FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"
41. RBNIR
(
22/09/2015 11:52)
Strong3:
:-) huhuhu ... cours particulier , ary izy irery no nosafidiana manokana fa sisak'izay varimasaka
Sarotra inoana tokoa!! saingy rehefa izay moa no safidiny inona hoy aho no hahasakana antsika tsy hino???? Aza manao toy ireo fariseo sy mpanora-dalàna fa izireo no tena nahatongavan'i Jesosy nefa dia izireo indray no nandà azy satria nanana hevitra toy ny anao izao ry namana.....
« Dia hoy ireo: Tsy Ilehio va no Jesosy, Zanak'i Josefa, Izay fantatsika ny rainy aman-dreniny? Ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe: ho nidina avy tany an-danitra? » (Jao.6:42)
Tsy ILEHIO v? hoy ry zareo...... ka ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe........
Moa tsy izay v no miseho eto ankehitriny ry namana???? Tsy similitude io fa izay no fahatanterahan'ny Soratra Masina!!!!
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. » (1 Jaona 2:6)
42. Hajarilala7
(
22/09/2015 15:10)
Strong3:Ry RBNIR ô! Tsy misy fetra ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy Masina.
Hajarilala7:
RBNIR:Ry RBNIR ô! Aiza ao anaty baiboly no nisy olona natao tahaka anao??? Fa iza ianao io ??? Tonga tao amiko foana Jesosy isan'andro dia nampianatra ahy, d..., dia nisy diloilo niraraka teo amin'ny lohany ka nakeo amin'ny lohako dia toa hoe iny ilay hosotra sns.... dia ianao irery no nirahin'i jesosy sandoka hitory ny "filazantsara" maneran-tany...... misy olona any amin'ny Pôle Nord any ka tsy maintsy tonga any ianao izany???? Nitory na nanao ireo ve ny Apostolin'ny Zanak'ondry????? Izay ilay nambaran'i Paoly Apostoly fa filazantsara hafa Galatiana 1:10 izay mitondra ozona ho anao. Ny bokin'ny Deoteronomia aza milaza fa tsy any an-danitra izany na any am-pitan-dranomasina ka iza no haka azy ho antsika???
Strong3:
filazana ny marina ahoana?!...
hoe ianareo no tsy manampaharoa ve? :-)
averiko aminao foana fa raha teolojia dia samby zanakin'ny mpanefy avokoa ny rehetra. ka tsy misy ampianarinareo sy handany andro ny amin'izany eo.
Jer 31:31-34 ngamba hainao tsara !?!
fa averiko ihany aza dia manandratena diso tafahoatra ianareo ireto fa sao mandoto rano ny FILAZANTSARA
_ nenay no marina eh
_ nenay no tena avy any andanitra eh
_nenay no sitrak'Atra eh
... fa ny anareo rehetra ireo diso daholo eh
nandritra izay 2000 taona izay dia izao vao niverina ny marina eh! ary izahay RBNIR irery no nomena io eh
dia gaga enao izay!! :-)
Isika hoy aho tsy manambony tena fa milaza ny marina fotsiny ihany (tahaka an'i Jesosy e!)
« Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy. » (Jao.8:54)
Ka tsy marina ary v hoe I Jesosy irery no tokony hifidy apostoly??? Tsy marina koa v hoe ny atao hoe apostoly dia olona ampianarin'i Jesosy mivantana????
Ka inona no tsy marina amin'izany??? Ny filazana izay marina izay ve dia = manambony tena???
Efa nomena ny Fanahy Masina ka io no mampianatra fa tsy misy "Jesosy Marina" tonga mivantana ao aminao ka hampianatra anao!!! Raha tsy izany dia diso Izy nilaza hoe maha-tsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra ka hampianatra anareo sns...
Gaga indray aho fa sady nomena indray izany ny Fanahy no mbola mampanao "COURS PARTICULIER"ho an'i RBNIR indray Izy!!! Aza mampihomehy moa rangahy fa tsy "Torak'hehy" anie na "Tontakely " izy ity é! Dia misy olona dia tena JAMBA, AVEUGLE mino izany ve amin'izao fotoana izao!!!!
Dia tsy mbola hibebaka ve ianao RBNIR?????
