hoe reefa misy interdit d mamadibadika bible eo d ita le soratra d io no porofo fa le izy zany ita iany hoe voan emôroida le akama be an i rajo e d ny sipa reefa tsy misy mteraka :D d tapitra atreo ny taranany fa zay tery saina d mbola mtoy iany ny fananaana , nen rajo anie tsy kobony fa civilisation mamono tena io anazy io no toanana eo e :D donc manoana vato tsy ianjera eto enao
91. radoratsimba
(
20/06/2016 16:55)
nenay taizainay am voitra kel eto le taranaka d reefa d reny aveo ry diso borna (++ --) fa mitady zaza d taraiky eo miaringana eo n farany
92. rhaj0
(
20/06/2016 17:19)
radoratsimba:
ita iany hoe voan emôroida le akama be
hi hi hi.. efa nanandrana anal sex angaha ny havako izany, dia .. voan'ny hemorrhoid. Ndana googler-o hoe, mahavoa hemo ve ny ana, dia zahavo hoe, ahoana ny teknika, dia mivoaha @izay @ vohitrakely eeee...
F'angaha tsy mampihomehy.. indray mandeha azany i Hery nilaza fa "hamoronana lavaka" hono io manao anal sex io.. Zahay k'lou t@ mbola kely dia tena nampitahorina be mihintsy hoe, misy an'izany Calixte izany hono atsy Mahamasina, ao @ fanaovana tennis, ka izay bandikely tratrany, dia tatahany @ lame hono ny lava-boby, dia anaovany ao.
Io ange no nolazaiko anao hoe, voan'ny hemorrhoid angamba i Paolin'Apostaoly, na notatahan-drizalahy t@ lame, dia io manozonozona ny fara sy dimby kristiana tsy ho gay io..
F'enao koa ange sahala @ tsy mijery paorina eto @ interinet eto, dia mahita fa, tsy lahy tsy vavy fa mi-anal sex daholo
93. radoratsimba
(
20/06/2016 18:08)
za anie tsy mandrara e , fa i rajo zao oatra ra mrevy sodomiser na an rajo zany tsy aiko hoe zany ve no mahavo ny hemoroide tsy dokoteran rajo a , tsy nianatra an zany ny tenako ny fantako fotsiny dia rehefa plaisir fôna no reven rajo sy ny génération anal be ny d taptr eo zany ny génération' n rajo tsy mila matématika b d matakatra an zany e :D za lo isan le koraka b reefa le lany nareo e avela eo alo n ftôna d aveo mverna eo iany ny saina oe tena foutu tsika le
94. radoratsimba
(
20/06/2016 18:09)
sad ra rajo any am le anal any reveny mints na izy aza no eo alo asio anecdote kel eo oe :D
95. rhaj0
(
20/06/2016 18:25)
hi hi hi.. tena mifoha ny homosekisoalitian'i RAdoratsimba marina... efa hoe, mivoaha tao @ vohitrakely dia mba mahitsy sy marina eee.. :-)
96. rhaj0
(
20/06/2016 18:30)
Aleo atao serieux fa ngo dia..
Fa ireto koa ho'a diniho tsara ao azany eeee...
1- TSY @ didy folo ny resaka LGBT.
2- DIa Googler-o koa ange ny Baiboly fa TSY niresaka ny LGBT i Jesosy en personne.
Izany hoe, ireo olombe taty aoriana, dia i Paolin'Apaositaoly, no mikitakita @ n'a pas @ io resaka LGBT io. Ny Grika sy ny Romana anefa t@ iny fotoan'androny iny, dia ao tsara mihintsy.. Ary ny Razanao any Azia Atsimo Atsinanana angamba koa ao tsara mihintsy koa, C'est normal..

97. angouz
(
20/06/2016 18:39)
Salama ! Io homosexualité io kosan' aloha rhaj0 a, tsy avy eto gasikara na dia hiteny aza enao hoe voaporofon'ny psykolojia hoe avy ao anaty io, fa mandinika ny kolon-tsaina any @ sisiny aho dia mahita fa ny azy dia lehilahy sy veivavy no normal aminy na dia tsy kristianina aza satria voavaka tsara hoe ity zvtr ity dia tokony ho ary no idirany satria izay no nampianarana azy, fa raha ohatra kosa ka admiration, attraction, affection, na koa hoe firalahiana na firavaviana avy no maha homo angamba efa tsy lojika intsony izany amiko fa efa fitsarana diso be, ka na ny fitiavako an'ny raiko niterak'ahy izany dia maha gay satria izy lehilahy, bref ! nisy nampiditra niaraka t'@fanantontolona izy io dia lasa nekena tsy fidiny fa na ny sexe avy ty lasa misy revolusionany, fa nefany kosa aloha dia ny mpiaran-kandro omby bediabe no efa nisy namely omby an ! zava-misy io fa nohon'ny tsy fahitany veivavy no antony anaovany an'izany fa tsy haiko izany na aretina na normal .
98. radoratsimba
(
20/06/2016 18:55)
tena ra rajo zao no mrevy sy mankasitraka ny semblable aminy eto a hahahaha!!!
mifidy praimnistra any an tanindrazana d lesbo revenareo mints any amnareo any a , nenay eto reny ongotan dr zala n tareany
mifidy praimnistra any an tanindrazana d lesbo revenareo mints any amnareo any a , nenay eto reny ongotan dr zala n tareany
99. radoratsimba
(
20/06/2016 19:01)
vô manoana an le evitra d ita mints oe vôdona fa arovana ery oe normal zay e mahay e alefa dôly r Elton John s george iza mo le ray norma enao e mibaribary tsara mints zao hoe rajo ko kay anatin le LGB... teo hahaha sad efa araka tsara mints n famoezana an le teny eny hoa e azafady ra nanafotoina le zavatra nkôzinay fa zay n zava misy e , apôkan slamo d miara taraiky ao nefa efa tsy anana taranaka iany ol ôtran tena iany ouz 18.3 fa saingy tsy salama ny sainy hahahahaha
100. rhaj0
(
20/06/2016 19:18)
Itompokolahy Francisque Ravony nataok'ty Gay?
Dia misy Mpanjaka, sa ny rahalahiny tao Imerina tao koa nalaza fa Gay
Fa ny statistika ho'a, ny aty aloha, dia efa ho 50% no pretra Gay.. Koa na tsy 50% aza ho'a fa 10%, dia misy Gay zareo ao izany. Efa ivavahan-drizareo mafy ao ireto izy, fa vasoka eee.. tsy miasa ny vavaka... useless, hozy Mandela izay. Ny any Dago indray moa, ny fandevena-tay anaty salaka giravibe, nefa ho'a tsy mba ren'ny oronareo akory, nareo @ io faly miankohoka aminy ao eee ... :-)