FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"

21. ranthson ( 18/09/2015 06:56)

rhaj0:

1Marina7:
MISY FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA TORINAY ...

"tsisy kilema" ahoana azany... Raha ny fahitako azy, dia tena MISY, ary feno Kilema ny fampianarana torinareo... raha tsy izany ve koa tsy raha vao mivoaka eto dia ... tonga dia hehezin'ny akoho tokan'anaka eeee... sa hihomehezan'i iaho koa toaka nakahy :-)

Misy kilema mihintsy , aiza ve ka ny paska sy ny pentekosta foanana fa ny sabata ihany no tazomina.
22. Hajarilala7 ( 18/09/2015 16:09)

RBNIR:

1Marina7:

Raha misy avy amin'ny MARINA dia inona no tokony ho toetrany;
VALINY: MARINA TAHAKA AZY Jaona Voalohany 3:7 Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.

Marina izany , tsy mampianatra zavatra diso koa : tsy mandrava ny lalàna fa manantanteraka azy VAKIO ATO « Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)

Mitaona ny olona hitandrina ny didy toy ny nataon'i Jesosy « Fa hoy Jesosy taminy: ......raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.» (Matio 19:17)

Manaiky ilay voasoratra ao amin'ny heb.4:9 fa tsy manao tsinontsinona izany...

« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito vakio ny baiboly DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Hebr.4:9)

Hampahiratra ny masontsika anie IZY namana....
RBNIR:

Namana hajarilala, aleo tsy miteny hoy aho toy izay miteniteny foana....
Izao teny izao v dia tokony ho lazain'ny olona milaza ho mpanompon'Andriamanitra?
Citation ity
" Tsy izaho intsony no velona, ka raha izaho no asainao mitandrina ny andro sabata, mitandrina ny hoe Aza mijangajanga" sns.... dia miala tsiny fa ny Tompon'ny Sabata, dia Kristy Jesosy, sady faran'ny lalàna no efa velona ato amiko sady ivelomako. Diso adresse ianareo izay mampitandrina ny lalàna raha izaho no asainareo mitandrina izany.

Dia nampianao hoe : Hazavaiko fa sao tsy azonao RBNIR ilay hoe "Fa Kristy no faran' ny lalàna" = Izy no arrivée

Raha ireo no raisina dia hoe : tsy nitandriana ny lalàna intsony i Kristy ary tsy notandremany intsony ilay hoe "Aza mijangajanga".........
Mba menatra e!!!!! Aleo mangina hoy aho fa miteniteny foana!!!!
23. Hajarilala7 ( 18/09/2015 16:34)
RBNIR:

Manana fo madio sy fijery tsy miangatra,
Raha marina no lazainy nahoana no tsy hino izaho sy ianao?
Raha diso kosa dia tsy maninona satrai izy aza mampianatra diso koa......
Nefa raha ny fandraisako ny teninareo eto tsy ilay fampianarana no omenareo tsiny fa noho izy nilaza ny mikasika ilay fiangonana marina sy ny tena dikan'ny atao hoe apostoly marina.....
Hamaly anao eto aho fa toa bloqué ilay lohahevitra ary am FANEKENA TALOHA sy FANEKENA VAOVAO

Hoy ianao RBNIR: Namana hajarilala, aleo tsy miteny hoy aho toy izay miteniteny foana....
Izao teny izao v dia tokony ho lazain'ny olona milaza ho mpanompon'Andriamanitra?
Citation ity
" Tsy izaho intsony no velona, ka raha izaho no asainao mitandrina ny andro sabata, mitandrina ny hoe Aza mijangajanga" sns.... dia miala tsiny fa ny Tompon'ny Sabata, dia Kristy Jesosy, sady faran'ny lalàna no efa velona ato amiko sady ivelomako. Diso adresse ianareo izay mampitandrina ny lalàna raha izaho no asainareo mitandrina izany.

Dia nampianao hoe : Hazavaiko fa sao tsy azonao RBNIR ilay hoe "Fa Kristy no faran' ny lalàna" = Izy no arrivée

Raha ireo no raisina dia hoe : tsy nitandriana ny lalàna intsony i Kristy ary tsy notandremany intsony ilay hoe "Aza mijangajanga".........
Mba menatra e!!!!! Aleo mangina hoy aho fa miteniteny foana!!!!

VALINY

Ilay Jesosy-nareo angaha mbola mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga"???

Lay Kristy-na(re)o izany ry Ingahy RBNIR dia mbola mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga" MIANGAVY ANAO AHO , omeo eto ny toko sy andinin-tSoratra Masina milaza izany, Fa natao ho an'iza ny lalàna ary iza no nanome ny lalàna????
TENA MAMPALAHELO IANAO ry kerobima voahosotra! AVERIKO ETO : MIBEBAHA IANAO! Fa manao blasfemia!!!!! Atsaharo ny fampianaranao sy ny fitaka ataonao!!!!!!