:-) huhuhu ... cours particulier , ary izy irery no nosafidiana manokana fa sisak'izay varimasaka
dia mba diniho ny Soratra Masina ary aza mihoatra noho izay voasoratra é! dia milamina ianao fa tsy manambony tena sy mirehareha tsy araka ny fahamarinana!
43. Hajarilala7
(
22/09/2015 15:21)
RBNIR:Na i Paoly Apostoly aza tsy nataon'i Kristy tahaka anao, tsy nahita endrika aho hoy i Paoly fa feo ihany no reko! Fa ny an-dry RBNIR dia nampianatra ahy mivantana isan'andro "Izy" dia miseho dia rahampitso indray dia rahampitso indray koa dia mbola tonga teo "Izy" dia nanosotra ahy diloilo "Izy" fa iza tamin'ireo Apostolin'ny Zanak'ondry no natao toa izany filazantsara hafa izany. VOAOZONA ANIE ny olona mitory hafa é! Galatiana 1: 8
Strong3:
:-) huhuhu ... cours particulier , ary izy irery no nosafidiana manokana fa sisak'izay varimasaka
Sarotra inoana tokoa!! saingy rehefa izay moa no safidiny inona hoy aho no hahasakana antsika tsy hino???? Aza manao toy ireo fariseo sy mpanora-dalàna fa izireo no tena nahatongavan'i Jesosy nefa dia izireo indray no nandà azy satria nanana hevitra toy ny anao izao ry namana.....
« Dia hoy ireo: Tsy Ilehio va no Jesosy, Zanak'i Josefa, Izay fantatsika ny rainy aman-dreniny? Ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe: ho nidina avy tany an-danitra? » (Jao.6:42)
Tsy ILEHIO v? hoy ry zareo...... ka ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe........
Moa tsy izay v no miseho eto ankehitriny ry namana???? Tsy similitude io fa izay no fahatanterahan'ny Soratra Masina!!!!
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. » (1 Jaona 2:6)
Ireo olona voafitaka no tena mampalahelo!
44. RBNIR
(
23/09/2015 04:41)
Hajarilala7:Na i Paoly Apostoly aza tsy nataon'i Kristy tahaka anao, tsy nahita endrika aho hoy i Paoly fa feo ihany no reko! Fa ny an-dry RBNIR dia nampianatra ahy mivantana isan'andro "Izy" dia miseho dia rahampitso indray dia rahampitso indray koa dia mbola tonga teo "Izy" dia nanosotra ahy diloilo "Izy" fa iza tamin'ireo Apostolin'ny Zanak'ondry no natao toa izany filazantsara hafa izany. VOAOZONA ANIE ny olona mitory hafa é! Galatiana 1: 8
Ireo olona voafitaka no tena mampalahelo!
[/quote]
Averimberiko foana fa tsy izaho ilay pasteur....
Ato izy raha tianao ho fantatra dia izy tsy niteny mihitsy hoe nahita endrika fa hoy izy hoe MAZAVA no hitany...........
http://forum.serasera.org/forum/message/m547a02dae5dfe
45. Hajarilala7
(
23/09/2015 05:51)
RBNIR:

[/quote]Ianao anie naman'ilay pasteur é! Iray ihany ianareo matoa manao publicité ho azy ianao sa olona nokaramainy (mercenaire) ianao? Tsy miteny aho akory hoe avohay izy! Izany anie no mahatonga ny sasany manao hoe "Vahao ny oloko" é!
Fa iza ilay nilaza fa tonga tao an-tranoko foana "Izy" dia nampianatra, d......! Mbola mila ety an-tany Izy izany hampianatra??? Hanosotra??,
Mba fantatrareo ve ny atao hoe "HOSOTRA" sa dia samy miteniteny foana hoe hosotra, voahosotra, olom-boahosotra???
46. RBNIR
(
23/09/2015 06:14)
Hajarilala7:
Ianao anie naman'ilay pasteur é! Iray ihany ianareo matoa manao publicité ho azy ianao sa olona nokaramainy (mercenaire) ianao? Tsy miteny aho akory hoe avohay izy! Izany anie no mahatonga ny sasany manao hoe "Vahao ny oloko" é!
