Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena

121. RBNIR ( 22/06/2016 14:01)
rhaj0:

ntsss... fony sivilizasiona gasy re ry RBNIR dia nisalaka sy nisikina fotsiny ny Malagasy aaa...


« Dia nahiratra ny mason'izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin'aviavy izy, ka nataony sikina ho azy. » (Gen.3:7)

Hatrany amboalohany dia efa nahalala menatra ny olona....
Maro fiaviana ange ny gasy fa tsy hoe izay voalazan'i flacourt ihany no nipoirana e!!!

Mitadiava google araka ny fiteninao dia hahita ianao fa tsy ireo olona voalazanao fa tsy nipataloha ireo irery ihany akory no nipoiran'izao taranaka rehetra taty ahoriana izao....
122. rhaj0 ( 22/06/2016 14:31)
'ndrekaiky oooo ... Ka izy mivady irery re no teo ry RBNIR, ka "menatra" ahoana azany zareo raha nitanjaka tao :-)

Sa ianao koa "menatra" @ Ivadinao ao ?? aza mba maha-tapa-tsinay eo ry RBNIR f'nareo ve tena mba ahoana eeee???


dia "nanjaitra" koa hono i Madame Eva.. Toa tena raisin'i RBNIR ay premier degree ilay izy k'le...


Aleo manontanintany foana fa tssss.... Mba firy taona ianao ao ry RBNIR ? Na atao ambadika zany ny fanontaniana eee... teny @ garabola na EPP ve ianao nahita ireny 13 Mai 72 ireny ve, sa ny Aout 91 no hitanao, sa ny t@ 2002 ianao vao nahita ??

Marina mafy ry RBNIR, fa raha ny firesakao io, ary raha ny tombatombako eto, dia toa ny t@ 2009 ihany kosany no hitanao... avancé kosa ianao izany an.. :-)
123. RBNIR ( 22/06/2016 14:55)
nisy nahita tao fa ianao no tsy mahafantatra.....

« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Gen.1:26)

Maromaro ange no miresaka eo ka miteny hoe "andeha isika" fa tsy hoe.....
124. RBNIR ( 22/06/2016 15:06)
Ny zavatra tsy fantatrao dia ity......Andriamanitra dia nivezivezy matetika tety an-tany nampianatra an'i adama sy Eva sy ireo olona tany am-boalohany tany (ary voalaza fa tsy nandeha irery IZY fa nisy niaraka taminy)....

Tato ohatra dia nisy raha namangy an'i Abrahama IZY dia nisy 3 no tonga tao....
« [Ny nisehoan'ny anjely telo tamin'i Abrahama] Ary Jehovah niseho tamin'i Abrahama teo an-kazo terebintan'i Mamre; ary nipetraka teo am-baravaran'ny lainy izy, raha nafana ny andro; » (Gen.18:1)
« dia nanopy ny masony izy ka niery, ary, indreo, nisy telo lahy nijanona teo tandrifiny, ka nony nahita ireo izy, dia niala teo am-baravaran'ny lainy ka nihazakazaka hitsena azy, dia niankohoka tamin'ny tany » (Gen.18:2)
« ka nanao hoe: Tompo ô, raha mahita fitia eto imasonao aho, masìna ianao, aza dia mandalo ny mpanomponao. » (Gen.18:3)
« Aoka hangalana rano kely ianareo hanasana ny tongotrareo; ary aoka mba hiala sasatra kely eo am-pototry ny hazo ianareo; » (Gen.18:4)

Dia tolagaga hono ry rhajo sy ireo manampahaizana ankehitriny fa otran'ny mahita tracena vie extraterestre manana intelligence avo lenta efa nandalo tety taloha ela be tany e????
125. rhaj0 ( 22/06/2016 15:11)
Vao mainka 'ty vao tena maha-tapaka... ngo dia nahazoazo kosa indray azany ianao ao ry RBNIR, fa tsy hoe, "ilay rotaka 2009 no mba hita"..

