FALY BE NY TENAKO IZANY EH "MISY MAHAY MITONDRA HAFATRA"

141. Hajarilala7 ( 14/10/2015 15:49)

RBNIR:

Strong3:

be dia be ny pasteur nantsoina sy iresahan'ny Tompo manokana ary miasa araka izay anirahana azy ao izy
__ fa ireny rehetra ireny tsy mbola nisy nilaza hoe : izaho irery no nirahin'ny Tompo , izaho irery no manana ny fampianarana tsy misy kilema, blablabla

Mba ento eto hoe namana Strong3 izany be dia be izany, dia mba ento koa ilay fampianarany mba hanamarinana ny fanambarany???

Ny mahagaga ahy kely fotsiny dia hoe naninona izany "be dia be"lazainao izany no tsy nitory hoe tokony apostoly (olona iray fidin'i Jesosy sy ampianariny mivantana no tokony ho mpanorina fiangonana)???

« Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra, » (Efe.2:19)
« natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; » (Efe.2:20)

« Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera*, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako**; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita*** tsy haharesy azy. » (Mat.16:18)

===> MISY DIKANY LEHIBE MATOA APOSTOLY NO NOFIDINA HANORINA NY FIANGONANY!!!!

Iza no miteny aminareo ry RBNIR fa ny Apostoly no nanorina ny Fiangonana??? Izay ilay lazaina hoe MIBEBAHA MALAKY DIA MALAKY IANAREO RBNIR
142. RBNIR ( 14/10/2015 23:36)
rhaj0:

ntss.. rehefa samy mandefa ny "imagination"-ny ao kosany, maninona raha mba alefan-dry RBNIR toa io ny azy eee... ny imagination-nao ao koa anie dokotera ka mampivanitika gilady koa e.... Ohatra hoe, ianao izao mi-imaginer hoe, ho vonjen'i Jesosy ianao.. na ny fatinao.. na ny fanahinao, na whatever.... dia io ho'a, rahefa mipatitaka ny system solaire, koa na i Jesosy azany tsy hitany izay handraisany ny salakany, fa mipatitaka daholo isika taim-bovoka, koa ianao kouh toa hotsahotsan'ny...

Averiko hatrany e! hafa ny atao hoe immagination, ary hafa ny atao hoe réel,
Réel ny zavatra toriko eto dia ny fisian'Andriamanitra VELONA (tahaka ny fisianao sy ny tenako).....
Misy hoy aho zavatra fantatro tsy fantatrao, misy hoy aho zavatra hiainako tsy hiainanao....
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jao.14:17)....

Zavatra sarotra inoana, nefa misy ary dia olona vitsy dia vitsy no nampahafantarina anio ankehitriny....

Afaka ny hahafantatra koa anefa ianao saingy hatsaharo ny tsy finoana namana!!!

Hafatra ho an'ny rehetra TENA MISY ANDRIAMANITRA, MATAHORA AZY ARY OMEO VONINAHITRA IZY!!! ATAOVY NY SITRAPONY REHETRA!!!

Ny sitrapony, dia efa nambarany tamin'ny Zanany (Jesosy Kristy) tsy anampiana ary tsy analana...
143. RBNIR ( 14/10/2015 23:49)
Hajarilala7:

Iza no miteny aminareo ry RBNIR fa ny Apostoly no nanorina ny Fiangonana??? Izay ilay lazaina hoe MIBEBAHA MALAKY DIA MALAKY IANAREO RBNIR

« Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera*, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako**; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita*** tsy haharesy azy. » (Mat.16:18)

Petera dia apostoly ary teo amboniny no naoriny ny fiangonany

« Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra, » (Efe.2:19)
« natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; » (Efe.2:20)

ankohonan'Andriamanitra = fiangonany
araka io teny io dia natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly tahaka ilay nolazaina tamin'i petera tao amin'ny mat.16:18 ihany...

Mitovy ihany ny zavatra lazaina ao amin'ny Mat.16:18 sy ny Efe.2:19,20) namana....
144. tealala ( 15/10/2015 05:16)

Hajarilala7:

RBNIR:

Strong3:

be dia be ny pasteur nantsoina sy iresahan'ny Tompo manokana ary miasa araka izay anirahana azy ao izy
__ fa ireny rehetra ireny tsy mbola nisy nilaza hoe : izaho irery no nirahin'ny Tompo , izaho irery no manana ny fampianarana tsy misy kilema, blablabla

Mba ento eto hoe namana Strong3 izany be dia be izany, dia mba ento koa ilay fampianarany mba hanamarinana ny fanambarany???

