FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"

101. Hajarilala7 ( 02/10/2015 11:26)
RBNIR,
- ny hosotra izay lazain'ny pasiteranao dia tsy ara-tsoratra masina,
- ny faminaniana ataonareo tsy ara-tsoratra masina,
- Pasiteranao nampianarin'i "Jesosynareo" isan'andro isankariva tonga ao aminy tsy ara-tsoratra masina!
- Ny olona rehetra mananatra anao lazainao fa zaza menavava satria mba tia ana(re)o ho vonjena

Efa nitsoka sodina aho, efa nanao hira aho efa nataoko koa aza ny tsianjery .... tsy hitako intsony izay atao anao fa dia miala aho é!
102. RBNIR ( 02/10/2015 12:00)
Hajarilala7:

1- Jesosy v nifidy olona atao apostoly taorian'ny nahafatesany?

Valiny

« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)
« Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)

Valiny : eny i paoly apostoly,

P.S : Azo inoana fa mety betsaka ny zavatra nataon'i Jesosy tamin'i paoly isaky ny namangy azy Jesosy, fa tsy nambarany fa ny hany tena notsindriny dia nampianatra azy i Jesosy...

« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Raha mikasika ny fametran-tanana : nametra-tànana v Jesosy fony fahavelony?
« Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo. » (Mat.19:15)
« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin'izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an'Andriamanitra. » (Lio.13:13)

Momba ilay hoe isan'andro ny famangiana,
Fampianarana baiboly v ho vita indray andro namana??? I paoly apostoly koa tsy niteny hoe impiry na impiry fa ny fantatra aloha dia tena nampianariny toy ireo apostoly izy.

Izay rehetra avy nateraka (tamin'ilay batisa original) no mbola zaza, izay mbola tsy vita kosa dia mbola any ambohoka, ny efa manomboka miana-mamindra amin'ilay fampianarana tsy misy kilema no ankizy, ary ireo efa vita sedra kosa no lehibe namana.....
Tsy mitovy ny fitaizan'i Jesosy an'ireo
103. Strong3 ( 07/10/2015 11:13)
ka raha i paoly izay nanenjika ny mpianatra aza no mba nahasoavin'Atra ho tonga ho apostoly, ary nahalala ny fampianarana tsy misy kilema ka nahasahy nilaza fa raha misy mitory filazantsara hafa noho izay toriako dia ho voaozona izy na dia anjely aza!

ka nahoana no ankehitriny no hilazana fa dia ianareo irery sy izany tsihaitsiay any andafy izany no hany ampianarin'ny Tompo ahalala sy hitory.

[size=16] MPAMIANATRA SANDOKA IANAREO!
tsy aratsoratra masina izany filazana izany, araka ny Mar 16
izay milaza mazava tsara fa izao famantarana izao no hanaraka izay MINO...
tsy nilaza mihitsy Izy hoe : homeko izay lehilahy 22taona izany any madagasikara any amin'ny taonjato faha 19 ... blablabla dia izy irery no omeko ity fampianarana ity amin'izay __

mba mba aza mampiesona vahoaka hoa fa rehefa te ahazo kil misimisy dia mitenena tsotra , any sud'af mbola mivoha midanadana raha te hifaninana amin'ireo vedette de la ville ireo hihihih !!!.. :-)
[/size]
104. RBNIR ( 07/10/2015 11:29)
Strong3:

ka nahoana no ankehitriny no hilazana fa dia ianareo irery sy izany tsihaitsiay any andafy izany no hany ampianarin'ny Tompo ahalala sy hitory.

Dia tsy haiko fa izaho aza mba gaga hoy aho fa any amin'i Jesosy ngamba namana mahazo valiny...
105. Strong3 ( 07/10/2015 11:44)
nga enao mino fa hamaly ahy Jesosy ? raha mamaly ahy Izy mazava hoazy fa mifanerasera izahay , ary mahazo ny tandrify ahy ao Aminy aho

