FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"
81. Hajarilala7
(
29/09/2015 06:24)
Izay ilay hevitrao,RBNIR, dia izay izany. Tahaka ny fandraisanao ny Soratra Masina ihany anie izany é!
Tsy mankahala olona, sabatiste na Ellen White no ataoko fa milaza ny marina na izay inoako fa marina dia ny olona no mandray raha marina na tsia.
Jesosy sy Jaona Mpanao batisa raha niteny ny Fariseo sy ny Mpanoradalàna hoe taranaky ny menarana, mpihatsaravelatsihy tsy mankahala fa adidin'izay nomena ny mizara, manitsy izay diso, mananatra, mampitandrina ny fahamarinana.

82. RBNIR
(
29/09/2015 06:37)
Jesosy raha "nitsara" dia zony ary azony natao izany satria nomena ny fahefana hanao izany Izy...izaho sy ianao kosa tsy mba torak'izany namana!!!
83. Strong3
(
29/09/2015 12:16)
mba omeo toko sy andininy na aram-paminaniana milaza fa tsy maintsy hisy apotres 12 hitory ny marina tsy misy kilema amin'izao taonjato faha 22 izao :p :-)
hay i RBNIR mety mahita fa mba lazao ka :-) ... !

84. Hajarilala7
(
29/09/2015 13:41)
RBNIR:Ianareo no tsy nomena fahefana hitsara ary marina izany finoanareo izany, izahay nomena fahefana hitsara ny marina sy ny diso.
Jesosy raha "nitsara" dia zony ary azony natao izany satria nomena ny fahefana hanao izany Izy...izaho sy ianao kosa tsy mba torak'izany namana!!!
Tsy nomena anareo akory ny fahafantarana izay tokony ho tsaraina sy ny tsy tokony tsaraina, dia milaza ianareo fa manana olona iray ianareo nomena ny filazantsara?????
85. RBNIR
(
29/09/2015 22:00)
Tena aleko mitandrina an'ireto namana hajarilala fa izaho tsy te handalo fitsarana sy fanamelohana an!
« Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo. » (Mat.7:1)
« Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo; » (Lio.6:37)
P.S: rehefa hiverina hitsara an'izao tontolo izao IZY (AO AMIN'ILAY 1000 TAONA IZAY HO AVY) vao voalaza fa hiaraka hitsara miaraka aminy koa ireo olom-boavonjy (ary hitsara anjely koa aza)
« Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan'ny bibi-dia na teo anoloan'ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin'ny handriny na ho eo amin'ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona. » (Apok.20:4)
« Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao. » (1 Kor;6:3)
Ampaherezo ny namana hiroso fa aza tsaratsaraina izy (izany akory tsy midika hoe mankasitraka ny ataony ianao)
Amin'ny fitiavana no hitoriana fa tsy amin'ny fankahalana!!!
Aza diso fahavalo fa tsy olombelona ny fahavalo fa ny devoly eny amin'ny rivotra!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!

86. Strong3
(
30/09/2015 06:15)
NY TENA IZY , NY TENA TSY SANDOKA !!!
fa miaiky aho fa tena mpanompo mahatoky an'i pasitera Heri mihitsy ity Nirina ity ka ...
tongany tsara any daholo ny resaka eto , sa mitsikilo eto koa ingahy pasy rehefa mitsahatra tsy miasa iny ???
dia hanofa lera kely mihitsy ao amin'ny ... izany hanazavana io resaka io hihihihi :-)
AIZA ILAY TOKO SY ANDININY FA AZA MODIANA... MIODIKODINA EO EO KOU