Ny mahagaga ahy kely fotsiny dia hoe naninona izany "be dia be"lazainao izany no tsy nitory hoe tokony apostoly (olona iray fidin'i Jesosy sy ampianariny mivantana no tokony ho mpanorina fiangonana)???

« Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin'ny olona masina sady ankohonan'Andriamanitra, » (Efe.2:19)
« natsangana teo ambonin'ny fanorenan'ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra; » (Efe.2:20)

« Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera*, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako**; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita*** tsy haharesy azy. » (Mat.16:18)

===> MISY DIKANY LEHIBE MATOA APOSTOLY NO NOFIDINA HANORINA NY FIANGONANY!!!!

Iza no miteny aminareo ry RBNIR fa ny Apostoly no nanorina ny Fiangonana??? Izay ilay lazaina hoe MIBEBAHA MALAKY DIA MALAKY IANAREO RBNIR

le hoe be dia be izany dia tanteraka ilay teny hoe "izaho no foto-boaloboka, dia ianareo no sampany"
145. RBNIR ( 15/10/2015 05:59)
tealala:

le hoe be dia be izany dia tanteraka ilay teny hoe "izaho no foto-boaloboka, dia ianareo no sampany"

Misaotra anao saingy ilay tenin'ny namana Strong dia hoe
"be dia be ny pasteur nantsoina sy iresahan'ny Tompo manokana ary miasa araka izay anirahana azy ao izy"

Mba tiako ho fantatra ireo be dia be "niresahany" ireo ary "nirahany",

Tsy olana mihitsy ange e, fa mila porofoiny amin'ny fampianarany kosa...

Ka dia ny namantsika Strong3 moa izany no mahafantatra azireo dia aleo angamba izy mba andrasana mba hilaza dia mba hitondra ny fampianaran'ireo b d b fantany ireo....

P.S : raha ohatra ka ilay benja fantatro no benja resahinao dia araka ny reko (mila hamarinina ihany anefa) dia ny mpaminany tao amin-drizareo no nilaza fa nakarina apostoly izy araka ny faminaniana (mila hamarinina anefa hoy aho satria feo no reko..)...
Raha izay aloha dia be dia be tokoa no tahakan'izay ary izao dia efa nahita olona natao toy izany tokoa,

Nefa....raha ny baiboly no jerena dia tsy nisy mihitsy apostoly notendrena tamin'ny alalan'ny faminanian'ny mpaminany iray,

Ny nisy dia nisy tokoa olona iray nofidian'ireo apostoly 11 lahy ho namany hasolo an'i Jodasy (tamin'ny alalan'ny filokana hoy ny teny ao amin'ny Asa.1:15-26)

Saingy noporofoin'i Jesosy tamin'ny fifidianany an'i paoly apostoly fa IZY mivantana no tokony mifidy izay ho apostoly...
Teto izy no niseho tamin'i Paoly « Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy; » (Asa.9:3)
« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)

ity kosa no porofo fa tena nofidiny marina i Paoly : « Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)

Araka ny nambarako ihany koa dia "tsy feno ny maha apostoly an'ilay olona raha tsy nampianarin'i Jesosy mivantana ihany koa ilay olona...

Ity koa ny porofo fa i paoly apostoly koa dia nampianarina mivantana...
« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Raha ny baiboly aloha no jerena dia ireo no fomba fifidianana ny atao hoe apostoly, ka izaho manokana dia tena mbola tsy nandre olona hafa...nilaza fa nataon'i Jesosy toy izany (nofidiny mivantana dia avy eo nampianariny mivantana ihany koa...)

Izay no mahatonga ahy hilaza amin'ny namana Strong3 hoe mba zarao hoe namana fa tena liana mafy ny tenanay??

146. Strong3 ( 15/10/2015 08:49)

bor2lais:

RBNIR:

fanambaran'i Jesosy no milaza hoe amin'izao fotoana izao dia 1 eto mada ary 1 any ivelany.....

