Mahaiza mamafy
41. xxx
(
12/04/2010 11:24)
Points 2 :
1/ Ahoana no nahafahana nilaza fa ala-safay ilay fitoriana ? Rehefa mahatsapa ny fitiavan'Andriamanitra dia tsy mahay mangina fa tsy maintsy mitory hatrany, tsy fikatsahana toerana any an-danitra loatra akory . Jereo fa raha misy zavatra tiana dia faly ery ianao mitantara @ namana rehetra na dia tsy maharototra azy aza ilay izy
2/ Ny mpamafy dia mamafy no asany , na inona na inona tany eo, an'Andriamanitra ny asa fampitsiriana . Tsy fantatrao fa mety ambony goudron ianao no mamafy fa Andriamanitra no manao ny asa dia ho zendana ianao hoe naniry ilay izy
Ny asa fitoriana dia tsy mba ny toy @ fiainana an-davan'andro ka hoe andrasana ho réunis daholo ny conditions raha te hahazo résultat : tany lonaka, zezika, rano, masoandro ... vao atsipy ny voa mba hamoa ...

42. Mirananirina
(
12/04/2010 11:24)
A/tra akory tsy mila publicite. Ary ny fitoriana sy fitadiavana azy dia mila fahaizana fa tsy ataotao foana. Mila qualite izy fa tsy quantite araka ny fihevitry ny sasany azy akoryahoana moa no ahafantarana fa pub io na tena mivavaka kosa?
43. xxx
(
12/04/2010 11:28)
A/tra akory tsy mila publicite. Ary ny fitoriana sy fitadiavana azy dia mila fahaizana fa tsy ataotao foana. Mila qualite izy fa tsy quantite araka ny fihevitry ny sasany azy akory
Anefa hoy Izy hoe : raha tsy miteny nareo dia ny vato aman-kazo no hiantsoantso ... question qualité / quantité / environnement ... ????
44. rakapy
(
12/04/2010 13:21)
Hoy i xxx 40
Alasafay hoy aho satria jereo fa rehefa mitory ny xana sasany eto dia milaza fa hoe handray ianao tsara tsy handray ianao efa vitako ny fitoriana. Ary raha tsy fikatsahana toerana any an-danitra ary dia inona no antony?
Hoy i xxx 40
Ka izay indrindra no nilazako hoe aza manao toy ny "robot", potserina ny bouton dia lasa tsy misy fijanonana na dia hita aza fa efa eo ambony goudron no mamafy dia lasa ihany.
Araka ny finonao dia anjaran'A/tra no mampitsiry nefa ataoko fa adalana raha toa ka efa nomeny saina ianao nefa dia mbola mamafy voa eny ambony goudron ihany.
Hoy i xxx 40
Tsy nilaza akory aho hoe andraso ho "reunis" daholo ny " conditions" rehetra fa kosa atao ampiheverana sy ampisainana ilay izy.
Mba manandrama moa mamafy voa ao anaty" essence" dia ilazao aho rehefa vokatra ny vokatra!
Hoy i Mirananirina
Tsy niresaka fivavahana aho fa " fitoriana" no noresahiko, raha vavaka indray no resahina dia tsy misy na iray aza mahafanatatra isika eto hoe iza no tena manao izany @ fony ary izy no miatsara vela-tsihy.
Hoy i xxx42
Mba azavao misimisy hoe raha tsy mahadiso fa tsy azoko ny tianao ambara.
1/ Ahoana no nahafahana nilaza fa ala-safay ilay fitoriana ? Rehefa mahatsapa ny fitiavan'Andriamanitra dia tsy mahay mangina fa tsy maintsy mitory hatrany, tsy fikatsahana toerana any an-danitra loatra akory . Jereo fa raha misy zavatra tiana dia faly ery ianao mitantara @ namana rehetra na dia tsy maharototra azy aza ilay izy
Alasafay hoy aho satria jereo fa rehefa mitory ny xana sasany eto dia milaza fa hoe handray ianao tsara tsy handray ianao efa vitako ny fitoriana. Ary raha tsy fikatsahana toerana any an-danitra ary dia inona no antony?