Eto dia isan'ireo izay mankafy ilay film hoe : "La dernière tentation du christ" iana're)o!!! Ary iny no kristy-nareo!!!
Ny Kristy izay ato anatiko dia ilay ao amin'ny Galatiana 2:20 "Voahombo miaraka amin’i Kristy amin’ny hazofijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin’ny nofo, dia ivelomako amin’ny finoana ny Zanak’Andriamanitra Izay efa tia ahy, ka nanolotra ny tenany ho ahy."

Fa iza no velona ao anatinao ry kerobima voahosotra????

Ny Fanahy aro anatiko dia Ilay voalaza ao 1 Korint 6:19 Ahoana àry? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin’ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin’Andriamanitra ka tsy tompon’ny tenanareo ianareo?
Io ilay HOSOTRA!!!
Ary ny anao ry RBNIR / . Iny ao amin'ilay film "La dernière tentation du christ" iny ilay nanosotra anao ry kerobima voahosotra!!!! Iny mantsy ilay kristy mila mitandrina ny hoe "Aza mijangajanga"

Mbola mitandrina ny lalàna Ingahy Pasy an!!!! F'angah mbola........???? Tandremo tsara ary an!!!! 1 Timoty 1 :8-10. Ny lalàna dia natao ho an'ny mpanota, mpijangajanga, sodomita, mpangalatr'olona (kidnapper) an!!!

Manoro hevitra anao aho MIBEBAHA IANAO!!! Atsaharo tsy misy hatak'andro ny fampianaranao sy ny fitaka ataonao!!!!
24. tealala ( 20/09/2015 03:46)

Hajarilala7:

RBNIR:

1Marina7:

Raha misy avy amin'ny MARINA dia inona no tokony ho toetrany;
VALINY: MARINA TAHAKA AZY Jaona Voalohany 3:7 Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy.

Marina izany , tsy mampianatra zavatra diso koa : tsy mandrava ny lalàna fa manantanteraka azy VAKIO ATO « Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)

Mitaona ny olona hitandrina ny didy toy ny nataon'i Jesosy « Fa hoy Jesosy taminy: ......raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.» (Matio 19:17)

Manaiky ilay voasoratra ao amin'ny heb.4:9 fa tsy manao tsinontsinona izany...

« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito vakio ny baiboly DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Hebr.4:9)

Hampahiratra ny masontsika anie IZY namana....

Izany foana anie no hirahirainareo fa tsy itako akory izay manatanteraka didy eo, didy efa nosoratana fa tsy hoe ilaina takarina.
izany
25. RBNIR ( 21/09/2015 01:01)
Efa niteny aho hoe farany iny namana hajarilala....

Nefa tsy maninona fa averiko farany ity ho anao......
Efa nambarako fa i Kristy Jesosy dia nitandrina izay rehetra voasoratra fahiny ka mbola tokony tandremana aty amin'ny fanekena vaovao....
Ireto no porofo hoy aho (ary efa nandray sy feno ny Fanahy Masina Izy tamin'io fotoana io)......
« Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra (Deo. 8. 3). » (Mat.4:4)
« Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon ny tempoly, » (Matio 4:5)
« dia nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: Izy handidy ny anjeliny ny aminao; Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12). » (Matio 4:6)
« Hoy Jesosy taminy: Voasoratra hoe koa: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deo. 6. 16). » (Matio 4:7)
« Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, » (Matio 4:8)
« dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » (Matio 4:9)
« Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo. 6. 13). » (Matio 4:10)

Ny hoe Aza mijangajanga dia tena notandremany (ary mbola nasainy notandremana marina tokoa......

« Ary, indro, nisy anankiray nanatona Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô*, inona no tsara hataoko hahazoako fiainana mandrakizay?[*Na: (Mpampianatra tsara ô)] » (Mat.19:16)
« Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.[*Na: (Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra.)] » (Mat.19:17)
« Hoy ralehilahy taminy: Inona avy moa? Dia hoy Jesosy: Ny hoe: Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga, » (Mat.19:18)

Ny atao hoe ambany lalàna hoy aho dia olona iray mihezaka ny manantanteraka ny Sitrapon'Andriamanitra (ilay ambaran'ilay lalàna) "eo ambany fitarihan'ilay lalàna izay hita sy re ety ivelany nefa ny ota tsy afaka fa mbola ao anatiny".....
Vokany tsy mahay manao ilay sitrapon'Andriamanitra izy satria mbola eo ambany fanandevozan'ny ota====> tsy mety tanterany ilay lalàna....