« Ary amin'izay raha tàhiny misy olona manao aminareo hoe: Indro, ety Kristy, na: Indro, ery ; aza mino ianareo. » (Marka 13:21)
« [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina] » (Marka 16:16)
« [Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;] » (Marka 16:17)
« Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, [*Na: anarana, na fahefana] » (Jaona 1:12)
« Izay mino Azy dia tsy helohina*; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka** rahateo, satria tsy nino ny anaran'ny Zanaka-lahy Tokan'Andriamanitra izy. [*Gr. tsaraina] [**Gr. voatsara] » (Jaona 3:18)
« Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36)
« Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony. » (Jaona 6:35)
« Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina. » (Jaona 7:38)
« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin'ny Ray. » (Jaona 14:12)
« Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny; » (Jaona 17:20)

absurde be koa ilay resakao hahahah :-) ...
na ho marina aza ny fampianarana entinareo dia tsy ho azo antoka satria miharo lainga , izay marivo tototra ka asakasak'izay homan'azy

106. tealala ( 07/10/2015 11:48)

RBNIR:

Strong3:

ka nahoana no ankehitriny no hilazana fa dia ianareo irery sy izany tsihaitsiay any andafy izany no hany ampianarin'ny Tompo ahalala sy hitory.

Dia tsy haiko fa izaho aza mba gaga hoy aho fa any amin'i Jesosy ngamba namana mahazo valiny...

Ao mba apitondray hafatra i pasitera e :D
107. RBNIR ( 07/10/2015 11:57)
Strong3:

[color=blue] nga enao mino fa hamaly ahy Jesosy ? raha mamaly ahy Izy mazava hoazy fa mifanerasera izahay , ary mahazo ny tandrify ahy ao Aminy aho

Iza moa no afaka handrara Azy ary ny faniriana ary dia izany tokoa, toy ny zavatra nitranga tamin'i kornelio e!
NA IZANY AZA:
« Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jaona 20:29)

P.S: ilay toetra manohitra otrany mety hahakivy Azy an!!! Sao hiandry vasoka eo...
108. bor2lais ( 07/10/2015 12:03)
strong3->RBNIR:

absurde be koa ilay resakao hahahah ...
na ho marina aza ny fampianarana entinareo dia tsy ho azo antoka satria miharo lainga , izay marivo tototra ka asakasak'izay homan'azy

:-)
Ny mba nahatsikaiky ahy dia izao : nisy fotoana nanao pub famoriana olona teny @ coliseum i Tsaratsara tao @ TV+ dia mba nanao koa (pub tao @ TV+) ry RBNIR (t@ sabotsy teo teny Ampefiloha) !
:-)
109. RBNIR ( 07/10/2015 12:09)
bor2lais:

:-)
Ny mba nahatsikaiky ahy dia izao : nisy fotoana nanao pub famoriana olona teny @ coliseum i Tsaratsara tao @ TV+ dia mba nanao koa (pub tao @ TV+) ry RBNIR (t@ sabotsy teo teny Ampefiloha) !
:-)

:-) mahafinaritra rehefa manaraka fandaharana e, tohizo fa tsy hanenina ianao namana!!!
110. Strong3 ( 07/10/2015 12:11)
hahaha ... efa mihahendry ianao rehfa mihamazava ny sainao , fa tsy ianreo irery no iresahan'i Jesosy ; Asa 2 , Jer 31:31-34 ngamba hampiako iretsy efa lahatro iretsy !

raha Atra sy ny Zanany no notoheriko dia ho heloko fa raha izay ianao sy ny fampianaranareo dia azafady monsieur fa tsy hananako heloka mandrakiza izany. tsy ho andriamanitro mihitsy ianareo.

111. RBNIR ( 07/10/2015 12:14)
Namana strong, ilay batisa original aza anie hoy aho mila manana antoka isika fa olona nirahina mivantana no manao an'ilay izy e, (JAONA, JESOSY, IREO MPIANATR 'I JESOSY ary farany i filipo)

Mpaniraka : JEHOVAH RAY , na I JESOSY na ny FANAHY MASINA......

Tena sure v fa vita tamin'ilay original i Strong???
112. bor2lais ( 07/10/2015 12:19)

RBNIR:

bor2lais:

:-)
Ny mba nahatsikaiky ahy dia izao : nisy fotoana nanao pub famoriana olona teny @ coliseum i Tsaratsara tao @ TV+ dia mba nanao koa (pub tao @ TV+) ry RBNIR (t@ sabotsy teo teny Ampefiloha) !
:-)

:-) mahafinaritra rehefa manaraka fandaharana e, tohizo fa tsy hanenina ianao namana!!!

