Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena

141. rhaj0 ( 23/06/2016 17:06)
Dia tsy hitanao ve io voasoratra (dia voasoratra) anaty Baiboly io
1- ... "mamo; dia nanary lamba" (9:21)
2- i Radoratsimba no nisintona ny fehi-kevitra hoe, nisy anal sex teo. Ianao anie hanontaniana hoe, "fa dia naninona koatra i Kanana", tsy mety miteny fa mandevi-tay an-tsalaka ao eee.
3- sy 4- raha "nanozona" ve i Noah.. tsy naman'ny "tezitra" izany ?? OZONA fa tsy tso-drano ???
5- lehilahy hendribe hono i Noah eee..

Fa dia mazanabe ilay zava-nisy ooo ??? Can you handle the truth ??? hi hi hi.. nataonao fa tena idealy manjabe malefaka, nefa kay tena nirefarefa t@ divay-mamo-nitanjaka-nanozonozona...

esy e ry RBNIR.. ndana azany miverina any @ revirevy hoe, rahefa nitsikafona ny sambofiara NOah, dia... toa tsy tonga tany @ ocean akoriny i Noah, nefa any ny trozona koa nila navotana koa..

dia ahoana izany?? :-)
142. rhaj0 ( 23/06/2016 18:41)
Fa io ry RBNIR dia ekeo fa izay no t@ fotoan'androny eee...

1- ny mamo dia manary lamba dia normal.
2- ny manozona an-janany dia normal (na inona na inona nataony tao, izay zavatra TSY nahafaty akoriny azany)
3- ny mamarina olona ho lasa andevo dia normal. Ny fanandevozana dia normal.
4- ary indrindrindra, mba iverenana @ loha-hevitra: ny manao kilentidenti-boby dia NORMAL. Ary efa nataoko boby io, mba tsy ifandirana, fa ianao mantsy toa sarotiny @ n'a pas, ka teny malagasy boby dia tsy zakanao, fa rahefa ataoko @ teny anglisy dia toa ekenao

Ka "tsisy mahamenatra" anao daholo re ireo izany eee... Ianao angaha no nanao inona.

Fa ny tokony "ahamenatra" anao izao, dia hoe
- dia ianao efa lehilahy lehibe io va re dia mbola minomino foana ireo resa-jaza angano ireo, indrindra an'izany Noah-sambofiara-safo-drano izany
- dia ianao efa vory saina io va nama dia manao foana an'ity mikitakita @ homosekisoalitia ity.. ny "laisse vivre" sy koa ny "savoir vivre" ve tena TSY ao aminao mihintsy, fa mila mikitakita foana ianao ao io eee..
143. RBNIR ( 24/06/2016 02:17)
Aza amboarimboarina ry rhajo a! "ireo teny maloto" no ambarako hoe tsy avy ao anaty baiboly fa "nentinao"....
144. rhaj0 ( 24/06/2016 17:16)
tsisy "teny maloto" izany ry RBNIR aaa... ny sain'ilay mpandray no "maloto". Sa tanisao azany hoe ny "teny maloto" @ RBNIR (sy Herinirina)? ataovy * ny zana-tsoratra sasany fa ho takatray foana.


Dia indreto bilagy ho an'i RBNIR manokana..

Teo ampikenonkenonana nanao zavatra tao an'efitra fandriana hono izy mivady lehibe..
;-) O ry RBNIR malala aaa... hozy ny vadin'i RBNIR. Tazomy ary fenjao tsara ilay hotry ny lavalava izay hotry ny misy lohany mafonjafonja io, ngo dia...
:-) hi hi hi... ity ve no resahinao izany? hozy RBNIR nanapaka ny teniny, sady navoakany ny avy anaty patalohany.
;-) ilay RBNIR 'ty koa tsy mieritreritra afa-tsy izany foana. Ilay "marteau" no tiako lazaina ee... raha kapohinao hilentika ny fantsika, ngo dia ny tananao no voakapokao eo, fa tazomy ary fenjao tsara...