87. Hajarilala7
(
30/09/2015 06:25)
RBNIR:Ny mitsara izay lzaina ao anaty Baiboly aza hoy aho tsy fantatrao RBNIR ny mamantatra azy koa tsy mahagaga raha toa ka manaonao foana ianareo.
Tena aleko mitandrina an'ireto namana hajarilala fa izaho tsy te handalo fitsarana sy fanamelohana an!
« Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo. » (Mat.7:1)
« Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo; » (Lio.6:37)
P.S: rehefa hiverina hitsara an'izao tontolo izao IZY (AO AMIN'ILAY 1000 TAONA IZAY HO AVY) vao voalaza fa hiaraka hitsara miaraka aminy koa ireo olom-boavonjy (ary hitsara anjely koa aza)
« Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan'ny bibi-dia na teo anoloan'ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin'ny handriny na ho eo amin'ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona. » (Apok.20:4)
« Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao. » (1 Kor;6:3)
Ampaherezo ny namana hiroso fa aza tsaratsaraina izy (izany akory tsy midika hoe mankasitraka ny ataony ianao)
Amin'ny fitiavana no hitoriana fa tsy amin'ny fankahalana!!!
Aza diso fahavalo fa tsy olombelona ny fahavalo fa ny devoly eny amin'ny rivotra!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
> Ampaherezo ny namana hiroso fa aza tsaratsaraina izy (izany akory tsy midika hoe mankasitraka ny ataony ianao)
< Hampahery olona hanota ve sa ahoana? Ny devoly tokoa no fahavaloko satria izy no manota hatramin'ny voalohany! Ary izay mpanota no mila mibebaka, iza moa no mpanota??? Ilay ao amin'ny 1 Timoty 1 : 8-10
88. RBNIR
(
30/09/2015 08:48)
Hajarilala7:

Ny olona dia teraka avy eo zaza avy eo zatovo ary farany dia olon-dehibe....
Toy izany koa ny ara-panahy : ateraka indray dia mihalehibe (ronono aloha dia avy eo vetinkanina fa tsy misy olona avy dia manolotra taolana ny zaza tsy misy nify)
Ny fomba fiteny fihetsika sns lanjalanjaina tsara fa mbola tsy nisy olona nikapoka fehikibo zaza menavava namana!!!!!
90. RBNIR
(
01/10/2015 04:57)
Strong3:
aiza ilay toko sy andininy ôh
« Ronono no nomeko anareo, fa tsy ventin-kanina, satria tsy mbola natanjaka ianareo; eny, mbola tsy matanjaka mandraka ankehitriny aza, » (1 Kor.3:2)
Mila mahafantatra tsara ny olona manoloana anao ianao namana.......
Misy ny fahateram-baovao araka ilay teny hoe « aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray* ianareo. » (Jao.3:7)
Mahagaga ahy eto fa dia misy olona mbola tsy teraka akory (mboa ao an-kibo torotorina) nefa dia efa velivelesin'ny sasany amin'ny fehikibo sahady nefa ny sain'ilay olona aza mbola tsy hary akory).....????
91. RBNIR
(
01/10/2015 05:11)
Strong3:
mba omeo toko sy andininy na aram-paminaniana milaza fa tsy maintsy hisy apotres 12 hitory ny marina tsy misy kilema amin'izao taonjato faha 22 izao :p :-)
hay i RBNIR mety mahita fa mba lazao ka :-) ... !
Ity efa voavaly....Vakio ny baibolinao fa nanomboka tamin'i zanak'i Jakoba (Isiraely) dia 12 lahy hatrany no nitondra ny vahoakan'Andriamanitra...
Tamin'ny voalohany indrindra dia ny zanany 12 lahy, manarakaraka dia nisy foana ny foko 12 izay nanana ny lohany avy daholo,
Rehefa tonga indray i JEsosy dia mbola nifidy 12 lahy hatrany ihany koa IZY, dia otran'izay io rehefa hitoetra ilay fiangonana farany (hitory indray ilay filazan-tsara araka ny mat.24:14) dia tsy maintsy ho 12 lahy no isan'ireo ho voafidy....
Zava-miafina izany, normal raha tsy hitanao....
92. RBNIR
(
01/10/2015 05:30)
Strong3:
mba omeo toko sy andininy na aram-paminaniana milaza fa tsy maintsy hisy apotres 12 hitory ny marina tsy misy kilema amin'izao taonjato faha 22 izao :p :-)
hay i RBNIR mety mahita fa mba lazao ka :-) ... !
« Ary ny zanakalahin'i Jakoba dia roa ambin'ny folo mirahalahy: ny zanak'i Lea dia Robena, lahimatoan'i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona; » (Gen.35:23)
« Ireo no voalamin'i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin'ny folo lahy lehibe amin'ny Isiraely, izay samy lohan'ny fianakaviany avy. » (Nom.1:44)
« Ary sitrako ny teny ka dia nifidy roa ambin'ny folo lahy teo aminareo aho, may avy isam-pirenena; » (Deot.1:23)
« Mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny olona, dia iray avy isam-pirenena, » (Jos.4:2)
« Ary izao no anaran'ny Apostoly roa ambin'ny folo lahy: Ny voalohany, Simona, izay atao hoe Petera, dia Andrea rahalahiny; Jakoba, zanak'i Zebedio, sy Jaona rahalahiny; » (Mat.10:2)
Nifidy 12 lahy hatrany Andriamanitra hitarika ny vaohakany.....
« Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Heb.13:8)
Raha mbola tsy niova IZY dia tsy maintsy otran'izay ihany koa no hataony rehefa hanantanteraka an'ity IZY
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat;24:14)
ZAVA-MIAFINA IZANY NAMANA STRONG A!!!! NORMAL BE NY REACTIONAO!!!
93. bor2lais
(
01/10/2015 07:20)
:-)
Tsy mamaly ilay fanontaniana ange ianao izany RBNIR fa laozana manao numérologie e, mitsimpona izay 12 ao anaty Baiboly ! Dia lazaina avy eo fa zava-miafina hono izany !
:-)
Sa amina(re)o ve apostolin'i Jesoa ny zanak'i Jakoba 12 lahy ? Sa koa ve hoe avy @ ireo "firenena 12" ireo ny apostoly 12 nofidin'i Jesoa 2000 taona lasa izay ? Dia raha tohizana dia avy @ iray amin'ireo izany ny apostolina(re)o ao ?