Hatreto aloha dia tsy hitako loatra ny mahasamihafa ny resaky ny "apostolina(re)o" sy ny resaky Tsaratsara e !
:-)
P.S Ao @ ilay vidéo ve RBNIR ? :-)
-
113. RBNIR ( 07/10/2015 12:29)

Tsy azoko ilay vidéo? tsy ao ngamba aho :-)
114. Hajarilala7 ( 08/10/2015 16:00)

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR,
- ny hosotra izay lazain'ny pasiteranao dia tsy ara-tsoratra masina,
- ny faminaniana ataonareo tsy ara-tsoratra masina,
- Pasiteranao nampianarin'i "Jesosynareo" isan'andro isankariva tonga ao aminy tsy ara-tsoratra masina!
- Ny olona rehetra mananatra anao lazainao fa zaza menavava satria mba tia ana(re)o ho vonjena
Efa nitsoka sodina aho, efa nanao hira aho efa nataoko koa aza ny tsianjery .... tsy hitako intsony izay atao anao fa dia miala aho é!

1- Jesosy v nifidy olona atao apostoly taorian'ny nahafatesany?

Valiny

« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)
« Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)

Valiny : eny i paoly apostoly,

P.S : Azo inoana fa mety betsaka ny zavatra nataon'i Jesosy tamin'i paoly isaky ny namangy azy Jesosy, fa tsy nambarany fa ny hany tena notsindriny dia nampianatra azy i Jesosy...

« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Raha mikasika ny fametran-tanana : nametra-tànana v Jesosy fony fahavelony?
« Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo. » (Mat.19:15)
« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin'izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an'Andriamanitra. » (Lio.13:13)

Momba ilay hoe isan'andro ny famangiana,
Fampianarana baiboly v ho vita indray andro namana??? I paoly apostoly koa tsy niteny hoe impiry na impiry fa ny fantatra aloha dia tena nampianariny toy ireo apostoly izy.

Izay rehetra avy nateraka (tamin'ilay batisa original) no mbola zaza, izay mbola tsy vita kosa dia mbola any ambohoka, ny efa manomboka miana-mamindra amin'ilay fampianarana tsy misy kilema no ankizy, ary ireo efa vita sedra kosa no lehibe namana.....
Tsy mitovy ny fitaizan'i Jesosy an'ireo
Hoy ianao : P.S : Azo inoana fa mety betsaka ny zavatra nataon'i Jesosy tamin'i paoly isaky ny namangy azy Jesosy, fa tsy nambarany fa ny hany tena notsindriny dia nampianatra azy i Jesosy...

=> Tsy mbola nandray ny hosotra ny pasiteranao ry RBNIR! Tsy mbola ny Fanahy Masina no m(n)ampianantra azy !!! Heritrereto tsara é!
1- Atao inona no nanomezana ny Fanahy Masina fa tsy hampianatra sy hitarika ho amin'ny marina rehetra ve???
2- Ahoana no lazain'i Jesosy : Mahatsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany dia tsy ho avy aty aminareo ny Fanahy Masina!
3- Mbola manana zavatra maro ho lazaina aminareo Aho kanefa tsy zakanareo izany ankehitriny fa ho avy aminareo ny Fanahy Masina!

Naninona Saoly (lasa Paoly) no nisehoan'i Kristy teo an-dalam-ben'i Damaskosy SATRIA tsy mbola nandray ny Fanahy Masina!!!