:-)
"Dadarabe"-na(re)o ve no mitantara an'io RBNIR ?
:-)

:-) :-) ... ity ilay tonga amin'ny rhaj0 hoe : imagination-anao nareo no manery ny sainareo ao
147. RBNIR ( 15/10/2015 09:30)
Strong3:

:-) :-) ... ity ilay tonga amin'ny rhaj0 hoe : imagination-anao nareo no manery ny sainareo ao

Dia miandry ireo be dia be lazainao namana....
Aza adino ny mitondra ny fampianarany mba hanamarinana na i Jesosy marina no niseho sy nampianatra azy na tsia....
Raha ILAY JESOSY marina mantsy dia tokony 100% tsy ampiana na analana fa mitovy amin'ilay nampianariny 2000 taona ny zavatra ampianariny ankehitriny....
148. Strong3 ( 15/10/2015 10:16)
ianao ve no hanamarina azy? lol

mba fehezo amin'ny fitanizana 1 ka hatramin'ny 10 hoe izany fampianarana 100% mitovy amin'ny an'i Jesosy izany
149. RBNIR ( 15/10/2015 11:08)

Strong3:

ianao ve no hanamarina azy? lol

mba fehezo amin'ny fitanizana 1 ka hatramin'ny 10 hoe izany fampianarana 100% mitovy amin'ny an'i Jesosy izany

Tsy izaho no hanamarina azy fa ny tenin'Andriamanitra namana!!!
« Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? » (Matio 7:16)
« Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy. » (Matio 7:17)
« Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara. » (Matio 7:18)
« Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo. » (Matio 7:19)
« Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. » (Matio 7:20)

LOJIKA BE ITY : Raha milaza ny olona 1 fa nampianarin'i Jesosy dia tokony 100% mitovy amin'ilay nampianarin'i Jesosy fahiny ihany ilay fampianarana (tsy anampiana ary tsy analana)...

KOA DIA NY VOANY NO HANAMARINAN-TSIKA AZY E!! NY TENIN'ANDRIAMANITRA NAMANA FA TSY NY TENIKO A!!!

Ka ento eto hoy aho e
150. Hajarilala7 ( 16/10/2015 08:06)

Inona ilay ASAN'NY FAHAMARINANA tsy mbola vitan'ny Tompo ka mbola tokony ataon'ny olona???? Izy ve tsy efa niteny hoe "VITA" teo amin'ny hazo fijaliana???
151. Strong3 ( 16/10/2015 10:00)
asa na mahazo resaka enao na tsia!
_ hoy izaho: mba fehezo amin'ny teboka 1 ka hatramin'ny 10 , izany fampianarana 100% mitovy amin'ny an'i Jesosy torianareo izany.
152. tealala ( 16/10/2015 10:06)

RBNIR:

tealala:

le hoe be dia be izany dia tanteraka ilay teny hoe "izaho no foto-boaloboka, dia ianareo no sampany"

Misaotra anao saingy ilay tenin'ny namana Strong dia hoe
"be dia be ny pasteur nantsoina sy iresahan'ny Tompo manokana ary miasa araka izay anirahana azy ao izy"

Mba tiako ho fantatra ireo be dia be "niresahany" ireo ary "nirahany",

Tsy olana mihitsy ange e, fa mila porofoiny amin'ny fampianarany kosa...

Ka dia ny namantsika Strong3 moa izany no mahafantatra azireo dia aleo angamba izy mba andrasana mba hilaza dia mba hitondra ny fampianaran'ireo b d b fantany ireo....

P.S : raha ohatra ka ilay benja fantatro no benja resahinao dia araka ny reko (mila hamarinina ihany anefa) dia ny mpaminany tao amin-drizareo no nilaza fa nakarina apostoly izy araka ny faminaniana (mila hamarinina anefa hoy aho satria feo no reko..)...
Raha izay aloha dia be dia be tokoa no tahakan'izay ary izao dia efa nahita olona natao toy izany tokoa,

Nefa....raha ny baiboly no jerena dia tsy nisy mihitsy apostoly notendrena tamin'ny alalan'ny faminanian'ny mpaminany iray,

Ny nisy dia nisy tokoa olona iray nofidian'ireo apostoly 11 lahy ho namany hasolo an'i Jodasy (tamin'ny alalan'ny filokana hoy ny teny ao amin'ny Asa.1:15-26)

Saingy noporofoin'i Jesosy tamin'ny fifidianany an'i paoly apostoly fa IZY mivantana no tokony mifidy izay ho apostoly...
Teto izy no niseho tamin'i Paoly « Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy; » (Asa.9:3)
« dia lavo tamin'ny tany izy ka nandre feo nanao taminy hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy? » (Asa.9:4)
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; » (Asa.9:5)

ity kosa no porofo fa tena nofidiny marina i Paoly : « Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely; » (Asa.9:15)

Araka ny nambarako ihany koa dia "tsy feno ny maha apostoly an'ilay olona raha tsy nampianarin'i Jesosy mivantana ihany koa ilay olona...