Fa iza ilay nilaza fa tonga tao an-tranoko foana "Izy" dia nampianatra, d......! Mbola mila ety an-tany Izy izany hampianatra??? Hanosotra??,
Mba fantatrareo ve ny atao hoe "HOSOTRA" sa dia samy miteniteny foana hoe hosotra, voahosotra, olom-boahosotra???
1- Efa notsindriko tsara tsy misy tombotsoako fa izaho aza no miala vola hanohanana ny asan'Andriamanitra.....
2- izy tsy niteny mihitsy hoe nahita endrika fa rehefa tonga Izy hoy izy dia MAZAVA BE no hita
3- Ity ohatra misy olona iray anakiray nohosoran'Andriamanitra DAVIDA MPANJAKA
47. Strong3
(
23/09/2015 09:34)
RBNIR:
Strong3:
:-) huhuhu ... cours particulier , ary izy irery no nosafidiana manokana fa sisak'izay varimasaka
Sarotra inoana tokoa!! saingy rehefa izay moa no safidiny inona hoy aho no hahasakana antsika tsy hino???? Aza manao toy ireo fariseo sy mpanora-dalàna fa izireo no tena nahatongavan'i Jesosy nefa dia izireo indray no nandà azy satria nanana hevitra toy ny anao izao ry namana.....
« Dia hoy ireo: Tsy Ilehio va no Jesosy, Zanak'i Josefa, Izay fantatsika ny rainy aman-dreniny? Ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe: ho nidina avy tany an-danitra? » (Jao.6:42)
Tsy ILEHIO v? hoy ry zareo...... ka ahoana no dia anaovany ankehitriny hoe........
Moa tsy izay v no miseho eto ankehitriny ry namana???? Tsy similitude io fa izay no fahatanterahan'ny Soratra Masina!!!!
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. » (1 Jaona 2:6)
hihihi.... vy mahamay , vy mahamay ..
tsy afaka ny ihiratra mihitsy ny masonao satria efa voapetaka ny vy mahamay ngamba , ngamba hoy aho :-)
mba efa novakianao ve ireto?
« [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina] » (Marka 16:16)
« [Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;] » (Marka 16:17)
« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin'ny Ray. » (Jaona 14:12)
« Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny; » (Jaona 17:20)
__ mba takatrao ve ny hevitr'ireo???
sa dia izay fahanana anao no fanatrao ka tsy mahalala biby afa-tsy ny sahoana ianao
sao tao no nanasitra anao dia hoe ao ihany Atra no miasa :-) ???
mampalahelo ahy ny olona tratra toa anao any amin'ireny fiangonana mpanandratena sy mpamolaka sain'olona ireny.
48. RBNIR
(
23/09/2015 10:02)
Fantatro daholo ireo namana strong,
Saingy efa nohazavaiko fa ny tanjon'izao fitoriana izao dia ny hiverenan'ny olona amin'ny fampianarana tsy misy kilema (ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
P.S : na ny olona manao batisa aza ange hoy aho ka olona tokony voahiraka mivantana ihany koa vao tena azo ekena raha ny baiboly no vakiana e!
http://forum.serasera.org/forum/message/m55b082f9dd085/240
Izay fa izahay moa tsy afaka mitory afatsy izay nanirahana ihany (izay ao anaty baiboly irery ihany).....

49. tealala
(
23/09/2015 11:22)

"ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy."
Misy 2 ireo an, samy Andriamanitra daholo ireo aminareo?
50. RBNIR
(
23/09/2015 11:45)
tealala>>>
Samy Andriamanitra fa saingy manana ny hierarchiany :
« Ary tiako ho fantatrareo fa Kristy no lohan'ny lehilahy rehetra; ary ny lehilahy kosa no lohan'ny vehivavy; ary Andriamanitra no lohan'i Kristy. » (1 Kor.11:3)
« Efa renareo fa Izaho nilaza taminareo hoe: Handeha Aho, nefa ho avy aminareo indray. Raha tia Ahy ianareo, dia ho faly, satria mankany amin'ny Ray Aho; fa ny Ray dia lehibe noho Izaho. » (Jao.14:28)
====> Ny Ray lehibe noho ny Zanaka...
Andriamanitra = mpamorona, tsy 1 fa maromaro
« Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika ; ary aoka izy hanjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany. » (Gen.1:26)
Andeha isika hoy ny teny fa tsy hoe Andeha Aho......