Dia tena nisy "maromaro" marina izany ny Andrmntra tao an... tena noamafisin'i RBNIR ity!
Kay ve RBNIR ity ka tena polytheista eeee...

Dia ianao RBNIR izany, ny endrikao dia toa ilay Andrmntra mainty petak'orona ngita volo, fa ny an'i Madame Eva kosany toa ny an'ilay blonde aux yeux bleus.

Hay va re.. izay vao mazava.. :-)
126. rhaj0 ( 22/06/2016 16:14)
RBNIR:
... tracena vie extraterestre manana intelligence avo lenta

caline-des-beans... Kay koa ry RBNIR @ ilay hoe, nisy extra-terrestre..

Ka akaman'ny Scientologie ianao (sy Herinirina) ao io, sa Raelien indray ??


... an an.. dia tena miteniteny foana izany ianao izany ry RBNIR.. ngo dia surmenE azany, dia tokony mba haka repos kely, fa henjana aminao ve ny marina ? Can you handle the truth ? Aiza nama koa polytheista, dia toa tsy-mitombona.. dia extraterestre @ ilay scientologiste, sa Raelien indray RBNIR izao...

Ka io ilay fahazarana (kristiana) hoe, tsindrotsindrohy izay mampetimety ny baolina sy ny resaka, dia minou fotsy eee... hi hi hi... hitan'ny havany ao dia ivanitihan'ny Ankizy ao :-)
127. radoratsimba ( 22/06/2016 16:46)
mapme be nama ty rajo ty a hahaha, mteny enao hoe polisy oatra d lazainy fa polisy toko enao , mteny oe kalanoro d lazainy fa manompo an zany hahahaha!!
128. radoratsimba ( 22/06/2016 17:01)
ny fahitako an i rajo zao mety hoe victime ana inceste iz tao an tanàna d vo iany ny sainy fa noraisiny positive le zavatr e d lazaina fa milay , taty aorina ndray mety vôolana razoky b d nraisina positif iany le iz d njerena am zay tao anaty baiboly d ita fa voaozona zay ty an le zavatra d teo gayaka teo fa efa natao dôly ny plaisir retraretra d niiratra ny maso d tsy ny saina iany no novelarina hahaha !!!
129. rhaj0 ( 22/06/2016 17:16)
hi hi hi... nataoko fa mba hivanitika koa i Radoratsimba t@ iilay bilagy, nefa dia toa mivonton'orona io :-)

Inty azany tester-na kely ny finoan'i Radoratsimba. Resaka efa nandeha teto ity. Raha tsy mahavaly an'ito ianao, dia ... heeeee... Genesisy izay base-n'ny Finoanao ve TSY hainao, fa dia manala baraka ny tenanao sy ny finoanao ianao.

Ka izao. Jereo anie Genesisy 9:18 h@ 27 ee.. Dia lazao kely hoe, dia inona loatra ny nataon'i Kanana no "Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon’ ny rahalahiny izy."
http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%209

130. radoratsimba ( 22/06/2016 18:09)
tena mbola tsy itako io passage nmenao io fa ra ny faazoko azy dia inceste e d vôozona ndray i Kanana d lasa andevo , ra takarina kel izany dia izay manao tahaka izany dia voaozona tahaka ny mitovy am rajo zany zao le voaozona , aza tezitra ra oatra ka napdirko tao fa ny tena tsy maay baiboly mints
131. radoratsimba ( 22/06/2016 18:11)
fa ra i rajo nefa zao n teo am toeran'i Noe d koraka b sady nteny oe toizo e toizo e hahahahaha !!! d nanao mamo fôna fa plaisir n fiainana sa tsy zany?
132. radoratsimba ( 22/06/2016 18:16)
ty misy blagy kely : nande nirevy hono ra rajo sy ny akamany teto dago mbola jeune lery , divay no nosotroina lany n dvay .. tonga ny maraina niaôna i rajo sy ny akamany d ouz rajho(r) mantsy le namany (N)
-r : f'in mo lty le nstrotsika al iny le?
-N : Dvay a !!! f'aôna le?
-r : nakarary vooooody be le izy a :D(sad mitsiktsik kel) aleo ndray rariva d atsona ny bandy akama sasany e sa tsy zany ?
133. rhaj0 ( 22/06/2016 18:45)
hi hi hi... hay tena mahay Baiboly i RAdoratsimba ity. Dia no-confirmer-nao izany fa tena nopehan'i Kanana i Noa, ary dia izay no nahavoaozona an'iledala. Ka hitanao @ izany fa:

1- i Noah ilay olon-kendrim-baiboly kay io lehilahy lehibe mamo lava dia mitanjaka io. Ary tena mamo tampina ilery, hany ka io nanaovan'i Radoratsimba bilagy io, dia mody izaho no nafatrany ho Noah... Tsy maninona izany raha matahotra an'i Noah i RAdoratsimba eee... fa efa maty lasa vovoka anie ilery tsy haninon-tsy haninona anao eo intsony ee.. ianao angaha tsy nilaza ny marina fotsiny, ary mety hoe reharehan'i Noah azany anie io ataony (mamo lava dia mitanjaka) io eee..

2- ilay manao any @ lava-boby izany tena NORMAL t@ andron'i Noah eee.. i Radoratsimba ihany no milaza fa ilay "inceste" no nanozonan'i Noah an'i Kanana fa tsy ilay kilentidenti-dava-boby. Sa moa ilay izay no nahatonga an'i NOah nanozonozona tahaka an'i Paolin'Apaosiaoly koa??


esy ee.. ahitan-javatra mahatapa-tsinay, vanitika be vata ho'a ity.. ivavahanareo ity ee... nefa mahavariana fa nareo nefa tsy mba mivanitika :-)
134. RBNIR ( 23/06/2016 05:26)
Ka izay ilay nataoko hoe mba mahalala menatra ihany fa ny olona tsy mahalala menatra (tahakan'i rain'i kanana) anie dia tafalatsaka amin'ny zavatra tsy ampoiziny ny farany e!!!

Naninona izy roalahy no avy dia nahatsapa fa tsy tokony "hijery" fa naninona ny rain'i kanana irery no nahasahy nijery "sady nitazampotsiny"....mety ho gay koa ngamba dia efa lasa lavitra ny fanirina ka dia ny rainy avy no????

Izao lasa voaozona tsy fidiny hatramin'ny zanany satria "tezitra loatra i noa".....navelany niboridana teo ilay rainy fa tsy mba notafiany lamba....

ankehitriny moa ry tsy mahalala menatra isany dia milaza hoe koa maninona raha miboridana e????
135. radoratsimba ( 23/06/2016 06:13)
hahahaha esy hoa ry rajo , ny zao a zao tsy hoe manana empathie amina ah fa tsy aiko ny zavatra niainanao sy ny oe nianjady t@ao tany fa samy manana ny fijeriny e tsy omena tsiny enao ra zay no tena mibahana aminao ra mijery fitaratra enao zao d maita hoe sipa fa za kosa maita razoky mievitra ny tenany o sipa e io le oh t@ iny le oe tomobile misy guidon s motera ana moto
136. RBNIR ( 23/06/2016 10:09)
rhaj0:

2- ilay manao any @ lava-boby

Izao v dia tokony ho fiteny mendrika hivoaka ny vavan'ilay atao he olon-kendry?????
Mba mijereva ihany hoy aho fitaratra fa mamenatr'olona e! Dia tsy mba manongotena v rhajo a!!! sa dia efa tena lany henatra marina tokoa e!!!
137. rhaj0 ( 23/06/2016 11:07)
esy aho e ry izy miral-mianaka. Izaho indray no "enjehin-drizalahy" fa tsy i Noah sy ny nataony, izay efa napetraka an-tsoratra ao anaty BAiboly ao,
- ny maha-lehilahy-mamo-dia-manary-lamba azy,
- dia nanao (na voan'ny) anal sex niaraka tamin-janany lahy tao,
- dia io tezitezi-poana io noho ny hadalany ihany,
- dia nanozonozona ny ankizy tao (ilay Jafeta natao "malalaka" angaha tsy hitanao koa).
- Izy nefa @ io no lehilahy lehibe feno fahendrena natokisan'ny Jehovah-ny tao.

