Mahaiza mamafy
101. soanja
(
15/04/2010 14:13)
Raha ny fahitako azy indray ry izy mianakavy dia mety hivondrona amin'ny hevitra iray aby ny anareo hoe:
Ny forum dia tsy misy azo tapenam-bava re fa dia afaka manoratra izay tiany soratany sy fiheviny. Aoka samy hitondra ny vary fitoventiny aby na izay hamafy na izay hanondraka toa ahy. Samy manan-tsaina avokoa koa isika hanisy sivana izay voalaza any anatintsika , ary izay no fahasoavana isany tiako nomen'Andriamanitra ahy ohatra ka asa re ny anareo any. Fa ny any amin'ny tontolo iainana any anivon'ny be sy maro any dia aoka mba zavatra/hevitra/finoana/ fanambarana hampisy vetyBold text izay tianao iasana no tolory azy ireo, amin'izay mba samy hanatombo ianareo avy amin'ny andaniny sy ny ankilany. Io zany no mba heveriko fa tian'i Rakapy lazaina.
Na izany anefa na tsy izany dia tsy mitovy isika rehetra sy ny fomba fijery. Ka na dia zavatra heverintsika ohatra za na Rakapy na Ika na ny hafa tsy hisy venty dia tena misy venty tokoa amin'ny hafa satria izay no fantany, izay no inoany ary izay momba azy.
Tsara lalandava anefa ny mampianatra izay mba fantantsika sy mandaitra amintsika amin'izay mba mivelatra amin'ny fahalalana ny tsirairay isika mianakavy. Izay koa no vao maika hitondra amin'ny fifanajana raha ny hevitro.

102. ikaretsaka
(
15/04/2010 22:38)
amiko raha mampianatra sy mizara de vonona handray feedback koa dia tokony hanana arguments @ hevitra ijoroanao ianao ary tsy mivoana @ tianao hahatongavana
103. rakapy
(
16/04/2010 08:33)
Hoy i Soanja
Marina ny voalazanao raha forum no resahina, ary isika rehetra miditra eto angamba tsy amidy @ ariary roa intsony satria tokony efa mba mahalala zavatra sy mahay manavaka ihany ny ankamaroany.
Ilay famafazana tiako lazaina anefa dia tena bitika dia bitika tokoa eto raha oharina @ zava-misy eto M/car ( raha tsy hijery afatsy eto M/car isika).
Ny ankamaroan'ny famafazana dia any ampiangonana, an-tsekoly, an-tsena, any @ toeram-pitsaboana, an-toeram-piasana, fitateram-bahoaka, eo @ fianakaviana, ny mpinamana, ara koltoraly sns... maro tsy ho tanisaina.
Eo amin'ireo sehatra ireo no tena hanjakan'ilay famafazana, eo amin'ny tontolon'ny fiainan'ny Malagasy izany raha atao jery fahobe.
Noho izy mahasahana vahoaka maro be io indrindra no tiako ilazana ilay hoe "MAHAIZA MAMAFY"
Isika Malagasy mantsy dia tia mifampianatra izay ihany, tsy misy maharatsy azy mihintsy . Nefa kosa raha zavatra DISO na zavatra TSY MAZAVA no ifampianarana dia ho fahavoazana lehibe ny ahazo ny taranaka hifandimby.
Noho izany dia manana RESPONSABILITE lehibe ireo mpamafy eo @ vokatry voa izay nafafiny.
Fanotaniana
========
1-Manana responsabilite ve ny mpamafy noho izao olana miseho eto M/car izao?
2- Raha ENY inona? Raha TSIA nahoana?

104. Mandefitra
(
16/04/2010 09:18)
Ny olana ao Madagasikara aloha Rakapy de olana politika goavana, idiran ny firenena goavana.
Zay tsinin ny vahoaka malagasy nga, dia ny nanaiky natao fitaovana hanapotehina ny firenena.
Fa nisy dia nisy tokoa ny fiangonana nan y olom piangonana nandray anjara mavitrika t@ ty fanonganam-panjakana ity.
Ka amiko, @ maha Kristianina ahy, izay fafy rehetra tsy mifototra @ Hazo Fijaliana izany hoe Kristy maty sy nitsangana t@ maty ho famonjena, dia tsy izy, ary mety ho isan ny mahatonga izao olana izao tokoa.