Ny atao kosa hoe ambany fahasoavana dia olona iray "efa nohafahana tamin'ny ota" ary manantanteraka an'ilay sitrapon'Andriamanitra (ilay nambaran'ny lalàna teo aloha iny ihany) eo ambany fitarihan'Ilay Fahasoavana indray kosa (eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina)...
Vokany lasa mahay manao ny sitrapon'Andriamanitra satria AFAKA TAMIN'NY FANANDEVOZAN'NY OTA NO SADY NOMENA HERY AVY AMIN'NY FANAHY MASINA.....
======> LASA TANTERAK'ILAY OLONA NY FANAOVANA ILAY LALANA....« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Mat.5:17)

Ny tokony ataon-tsika ankehitriny hoy aho dia ny mamantatra hoe
1- iza avy ireo lalàna efa rava aty amin'ny fanekena vaovao :
* fitoraham-bato ireo nanota (izay fitinina amin'ny hoe ireo lalàna izay ateraky ny fandikan-dalàna)
* ireo lalàm-pisoronana rehetra (manatitra zana-kondry sns) satria ny tabernakely efa nafindra any an-danitra ary ny mpanalalàna dia efa nofoanana fa IRAY SISA dia i Jesosy Kristy....

2- Iza avy no lalàna mbola notandreman'i Jesosy sy ny mpianany taty amin'ny fanekena vaovao : dia efa noporofoiko fa anisany ny Sabata izay tena mbola notsindrina mafy any amin'ny heb.4.9 hoe « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9) « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (na ny andro fahafito vakio ny baiboly DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. »

Mila fantarina ihany koa hoy aho hoe ahoana marina no atao mba hanesorana ilay OTA ao anaty sy andraisana ILAY FANAHY MASINA mba hahatonga antsika hahay hanantanteraka ilay sitrapon'Andriamanitra marina ka dia hovoavonjy isika araka ilay hoe « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)

SECRET N'NY FIAINANA MANDRAK'IZAY :
1- AFAKA AMIN'NY FANANDEVOZAN'NY OTA « Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. » (Jao.8:36)
2- FANDRAISANA NY FANAHY MASINA « Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. » (Rom.8:9)

Izay olona tonga amin'ireo no ho afaka hanao ny sitrapon'Andiamanitra ary afaka miarahaba tena fa nandray ny fanjakan'Andriamanitra......

« Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.» (Lio.17:21)

P.S : ny tiako holazaina aminao dia sady mampijangajanga an'i Kristy ianao no mampijangajanga ny olona amin'ny fomba fitorianao satria tsy hainao intsony ny zavatra teneninao fa faly hanohitra fotsiny ianao......

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!
26. Hajarilala7 ( 21/09/2015 06:54)

Hoy ianao / 2- FANDRAISANA NY FANAHY MASINA « Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin'i Kristy, dia tsy Azy izy. » (Rom.8:9)

Ny olona ao amin'ny Fanahy izany ve dia mbola mitandrina ny hoe "Aza mijanagajanga". F'angaha tsy asan'ny nofo izany fijangajangana izany? Galatiana 5 :19????

Ianareo no tsy mahalala ny dikan'ny hoe mitandrina no tena marina??? Raha ianao no teneniko hoe "Aza mifoka rongony" dia ahoana hoy ianao? satria Andriamanitra niteny tamiko hoe teneno i RBNIR "Aza mifoka rongony"? (Tsy fantatro aloha na mifoka ianao na tsia, miala tsiny!) Ny olona na tsy nangalatra ve no samborina dia lazaina hoe 'Aza mangalatra" dia mety aminareo???

Raha olona ao amin'ny Fanahy ianao dia tsy amin'ny asan'ny nofo toy izany intsony fa afaka miteny amin'ny olona ao amin'ny nofo hoe "Aza mijangajanga".

« Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deo. 6. 13). » (Matio 4:10)
Ny zavatra nangalana fanhy Azy no novaliany fa fantatry ny devoly fa tsy ho azo amin'izany fijangajangana izany Izy.

Raha misy vehivavy manatona anao ka hila anao dia ahoana hoy ianao??? I Josefa aza tsy mbola nomena ny lalàna dia tsy nanaiky ny fanirian-dratsin'i vadin'i Potifara satria ny Fanahin'Andriamanitra no tao anatiny dia i Jesosy no asainao mitandrina ny lalàna hoe 'Aza mijangajanga"? Mampalahelo be ny toe-panahinareo sy fombanareo mpitandrina sy mampitandrina ny lalàn'i Mosesy an'ny olona hatramin'izao nefa manantena sy mampanantena fiainana mandrakizay.

