FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"

61. bor2lais ( 24/09/2015 09:08)

RBNIR:

Izay no marina ry namana,
2 amin'izao fotoana izao no voalazan'i Kristy Jesosy fa ampianarina an'ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny 2000 taona lasa!!!!
Tsy maninona raha izay no handraisanao azy fa ny hafatra dia hoe tsy maintsy miverina amin'io fampianarana io ny olona!!!!
Izay rahateo no antony niverenany hampianatra azy io!!!
Raha mahatsapa kilema ao anatinao (sy ny fiangonanao) ianao entaniko hiroso hatrany satria tsy misy kilema no takiany!!!!

Siora ve RBNIR fa tsy misy kilema tokoa io soratanao io ? :-)
62. RBNIR ( 24/09/2015 09:42)
Izay ilay fanaovana ny asan'Andriamanitra namana bor2lais....
« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan'Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny. » (Jao.6:29)
Rehefa tsapanao ary tena hitanao fa irak'Andriamanitra marina ny olona iray (ny voany no hamantaranao azy) dia mila manao ny asan'Andriamanitra ianao namana!!!!
63. bor2lais ( 24/09/2015 10:34)

1. Izy tenany no tondroiNY amin'io Jaona 6.21 io
2. RBNIR aloha no voany hitanay eto hatreto izay tsy dia maharesy lahatra (ahy) loatra ny zavatra ambarany !
:-)
64. RBNIR ( 24/09/2015 10:50)
Ka ianao variana mijery ahy ange namana sady mihevitra fa ilay teny avy amiko fa tsy teniny e! P.S : izaho tsy mizara ny fihevitro mihitsy sao hiara very isika sy ianao!
Tori-teny = Fanambarana ny TENIN'ANDRIAMANITRA!!!!
65. Hajarilala7 ( 24/09/2015 15:09)

RBNIR:

Namana Strong>>>>
Diniho tsara fa "déduction" avy aminao ilay hoe niteny aho hoe Izahay irery" fa tsy nilaza izany mihitsy aho,
Misy 2 hoy aho erak'izao tontolo izao (ny 1 any ampita) dia mbola tsy maintsy hisy 10 hafa hoy aho hofidiana mba hameno ny 12 lahy hitarika ilay fitoriana lehibe farany...
RBNIR ô! Nahoana no feranareo 12 io zavatra io. Omeo toko sy andininy hoe milaza fa any am-parany any dia hisy 12 lahy hofidiako hitarika ny fitoriana lehibe farany. Fa izaho hanome anao fa tsy misy fera io! Ny olona izay efa nateraky ny rano sy ny Fanahy dia efa tokony hanao fitoriana!

Aza mihoatra noho izay voasoratra fa lasa mirehareha sy mieboebo ianareo!
Izay anie ilay mbola hitenenako eto hoe : MIBEBAHA IANAREO!
66. Hajarilala7 ( 24/09/2015 15:12)
RBNIR:

RBNIR:

Namana Strong>>>>
Diniho tsara fa "déduction" avy aminao ilay hoe niteny aho hoe Izahay irery" fa tsy nilaza izany mihitsy aho,
Misy 2 hoy aho erak'izao tontolo izao (ny 1 any ampita) dia mbola tsy maintsy hisy 10 hafa hoy aho hofidiana mba hameno ny 12 lahy hitarika ilay fitoriana lehibe farany...

Fa tsy maintsy olona vonona hanaraka 100% an'ilay fampianarana tsy nisy kilema nampianarina 2000 taona lasa vao azo antoka fa hovoafidy namana.....
Mibebaha ianareo ry RBNIR fa tena diso lalana! Iza no namosavy anareo?
67. Hajarilala7 ( 24/09/2015 15:16)
RBNIR:

Izay no marina ry namana,
2 amin'izao fotoana izao no voalazan'i Kristy Jesosy fa ampianarina an'ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny 2000 taona lasa!!!!
Tsy maninona raha izay no handraisanao azy fa ny hafatra dia hoe tsy maintsy miverina amin'io fampianarana io ny olona!!!!
Izay rahateo no antony niverenany hampianatra azy io!!!
Raha mahatsapa kilema ao anatinao (sy ny fiangonanao) ianao entaniko hiroso hatrany satria tsy misy kilema no takiany!!!!
Ny antoko-pinoana rehetra dia samy milaza fa tsy misy kilema daholo fa ataovy ny conférence raha sahy ianareo, ry RBNIR! Conférence tsy mivoaka ny Baiboly dia andao fa raha vao mivoaka dia tsy mifankahita!
68. RBNIR ( 25/09/2015 06:27)
Manana fo madio aloha dia ataontsika ny conférence, raha izao tempéremenao izao mantsy dia ho hitako fa mety tsy hatanty ianao ary mety hanondrotra tanana ankanjo, Tsy izay anefa ilay tanjona namana fa ho fanitsiana izay diso!!!
P.S : hanamarinako an'izany dia tsotra namana na indray mandeha aza aho tsy nanao insulte sy remark taminao na ny fiangonanao teto nefa ianao kosa......dia ny tena no menatra e!!!!
Ka diovy tsara aloha ny fo, sao hivadika zavatra hafa ilay conférence namana!!!!
69. Hajarilala7 ( 25/09/2015 16:57)

Aza manadainga ianao! izay ilay lalàna ho an'ny mpanota! Vao nampatsiahiviko anao ny teny nosoratanao hoe Namana hajarilala, aleo tsy miteny hoy aho toy izay miteniteny foana....
Izao teny izao v dia tokony ho lazain'ny olona milaza ho mpanompon'Andriamanitra?