Hoy i xxx 40
2/ Ny mpamafy dia mamafy no asany , na inona na inona tany eo, an'Andriamanitra ny asa fampitsiriana . Tsy fantatrao fa mety ambony goudron ianao no mamafy fa Andriamanitra no manao ny asa dia ho zendana ianao hoe naniry ilay izy
Ka izay indrindra no nilazako hoe aza manao toy ny "robot", potserina ny bouton dia lasa tsy misy fijanonana na dia hita aza fa efa eo ambony goudron no mamafy dia lasa ihany.
Araka ny finonao dia anjaran'A/tra no mampitsiry nefa ataoko fa adalana raha toa ka efa nomeny saina ianao nefa dia mbola mamafy voa eny ambony goudron ihany.
Hoy i xxx 40
2/ Ny mpamafy dia mamafy no asany , na inona na inona tany eo, an'Andriamanitra ny asa fampitsiriana . Tsy fantatrao fa mety ambony goudron ianao no mamafy fa Andriamanitra no manao ny asa dia ho zendana ianao hoe naniry ilay izy
Tsy nilaza akory aho hoe andraso ho "reunis" daholo ny " conditions" rehetra fa kosa atao ampiheverana sy ampisainana ilay izy.
Mba manandrama moa mamafy voa ao anaty" essence" dia ilazao aho rehefa vokatra ny vokatra!
Hoy i Mirananirina
ahoana moa no ahafantarana fa pub io na tena mivavaka kosa?
Tsy niresaka fivavahana aho fa " fitoriana" no noresahiko, raha vavaka indray no resahina dia tsy misy na iray aza mahafanatatra isika eto hoe iza no tena manao izany @ fony ary izy no miatsara vela-tsihy.
Hoy i xxx42
Anefa hoy Izy hoe : raha tsy miteny nareo dia ny vato aman-kazo no hiantsoantso ... question qualité / quantité / environnement ... ????
Mba azavao misimisy hoe raha tsy mahadiso fa tsy azoko ny tianao ambara.
45. fidinirina
(
12/04/2010 13:52)
Ka izao anie no tsy mety azoko @ilay «raisonnement» e! Mbetika ianao mandray ny tenin’Andriamanitra ho toy ny tena voa (graine) ; ka raha ny tokony ho izy tokoa dia eny @ tany tsara ihany izany no tsara ambolena azy ary mazava ho azy fa masomboly tsara koa no afafy. Avy eo indray nefa ianao mampifandray azy @ ara-pinoana (tenin’Andriamanitra), izay tsy laviko fa efa nataon’i Jesoa Kristy fanoharana tokoa, nefa tsy misy ifandraisany @ fitoriana @ olona loatra raha araka ny hita maso.
Aleo ezahiko ho takarina ny any an-dohanao any, raha ny hevitrao aloha izany dia tokony ho an’ny efa kristiana ihany no tokony hitory sy hampianatra ny tenin’Andriamanitra, satria ireny no tany lokana mahavokatra ho an’Andriamanitra, sady tsy misy tsilo no antenaina fa hanome vokatra tsara sy hitombo kokoa. Dia raha izay no izy dia diso indray izany ny fampitahana ny fanoharana nataon’i Jesoa. Vakio tsara fa raha nanao ny fanoharana Izy dia tsy nilaza velively hoe eny @ tany lokana ihany mandeha fa avelao any izay tany ngazana sy ny tany maina. Tsy izany no nataony sy nambarany.
Hoy ny tonon-kira FFPM hoe : Mamafaza voa, ka aza mba malaina fa tsy fantatrao re izay ho vanona. Mamafaza voa, na @ hariva na @ maraina, mamafaza voa, tsy mijanona.
Noho izany ry namana dia izao, RAHA TENIN’ANDRIAMANITRA no resahina dia tsy ny olona mpamafy no misafidy ny olona hitoriana fa baikon’ny Tompo ny hoe : Mitoria @ olombelona rehetra, averiko tsara : REHETRA; mandehana any @ IZAO TONTOLO IZAO ka ataovy mpianatro ny firenena REHETRA.