ANjarantsika ny mandinika lalina

105. rakapy
(
16/04/2010 09:30)
Hoy i Mandefitra
Eny e! olana politika no iantsona azy fa hoe AVY AIZA ary IZA no nitaiza ny ankamaroana'ireo mpanao politika?
Tsy ny fitaizana xana va?
Inona izany no vokatr'ilay fitoriana sy fampianarana natao tamin'izy ireo?
Ny hazo no vano-ko lakana ho, ny tany naniriny no...

106. Mandefitra
(
16/04/2010 10:01)
Ny tena fitaizan Kristianina dia hoe :
Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.
Tiavo ny fahavalonao, mivavaha ho azy. Raha azo atao mihavana @ olona rehetra.
Tsy izany anefa ny zava misy fa ny ory hava manana no nanjaka, ny raha maty aho matesa rahavana, ny fitiava ntena no nanjaka.
Ny fanontaniana dia hoe tena notazaina ho Kristianina tokoa ve ny malagasy?
Raha mahita mpitondra fiangonana mifaly @ fahavoazan ny fireneny, mahita irony mpiandry mamaky ministera, mahita ny kristianina mifaly @ fahavoazan ny sasany ...
Lay voa nafafy ngamba no tsy izy fa lasa safiotra .. fa raha tena filazan tsaran i Kristy ... tsy ho toy izao isika ka.

107. rakapy
(
16/04/2010 10:09)
Hoy i Mandefitra
Mazava aminao ny tiako ambara ary mitovy fijery aminao koa aho.
Ny fanotaniana manitikitika anefa dia hoe: FA NAHOANA ARY ILAY VOA NO TSY NANIRY TSARA?
Ireo namafy anefa dia nilaza fa namafy "voa tsara avokoa".

108. ikaretsaka
(
16/04/2010 14:17)
Amiko dia satria tsy "Nasainy ny tany" sy "tsy nomena hasina ny voa" fa dia nafafy t@ zao fotsiny na ho any na tsy ho any.
Nampiana le farateny hoe "maniry tsara ..tsy maniry dia efa namafy zahay"

109. rakapy
(
16/04/2010 15:24)
FA NAHOANA ARY ILAY VOA NO TSY NANIRY TSARA?
Hoy Ika
Raha fakafakaina misimisy koa dia azo atao hoe:
-Sa ve ny tany nafazana no ratsy (tsy mahavokatra firy?)
-Ny voa ve no tsy tsara?
-Sa ny mpamafy no tsy nahay namafy
Sa nahoana?
Hoy Ika
Amiko dia satria tsy "Nasainy ny tany" sy "tsy nomena hasina ny voa" fa dia nafafy t@ zao fotsiny na ho any na tsy ho any.
Nampiana le farateny hoe "maniry tsara ..tsy maniry dia efa namafy zahay
Raha fakafakaina misimisy koa dia azo atao hoe:
-Sa ve ny tany nafazana no ratsy (tsy mahavokatra firy?)
-Ny voa ve no tsy tsara?
-Sa ny mpamafy no tsy nahay namafy
Sa nahoana?
110. rakapy
(
16/04/2010 15:34)
Hoy i Mandefitra
Raha ny filaza sy ny fijery dia notaizana t@ fomba xana ny maro @ Gasy indrindra moa fa ireo mpitondra sy mpanao politika.
Rehefa mihanina aza ny filoha dia misy baiboly sy mihanina eo anatrehan'A/tra izy ireo.
Ny fanontaniana dia hoe tena notazaina ho Kristianina tokoa ve ny malagasy?
Raha ny filaza sy ny fijery dia notaizana t@ fomba xana ny maro @ Gasy indrindra moa fa ireo mpitondra sy mpanao politika.
Rehefa mihanina aza ny filoha dia misy baiboly sy mihanina eo anatrehan'A/tra izy ireo.
111. bor2lais
(
16/04/2010 16:29)
rakapy:
Bor2lais> Itovizako fijery ny hevitra nosoratanao etsy ambony fa ity no mba ilako fanazavana misimisy raha toa ka tsy mahadiso
Hoy Bor2lais :
\"Farany : tsy dia miombon-kevitra amin\'ilay hoe \"fitaratra sy ohatra mba ahatsara ny vokatra izy ireny\" koa aloha aho eto.