Efa nambarako taminao ry RBNIR fa Jesosy dia teraka teo ambanin'ny lalàna mba hanavotany izay eo ammbany lalàna fa raha nahatanteraka izay nilain'Andriamanitra ny lalàna dia tsy nila ny Zanak'Andriamanitra nidina tety hampijalina sy vonoina ary naniraka ny Fannhy Masina ho an'ny olona fa naleo fehizina amin'ny lalàna ny olona dia vita.

Voavela ve ny helok'ireo izay nitondra fanatitra biby noho ny ota tamin'ny andron'ny lalàna sa tsia??? .... Fantatro ny valiteninao! Koa natao sy nanao inona tety ary ny Zanak'Andrialmanitra.
Ny lalàna dia tsy nampanantena afa-tsy ny tany Kanana fotsiny ihany (izay aloka ihany)
27. RBNIR ( 21/09/2015 07:25)
Efa voavaly daholo ireo namana a, manao resaka aller-retour b isika ary tsy hiova mihitsy akory ny valiteny fa tokana ihany, satria ny marina dia 1 ihany ataoko ahaona moa rehefa takona ny masonao namana,
Ny Tompo anie hanazava ny masompanahintsika.....

28. Strong3 ( 21/09/2015 10:05)

RBNIR:

Strong3:

Dia makasitraka an'i RBNIR fa hitako naseho tv mihitsy ny fanotaniako teto ! good good good :-)

fa dia tena mba nivaninika aho tamin'ny maraina teo 11/09/2015

sempotra ingahy pasy namaly hoe :
"isika irery ve no fiangonana marina?" hoy ingahy paopaoly

dia ny hany navalin'ingahy pasy dia hoe : "NY MARINA NO TORIANTSIKA KA MAZAVA IZANY FA MARINA ISIKA"

dia nipetraka indray ny fanotaniana faharoa
"ny fiangonantsika irery ve no vala tokana?" hoy ingahy paopaoly

dia izao no valiny:
"iray ihany no mpiandry fa tsy maro" ka dia mazava izany fa tsy eto intsony i JESOSY fa ny IRANY NO HITANDRINA NY ONDRY
.....
tahaka ny te hiteny izany i pasitera hoe :
IZAHO PASITERA HERINIRINA FITIAVANA no solotenan'i Jesosy kristy hitandrina ny ondry manerantany

dia ampitao any indray re ry namana fa nampné be ilay valiteny...
sao mba izy tenany no tokony hiresaka eto hiangaliako ny resaka tokony hifanitsiana :-)

fa dia misaotra fa hay mahay mampita resaka isé

Mahafinaritra rehefa misy namana mijery ny fandaharana,
Tohizo hatrany namana fa any aoriana any ianao dia mba hanisan'ny hifaly sy hankasitrana an'Andriamanitra raha toa ka olom-boafidiny ihany koa (fa raha te ho isany atsaharo ny fanoherana sao hiova hevitra i Jesosy!!!!!)

Efa zava-dehibe rehefa nahavita dingana lehibe nanaraka ilay fandaharana ianao...
Izao ny tena marina , ny fiangonana marina dia izay fiangonana antsagan'i Jesosy Kristy mivantana amin'ny alalan'ny apostoly izay fidiany mivantana ihany koa.....

(izaho koa nijery an'iny fandaharana iny ary izay ilay hafatra tao namana)....

Mazava ilay hafatra nambara tamin'iny namana : tsy inona fa fampahafantarana ny olona ILAY MARINA koa raha MISY AVY AMIN'NY MARINA dia mihaino ny FEON'NY TOMPONY.......

« Ary hoy Pilato taminy: Mpanjaka va ary Hianao ? Jesosy namaly hoe: Voalazanao fa mpanjaka Aho. Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jao.18:37)

Ka raha marina ny zavatra voalaza tao inona moa no tsy hihainoantsika azy (raha avy amin'ny marina tokoa isika???).

na marina ny anareo na tsia , tsy dia olana lohatra...

fa ianareo milaza fa tsy manampaharoa ny fampianaranareo , ary ianareo irery no iraka farany amin'izao andro farany izao , izay avy any amin'Atra no olana.
Ahoana no anaporofoanareo fa ianareo irery no iresahan'Atra sy nosoran'Atra hitondra ny fampianarana tsy misy kilema?
fa ny mpivavaka sasany voa-kilema daholo :p :-)

29. Strong3 ( 21/09/2015 10:52)

RBNIR:

Manana fo madio sy fijery tsy miangatra,
Raha marina no lazainy nahoana no tsy hino izaho sy ianao?
Raha diso kosa dia tsy maninona satrai izy aza mampianatra diso koa......
Nefa raha ny fandraisako ny teninareo eto tsy ilay fampianarana no omenareo tsiny fa noho izy nilaza ny mikasika ilay fiangonana marina sy ny tena dikan'ny atao hoe apostoly marina.....

raha tsy nisy fo madio za tsy hangataka fanazavana avy aminareo , izay aloha dia aoka hazava!

manaraka izany, tsy ny fampianaranareo no olana hoy ianao, fa ianareo miteny mihitsy fa IANAREO MISORATENA HO TSY MANAMPAHAROA IO NO OLANA.

hoe : any amparany any ny olona ho mpandoka-tena , ka tsy efa hita eto ve izany fa autoproclamation izany??? :-)

hoe : ity torianay ity dia ; ilay notorian'i Jesosy tamin'izany, ary izaho pasitera Herinirina ihany no nomena alalana hitory izany. ka izay tsy mivavaka ato aminay dia very na izay tsy vita batisa ato aminay dia very ...sns

ka olana izany aminao sa tsia???

raha miheno ny vavan'i episkopo indray izany ianao dia misoratena ho tompon'ny marina tokana koa ireo ; ka iza aminareo ilay tena voahosotra marina ...

ary izahay izany aminareo ireo dia varimasaka ??? :-) :-)

misy namana ao milaza fa :
izay mpanota no tsy mendrika hitory ary ireo no voa kilema.
eto izany efa misy olona tsy azom-panahy sy voazaha-toetra fa efa tena tsy misy kilema

« Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika. » (1 Jaona 1:8)

ka asa aloha; ireo misoratena ireo raha maharaka ny lalàna 613 sy ny didy 10 tsy misy latsaka na tsia.. etsy andaniny izany ny lalàn'i Kristy ao amin'ny Mat 5-7 izay natevenina sy nohamafisina.
ary hoy Izy:
« Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo. » (Matio 5:20)

_ ka sao mba efa andriamanitra aza ny sasany eto!!! :-) :-) :-)
30. RBNIR ( 21/09/2015 11:05)

Filazana ny marina fotsiny io namana fa tsy sanatria fanandratantena, na fanaovana tsinontsinona ny hafa!!!.....Raha hitanao ary fa marina ilay hafatra dia torohevitra omena anao, maneke hanaraka ny fahamarinana namana!!! « Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy ....amin'ny fahamarinana. » (Jao.4:24)...
31. Strong3 ( 21/09/2015 12:14)
filazana ny marina ahoana?!...

hoe ianareo no tsy manampaharoa ve? :-)

averiko aminao foana fa raha teolojia dia samby zanakin'ny mpanefy avokoa ny rehetra. ka tsy misy ampianarinareo sy handany andro ny amin'izany eo.
Jer 31:31-34 ngamba hainao tsara !?!

fa averiko ihany aza dia manandratena diso tafahoatra ianareo ireto fa sao mandoto rano ny FILAZANTSARA

_ nenay no marina eh
_ nenay no tena avy any andanitra eh
_nenay no sitrak'Atra eh
... fa ny anareo rehetra ireo diso daholo eh

nandritra izay 2000 taona izay dia izao vao niverina ny marina eh! ary izahay RBNIR irery no nomena io eh

dia gaga enao izay!! :-)
32. rhaj0 ( 21/09/2015 12:32)
hi hi hi... esy aho e ry Strong3... nefa ianao vao tsy ela akoriny nikabary toatoa io... :-)
Hitanao @izany ny maha-abdurde, na mampitondra any amina absurditE ity finoana(o) ity...
33. RBNIR ( 21/09/2015 12:57)

Strong3:

filazana ny marina ahoana?!...

hoe ianareo no tsy manampaharoa ve? :-)

averiko aminao foana fa raha teolojia dia samby zanakin'ny mpanefy avokoa ny rehetra. ka tsy misy ampianarinareo sy handany andro ny amin'izany eo.
Jer 31:31-34 ngamba hainao tsara !?!

fa averiko ihany aza dia manandratena diso tafahoatra ianareo ireto fa sao mandoto rano ny FILAZANTSARA

_ nenay no marina eh
_ nenay no tena avy any andanitra eh
_nenay no sitrak'Atra eh
... fa ny anareo rehetra ireo diso daholo eh

nandritra izay 2000 taona izay dia izao vao niverina ny marina eh! ary izahay RBNIR irery no nomena io eh

dia gaga enao izay!! :-)

Isika hoy aho tsy manambony tena fa milaza ny marina fotsiny ihany (tahaka an'i Jesosy e!)
« Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy. » (Jao.8:54)
Ka tsy marina ary v hoe I Jesosy irery no tokony hifidy apostoly??? Tsy marina koa v hoe ny atao hoe apostoly dia olona ampianarin'i Jesosy mivantana????
Ka inona no tsy marina amin'izany??? Ny filazana izay marina izay ve dia = manambony tena???
34. Hajarilala7 ( 21/09/2015 15:14)

RBNIR:

Efa voavaly daholo ireo namana a, manao resaka aller-retour b isika ary tsy hiova mihitsy akory ny valiteny fa tokana ihany, satria ny marina dia 1 ihany ataoko ahaona moa rehefa takona ny masonao namana,
Ny Tompo anie hanazava ny masompanahintsika.....