Dia kelikely avy eo, niditra tampoka tao an'efitra fandrian-d-RaR hono ity zaza, ary nahita an-drainy eo ampandriana mitsilailay..
;-) O ry Dada aa... maninona ilay hotry ilay lavakanao, izay misy volovolo manodidina azy io, no mamoaka zavatra fotsifotsy eee ??
:-) oadray, aza mijery ahy ianao anaka, hozy RBNIR, sady tonga dia nisitrika tanaty botofotsy ny tenany. Mbola kely ianao fa aza be mieritreritra an'izany k'lou.
;-) Fa ianao mifoka sigara anie no tiako lazaina eee...


145. RBNIR ( 26/06/2016 03:27)
rhaj0:

tsisy "teny maloto" izany ry RBNIR aaa... ny sain'ilay mpandray no "maloto". Sa tanisao azany hoe ny "teny maloto" @ RBNIR (sy Herinirina)? ataovy * ny zana-tsoratra sasany fa ho takatray foana.

Izany an, dia mitenitenena foana eo ary ianao dia hiarahantsika mahita eo "raha hisy handray intsony e".....amin'izay ngamba ianao vao ho saina hijery fitaratra.....
146. rhaj0 ( 26/06/2016 17:47)
tena iverenako kely azany ny resaka, fa ngo dia lazaina fa miavonavona tsy mamaly fanontaniana toa Christian RBNIR aho eto...

rhaj0:
Jereo anie Genesisy 9:18 h@ 27 ee.. Dia lazao kely hoe, dia inona loatra ny nataon'i Kanana no "Ho voaozona anie Kanana; Ho tena andevon’ ny rahalahiny izy."
http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%209

radoratsimba:
ra ny faazoko azy dia inceste e d vôozona ndray i Kanana d lasa andevo

radoratsimba:
ty misy blagy kel (...) divay no nosotroina (..) nakarary vooooody be le izy a :D

rhaj0:
2- ilay manao any @ lava-boby izany tena NORMAL t@ andron'i Noah eee..

RBNIR:
Izao v dia tokony ho fiteny mendrika hivoaka ny vavan'ilay atao he olon-kendry????? (...) tsy avy ao anaty baiboly fa "nentinao"....



Ka ahoana ry RBNIR... dia mbola mila hazavaina aminao ve fa hoe :
- tenenina ve ilay teny, toa ny nanaovan-dRAdoratsimba azy, ka hoe "vooooody" ...
- sa atao miolakolaka, toa ny nolazaiko hoe, " ny manao kilentidenti-boby dia NORMAL. Ary efa nataoko boby io, mba tsy ifandirana"..
- sa atao toa ilay bilagy natolotra anao... Ka rahefa TSY tenenina ilay teny, fa mahamenatra hono, dia io no niafarany...


Teo ampikenonkenonana nanao zavatra tao an'efitra fandriana hono izy mivady lehibe..
;-) O ry RBNIR malala aaa... hozy ny vadin'i RBNIR. Tazomy ary fenjao tsara ilay hotry ny lavalava izay hotry ny misy lohany mafonjafonja io, ngo dia...
:-) hi hi hi... ity ve no resahinao izany? hozy RBNIR nanapaka ny teniny, sady navoakany ny avy anaty patalohany.
;-) ilay RBNIR 'ty koa tsy mieritreritra afa-tsy izany foana. Ilay "marteau" no tiako lazaina ee... raha kapohinao hilentika ny fantsika, ngo dia ny tananao no voakapokao eo, fa tazomy ary fenjao tsara...



Dia kelikely avy eo, niditra tampoka tao an'efitra fandrian-d-RaR hono ity zaza, ary nahita an-drainy eo ampandriana mitsilailay..
;-) O ry Dada aa... maninona ilay hotry ilay lavakanao, izay misy volovolo manodidina azy io, no mamoaka zavatra fotsifotsy eee ??
:-) oadray, aza mijery ahy ianao anaka, hozy RBNIR, sady tonga dia nisitrika tanaty botofotsy ny tenany. Mbola kely ianao fa aza be mieritreritra an'izany k'lou.
;-) Fa ianao mifoka sigara anie no tiako lazaina eee...