Iray ihany mantsy amiko ny \"fitaratra sy ohatra\" raha ny finoako, dia Ilay mahay mampitombo ny vokatra ihany !\"
--------
Fomba fijeriko ihany anie io rakapy e !
Fintiniko amin\'ny zavatra 2 angamba ny tiako lazaina.
A. Ny fakana \"fitaratra sy ohatra\" amin\'olombelona amiko dia METY mitarika :
1. \"culte de personnalité\", izany hoe lasa ilay olona no zava-dehibe. Io fomba fijery io matetika no mitarika \"dérives\" isan-karazany izay tsy ho tanisaiko eto
2. fahadisoam-panantenana satria amin\'ny maha-olombelona azy dia tsy voatery tonga lafatra. Ary io fahadisoam-panantenana io indraindray no lasa hanaovana \"interprétations\" isan-karazany (ireny ve no mba ... sns) ka tsy hidirana am-piangonana intsony mihitsy aza ohatra ...
Izay no mahatonga ahy milaza fa, raha ny finoako (ahy manokana), dia Izy ihany no modely tsara indrindra (atokisana fa tsy miova ary tsy hiova mandrakizay).
B. Momba ny fitomboan\'ny vokatra indray dia izao. Misy fifandraisany amin\'ny etsy ambony ihany ilay izy saingy toerana samihafa angamba.
Ny tiako lazaina dia ity. Resaka fanetren-tena ilay izy : amiko ny Kristiana dia tokony hanana fanetren-tena mandrakariva ka tsy iantehatra amin\'ny herin\'ny tenany raha manao zavatra iray, fa manankina izany mandrakariva amin\'Ilay inoany.
Io fomba fiasa io mantsy amiko dia hanala ny fahadisoam-panantenana mety hisy raha sendra tsy mifanaraka amin\'ny nantenaina ny mitranga. Io fahadisoam-panantenana io matetika no mitarika fahakiviana ... na fanomezan-tsiny an\'Andriamanitra aza indraindray !
Averiko indray fa fomba fijeriko io an ! :D
112. rakapy
(
16/04/2010 18:09)
Hoy i Bor2lais
Mahaliana tokoa ny fomba fanazavanao azy. Ary marina fa io fahadisoam-panantenana io no matetika mampiova zavatra be. Misaotra anao @ fanazavana.
Fomba fijeriko ihany anie io rakapy e !
Fintiniko amin'ny zavatra 2 angamba ny tiako lazaina.
A. Ny fakana "fitaratra sy ohatra" amin'olombelona amiko dia METY mitarika :
1. "culte de personnalité", izany hoe lasa ilay olona no zava-dehibe. Io fomba fijery io matetika no mitarika "dérives" isan-karazany izay tsy ho tanisaiko eto
2. fahadisoam-panantenana satria amin'ny maha-olombelona azy dia tsy voatery tonga lafatra. Ary io fahadisoam-panantenana io indraindray no lasa hanaovana "interprétations" isan-karazany (ireny ve no mba ... sns) ka tsy hidirana am-piangonana intsony mihitsy aza ohatra ...
Izay no mahatonga ahy milaza fa, raha ny finoako (ahy manokana), dia Izy ihany no modely tsara indrindra (atokisana fa tsy miova ary tsy hiova mandrakizay).
B. Momba ny fitomboan'ny vokatra indray dia izao. Misy fifandraisany amin'ny etsy ambony ihany ilay izy saingy toerana samihafa angamba.
Ny tiako lazaina dia ity. Resaka fanetren-tena ilay izy : amiko ny Kristiana dia tokony hanana fanetren-tena mandrakariva ka tsy iantehatra amin'ny herin'ny tenany raha manao zavatra iray, fa manankina izany mandrakariva amin'Ilay inoany.
Io fomba fiasa io mantsy amiko dia hanala ny fahadisoam-panantenana mety hisy raha sendra tsy mifanaraka amin'ny nantenaina ny mitranga. Io fahadisoam-panantenana io matetika no mitarika fahakiviana ... na fanomezan-tsiny an'Andriamanitra aza indraindray !
Averiko indray fa fomba fijeriko io an !
Mahaliana tokoa ny fomba fanazavanao azy. Ary marina fa io fahadisoam-panantenana io no matetika mampiova zavatra be. Misaotra anao @ fanazavana.