Hosostra = fandraisana ny Fanahy Masina, 2 Korint 1:21,
* 1 Jaona 2:20 Fa manana hosotra avy amin’Ilay Masina ianareo, ary mahalala ny zavatra rehetra ianareo. ,
* 1 Jaona 2:27 "Fa ilay hosotra noraisinareo taminy no mitoetra ao aminareo, ka tsy mila hampianarin’olona ianareo; fa satria izany hosotra izany no mampianatra anareo ny zavatra rehetra, sady marina fa tsy lainga izany, dia aoka hitoetra ao aminy ianareo, araka izay nampianariny anareo."
Jaona 14:26 Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin' ny Ray amin' ny anarako, Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

Asaivo mibebaka ny Pasteranareo, maty ny lalàn'i Mosesy, dia atao batisa (Batisa marina no ilaina) amin'ny anaran'i Jesosy Kristy dia hahazo ny fanomezana dia ny Fanahy Masina! Izay ihany no lalana ahazoanay ny Fanahy,
115. Hajarilala7 ( 08/10/2015 16:02)

RBNIR:

bor2lais:

:-)
Ny mba nahatsikaiky ahy dia izao : nisy fotoana nanao pub famoriana olona teny @ coliseum i Tsaratsara tao @ TV+ dia mba nanao koa (pub tao @ TV+) ry RBNIR (t@ sabotsy teo teny Ampefiloha) !
:-)

:-) mahafinaritra rehefa manaraka fandaharana e, tohizo fa tsy hanenina ianao namana!!!
Mbola hanenenanareo ry RBNIR, ny fanadaharana ataonareo izany raha ny zavatra lazainao eto fotsiny aza!
116. RBNIR ( 09/10/2015 04:39)
Hajarilala7:

Mbola hanenenanareo ry RBNIR, ny fanadaharana ataonareo izany raha ny zavatra lazainao eto fotsiny aza!

Koa dia asaina am-pitiavana ary ianao namana hajarilala mba hanaraka ilay fandaharana namana, hafa ihany koa anie ny maheno ny hafatra eo ambavan'ilay olona nampianariny mivantana e!
117. RBNIR ( 09/10/2015 05:20)
Hajarilala7:

RBNIR:

Hajarilala7:

RBNIR,
- ny hosotra izay lazain'ny pasiteranao dia tsy ara-tsoratra masina,
- ny faminaniana ataonareo tsy ara-tsoratra masina,
- Pasiteranao nampianarin'i "Jesosynareo" isan'andro isankariva tonga ao aminy tsy ara-tsoratra masina!
- Ny olona rehetra mananatra anao lazainao fa zaza menavava satria mba tia ana(re)o ho vonjena
Efa nitsoka sodina aho, efa nanao hira aho efa nataoko koa aza ny tsianjery .... tsy hitako intsony izay atao anao fa dia miala aho é!

1- Jesosy v nifidy olona atao apostoly taorian'ny nahafatesany?

Valiny

« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)
« Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)

Valiny : eny i paoly apostoly,

P.S : Azo inoana fa mety betsaka ny zavatra nataon'i Jesosy tamin'i paoly isaky ny namangy azy Jesosy, fa tsy nambarany fa ny hany tena notsindriny dia nampianatra azy i Jesosy...

« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Raha mikasika ny fametran-tanana : nametra-tànana v Jesosy fony fahavelony?
« Ary nony nametraka ny tànany taminy Izy, dia niala teo. » (Mat.19:15)
« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin'izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an'Andriamanitra. » (Lio.13:13)

Momba ilay hoe isan'andro ny famangiana,
Fampianarana baiboly v ho vita indray andro namana??? I paoly apostoly koa tsy niteny hoe impiry na impiry fa ny fantatra aloha dia tena nampianariny toy ireo apostoly izy.

Izay rehetra avy nateraka (tamin'ilay batisa original) no mbola zaza, izay mbola tsy vita kosa dia mbola any ambohoka, ny efa manomboka miana-mamindra amin'ilay fampianarana tsy misy kilema no ankizy, ary ireo efa vita sedra kosa no lehibe namana.....
Tsy mitovy ny fitaizan'i Jesosy an'ireo
Hoy ianao : P.S : Azo inoana fa mety betsaka ny zavatra nataon'i Jesosy tamin'i paoly isaky ny namangy azy Jesosy, fa tsy nambarany fa ny hany tena notsindriny dia nampianatra azy i Jesosy...

=> Tsy mbola nandray ny hosotra ny pasiteranao ry RBNIR! Tsy mbola ny Fanahy Masina no m(n)ampianantra azy !!! Heritrereto tsara é!
1- Atao inona no nanomezana ny Fanahy Masina fa tsy hampianatra sy hitarika ho amin'ny marina rehetra ve???
2- Ahoana no lazain'i Jesosy : Mahatsara anareo ny fialàko fa raha tsy izany dia tsy ho avy aty aminareo ny Fanahy Masina!
3- Mbola manana zavatra maro ho lazaina aminareo Aho kanefa tsy zakanareo izany ankehitriny fa ho avy aminareo ny Fanahy Masina!