147. RBNIR ( 27/06/2016 04:40)
dia ianareo roalahy mihitsy izany no mila mibebaka e! (sehatra toy izao v dia izany no fomba firesaka rhajo???
148. radoratsimba ( 27/06/2016 05:50)
tsy itako anie hoe inona ny olan' RBNIR am le teny e , tsy oe nisy ompa teo ra oatra zany enao misakafo ka misy olondehibe maromaro eo dia aôna n ataonao reefa misy te iinana an le vody akoh oatra?
izay ny voambolanana ananantsika fa ts oe reefa atao teny vahiny le iz d lasa madio b .. tsy tiko zany le fisainana ôtran zany e ra mbola eto Madagasikara enao no mipetraka tenindrazanao ve d lazainao fa maloto , nga reefa caca d manitra b fa rehefa le teny gasy mahazava azy (reefa mbola tsy zakanao le izy d aleo tsy soratako alo ) d maimbo?
149. RBNIR ( 27/06/2016 05:59)
radoratsimba ?????
150. RBNIR ( 27/06/2016 06:01)
Eritrereto hoe manoloana an'i Jesosy ianareo roalahy miresaka ireo dia avereno vakiana ireo lazain'i rhajo ireo (ianao hono no nanomboka ny resaka)

Tsy mahatsapa menatra v ianao raho???
151. radoratsimba ( 27/06/2016 06:22)
teny malagasy anie io noteneniko io e , sa enao tsy mba miteny hoe "vody"?
ka na manoloana az ar mo maninona reefa zay no maalaza an le izy d zay no tenenina , mo ko le loaevitra eto no maatonga an le resaka
za mints no nanomboka an le teny io fa tsy i rajo
sady tsy ni fitenenana azy mihitsy ko n olana eto fa le fampiasana azy
152. RBNIR ( 27/06/2016 06:24)
ao an-trano ary ry rado misy resaka tsy firesaka eo amin'ny olom-pady ka mainka v ka eo anatrehan'Andriamanitra izay lazaina fa hoe MASINA???
153. RBNIR ( 27/06/2016 06:41)
satria v hoe teny malagasy dia tononina, koa maninona ny olona no tsy sahy manonona zava-mahamenatra eny rehetra eny??? indrindra eto sehatra fivavahana sy finoana?? sao dia mba voafitaka amin'izany ianao ry namana,

« Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao. » (Mat.12:37)



154. radoratsimba ( 27/06/2016 07:07)
tena azafady ary e , tokony tsy nampidirina tato zany le loaevitra io tokony natao tany @ fiaraha monina
155. RBNIR ( 27/06/2016 07:25)

radoratsimba:

tena azafady ary e , tokony tsy nampidirina tato zany le loaevitra io tokony natao tany @ fiaraha monina

Ny zava-dehibe dia ny fahatsapan-tena rado a! misy tsy firesaka imasom-bahoaka e,
Mipetra fotsiny ianao eo amin'ny toeran'i Jesosy (imagineo hoe Jesosy v dia hahasahy hiteny otran'i rhajo izao e?????

Isika koa dia maraka Azy fotsiny e,« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.  » (1 Jao.2:6)







156. RBNIR ( 27/06/2016 07:34)
Tsotra kely ny miaraka amin'i Jesosy radoratsimba a! Rehefa tsapan'ny sainao hoe tsy possible ataon'i Jesosy mihitsy dia aza atao satria IZY ange no tokony ho velona ao anatintsika fa tsy isika intsony e!!

« Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy. » (Gal.2:20)
157. radoratsimba ( 27/06/2016 08:44)
io moa zany tsy ifanomezantsiny fa zao le izy , za nianatra t@ sekoly catholique fa mopera no nilaza t@ay hoe nareo ouz sôd mievitra fa @ maha olona an i jesoa dia tsy nipipi sy ny "caca" izy teto an tany. ka tsy haiko hoe enao ve no nianatra théolojia sa i mopera dia iza no diso aminareo no lasa tahaka ny hoe rehefa miresaka sujet tahak'izao dia misy mahamenatra ,
1 indrindra alo le adihevitra resaka mariage pour tous be mints sexualité zany tsy maintsy resahina eo satria lasa mis an ty 3ème sexe ty
amiko manokana aloha dia tsy hitako no maha tsy mety an le teny nampiasaiko , tahaka ny hoe rehefa misakafo enao dia tsy miresaka pô f reefa any am wc enao dia anatin'n le contexte le oe anary pô azo tenenina
fa ny fahitako an'i RBNIR manko dia varina loatra amin'ny fanovana ny fon'i rajo d lasa coinsé mamoaka hevitra enao zao manana avantage afaka mitanisa andininy sy toko d apesao arak'izay tokony atao.
158. RBNIR ( 27/06/2016 11:06)
Ilay resaka hoe tapaho ny resaka "tabou" dia tetik'adin'ny devoly iny....Mody taritiny moramora any ny sain'ilay olona dia ny farany lotoiny tanteraka mihitsy ary dia ny hafarany tsy mahafantatra ny tsara sy ny ratsy intsony ilay olona , tsy mahafantatra izay mahamenatra sy tsy mahamenatra (very ny bon sens ao anatin'ilay olona).....

Ny hafaran'ny fiangonana manao an'izany dia tsy maintsy hiala amin'ny lalàna fototra nomen'Andriamanitra ary dia hanaiky mora ny resaka homosexuel, ary ny hafarany ary ngamba dia hanamasina ny fanambadian'izireo mihitsy....

"sain-dalin'i Satana hoy ny baiboly......ilay fampianaran'Andriamanitra fototra no tena kendreny hopotehina (amin'ny fomba ankolaka) mody mandambolambo dia avy eo mampiditra saina ratsy hanapotehina ilay fampianarana.......
159. rhaj0 ( 27/06/2016 11:12)
Mba fantaro, dia ianaro dia halalino ny
- "tabou"-ndRazanao
- "tabou"-n'ny sivilizasiona isan-karazany, sy t@ fotaoan'androny isan-karazany
Fa izao "tabou"-mbazaha de l'an-zero izao foana ve ry RBNIR no mbola roridroritinao eo aa..

Ary nefa koa anie, misy "fiankanjo" voafaritra mazava koa ao @ BAiboly ao ohatra, nefa ry RBNIR toa tena mbola mi-style manao ray-ban eee... 'ngaha ray-ban tao @ baiboly : manafi-maso fa manafi-keloka sa manafi-kenatra?
160. angouz ( 27/06/2016 11:30)
Salama ! Izy ty moa rehefa miresaka Athe dia tsy maintsy tafiditra ao ny hoe tokony ho malala-tsaina fa amiko kosa raha voafatotr'io malalaka io alo dia efa baranahiny be ilay fomba fisainana satria rehefa mba ratsy zalah dia aleo atao ratsy a! fa aza terena ho soa, @ soatovina maha gasy antsika dia tsy voatery hanao ny ratsy isika vao hahita ny soa fa na io vava miteny io aza manan-kasiny vao maika ve moa ny teny, ka na dia manampahaizana aza isika mba nampianarina fahendrena gasy ihany kosa e !
Ny tsikaritso indray izao dia arakarakiny nivohany io fahalalana momba an'io Lgbt io dia lasa manao orientation ho azy ny akabetsahany ny olona satria tsindriny ath
e io hevitrin'io @izay mba hamongorany an'ireo foto-kevitrin' mpino satria io afaka mitsara bebe kokoa ny personaliteny olona iray dia mivoraka ny sasany fa kelysaina, eto dago moa ny mahantra dia mivarotra fitombenana no mba vaholan'sasany fa misy vola hono ny homo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3495