Rehefa mbola te hanaraka aloka ianao ry sakaiza ataoko ahoana moa fa ny marina TOKANA ihany dia Kristy Jesosy Izay lavinareo Izy Ilay avy tamin'ny Rano sy Rà ary ny Fanahy, ny anareo ilay mbola mitandrina ny lalàna hoe "Aza mijangajanga" sy ny ràm-biby afangaro amin'ny ràn'i kristy-nareo sy ny andro sabata, tany Kanana ny anareo fa tsy Fanjakan'ny lanitra, mbola andevo ianareo fa tsy olona afaka ka mbola atao hoe "Aza mijangajanga intsony, aza mangalatra intsony, sns....

Ny anao no tena aller-retour tsy misy afa-tsy ny hoe "Aza mijangajanga, tandremo ny andro sabata"

Hamindra fo aminao anie Andriamanitra sy hampahiratra ny mason'ny olona izay fitahina(re)o.

Mino aho fa olona hafa ankoatra anao izay mamaky ity dia hahiratra ny masony ka tsy azo fitahina!
35. Hajarilala7 ( 21/09/2015 15:32)
RBNIR:

Strong3:

filazana ny marina ahoana?!...

hoe ianareo no tsy manampaharoa ve? :-)

averiko aminao foana fa raha teolojia dia samby zanakin'ny mpanefy avokoa ny rehetra. ka tsy misy ampianarinareo sy handany andro ny amin'izany eo.
Jer 31:31-34 ngamba hainao tsara !?!

fa averiko ihany aza dia manandratena diso tafahoatra ianareo ireto fa sao mandoto rano ny FILAZANTSARA

_ nenay no marina eh
_ nenay no tena avy any andanitra eh
_nenay no sitrak'Atra eh
... fa ny anareo rehetra ireo diso daholo eh

nandritra izay 2000 taona izay dia izao vao niverina ny marina eh! ary izahay RBNIR irery no nomena io eh

dia gaga enao izay!! :-)

Isika hoy aho tsy manambony tena fa milaza ny marina fotsiny ihany (tahaka an'i Jesosy e!)
« Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy. » (Jao.8:54)
Ka tsy marina ary v hoe I Jesosy irery no tokony hifidy apostoly??? Tsy marina koa v hoe ny atao hoe apostoly dia olona ampianarin'i Jesosy mivantana????
Ka inona no tsy marina amin'izany??? Ny filazana izay marina izay ve dia = manambony tena???

Ry RBNIR ô! Aiza ao anaty baiboly no nisy olona natao tahaka anao??? Fa iza ianao io ??? Tonga tao amiko foana Jesosy isan'andro dia nampianatra ahy, d..., dia nisy diloilo niraraka teo amin'ny lohany ka nakeo amin'ny lohako dia toa hoe iny ilay hosotra sns.... dia ianao irery no nirahin'i jesosy sandoka hitory ny "filazantsara" maneran-tany...... misy olona any amin'ny Pôle Nord any ka tsy maintsy tonga any ianao izany???? Nitory na nanao ireo ve ny Apostolin'ny Zanak'ondry????? Izay ilay nambaran'i Paoly Apostoly fa filazantsara hafa Galatiana 1:10 izay mitondra ozona ho anao. Ny bokin'ny Deoteronomia aza milaza fa tsy any an-danitra izany na any am-pitan-dranomasina ka iza no haka azy ho antsika???

Efa nomena ny Fanahy Masina ka io no mampianatra fa tsy misy "Jesosy Marina" tonga mivantana ao aminao ka hampianatra anao!!! Raha tsy izany dia diso Izy nilaza hoe maha-tsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra ka hampianatra anareo sns...

Gaga indray aho fa sady nomena indray izany ny Fanahy no mbola mampanao "COURS PARTICULIER"ho an'i RBNIR indray Izy!!! Aza mampihomehy moa rangahy fa tsy "Torak'hehy" anie na "Tontakely " izy ity é! Dia misy olona dia tena JAMBA, AVEUGLE mino izany ve amin'izao fotoana izao!!!!