Ary dia io Noah mihintsy io koa moa izany no "razambe"-nareo Kristiana ooo ??? satria niainga t@ zareo tavela tao anaty sambofiara ny olona rehetra eto an-tany, hozy ny Baiboly ooo ????

138. RBNIR ( 23/06/2016 11:38)
ianao aloha no hita miteniteny foana eto fa tsy i noah ary ho fanitsina sy fifampitaizana amin'ny fahamarinana (raha mety hahitsy) fa tsy fanenjehana...
« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim. 3:16)

139. rhaj0 ( 23/06/2016 11:54)
Io ange ry RBNIR sirika foana hoe, maninona ianao ohatra no tsy i Noah no resahinao fa izaho, dia...

1- asa ho'a, izany ve ny anao (Kristiana) ny fomba fifanakalozana hevitra: tsy ny resaka no resahina fa ny mpiresaka

2- dia maninona no ahodina toa izany ny resaka, dia satria ... ilay resahina, dia i Noah, toa tena identifier-nao ho ianao, na koa idoliser-nao ao, hany ka tena tsy tantinao ilay resaka.

3- Ka dia miverina, da capo, atsy @ #1.


Ka anapahana ity kiboribory vetaveta(nao), dia fanontaniana:
-- @ io #2 io izao, dia
- tena "idoliser"-nao ve i Noah io, sa
- mi-s'identifier ho toa an'i Noah ho'a ianao ao io eee..

i Noah @ Io, araka ny voasoratra (dia voasoratra) ao anaty Baiboly. dia fanta-poko fanta-pirenena :
1- ny maha-lehilahy-mamo-dia-manary-lamba azy,
2- dia nanao (na voan'ny) anal sex niaraka tamin-janany lahy tao,
3- dia io tezitezi-poana io noho ny hadalany ihany,
4- dia nanozonozona ny ankizy tao (ilay Jafeta natao "malalaka" angaha tsy hitanao koa).
5- Izy nefa @ io no lehilahy lehibe feno fahendrena natokisan'ny Jehovah-ny tao.


140. RBNIR ( 23/06/2016 16:00)
Ianao irery no mahita (sy mampiditra resaka maloto) ao an!
Ireo teny "tsy maontina" sy mahamenatra rehetra ireo dia avy aminao avokoa fa tsy misy avy ao anaty baiboly na 1 aza, izao no voasoratra ao dia aleho ny olona no handinika....

« Ary nisotro tamin'ny divay izy ka mamo; dia nanary lamba izy ka nitanjaka tao anatin'ny lainy. » (Genesisy 9:21)
« Ary hitan'i Hama, rain'i Kanana ny fitanjahan'ny rainy, dia nambarany tamin'ny rahalahiny roa lahy teo ivelany. » (Genesisy 9:22)
« Ary nalain'i Sema sy Jafeta ny lamba ka nentin'izy mirahalahy teo an-tsorony, dia nanao dia mianotra izy ka nandrakotra ny fitanjahan'ny rainy; ary ny tavany tsy nanatrika, ka dia tsy hitany ny fitanjahan'ny rainy. » (Genesisy 9:23)
« Dia nahatsiaro Noa, rehefa afaka ny hamamoany, ka nahafantatra izay efa nataon'ny zanany faralahy taminy. » (Genesisy 9:24)
« Dia hoy izy: Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon'ny rahalahiny izy. » (Genesisy 9:25)
« Ary hoy koa izy: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr'i Sema; Ary aoka Kanana ho andevony. » (Genesisy 9:26)
« Hataon'Andriamanitra malalaka anie Jafeta; Ary aoka honina ao an-dain'i Sema izy; Ary aoka Kanana ho andevony. » (Genesisy 9:27)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2414