Ity koa ny porofo fa i paoly apostoly koa dia nampianarina mivantana...
« Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany. » (Gal.1:11)
« Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany. » (Gal.1:12)

Raha ny baiboly aloha no jerena dia ireo no fomba fifidianana ny atao hoe apostoly, ka izaho manokana dia tena mbola tsy nandre olona hafa...nilaza fa nataon'i Jesosy toy izany (nofidiny mivantana dia avy eo nampianariny mivantana ihany koa...)

Izay no mahatonga ahy hilaza amin'ny namana Strong3 hoe mba zarao hoe namana fa tena liana mafy ny tenanay??

Lasa lava be le fanazavana fa ny tinay sy jesosy tenenina amin io dia tsotra kel i Jasosy no fototr'ilay voaloboka dia ianareo manara-dia azy no sampany. Dia eo ilay tiko tenenina hoe be dia be ianareo no sampany samy manana ny fandraisany azy ny fampianarany, ao no miteny hoe zato isanjato, ao n mteny hoe rava ny didy folo sns tsy voatanisa, anefa fototra iray ihany.
153. Strong3 ( 16/10/2015 11:56)
ka ny tanana ange ry tealala , tsy mila ny maso ary ny maso tsy mila ny vava ... sns

raha liana i RBNIR dia valio ilay takiako :-)
154. RBNIR ( 17/10/2015 17:08)

Strong3:

ka ny tanana ange ry tealala , tsy mila ny maso ary ny maso tsy mila ny vava ... sns

raha liana i RBNIR dia valio ilay takiako :-)

Tsy azoko mihitsy ny zavatra anontanianao namana strong fa izaho izao dia mbola miandry hatrany ireo be dia be resahinao satria araka ny fahalalako dia mbola olona 1 aloha hatramin'izao eto madagascar no nilaza mivantana fa sady nofidin'i Jesoy izy no nampianariny mivantana...
Ny sasany henoko mantsy dia "nisehoan'i JEsosy" fa tsy nisy mihitsy aloha hatreto hoe nampianariny mivantana....koa dia miandry isika namana....
P.S : ireo rehetra nilaza fa nisehoan'i Jesosy dia mahagaga fa mitovy avokoa ny firesany, mitantara izay hitany tany amin'ilay hoe paradisa nitondrana azy nefa izao no nolazain'i paoly apostoly rehefa nentina tany amin'ilay tena paradisa izy.
« fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Kor.12:4)

Ka dia mipetraka ny fanontaniana hoe tena ilay paradisa marina v no hitan'izireo sa?
155. RBNIR ( 17/10/2015 17:14)
tealala:

Lasa lava be le fanazavana fa ny tinay sy jesosy tenenina amin io dia tsotra kel i Jasosy no fototr'ilay voaloboka dia ianareo manara-dia azy no sampany. Dia eo ilay tiko tenenina hoe be dia be ianareo no sampany samy manana ny fandraisany azy ny fampianarany, ao no miteny hoe zato isanjato, ao n mteny hoe rava ny didy folo sns tsy voatanisa, anefa fototra iray ihany.

Ilay izy tsy ilay resaka famohazana zato heny fa tsotra:
Ny fampianaran'ilay olona tokony = (egal) amin'ny fampianarana nomen'i JEsosy..
Ary tsy anampiana na analana....
156. Strong3 ( 19/10/2015 10:33)
dia mifampiandry eto izany kou!
tsy azonao antoka nga ny anareo mato atsy avoaka?

__ fa mba vakio hoa ny Mark 16:15-17 mba hampisokatra ny masonao eh!
157. RBNIR ( 19/10/2015 10:53)
Strong3:

dia mifampiandry eto izany kou!
tsy azonao antoka nga ny anareo mato atsy avoaka?
__ fa mba vakio hoa ny Mark 16:15-17 mba hampisokatra ny masonao eh!

Salama namana,
1- Tsy nontonoinao ny andiny faha 14 « [Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy Jesosy, raha nipetraka nihinana ireo; ary izy nanome tsiny azy noho ny tsi-finoany sy ny hamafin'ny fony, satria tsy ninoany ireo efa nahita Azy, rehefa nitsangana Izy] » (Mar.16:14)
Araka io teny io dia tamin'izy 11 lahy Jesosy no niteny an'ireo teny lazainao ireo.