Ka tsy hitako izay fanaovana alasafay ao anatin’izany resaka izany. Rehefa notoriako ny teny, notoriako t@ olombelona, dia Andriamanitra no mahavanona azy. Tsy izaho no ndeha hiditra any anatin’ny olona hoe tsy maintsy raisinao ka ankatoavy izany teny izany. Ny olona no afaka mangataka @ Andriamanitra raha te hitombo na tsia (esory ny tsilo mangeja ahy, na diovy ny foko sns). Eto anie efa inona no tsy natao mba handraisan’ny olona ny tenin’Andriamanitra fa … hainao ny valiny. Efa nampiasaina avokoa na fampianarana, fanoharana, fijoroana vavolombelona, baiboly adika, fifanakalozan-kevitra sns, fa eh.
Ary io koa misy fampanantenana any hoe : izay nafafy be no hijinja be. Ka ny sitrapon’ny Raiko izay naniraka no ataoko (hoy Jesoa) fa tsy ny sitrapoko.

46. ikaretsaka
(
12/04/2010 13:57)
indro kely ho an'i xxx 40
Atra koa ange no mpamafy raha arak' ilay fanoharana iny e... fa tsy izao olona rehetra izao akory. Isika dia mpiasa no toerantsika : (mahatonga ahy milaza ilay hoe hasao aloha ny tany)
tsy resaka reunion de conditions io fa hoe fantarina hoe aiza no toerana efa voaasa sy "feno lasantsy" hoy i rakapy izay, dia ny anjaranao dia miteny amzay hoe aty afafy ry Atra fa aty misy zezika... arokatra toa misy lasantsy fa aniraho expert sao azo trandrahana...

47. rakapy
(
12/04/2010 14:02)
Fidinirina> Izay ilay nolazain' Ikaretsaka hoe " Asao aloha ny tany vao mamafy" ary " hajao ny voa afafy fa manan-kasina"
48. ikaretsaka
(
12/04/2010 14:20)
fidinirina> tsy hoe satria nahazo ny Teny ny Ktianina de handeha hitory betement... non!
satria
- Atra no Teny, ary efa aoamintsika Atra ( io no hoe emanoela aminy)
-natao hiainan'ny Xtianina ny Teny fa tsy natao hotoriana fotsiny koa.
_ny fijeren'ny olona taratra anao @ asa ataonao fotsiny aza amiko, dia efa ampy hilazana fa manaparitaka ny Teny ianao..rehefa mahavaky vava ny olona hoe tena "olon'Atra ilay rangahy iny".. miampy phrase 1 hoe "manaova toa azy raha nahaliana anao ny nataony..." dia efa vita ny toriteny fa tsy mila mi wawawa adiny 5 be eo @ taninandro eo!

49. soanja
(
12/04/2010 14:21)
rakapy:
Fidinirina> Izay ilay nolazain' Ikaretsaka hoe " Asao aloha ny tany vao mamafy" ary " hajao ny voa afafy fa manan-kasina"
Io no tena tokony ho tadidian'ny rehetra raha izaho saingy saingy samy manana ny fomba fanaovana zavatra ny olona ka tsy misy azo omen-tsiny.
Raha fantatrao fa godirao mafana be sady be mpanitsaka no eo nefa dia hamafy ihany ianao dia amiko tsy fanajana ilay voa izay sarobidy izany.
Misy fotoana ny famafazana ny voa raha te hamafy isika. Asio dikany Andriamanitra!
Misy tantara mampe mahy mantsy ity fa indray mandeha izay tam fony fahakely ihany io no nisy zazalahy nentenanin'ny finoany mafy nitory teny nivazavaza eo amin'ny terrain baskety tao an-tsena. Ny ankizy ny lalao no mahamay azy nefa izy nivazavaza. Nampalahelo izy tamin'izay fa ny mpijery may hijery no nanositosika azy teo. Ny basket mandeha ihany. Farany ilay arbitre no niteny hoe ajanony fa mandreraka. Dia nalahelo aho satria izy mba nahita hoe be olona be eto izany fa alefako. Izy anefa nianjera dia naratra kely tamin'izay. Nefa indrisy fa ny basket aloha no zanahary kely tamin'io. Mila fotoana ny zava-drehetra ary mila jerena tsara hoe oviana ary ahoana ary iza?