94. RBNIR
(
01/10/2015 08:35)
Aiza ao amin'ny baiboly no manambara fa hisy 12 lahy tsy maintsy ho fidiana indray?
Hoy aho hoe ilay fampianarana tsy misy kilema taloha ihany no averina satria hoy ny teny hoe
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)
Tsy filazan-tsara hafa fa ilay taloha ihany, tsy fampianarana hafa fa ilay taloha ihany...
Ahoana ilay fampianarana?
Avy amin'Andriamanitra omena an'i Jesosy
Jesosy mila mifidy sy mampianatra azy mivantana
===> tsy maintsy hifidy 12 lahy vaovao IZY vao ho tanteraka ny teny...
12 lahy satria io no rafitra tsy misy kilema....
Vahoakan'Andriamanitra entin'ny loholona 12 hatrany ary voamarina hatrany io hatrany amin'ny zanak'Isiraely ka hatramin'i Jesosy...

95. bor2lais
(
01/10/2015 10:42)
RBNIR:
===> tsy maintsy hifidy 12 lahy vaovao IZY vao ho tanteraka ny teny...
:-)
Io no isan'ny kilema be ampianarinareo RBNIR a ! :-)
Io Matio 24. 14 io tsy milaza izany mihitsy fa "faminaniana" (tsy fantatra avy amin'iza !) ataon'ny apostolinao io ! :-)
96. rhaj0
(
01/10/2015 10:48)
dia mifampipala ho kilema(ina) izany ry RBNIR sy Bor2lais eee... Nataok'ty f'efa niravina anie ny kOzinareo mi-tsam eee... :-)
RBNIR Bor2lais - - - - - - - - > RBNIR Bor2lais