Fa inona io teny nolazainao io ??? Ny soratra mitoetra! Ary iza no mi-insulter anao??? Sao dia ianao no tsy mahazaka? Iza no hanondrotra tanana akanjo?? sa fombanareo izany??? Tsy avy amin'ny nofo no fiadian'ny tafikay RBNIR ô! Ary izay tsy ao amin'ny nofo tahaka anareo fa ao amin'ny Fanahy!

70. RBNIR ( 26/09/2015 17:15)
Hajarilala7:

Tena sarotra be ilay miresaka aminao ry hajarilala, raha ny teny izay nolazainao aza tsy fantatrao intsony izay mety sy tsy mety.....
Avereno vakiana daholo ilay teny nolazainao tamiko dia aza eritreretina hoe izaho no hilazanao azy fa evero hoe ny tenanao e,
Amin'izay ngamba mety ho hitanao ihany ny tsy mety......
Araka ny fitenin'ny namana iray hoe misy ankizy mijery anie eto e!!!!
71. Hajarilala7 ( 27/09/2015 14:04)

Ianao no mila mandinin-tena fa manao teny tsy tsaroana!
72. Strong3 ( 28/09/2015 11:49)

Hajarilala7:

RBNIR:

Namana Strong>>>>
Diniho tsara fa "déduction" avy aminao ilay hoe niteny aho hoe Izahay irery" fa tsy nilaza izany mihitsy aho,
Misy 2 hoy aho erak'izao tontolo izao (ny 1 any ampita) dia mbola tsy maintsy hisy 10 hafa hoy aho hofidiana mba hameno ny 12 lahy hitarika ilay fitoriana lehibe farany...
RBNIR ô! Nahoana no feranareo 12 io zavatra io. Omeo toko sy andininy hoe milaza fa any am-parany any dia hisy 12 lahy hofidiako hitarika ny fitoriana lehibe farany. Fa izaho hanome anao fa tsy misy fera io! Ny olona izay efa nateraky ny rano sy ny Fanahy dia efa tokony hanao fitoriana!

Aza mihoatra noho izay voasoratra fa lasa mirehareha sy mieboebo ianareo!
Izay anie ilay mbola hitenenako eto hoe : MIBEBAHA IANAREO!

:-) :-) !!!...
« Ary ny loholona* fatra amby roa-polo, izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany eo anatrehan'Andriamanitra, dia niankohoka ka nivavaka tamin'Andriamanitra [* presbytera] » (Apokalypsy 11:16)
toa tsy misy 12X3 ao fa toa 12x2 ihany an...

milangalaga tsss :-)
73. rhaj0 ( 28/09/2015 12:46)
Hajarilala7:
MIBEBAHA IANAREO!

Entr-pa, fa tsy haiko izany hoe "mibebaha" izany...

mbo lazao hoe inona no fombafomba atao, dia inona no teniteny lazaina @ izany manao "mibebaha" izany ??
74. RBNIR ( 28/09/2015 13:00)
Strong3:

« Ary ny loholona* fatra amby roa-polo, izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany eo anatrehan'Andriamanitra, dia niankohoka ka nivavaka tamin'Andriamanitra [* presbytera] » (Apokalypsy 11:16)
toa tsy misy 12X3 ao fa toa 12x2 ihany an...

Ny vahoakan'Andriamanitra hatramin'izay dia misy 12 lahy nitondra foana,
* Ireo zanak'isiraely (Isiraely tiana holazaina eto dia i Jakoba) ,
* Ireo taranak'Israely dia notazomina hatrany ny foko 12 izay notarihan'ny 12 lahy hatrany,
(efa nisy 12 lahy be dia be tsy voatonona fa efa nifandimby toerana teo foana)
* Raha nanangana fiangonana i Jesosy dia 12 lahy no nofidiana,
===> Rehefa hanangana ilay fiangonana farany koa Izy dia tsy maintsy hifidy 12 lahy vaovao....

24 no voasoratra (ireo 12 lahy nifandimby hatrizay teo amin'ny fokon'israely tsy voalaza)
===>Tsy voatery holazaina ny sasany!!!
75. Strong3 ( 28/09/2015 13:44)
kkkkkkk dia manosora tena sy manaova sisibola ao andanitra ao izany hoe izahay mba ataovy solon'ilay 12 ZI fa menatra zahay miteny 12 nefa tsy misy sezafiandrianana intsony ao

« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apokalypsy 22:18)
« ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. » (Apokalypsy 22:19)

dia ataovy amin'ny ambition-nareo ao foana hoa izy io!!! ...