Naninona Saoly (lasa Paoly) no nisehoan'i Kristy teo an-dalam-ben'i Damaskosy SATRIA tsy mbola nandray ny Fanahy Masina!!!

Hosostra = fandraisana ny Fanahy Masina, 2 Korint 1:21,
* 1 Jaona 2:20 Fa manana hosotra avy amin’Ilay Masina ianareo, ary mahalala ny zavatra rehetra ianareo. ,
* 1 Jaona 2:27 "Fa ilay hosotra noraisinareo taminy no mitoetra ao aminareo, ka tsy mila hampianarin’olona ianareo; fa satria izany hosotra izany no mampianatra anareo ny zavatra rehetra, sady marina fa tsy lainga izany, dia aoka hitoetra ao aminy ianareo, araka izay nampianariny anareo."
Jaona 14:26 Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin' ny Ray amin' ny anarako, Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

Asaivo mibebaka ny Pasteranareo, maty ny lalàn'i Mosesy, dia atao batisa (Batisa marina no ilaina) amin'ny anaran'i Jesosy Kristy dia hahazo ny fanomezana dia ny Fanahy Masina! Izay ihany no lalana ahazoanay ny Fanahy,

Koa maninona moa raha tsy asiana mpitarika intsony fa samy mivavaka araka izay hitarihan'ny Fanahy azy avokoa? Misy antony manokana matoa Jesosy nifidy 12 lahy tamn'ny fotoan'androny,
Misy dia misy fampianarana izay nomena mangingina ho an'ireny olona ireny ary ireny indray koa avy eo no mizara azy amin'ny hafa.....
« Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy? » (Mat.13:10)
« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Mat.13:11)

Fanampiny, marina fa mitarika an-tsika tokoa ny Fanahy Masina mba handehanan-tsika araka ny lalàny sy ny fitsipiny « Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezek.36:27) Saingy tsy voatery hanaraka ny olona hoy aho,
Porofo : ianao izao tsy mety mandray ity teny ity mihitsy : « Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (andro fahafito dikan-teny DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)

manamafy izany ny dikan-teny katolika (teny angilisy)
8 If Joshua had led them into this place of rest, God would not later have spoken of another day.
9 There must still be, therefore, a seventh-day rest reserved for God's people,

http://www.catholic.org/bible/book.php?id=65&bible_chapter=4

118. Hajarilala7 ( 09/10/2015 06:05)

Ianareo ve milaza fa "nampianaran'i Jesosy en chair et en os" (???) dia tsy mahafantatra izany sy manao hevitra bontolo be fotsiny. Ny rafitra ao amin'ny Fiangonana dia misy na dia samy manana ny Fanahy Masina daholo aza mba hisian'ny fandaminana (filaminana).

Tsy afaka ny andro sabata ianareo! Ny anay tsy andro iray intsony ao anatin'ny herinanadro no tandremanay fa tandremanay isan'andro ny andro ny Tenin'Andriamanitra rehetra (= Jesosy Kristy) Izy no Sabatanay ary Tompon'ny Sabata ka tsy izay no natao hoan'ny andro fa ny andro natao ho anay mba hanompoanay an'Andriamanitra ary manararaotra ny andro azo anaovan-tsoa izahay ka na Alahady na Talata na Sabotsy rehefa azo iarahanay miangona dia ao izahay! Izahay miangona rehefa andro Sabata sy Alahady fa tsy mitandrina ny andro Sabata na Alahady, aoka hazava ny resaka!

Omeo ahy ny toko sy andininy milaza fa andro Sabata no hihavian'i Kristy eny amin'ny rahon'ny Lanitra dia itandrina izany andro Sabatanao izany izahay.