Ary Jesosy Kristy dia anisan'ilay isika satria hoy Izy indray andro hoe :
« Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary Abrahama, dia Izy Aho. » (Jao.8:58)
Ary ireto no porofo fa Andriamanitra Ray = Andriamanitra Zanaka = Fanahy Masina,
« Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. » (Joe.3:2)
===> Jehovah Ray = Fanahy Masina ihany
« Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran'ny Fanahin'ny Tompo no itoeran'ny fahafahana. » (2 Kor.3:17)
===> Jesosy Kristy Tompo = Fanahy Masina ihany
===> Jehovah Ray = Jesosy Kristy ihany
===> Samy manana ny voninahitra maha Andriamanitra ary samy manana ny toetra maha Andriamanitra saingy misy ny hierarchie...
Izay ihany koa no nahatonga ireto teny ireto :
« Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa, » (Fil.2:5)
« Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra, » (Fil.2:6)
« Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray? » (Jao.14:9)

51. tealala
(
23/09/2015 14:13)

Amiko ny fehiny "polythéisme"
52. Hajarilala7
(
23/09/2015 15:01)
tealala:Hoy ianao : Izay fa izahay moa tsy afaka mitory afatsy izay nanirahana ihany (izay ao anaty baiboly irery ihany)..... Ao anaty baiboly ve ilay HOSOTRA izay natao tamin'i "Pasteur Herinirina"??? Iza ao anaty baiboly no nohosorana tahaka azy???
RBNIR:
Fantatro daholo ireo namana strong,
Saingy efa nohazavaiko fa ny tanjon'izao fitoriana izao dia ny hiverenan'ny olona amin'ny fampianarana tsy misy kilema (ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
P.S : na ny olona manao batisa aza ange hoy aho ka olona tokony voahiraka mivantana ihany koa vao tena azo ekena raha ny baiboly no vakiana e!
http://forum.serasera.org/forum/message/m55b082f9dd085/240
Izay fa izahay moa tsy afaka mitory afatsy izay nanirahana ihany (izay ao anaty baiboly irery ihany).....
"ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy."
Misy 2 ireo an, samy Andriamanitra daholo ireo aminareo?
53. Hajarilala7
(
23/09/2015 15:04)
tealala:Misy 2 ireo an, samy Andriamanitra daholo ireo aminareo?
RBNIR:
Fantatro daholo ireo namana strong,
Saingy efa nohazavaiko fa ny tanjon'izao fitoriana izao dia ny hiverenan'ny olona amin'ny fampianarana tsy misy kilema (ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
P.S : na ny olona manao batisa aza ange hoy aho ka olona tokony voahiraka mivantana ihany koa vao tena azo ekena raha ny baiboly no vakiana e!
http://forum.serasera.org/forum/message/m55b082f9dd085/240
Izay fa izahay moa tsy afaka mitory afatsy izay nanirahana ihany (izay ao anaty baiboly irery ihany).....
"ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy."
Misy 2 ireo an, samy Andriamanitra daholo ireo aminareo?
Mbola resaka hafa koa io lazainao io
54. RBNIR
(
24/09/2015 04:57)
tealala:
Amiko ny fehiny "polythéisme"
Andriamaintra 3 izay 1 = Trinité
Azo hivavahana v i Jesosy?
« Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako* ianareo, dia hataoko izany. » (Jao.14:14)
Araka io teny io dia :
1- azo atao ny mangataka zavatra mivantana amin'i Jesosy (Raha mangataka....amiko)
2- Izy mivantana ihany koa no hamaly (....dia hataoko izany)
===> Azo hivavahana Izy
« Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! » (Jao.20:28)
Apostoly 1 no niteny an'io...Tsy nanome fanitsiana Izy na fandrarana ny hitenana Azy ho Andriamanitra.....