... dia mba omeo ny toko sy andininy milaza 12 hafa eh :-) fa aza be vinavina fotsiny eo

fatoran'ny vavanao eto enao ny farany fa be fanamarinantena lohatra na dia hita izao aza fa miteniteny foana, Aiza ao amin'ny baiboly no milaza fa hifidy 12 izy amin'izao taona 2015 izao ???
ary amin'ny teny gasy ny anaran'ilay anakiray ,ary vazaha ny 11 ambiny
76. rhaj0 ( 28/09/2015 14:40)
mitsatsaingoka fa... 24 kosany no isa "tena izy" fa ry Strong3 koa sahala @ tsy namaky Baiboly eee..

24 dia 2 sy 4... dia 2+4 = 6... dia rehefa averimberina resahina in-3 dia lasa 666...

hum.. toa ratsy indray anefa ilay 666 ... nefa indray MJ azany mba mi-charme be manome anao ny 666 ... an an.. tsy hita ihany izy ity eee... :-)

77. RBNIR ( 28/09/2015 19:25)
Strong3:

... dia mba omeo ny toko sy andininy milaza 12 hafa eh :-) fa aza be vinavina fotsiny eo

Ny baiboly no manamarina an'io namana,
Nanomboka tamin'ny zanak'i Jakoba (Isiraely) ka hatramin'ilay vala tokana natsangan'i Jesosy dia 12 lahy hatrany no nitondra ny vahoakan'Andriamanitra....
78. Hajarilala7 ( 29/09/2015 06:00)

rhaj0:

Hajarilala7:
MIBEBAHA IANAREO!

Entr-pa, fa tsy haiko izany hoe "mibebaha" izany...

mbo lazao hoe inona no fombafomba atao, dia inona no teniteny lazaina @ izany manao "mibebaha" izany ??
Valiko ny fanontanianao, tsy fantatro na amin'ny fo tsotra no hanontanianao izany na tsia.

Ny MIBEBAKA dia fiverenana amin'Andriamanitra=Fahamarinana=Sitrapon'Andriamanitra fa tsy tahaka ny filazan'ny olona hoe efa nibebahanao ve ny fahotanao? Tsia, misy olona nangalatra dia nilaza fa efa nibebaka satria hono efa niala sy nifona izy. Raha olona efa tao amin'ny Fahamarinana izy no nangalatra ihany no fahotany dia mety izay.

Ny ota anie dia ny tsi-fahamarinana rehetra (1 Jaona5 ...), ka na dia mivavaka aza ilay olona tsy nangalatra na nijangajanga na namono olona sns... kanefa tsy manaraka na miverina ao amin'ny fahamarinana dia tsy mbola nibebaka.

Izay no nilazan'i Kristy hoe Andriamanitra dia mitady olona mivavaka aminy amin'ny fanahy sy ny FAHAMARINANA.
79. Hajarilala7 ( 29/09/2015 06:06)

Strong3:

kkkkkkk dia manosora tena sy manaova sisibola ao andanitra ao izany hoe izahay mba ataovy solon'ilay 12 ZI fa menatra zahay miteny 12 nefa tsy misy sezafiandrianana intsony ao

« Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apokalypsy 22:18)
« ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. » (Apokalypsy 22:19)

dia ataovy amin'ny ambition-nareo ao foana hoa izy io!!! ...

... dia mba omeo ny toko sy andininy milaza 12 hafa eh :-) fa aza be vinavina fotsiny eo

fatoran'ny vavanao eto enao ny farany fa be fanamarinantena lohatra na dia hita izao aza fa miteniteny foana, Aiza ao amin'ny baiboly no milaza fa hifidy 12 izy amin'izao taona 2015 izao ???
ary amin'ny teny gasy ny anaran'ilay anakiray ,ary vazaha ny 11 ambiny

Ry RBNIR sy ny maro hafa anie mitady hiavaka ka milaza zavatra izay tsy voasoratra ao anaty Baiboly ka izay no tena manahirana amin-dry zareo.

Mbola haveriko indray fa ireo olona izay voafitaka noho ny tsi-fahalalany no mampalahelo!

Mba ataovy indray aloha izy ry Strong3 raha mbola mazoto ianao!
80. RBNIR ( 29/09/2015 06:16)
Hajarilala7:

Mba ataovy indray aloha izy ry Strong3 raha mbola mazoto ianao!

Fa inona moa no manakana anao tsy hanohy ry namana?
Saingy raha hanohy hoy aho dia ady hevitra ho fanitsiana izay diso fa tsy ny fo no entina eto...
P.S : ny tsapako tamin'ny adihevitra teo aloha dia halanao ny sabatiste indrindra i Ellen White namana.......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.337