Azo inoana fa ireto virijina dimy adala ao amin'ny Matio 25 ireto dia nitandrina andro toy ny Sabata ka diso fanantenana kinanjo tonga tamin'ny andro hafa ny Tompo izay vao nikorapaka!
119. Strong3 ( 09/10/2015 06:39)

RBNIR:

Namana strong, ilay batisa original aza anie hoy aho mila manana antoka isika fa olona nirahina mivantana no manao an'ilay izy e, (JAONA, JESOSY, IREO MPIANATR 'I JESOSY ary farany i filipo)

Mpaniraka : JEHOVAH RAY , na I JESOSY na ny FANAHY MASINA......

Tena sure v fa vita tamin'ilay original i Strong???

« Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. » (Asan'ny Apostoly 16:31)

oh ! rangahy namana ôh... sao hadinonao ary fa maro no voavonjy tsy nandalo batisa
ary mbola averiko ihany ity verset ity
:
___ ny I Kor 15 dia fototrin'ny finoana marina , ka ny fahalala no nitarika ahy ahafantatra amin'ny finoana ; fa zanany aho; tsy tamin'ny rano ihany fa tamin'ny fanahy sy ny afo ihany koa araka ity epistilin'i Jaona ity ihany:
____ « Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak'Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa. » (1 Jaona 5:1)
« Izao no ahafantarantsika fa tia ireo zanak'Andriamanitra isika, dia ny itiavantsika an'Andriamanitra sy ny ankatoavantsika ny didiny. » (1 Jaona 5:2)
« Fa izao no fitiavana an'Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny. » (1 Jaona 5:3)
« Fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. » (1 Jaona 5:4)
« Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak'Andriamanitra? » (1 Jaona 5:5)
« Izy ilay avy tamin'ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin'ny rano ihany, fa tamin'ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana. » (1 Jaona 5:6)
« Fa misy telo izay manambara, » (1 Jaona 5:7)
« dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo. » (1 Jaona 5:8)
[size=16]« Raha mandray ny fanambaran'ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran'Andriamanitra; fa ny fanambaran'Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany. » (1 Jaona 5:9)
« Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy. » (1 Jaona 5:10)
« Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany. » (1 Jaona 5:11)[/size]

« Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana. » (1 Jaona 5:12)

__ « Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin'Andriamanitra, ka novonoina tamin'ny nofo, fa novelomina tamin'ny fanahy, » (1 Petera 3:18)
« izay nandehanany sy nitoriany teny tamin'ireo fanahy tao an-tranomaizina, » (1 Petera 3:19)
« dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran'ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano, » (1 Petera 3:20)
« izay mamonjy anareo koa ankehitriny, dia ny batisa, izay tenan'io tandindona io,- tsy ny fanesorana ny fahalotoan'ny nofo anefa, fa ny fitadiavana* ny fieritreretana tsara eo anatrehan**'Andriamanitra***, amin'ny nitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. [* Na: fanontanian'] [** Na: amin'] [*** Na: ny fitadiavan'ny fieritreretana tsara an'Andriamanitra] » (1 Petera 3:21)
« Izay eo amin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra; fa efa lasa ho any an-danitra Izy ka efa nampanekena Azy ny anjely sy ny fahefana ary ny hery. » (1 Petera 3:22)

Mazava amiko ny soratra masina! mitafy ny natiora vaovao ao Aminy aho :
__ « [Ny fahazotoan'ny zanak'Andriamanitra hanao ny sitrapon'ny Ramy sy hifankatia amin'ny namany, ary ny fahatokiana ananany] Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon*'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho izany dia tsy mahalala antsika izao tontolo izao, satria tsy nahalala Ary izy. [* Gr. nomen'] » (1 Jaona 3:1)
« Ry malala, ankehitriny aza dia zanak'Andriamanitra isika, nefa tsy mbola naseho izay ho toetsika rahatrizay. Fantatsika fa raha hiseho Izy, dia ho tahaka Azy isika, fa ho hitantsika Izy, dia izay tena endriny tokoa. » (1 Jaona 3:2)

« Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy. » (1 Jaona 3:3)
« Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jaona 3:4)
« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [* Na: hitondra] » (1 Jaona 3:5)
« Izay rehetra mitoetra ao aminy dia tsy manota; izay rehetra manota dia tsy nahita na nahalala Azy. » (1 Jaona 3:6)
« Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. » (1 Jaona 3:7)
« Izay manota dia avy amin'ny devoly, satria ny devoly manota hatramin'ny voalohany. Izao no nisehoan'ny Zanak'Andriamanitra, dia ny handrava ny asan'ny devoly. » (1 Jaona 3:8)
« Izay rehetra naterak'Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak'Andriamanitra. » (1 Jaona 3:9)