113. ikaretsaka
(
16/04/2010 21:56)
mahafinaritra ery ny mijery an'i Rabord mametraka tohan-kevitra @ heviny fa tsy tanisanisa sy kitsimpotsimpona sy valy boraingina be intsony toy ny an'ny hafa, mety.. Bravo, izao ahay ka forum!
fa eo @ le faharoa @ A no tiako tsindrina kely fotsiny
misy koa vokatr' io fadisoam-panantenana io Rabord dia misy tena mahay mi exploiter tokoa hitadiavana kil an, ohatra fotsiny t@ ireny resaka tsunami sy haiti sy chili, ary izao vokatry ny tondra drano tany Mananjary t@ fevrier marsa iny dia bedebe ny manararaotra mi exploiter ilay vahoaka ketraka sy kivy.
Tsy ny hanampy ireo olona ara moraly sy ara pizikaly (manome rano fisotro na miezaka manampy azy mi reconstruire ny fiainany) no tanjona fa tonga de ny hanapepo hoe satria nareo zao de voasazy: dia avy eo le olona mbola mitsipozipozy fa lasa miditra tsy satry any @ fiangonany dia efa voatery handoa ny 1/10 mpananany sahady
ity koa

fahadisoam-panantenana satria amin'ny maha-olombelona azy dia tsy voatery tonga lafatra. Ary io fahadisoam-panantenana io indraindray no lasa hanaovana "interprétations" isan-karazany (ireny ve no mba ... sns) ka tsy hidirana am-piangonana intsony mihitsy aza ohatra ...
misy koa vokatr' io fadisoam-panantenana io Rabord dia misy tena mahay mi exploiter tokoa hitadiavana kil an, ohatra fotsiny t@ ireny resaka tsunami sy haiti sy chili, ary izao vokatry ny tondra drano tany Mananjary t@ fevrier marsa iny dia bedebe ny manararaotra mi exploiter ilay vahoaka ketraka sy kivy.
Tsy ny hanampy ireo olona ara moraly sy ara pizikaly (manome rano fisotro na miezaka manampy azy mi reconstruire ny fiainany) no tanjona fa tonga de ny hanapepo hoe satria nareo zao de voasazy: dia avy eo le olona mbola mitsipozipozy fa lasa miditra tsy satry any @ fiangonany dia efa voatery handoa ny 1/10 mpananany sahady
ity koa
Ny tiako lazaina dia ity. Resaka fanetren-tena ilay izy : amiko ny Kristiana dia tokony hanana fanetren-tena mandrakariva ka tsy iantehatra amin'ny herin'ny tenany raha manao zavatra iray, fa manankina izany mandrakariva amin'Ilay inoany.
messagemarina dia marina.. fa tsy hoe manetry tena akory dia lasa kamo de "hiandry an'i paoly" (ara bakiteny izy eto)
115. rijadolly
(
17/04/2010 09:01)
Rakapy:
FA NAHOANA ARY ILAY VOA NO TSY NANIRY TSARA?
ika:
Amiko dia satria tsy \"Nasainy ny tany\" sy \"tsy nomena hasina ny voa\" fa dia nafafy t@ zao fotsiny na ho any na tsy ho any.Nampiana le farateny hoe \"maniry tsara ..tsy maniry dia efa namafy zahay
Rakapy:Ohatry ny marina,nefa
Raha fakafakaina misimisy koa dia azo atao hoe:
-Sa ve ny tany nafazana no ratsy (tsy mahavokatra firy?)
-Ny voa ve no tsy tsara?
-Sa ny mpamafy no tsy nahay namafy
Sa nahoana?
za:dia
Hamafy vary ve za re olona dia teny ratsy no andeha afafiko a? Ra avy any amin\' Andriamanitra no hafafiko dia hatsoiko daholo ny boka 10, tsy haiko izay hiverina hisaotra, fa ny zavatra fantatro dia tsara no omeko azy ireo, dia ny Filazantsaran\' KRISTY
ihany za:Afafazo ny rivotra dia hitanao ny vokany, aza mifidy tany hamafazana voa tsara na eny amin\' goudron aza fa anjaran\' Andriamanitra ny manokatra ny Fony.