2- Marina fa ny famantarana ho an'ny mino tokoa ireo saingy....
Amin'ireo mino ireo indrindra no nitenenany an'ity teny ity...« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)
« Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia* tamin'ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay? [*Demonia = fanahy ratsy, na anjely ratsy] » (Mat.7:22)
« Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka. » (Mat.7:23)

Efa dingana lehibe aloha rehefa afaka tamin'ny tsy finoana saingy mila miroso isika fa tsy mijanona hatreo dia miroso amin'ny fanaovana ny Sitrapony (fampianarana tsy misy kilema izay nampianarin'i Jesosy)......
158. Yahl ( 21/10/2015 10:38)
TSY MBOLA FENO 200 TAONA AKORY NO NIDIRAN' NY BAIBOLY TETO MADAGASIKARA, DIA SAMY VOAFITAKA DAHOLO NY MALAGASY FA SAMY NIHINANA AMIM-BOLONY AVOKOA. DIA NISY NY FIANGONAN-DEHIBE ROA. NIFORONA KOA NY MBOLA MINTSO JESÔSY IHANY KA NITSITOKOTOKO NAMENO NY TANANA, FA 5 IHANY NO AO ANATY FFKM.

FANTATRA TSARA IZAO ANEFA FA LEHILAHY VAHINY ROA NO NITONDRA NY BAIBOLY NIDITRA TETO MADAGASIKARA. ARY NY IRAY INDRAY DIA MILAZA FA AVY ANY RÔMA TSOTRA IZAO KOA.

ARAKA NY STATISTIKA AO @ MIN. INTERIEUR ANEFA, DIA TAFAKATRA 396 NO ISAN' NY KARAZAM-PIANGONANA ETO MADAGASIKARA MIANTSO AN' I JESÔSY. KA ETO ANTANANARIVO AVOKOA NY ANKAMAROAN' NY FOIBEN'IREO ARY MANANA FOIBE MPAMATSY VOLA AZY KOA NY SASANY AVY ANY E-U SY NY TSY VOATONONA.

VAKA NY OLONA MANONTANY TENA HOE: IZA AMINAREO IREO NO MARINA?

AO NY MANAO HOE: NY ANAY NO MARINA SADY EFA TAO NO NIVAVAHAN' NY RAZANAY HATRAMIN' IZAY! HOY KOA NY HAFA: TAO NAHITANAY FAHASOAVANA! SY HOE: NAHITANAY FITAHIANA SY NY HARENA ARY FANASITRANANA ....FAHAGAGANA SNS.

ARY NY andriamanitra mpamonjy TONON' IZY REHETRA ANEFA DIA JESÔSY IHANY. FA NY atra. nahary AZY NO SAMIHAFA NY ANARANY: NY IRAY jehôvah efa nosoloina hoe Tompo ,ARY NY IRAY Iaveh. FA SAMY RAIN' ILAY Jesôsy na jesoa na zezo sy ny jésus ary ny jesus daholo ireo HOY RY ZAREO! ARY SAMY MANAIKY IZANY AVOKOA RY ZAREO. MAHAGAGA!!! IZANY!!!
159. Strong3 ( 21/10/2015 10:43)
ianao ve namana tsy tonga saina hoe : diso manafokafoka olona ianareo sy ry episkopo
... dia lazainareo fa ketrina sy dondrona sy tsy mba te hiditra ny lanitra sy manana fikirizana mitrandraka sy misisika toa anareo daholo ny olona matoa mandany andro sy mahafoy ny zavatra rehetra ???

____ mba vakio ity teny ity rehefa tsy takatrao iny iray iny:
« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)

SA MBOLA HIEBOEBO INDRAY IANAO HOE : ianareo irery no nandray ny teny fikasana
fa ny Asa2 izany dia tsy hoan'ny mino fa hoan'ny Apostoly irery ihany?
...
mba tonga saina hoa , fa ianareo le ohatran'izao mihitsy no itenenan'olona ratsy ny filazantsara
___ mba nahita fasohavana kely amin'io fiangonana io dia manasoasoa be fahatany , satria jamban'ny fanasitranana sy ny fahasoavana kely tao
dia tsy mihiratra intsony ny saina hoe : marina tokoa ve izany rehetra izany

tsy mahagaga eh ... efa andro farany izao ka miseho sesilany ny MANDOKA TENA :-)
160. rhaj0 ( 21/10/2015 10:55)
Strong3:
manafokafoka olona... HIEBOEBO ... MANDOKA TENA

hi hi hi... samy manao an'io nareo re ee.... nefa dia samy tezitra rehefa ny andaniny manao ilay izy... 'ngaha tsy mahatapaka mihintsy eee... :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095