Izy no nametraka ahy ho zanany ka ahoana no ilazanao fa tsy tsy ho AZOKO ANTOKA NY IDENTITEako ao amin'ny Jesosy Kristy ?

ianareo mihevitena ho tsy roa ama-tany io no tena ahiakoa , tratran'ny fandrik'ilay ratsy , latsaka anatin'ny FIEBOHEBOANA SY FANANDRATATENA ARY FITIAVANA HIAVAKA ka tsy mahatsapa intsony hoe efa tsy ao anatin'ny voa hamantarana ny Tena Zanak'Atra marina. ---> koa mananatra anao amin'ny Anaran'i Jesosy Tompo aho: ATSAHARO NY FIEBOEBOANA SY FANDOKAFATENA MIHOAPAPA fa tsy mahasoa anao ao amin'ny Tompo sy ny asa fitoriana ny filazantsara izany!
... Koa raha ny amiko dia tsy identifiéna ao amin'ny fiangonana aho fa ao amin'Ilay Zanak'Atra Velona dia Jesosy Kristy Tompo.
izay tsy fanambaran'ny fiangonana fa zanak'Atra aho fa , Fanambaran'Atra Tsitoha fa zanany ao amin'i Jesosy Zanany aho--> Isaia 53:10
120. RBNIR ( 09/10/2015 06:51)
Hajarilala7:

Ianareo ve milaza fa "nampianaran'i Jesosy en chair et en os" (???) dia tsy mahafantatra izany sy manao hevitra bontolo be fotsiny. Ny rafitra ao amin'ny Fiangonana dia misy na dia samy manana ny Fanahy Masina daholo aza mba hisian'ny fandaminana (filaminana).

Tsy afaka ny andro sabata ianareo! Ny anay tsy andro iray intsony ao anatin'ny herinanadro no tandremanay fa tandremanay isan'andro ny andro ny Tenin'Andriamanitra rehetra (= Jesosy Kristy) Izy no Sabatanay ary Tompon'ny Sabata ka tsy izay no natao hoan'ny andro fa ny andro natao ho anay mba hanompoanay an'Andriamanitra ary manararaotra ny andro azo anaovan-tsoa izahay ka na Alahady na Talata na Sabotsy rehefa azo iarahanay miangona dia ao izahay! Izahay miangona rehefa andro Sabata sy Alahady fa tsy mitandrina ny andro Sabata na Alahady, aoka hazava ny resaka!

Omeo ahy ny toko sy andininy milaza fa andro Sabata no hihavian'i Kristy eny amin'ny rahon'ny Lanitra dia itandrina izany andro Sabatanao izany izahay.

Azo inoana fa ireto virijina dimy adala ao amin'ny Matio 25 ireto dia nitandrina andro toy ny Sabata ka diso fanantenana kinanjo tonga tamin'ny andro hafa ny Tompo izay vao nikorapaka!

Namana hajarilala,
1- Efa naverimberina fa tsy i Jesosy "en chair et en os" fa feo tao anaty HAZAVANA (toy ny nitranga tamin'ny apostoly paoly

2- Mampitombo izay nolazainy anie ianareo izany e, (ny andro fitsaharana dia notsindrina tsara fa tokana ihany dia ilay ao amin'ny heb. 4:9???
Tany amboalohany dia efa niteny IZY fa : « Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. » (Deot.4:2)

Ary any amin'ny famaranana ny bokin'ny apokalipsy dia mbola nohamafisiny fa « Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy; » (Apok.22:18)
« ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity. » (Apok.22:19)

Izy no nanome ny teny dia ny anjaran-tsika dia ny manantanteraka araka izay voasoratra fotsiny ihany, tsy mampitombo ary tsy manaisotra.....

3- Tsy hitako izay hifandraisan'ny fanarahana ilay voasoratra ao amin'ny heb.4:9 sy ny hoe andro Sabata v ny hahatongavan'i Jesosy indray???

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0562