Fanontaniana farany, Ny tenin\' Andriamanitra ve tsy mitarika ny tany ho lonaka? Ny tenin\' Andriamanitra ve tsy mahavonto rano ny tany karakaina? Ny tenin\' Andriamanitra ve tsy fanafody ho an\' marary? Ny tenin\' Andriamanitra ve tsy aina ho an\' izay mandray azy? Ny tenin\' Andriamanitra ve tsy afaka mitarika am- pitiavana ny nanihy hody ao an-trano?( tsy izay ao an- trano no asaina mody)
116. rakapy
(
17/04/2010 09:28)
Rijadoly> Tsy naka ohatra lavitra aho fa dia i M/car no ohatra akaiky nalaiko etsy ambony.
Angamba tsy hotantaraina aminao hoe inona no zava mitranga sy miseho eto @ ny firenentsika @ izao fotoana izao.
Olana ara- politika no miseho ao. Nefa aza adino fa tsy afaka ny hiteny fa tsy anisan'ny tompon'antoka @ izao olana izao ireo mpamafy kristianina izay nilaza fa nikolokolo sy namolavola ireo olona nahatonga ity olana ity.
Hoy i Rijadoly
Namafy rivotra ve izany ireo mpamafy kristianina Malagasy matoa tonga @ izao olana izao ny firereneny?

Afafazo ny rivotra dia hitanao ny vokany, aza mifidy tany hamafazana voa tsara na eny amin' goudron aza fa anjaran' Andriamanitra ny manokatra ny Fony
Namafy rivotra ve izany ireo mpamafy kristianina Malagasy matoa tonga @ izao olana izao ny firereneny?
FA NAHOANA ARY ILAY VOA NO TSY NANIRY TSARA?
117. rakapy
(
17/04/2010 09:55)
Hoy i Rijadoly
Ny tena tenin 'A/tra marina dia tokony hanaraka ireo voalazanao ireo.
Nefa nahoana no tsy lonaka ny firenentsika? nahoana no tsy voton-drano ny tany karakaintsika? Nahoana no tsy mety sitrana fa vao maika marary ny firenentsika? nahoana no tsy voatarika am-pitiavana ireo nanihy?
Nahoana no miha very tsikelikely ilay fahendrena maha-Malagasy izay nisy fahiny nefa ireo mpamafy dia tsy mitsahatra ny mamafy sy mitombo isa hatrany. Tsara ve sa ratsy ny voa afafin'ireo mpamafy matoa tonga @ izao zava-misy izao isika???
Ataoko angmaba fa azonao ny tiako ambara?
Fanontaniana farany, Ny tenin' Andriamanitra ve tsy mitarika ny tany ho lonaka? Ny tenin' Andriamanitra ve tsy mahavonto rano ny tany karakaina? Ny tenin' Andriamanitra ve tsy fanafody ho an' marary? Ny tenin' Andriamanitra ve tsy aina ho an' izay mandray azy? Ny tenin' Andriamanitra ve tsy afaka mitarika am- pitiavana ny nanihy hody ao an-trano?( tsy izay ao an- trano no asaina mody)
Ny tena tenin 'A/tra marina dia tokony hanaraka ireo voalazanao ireo.
Nefa nahoana no tsy lonaka ny firenentsika? nahoana no tsy voton-drano ny tany karakaintsika? Nahoana no tsy mety sitrana fa vao maika marary ny firenentsika? nahoana no tsy voatarika am-pitiavana ireo nanihy?
Nahoana no miha very tsikelikely ilay fahendrena maha-Malagasy izay nisy fahiny nefa ireo mpamafy dia tsy mitsahatra ny mamafy sy mitombo isa hatrany. Tsara ve sa ratsy ny voa afafin'ireo mpamafy matoa tonga @ izao zava-misy izao isika???
Ataoko angmaba fa azonao ny tiako ambara?
118. rijadolly
(
17/04/2010 14:38)
Misaotra an' se aho amin' fanazavana indray, tena azoko hatreny ampiandohana ny tian' se tenenina fa marina.Tsy manaiky kosa aho anefa satria entina hampiraviravy tanana ny Mpitory tsy hietsika.
Ahoana ny fahitan' se an'ty teny ty: "be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra." MATIO 9: 38
Ra mbola misy olomarina na iray aza ao amin' Tanana dia tsy ho ravana izany Tanana izany noho io olomarina io.