Dia tsy mbola hibebaka ve ianao RBNIR?????
36. rhaj0 ( 21/09/2015 16:31)
Hajarilala7:
Dia misy olona dia tena JAMBA, AVEUGLE mino izany ve amin'izao fotoana izao!!!!

hi hi hi.. aza asiana mafy kosany i RBNIR eee.... ary inona koa azany moa ny inoanao ao ry Hajarilala7, ka maha-"JAMBA, AVEUGLE" anao ao io eeee... aiza moa ianao no tsy io hotry ny tezitezitrabe io ... :-)
37. RBNIR ( 22/09/2015 05:27)
Hajarilala7:

RBNIR:

Strong3:

filazana ny marina ahoana?!...

hoe ianareo no tsy manampaharoa ve? :-)

averiko aminao foana fa raha teolojia dia samby zanakin'ny mpanefy avokoa ny rehetra. ka tsy misy ampianarinareo sy handany andro ny amin'izany eo.
Jer 31:31-34 ngamba hainao tsara !?!

fa averiko ihany aza dia manandratena diso tafahoatra ianareo ireto fa sao mandoto rano ny FILAZANTSARA

_ nenay no marina eh
_ nenay no tena avy any andanitra eh
_nenay no sitrak'Atra eh
... fa ny anareo rehetra ireo diso daholo eh

nandritra izay 2000 taona izay dia izao vao niverina ny marina eh! ary izahay RBNIR irery no nomena io eh

dia gaga enao izay!! :-)

Isika hoy aho tsy manambony tena fa milaza ny marina fotsiny ihany (tahaka an'i Jesosy e!)
« Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy. » (Jao.8:54)
Ka tsy marina ary v hoe I Jesosy irery no tokony hifidy apostoly??? Tsy marina koa v hoe ny atao hoe apostoly dia olona ampianarin'i Jesosy mivantana????
Ka inona no tsy marina amin'izany??? Ny filazana izay marina izay ve dia = manambony tena???

Ry RBNIR ô! Aiza ao anaty baiboly no nisy olona natao tahaka anao??? Fa iza ianao io ??? Tonga tao amiko foana Jesosy isan'andro dia nampianatra ahy, d..., dia nisy diloilo niraraka teo amin'ny lohany ka nakeo amin'ny lohako dia toa hoe iny ilay hosotra sns.... dia ianao irery no nirahin'i jesosy sandoka hitory ny "filazantsara" maneran-tany...... misy olona any amin'ny Pôle Nord any ka tsy maintsy tonga any ianao izany???? Nitory na nanao ireo ve ny Apostolin'ny Zanak'ondry????? Izay ilay nambaran'i Paoly Apostoly fa filazantsara hafa Galatiana 1:10 izay mitondra ozona ho anao. Ny bokin'ny Deoteronomia aza milaza fa tsy any an-danitra izany na any am-pitan-dranomasina ka iza no haka azy ho antsika???

Efa nomena ny Fanahy Masina ka io no mampianatra fa tsy misy "Jesosy Marina" tonga mivantana ao aminao ka hampianatra anao!!! Raha tsy izany dia diso Izy nilaza hoe maha-tsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra ka hampianatra anareo sns...

Gaga indray aho fa sady nomena indray izany ny Fanahy no mbola mampanao "COURS PARTICULIER"ho an'i RBNIR indray Izy!!! Aza mampihomehy moa rangahy fa tsy "Torak'hehy" anie na "Tontakely " izy ity é! Dia misy olona dia tena JAMBA, AVEUGLE mino izany ve amin'izao fotoana izao!!!!

Dia tsy mbola hibebaka ve ianao RBNIR?????

Voalohany namana hajarilala, tsy izaho ilay izy fa mijoro vavolombelona fotsiny no ataoko eto (jereo ato ny momba ahy raha tianao ho fantatra)

Iza no mitovy azy ao anaty baiboly? olona nofidin'i Jesosy mivantana atao apostoly? ary koa nampianarin'i Jesosy mivantana fa tsy nampianarin'olona?
« Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy; » (Asa.9:3)
« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)

I saoly ilay niova hoe Paoly (apostoly) no mitovy aminy raha ao amin'ny baiboly no jerena...

Ity no porofo fa nofidiany marina tokoa i paoly « Ary Ananiasy namaly hoe: Tompoko, efa reko tamin'ny maro ny haben'ny ratsy nataon'izany lehilahy izany tamin'ny olonao masina tany Jerosalema. » (Asa.9:13)
« Ary manana fahefanay koa avy tamin'ny mpisoronabe izy hamatotra izay rehetra miantso ny anaranao. » (Asa.9:14)
« Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)

Ity ihany koa ny porofo fa i paoly dia nampianariny mivantana tahaka ireo apostoly 11 hafa ihany koa fa tsy mba nampianarin'olona.....

« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Ny atao hoe apostoly dia
1- Olona fidin'i Jesosy mivantana (tsy ilay olona no manantona fa Jesosy no manantona sy mifidy)
2- Olona ampianariny mivantana fa tsy ampianarin'olona

Vakio ny baibolintsika fa marina foana io.....
38. RBNIR ( 22/09/2015 05:43)
P.S: fantatry ny apostoly 11 lahy fa tokony ho 12 ny isan'ny apostoly, dia nifidy olona iray izireo asolo an'i Jodasy (i Matia no voafidy tamin'ny hatsapaka tamin'izay Vakio Asa.1:23-26)...

Noporofoin'i Jesosy anefa fa IZY IRERY IHANY NO MIFIDY SY MAMPIANATRA NY ATAO HOE APOSTOLY....I PAOLY no apostoly faha 12 (solon'i Jodasy) fa tsy i Matia araka ny fihevitry ny olona......
« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isa.55:8)
39. RBNIR ( 22/09/2015 06:00)
P.S 2 : TSY MISY IZANY APOSTOLY VEHIVAVY IZANY KOA !!!
« Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan'ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan'ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. » (1 Kor.11:3)
« Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany. » (1 Tim. 2:12)
Miala tsiny fa dia BDB maniry otran'ny anana ny fiangonana tsy manajà an'io rafitra tsy misy kilema io!!!!!!

40. Strong3 ( 22/09/2015 09:07)

Hajarilala7:

RBNIR:

Strong3:

filazana ny marina ahoana?!...

hoe ianareo no tsy manampaharoa ve? :-)

averiko aminao foana fa raha teolojia dia samby zanakin'ny mpanefy avokoa ny rehetra. ka tsy misy ampianarinareo sy handany andro ny amin'izany eo.
Jer 31:31-34 ngamba hainao tsara !?!

fa averiko ihany aza dia manandratena diso tafahoatra ianareo ireto fa sao mandoto rano ny FILAZANTSARA

_ nenay no marina eh
_ nenay no tena avy any andanitra eh
_nenay no sitrak'Atra eh
... fa ny anareo rehetra ireo diso daholo eh

nandritra izay 2000 taona izay dia izao vao niverina ny marina eh! ary izahay RBNIR irery no nomena io eh

dia gaga enao izay!! :-)

Isika hoy aho tsy manambony tena fa milaza ny marina fotsiny ihany (tahaka an'i Jesosy e!)
« Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy. » (Jao.8:54)
Ka tsy marina ary v hoe I Jesosy irery no tokony hifidy apostoly??? Tsy marina koa v hoe ny atao hoe apostoly dia olona ampianarin'i Jesosy mivantana????
Ka inona no tsy marina amin'izany??? Ny filazana izay marina izay ve dia = manambony tena???

Ry RBNIR ô! Aiza ao anaty baiboly no nisy olona natao tahaka anao??? Fa iza ianao io ??? Tonga tao amiko foana Jesosy isan'andro dia nampianatra ahy, d..., dia nisy diloilo niraraka teo amin'ny lohany ka nakeo amin'ny lohako dia toa hoe iny ilay hosotra sns.... dia ianao irery no nirahin'i jesosy sandoka hitory ny "filazantsara" maneran-tany...... misy olona any amin'ny Pôle Nord any ka tsy maintsy tonga any ianao izany???? Nitory na nanao ireo ve ny Apostolin'ny Zanak'ondry????? Izay ilay nambaran'i Paoly Apostoly fa filazantsara hafa Galatiana 1:10 izay mitondra ozona ho anao. Ny bokin'ny Deoteronomia aza milaza fa tsy any an-danitra izany na any am-pitan-dranomasina ka iza no haka azy ho antsika???

Efa nomena ny Fanahy Masina ka io no mampianatra fa tsy misy "Jesosy Marina" tonga mivantana ao aminao ka hampianatra anao!!! Raha tsy izany dia diso Izy nilaza hoe maha-tsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra ka hampianatra anareo sns...

Gaga indray aho fa sady nomena indray izany ny Fanahy no mbola mampanao "COURS PARTICULIER"ho an'i RBNIR indray Izy!!! Aza mampihomehy moa rangahy fa tsy "Torak'hehy" anie na "Tontakely " izy ity é! Dia misy olona dia tena JAMBA, AVEUGLE mino izany ve amin'izao fotoana izao!!!!

Dia tsy mbola hibebaka ve ianao RBNIR?????

:-) huhuhu ... cours particulier , ary izy irery no nosafidiana manokana fa sisak'izay varimasaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1064