97. tealala
(
01/10/2015 11:48)
RBNIR:
Tena aleko mitandrina an'ireto namana hajarilala fa izaho tsy te handalo fitsarana sy fanamelohana an!
« Aza mitsara, mba tsy hotsaraina ianareo. » (Mat.7:1)
« Ary aza mitsara, dia tsy hotsaraina ianareo; aza manameloka, dia tsy hohelohina ianareo; mamelà, dia mba havela ianareo; » (Lio.6:37)
P.S: rehefa hiverina hitsara an'izao tontolo izao IZY (AO AMIN'ILAY 1000 TAONA IZAY HO AVY) vao voalaza fa hiaraka hitsara miaraka aminy koa ireo olom-boavonjy (ary hitsara anjely koa aza)
« Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo anoloan'ny bibi-dia na teo anoloan'ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin'ny handriny na ho eo amin'ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona. » (Apok.20:4)
« Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao. » (1 Kor;6:3)
Ampaherezo ny namana hiroso fa aza tsaratsaraina izy (izany akory tsy midika hoe mankasitraka ny ataony ianao)
Amin'ny fitiavana no hitoriana fa tsy amin'ny fankahalana!!!
Aza diso fahavalo fa tsy olombelona ny fahavalo fa ny devoly eny amin'ny rivotra!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
Tsy anatin ilay ho tsaraina izany ianareo? Fa mpitsara ianareo amin io andro io ?
98. bor2lais
(
01/10/2015 12:43)
rhaj0:
dia mifampipala ho kilema(ina) izany ry RBNIR sy Bor2lais eee... Nataok'ty f'efa niravina anie ny kOzinareo mi-tsam eee... :-)
:-)
99. Hajarilala7
(
01/10/2015 14:08)
bor2lais:Raha nanoratra ho an'i Timoty ny Apstoly Paoly, 2 Timoty 4 : 2, isan'ny 12 lahy ve i Timoty??? Mitady fomba hiavahana ianareo RBNIR ô! TSY MISY FETRA ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy Masina! Tao an-toby aza tamin'ny andron'i Mosesy izay mbola teo ambanin'ny lalàna nisy roa lahy naminany dia nasain'ny sasany noraràn'i Mosesy fa i Mosesy niteny mafy ireo hoe : zarako aza ho mpaminany daholo ny Israely rehetra. Ianareo at amin'ny androm-pahasoavana no hametra ny nomena ny mpitory fahamarinana ho 12 lahy!?!?!?
rhaj0:
dia mifampipala ho kilema(ina) izany ry RBNIR sy Bor2lais eee... Nataok'ty f'efa niravina anie ny kOzinareo mi-tsam eee... :-)
:-)
100. RBNIR
(
01/10/2015 19:32)
Zava-miafina ho an'ny maro izany namana isany a!!!
Normal be ny reactionareo rehetra, fa dia tsotra fotsiny, Aza ho isan'izay tsy mino sao hanenina any aoriana kely any!!!!
Ato ny zava-doza indrindra mitatao ho an'ny zanak'olombelona tsy ho ela intsony!!!
HANDRAY FANJAKANA TSY HO ELA INTSONY ILAY BIBIDIA ARY HANERY NY OLONA REHETRA HIANKOHOKA AMINY SY AMIN'IREO SARINY;
IZAY MINO SY MANARAKA NY FAHAMARINANA TSY MISY KILEMA IRERY IHANY SISA NO AFAKA HIARO NY FITAFIANY TSY HOVOALOTO AMIN'IZANY FOTOANA IZANY « (Indro, avy toy ny mpangalatra Aho. Sambatra izay miambina* ka miaro ny fitafiany, fandrao mandeha mitanjaka izy, ka hita ny fahamenarany.) [* Gr. miari-tory] » (Apok.16:15)
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!