Nefa asa moa fa isika no samy manana ny tanjontsika na samy manam-pinoana aza ka tsy tokony hifanome tsiny tokoa!
50. rakapy
(
12/04/2010 14:30)
Ka izay anie ilay tiako ambara ry Soanja! Raha olona vao avy nisy nangarona ve ny paosiny no hilazao hoe : O! ry rahalahy a! ity no voalaza tao @ korintiana toko faha iray andininy voalohany" :-D Tsy ianao koa no voan'ny totohondry eo na iantsoany polisy ? :-D
51. ikaretsaka
(
12/04/2010 14:39)
hahaha nampatsiaro anahy ilay pasitera voaharona paosy tao anaty taxi be izany kle....
ajanony ny bus sofera ho'zy lery fa misy nangarona ny paosiko! sady nikorapaka be razoky
kay efa fantatr'ilay sofera sy receveur fa le bandy mpitory teny be ao anaty taxi be efa feno hipoka ireny lery.
de ho'zy le Gol (receveur) hoe taoko vao toriteninao teo ny hoe "raha misy mangarona ny paosinao havanana... hatolory koa ny havia pasitera a" fa hehy be saika tsy tapitra tao anaty Taxi be

53. soanja
(
12/04/2010 14:54)
rakapy:
Ka izay anie ilay tiako ambara ry Soanja! Raha olona vao avy nisy nangarona ve ny paosiny no hilazao hoe : O! ry rahalahy a! ity no voalaza tao @ korintiana toko faha iray andininy voalohany" :-D Tsy ianao koa no voan'ny totohondry eo na iantsoany polisy ? :-D
:-D :-D :-D :-D
54. soanja
(
12/04/2010 14:55)
ikaretsaka:
hahaha nampatsiaro anahy ilay pasitera voaharona paosy tao anaty taxi be izany kle....
ajanony ny bus sofera ho'zy lery fa misy nangarona ny paosiko! sady nikorapaka be razoky
kay efa fantatr'ilay sofera sy receveur fa le bandy mpitory teny be ao anaty taxi be efa feno hipoka ireny lery.
de ho'zy le Gol (receveur) hoe taoko vao toriteninao teo ny hoe "raha misy mangarona ny paosinao havanana... hatolory koa ny havia pasitera a" fa hehy be saika tsy tapitra tao anaty Taxi be
:-D :-D Mahita raha roa agnareo!
55. ikaretsaka
(
12/04/2010 15:23)
Lasa humour mo le izy fa ao anatin'ilay "fahafantarana ny afafy" sy ny "amafazana azy" aby izany
56. xxx
(
12/04/2010 15:38)
Ohatran'ny hoe misy olona tsy te hitoriana fotsiny ilay resaka dia mila vaniny. Raha misy mitory ka tsaroanareo tsy ho anareo ilay izy dia avelao e, tapeno ilay sofina , aleo ho an'ny hafa fa mety ho izy no interessé
Ataovy toy ny voankazo an'ala e, izay mamy atelomy, izay mangidy aloavy
Averiko fa raha tenin'Andriamanitra ilay toriana (tsy haiko izay fitoriana hafa aloha ) dia tsy ianao no miasa fa Andriamanitra, tsy mila miasa ny tany izany ianao fa Izy no manao ny asany, na hiteny in-1000 aza ny mpitory tsy efficace rehefa tsy Andriamanitra no miasa
Dia hisy hilaza indray hoe ka maninona ianao no mitory satria efa fantatrao fa izy no manao ny asa ??? Valiny : hafatr'Andriamanitra ny fitoriana, ary porofon'ny fahatsapanao ny fitiavany anao , tsy hahay mangina intsony ianao rehefa mahatsiaro fa tian'Andriamanitra
Hoy ilay hira anakiray ihany koa " tsy nambaranao ahy Izy, tsy nasehonao ahy ny mazava" ... fitoriana tsy vita io
fidinirina >>> OK

57. ikaretsaka
(
12/04/2010 16:34)
Tsy resaka filam-baniny le izy fa kosa fi conscientiser na hoe "tsy reny mi blibli sy blabla ireny ihany anie no mitory e" ary tsy hafatr'Atra ny hoe izay efa voalazany no tsimpony sy avereno. Sy ndeha entina mandoto ny sain'ny olona...fa ny tena hafany dia hoe. Ampiasao @ fiainana le izy de ampanjakao ao aminao sy ny manodidina mba hitarafan'ny hafa fa ao aminao Atra (izay Teny)
58. rijadolly
(
13/04/2010 15:33)
hajao ny voa afafy fa manan-kasinaMisaotra betsaka amin' ilay hevitra :-* Noho izany tsy ho menatra aho hamafy azy satria marina loatra ny voalazaNY, tsy ho menatra aho na dia ho rabirabian' ireo izay tsy ho resilahitra nefa misy iray tokony ho voavonjy eo an' ilan' izireo.Tsy ho menatra aho hitory na aiza na aiza toerana mba ahavonjy na dia iray ihany aza eo amin' iny toerana iny. Tsy hoan' salama ny fanafody.