P.S : Efa tany amin'ny testameta taloha no nanambarana fa Andriamanitra izy
« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina*, [b] Andriamanitra Mahery [b], Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.» (Isa.9:5)
55. Strong3
(
24/09/2015 06:32)
RBNIR:
Fantatro daholo ireo namana strong,
Saingy efa nohazavaiko fa ny tanjon'izao fitoriana izao dia ny hiverenan'ny olona amin'ny fampianarana tsy misy kilema (ilay tena avy amin'Andriamanitra mivantana nampitaina tamin'i Jesosy Kristy Tompo
« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)
P.S : na ny olona manao batisa aza ange hoy aho ka olona tokony voahiraka mivantana ihany koa vao tena azo ekena raha ny baiboly no vakiana e!
http://forum.serasera.org/forum/message/m55b082f9dd085/240
Izay fa izahay moa tsy afaka mitory afatsy izay nanirahana ihany (izay ao anaty baiboly irery ihany).....
[size=15]raha milaza enao hoe :
izahay dia mba nomena hafatra ihany koa ./
tsy mampaninona ilay ilay izy... hoe manana zavatra ambara ianareo
__ fa ity hoe : IZAHAY IRERY ITY NO tsy hamelako anareo hiteniteny foana eto
ka io izany dia tonga amin'ilay teny hoe: ... ny marina itopoana mody heloka eh!!
teneno sora-baventy eto ary izay tena marina ; hoe : tsy misy mahazo mitory afa-tsy ianareo irery satria ianareo irery no nirahina hitory ny tsy misy kilema sy mahazo manao batisa satria ianareo irery no notendrena sy voahosotra!
teneno !! [/size]
56. RBNIR
(
24/09/2015 06:37)
Namana Strong>>>>
Diniho tsara fa "déduction" avy aminao ilay hoe niteny aho hoe Izahay irery" fa tsy nilaza izany mihitsy aho,
Misy 2 hoy aho erak'izao tontolo izao (ny 1 any ampita) dia mbola tsy maintsy hisy 10 hafa hoy aho hofidiana mba hameno ny 12 lahy hitarika ilay fitoriana lehibe farany...

57. RBNIR
(
24/09/2015 06:51)

Fa tsy maintsy olona vonona hanaraka 100% an'ilay fampianarana tsy nisy kilema nampianarina 2000 taona lasa vao azo antoka fa hovoafidy namana.....
58. RBNIR
(
24/09/2015 08:46)
Namana Strong, Izay mandre ilay antso dia tokony "hanaiky avy hatrany" ary hanantona ilay tsy misy kilema!!! tahaka anao izao efa "nandre", raha resy lahatry ny fahamarinana ianao dia tokony hanaiky fa tsy hiandry ampitso lava!!!!
Mbola ho avy ny anjaran'ireo mbola tsy nandre!!!
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)

59. Strong3
(
24/09/2015 08:46)
RBNIR:
RBNIR:
Namana Strong>>>>
Diniho tsara fa "déduction" avy aminao ilay hoe niteny aho hoe Izahay irery" fa tsy nilaza izany mihitsy aho,
Misy 2 hoy aho erak'izao tontolo izao (ny 1 any ampita) dia mbola tsy maintsy hisy 10 hafa hoy aho hofidiana mba hameno ny 12 lahy hitarika ilay fitoriana lehibe farany...
Fa tsy maintsy olona vonona hanaraka 100% an'ilay fampianarana tsy nisy kilema nampianarina 2000 taona lasa vao azo antoka fa hovoafidy namana.....
[size=16] aza aholaka ny resaka eh! ...
_ hoy enao teraka teto amareo io fifohazan'ny fampianarana tsy misy kilema io ka ny iray any ampita, dia mbola ianareo no hitady ny 10 ambiny ...
__ ka inona no mahasamy hafa izany amin'ny filana mivantana hoe:
ny fiangonana 430 mahery mitsangana eto madagasikara akohatra anareo dia tsy izy daholo???
sa rehefa ankolaka dia tsy takatray ilay resaka?? :-) aza mampné hoa ... [/size]
60. RBNIR
(
24/09/2015 08:52)
Izay no marina ry namana,
2 amin'izao fotoana izao no voalazan'i Kristy Jesosy fa ampianarina an'ilay fampianarana tsy misy kilema nampianariny 2000 taona lasa!!!!
Tsy maninona raha izay no handraisanao azy fa ny hafatra dia hoe tsy maintsy miverina amin'io fampianarana io ny olona!!!!
Izay rahateo no antony niverenany hampianatra azy io!!!
Raha mahatsapa kilema ao anatinao (sy ny fiangonanao) ianao entaniko hiroso hatrany satria tsy misy kilema no takiany!!!!