Ra avy any amin' Andriamanitra no hafafiko dia hatsoiko daholo ny boka 10, tsy haiko izay hiverina hisaotra,Firy amin' ireo boka folo nodiovina moa Rakapy no niverina nisaotra an' Kristy? Ratsy ve amin' se no nafafy azireo ka tsy nahavokatra? Ahoana no hitsaran' se fa efa masaka ny fon' izireo na tsy? Azo tsaraina koa ve hoe voa ratsy no nafafin' Kristy teto an -tany na hoe tsy mahay mamafy i Kristy satria ny Jiosy izay vonjena sy omena fanavotana alohan' rehetra no nahavita foatana mahafaty.
Ahoana ny fahitan' se an'ty teny ty: "be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra." MATIO 9: 38
Ra mbola misy olomarina na iray aza ao amin' Tanana dia tsy ho ravana izany Tanana izany noho io olomarina io.
119. rakapy
(
17/04/2010 17:21)
Hoy i Rijadoly
"Ny hanongotsongona ny maty hono, mba tsy handevenana velona". Ka aza raisina ho fisakanana na fanakivina avokoa ny teny raha toa ka hita fa misy lesoka tokony harenina.
Hoy i Rijadoly
Fa nahoana ary ny mpiasa no tsy ampy? inona no antony?
Misaotra an' se aho amin' fanazavana indray, tena azoko hatreny ampiandohana ny tian' se tenenina fa marina.Tsy manaiky kosa aho anefa satria entina hampiraviravy tanana ny Mpitory tsy hietsika
"Ny hanongotsongona ny maty hono, mba tsy handevenana velona". Ka aza raisina ho fisakanana na fanakivina avokoa ny teny raha toa ka hita fa misy lesoka tokony harenina.
Hoy i Rijadoly
Ahoana ny fahitan' se an'ty teny ty: "be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.
Fa nahoana ary ny mpiasa no tsy ampy? inona no antony?
120. niryna
(
17/04/2010 19:32)
rijadolly:ekena tanteraka
Dia eo no hitovizako hevitra an' bor2laisRaha ny fahalalako azy dia ny fanahy no fohazina eto fa tsy Andriamanitra an ! Sa io lazaiko fanahy io no antsoinareo eto hoe Andriamanitra ?Andriamanitra mantsy tsy mila fohazina izany fa ny maha ianao anao no mila fohazina sao sondrian- tory.
ikaretsaka:hianareo izy ry ika,hianao tenanao ireny izany no miteny amin'Atra hoe tsy tiako ity toerana ity fa avelao aho ary hi,hi.
Lohateny : Re : Mahaiza mamafy
Izay no mahatonga anay milaza anie hoe asao aloha ny tany...de hajao ny hasin'ny voa afafy e
hafafazo foana hoy aho ny voa ary voa tsara hafafy fa hamoa foana io ,aza kviy
Atra tsy miangatra fa fantany kosa izay tia mamafy ary fantany koa ny hofafazana kanefa manondraka rano mafana
ikaretsaka:amin'ny fomba ahoana? jereo ny hafatry i soanja,nitoriteny ny silamo izy ,naneho ny fitiavan'Atra azy izy ary dia naniraka ilay ramatoa mba anao izany any aminy koa.
fa ny mitory de hoe: iaino sy ampiasao ny voalaza taminao mba ahitanao sy ny olona taratra ny fiasan'ilay Atra (=teny) ao aminao sy ao anatinao.. de rehefa liana izy de tamy ho azy dia asaivo manao toy izany koa
xxx:
Aleo ho an'ny hafa fa mety ho izy no interessé
soanja:ary omena safidy malalaka koa raha tsy tiako izao ny sujet tsy hiditra amin'iny aho fa ny manja tena no ataoko.Mety tsy ho ahy izao ny teny omen'ny hafa kanefa kosa mety izaho no niantefan'ny teny nomen'ny hafa dia nahita fianarana vaovao ahy izay.
Io dia manaiky tokoa aho. Aoka isika tsy hanakana izay te hihaino kosa ny toriteny. Izay vonona amin'izay zavamisy dia aoka izy hanatanteraka izany. Tsy tokony hisy hisakana ary tsy tokony hisy handrebireby ireo izay vonona hifandray.
Raha vao ny tombontsoantsika foana no eritreretina sy mibahana ao an-tsaina dia ho diso fanantenana isika amin'ny fizarana eto.Hafafy ny voa ary isika mamafy dia mahalala ny voa hafafy na tsara io na ratsy.