59. ikaretsaka
(
13/04/2010 16:20)
Asa raha azon'i rd ny resaka hasina na tsia..raha zavatra manan kasina amin'i RD. Izany de afafifafy fahatany sy tsy ho menatra ianao hamafy azy...
Ok hatreo?
Izao anefa no tsarovy: zavatra tsy manana hasiny lavitra nohon'ny tenin'Atra aza mahamenatra anao ny manahaka sy ny mamafy azy koa... ohatra 1...ny pudeur anao ohatra... sa tsy menatra koa ianao hitanjaka eran'ny tanana satria ny zavatra "manan-kasina" aminao dia tokony hatao ho hitam bahoaka tsy misy fahamenarana?
Ataovy serieux kle....

60. ravonjison
(
13/04/2010 16:39)
Hoy ilay hira any ampiangonana izay ( protestant) :
- mamafaza voa
-ka aza mba malaina
-fa ty fantatra re izay ho vanona
- na @ hariva , na @ maraina
-mamafaza voa tsy mijanona
Ref: matokia re, matokia re
hisy amboara ho anao anie, 2 fois
Ka io mihitsy no arahin\' ireo mpitory antsakany sy andavany, ankoatry ny hoe misy ireo mpisoloky, mody mba mafafy koa.
Raha zohina anefa ny \" raisonnement\" n\' i Rakapy dia itý angamba no azo hamintinna azy : qualité no tadiaviny , fa tsy quantité velively.
Ny fahaizana, ny hatsarany, sns... no tiany hampitaina fa tsy ilay habetsak \' ilay fitoriana na ilay fisolokiana na ilay fihatsarambelatsihy ao ambadika.
Itý izany ilay indro kely :
Raha ilay qualité anefa no tadiavina dia somary mifanohitra @ io hira io ilay izy.
Na hamafy maraina sy hariva tsy ankijanona aza ianao, kanefa kosa : tsy mbola voaasa ilay tany, na ratsy ilay masomboly, na avy be ny orana, ianao anefa tsy niandry fa namafy ihany ka lasan\' ny rano ireo masomboly vao nafafy ( lafo ihany ny fidiny)...dia tsy hisy vikany ilay famafazana.
Ary indrindra indrindra mila fidiana izay masomboly tokony hafafy sy izay tany tokony hamafazana : arakaraka ny olona , ny firenena, ny toe-tsaina sns...indraindray vary no tena ilaina hafafy ( ho an\' i gasy ), indraindray blé hoan\' ny olona sasany , ovy kosa hoan\' y sasany, katsaka hoan\' ny sasany. Ny sasany moa tsy te hamafy fa manafatra avy @ sasany no ataony ( tsy manana tany mahavokatra izy)...Tsy ny tany rehetra mantsy dia ahavokatra vary na ovy daholo ....
Tsy ratsy ange ilay mamafy e, fa mila fahaizana kosa, sao dia hitatatra ho an-dRainilezafy eo fotsiny.