Mahaiza mamafy

161. bor2lais ( 23/04/2010 14:02)
HS in
-> Azonao ny tiako tenenina rakapy !
HS out
162. rakapy ( 23/04/2010 14:17)
HS:arrow:
Hoy i Bor2lais
> Azonao ny tiako tenenina rakapy

Azoko tsara ka!

HS :arrow:
163. bor2lais ( 23/04/2010 15:39)
Mety tsy HS ihany ity resatsika ity a ! :D
164. ikaretsaka ( 23/04/2010 21:22)
bor2lais:

HS in
Mitovy ihany izany ny "miteny am-pitiavana" sy ny "manala baraka" amin'i Ika an ?
HS out :D

@ cas ohatr'izao dia eny... satria efa tsy mahatsapa ny tenany intsony le olona raha tsy tsindromina mafy

raha miteny tsotsotra ahako hoe amboary ny pataloha an ialahy rabord ka tsy mbola tonga saina ialahy ... tsy maintsy miteny mafy aho hoe ... mivoha ny Bragetin'ialahy ry letia a!

Ny but de mitovy ihany hoe: hidio!

HS out!

:wink:
165. rakapy ( 25/04/2010 09:19)
Ny zavatra tsapako t@ ilay HS-tsika 3 mitsam teo ambony dia ity:

Ny voly raha tiana hamokatra dia ilaina ny fahafantarana ny vanim-potona hamafazana azy. Raha @ main-tany ohatra ka voly mila rano be no ambolenao dia mety tsy haniry tsara na koa voatery hanondraka ianao. Nefa ataoko fa A/tra dia nanome antsika ny voa isan-karazany sahaza ny toetr'andro rehetra. Ka anjarantsika izay nomeny saina no mijery hoe sahaza ny toetr'andro ve ity voa afafiko ity.

Io ilay resaka tary ambony hoe, raha olona iray vao nisy nagarona ny paosiny dia tsy tokony ho torianao hoe " Raha misy mamelaka ny takolakao avia dia omeo azy koa ny avanana"
Raha io no voa afafinao azy dia ho maina ny vokatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558