Mahaiza mamafy
121. soanja
(
17/04/2010 19:32)
rakapy:
Fanotaniana
========
1-Manana responsabilite ve ny mpamafy noho izao olana miseho eto M/car izao?
2- Raha ENY inona? Raha TSIA nahoana?
Za moa tsy hahay hamaly an'io fanontaniana eo ambony eo satria mbola tsy mba namafy ny tena aloha hatramin'izay fa dia ny manondraka sy miasa tany no angadiko. Io no fanomezam-pahasoavana heveriko fa ananako nefa raha mbola misy hafa tsy tazako any dia mbola isaorako lalandava an'Andriamanitra ny fisiany. Maniry aho ny mba hampiasa izany indray andro any.
Ny hoe resaaka firenena sy religion/ finoana indray amiko dia isan'ny nataon'olombelona fanalana andro io farany io ny fahitako azy. Zany hoe nomeny laharampahamehana rehefa tsy miasa izy na ny alahady na ny asabotsy hariva satria izay no nampianarina azy. Ankoatr'izay dia ny fiezahany tsy hanota no asetry aminy matetitetika any amin'ny fiainana an-davanandro.
Noho izany dia tsy omeko tsiny ireo izay tsy mahalala sy izay nampianarina ka nandray izany fampianarana azoko lazaina fa diso izany satria efa eny an-katoka ny tondra-dranontsika eo amin'ny mahazo ny firenana. Tsy ny mpivavaka na ny mpamafy no olana fa ny fototra entina amafazana no tsy ampy. Inona moa izany fa "ilay voa mihitsy" no tsy ampy.
Nozarina hiaina amin'ny mahazatra sy voalaza hatramin'izay isika ary tsy nozarina kosa hanontany na hijery ambadika fa hianatra tsianjery izay nomena, na hisaina mifanohitra izay mety voalaza eo ka mety hitondra antsika hijery lalindalina kokoa ny tena zavamisy tokony atao.
Zany hoe raha fintiniko dia ny FANABEAZANA no nahavoa antsika be dia ka nampiditra antsika amin'ny kizo raha ny resaka firenena no resahiko. Tsy ampy fahaizana/ fahendrena/ fahalalana mivelatra ireo izay nitondra antsika. Ireo anefa tsy nipoitra avy aiza fa avy amin'ny fiaraha-monina ihany, izay tsy nofidian'iza fa ireo vahoaka tsy ampy koa izany Fanabeazana izany. Noho izany dia jamba nitantana jamba isika ary mino aho ity no fotoana nomen'Andriamanitra antsika amin'izay hiatrika ny FANABEAZANA izay misy rehetra hijery akaiky ireo "voakely" vao mitsimoka (ireo ankizy zanantsika, papozy kely) mba hanana amin'izay izay anjara masoandro midadasika izany. Aoka isika rehetra hiroso amin'izany!
Anjarako, anjaranao , anajaran'ny rehetra ny tokony hanova izany Fanabeazana izany. Tsy fotoana fanomezan-tsiny INTSONY IZAO fa fotoana fiasana izao! Raiso ny angady afafazo ny zezika lonaka mahasalama ny tany sy mahasalama ny olona mihinana azy!
122. niryna
(
17/04/2010 19:47)
soanja:ekena tokoa izany
Fa ny hany kosa mba azoko lazaina amin'izay dia aoko koa hanaja sy hahalala izay tsy vonona ny hihaino ilay teny izay mpitory satria izay ilay safidy. Hajao ny hafa, hajao izay heverinao fa tianao. Aoka koa aza hanaja na ireo izay tsy mety aminao aza fa izay ilay tena fitiavana.
Ravonjison:
Manarak' izany, ny tian ' i Ika asongadina eo dia : ilay mpitory mihitsy tokony ho hanao " exemple " ny tenany
lasa maka toeran' Atra mpitsra indray izany ika eto an,izay tsy mifanaraka ny sainy dia diso avokoa,
Amiko Atra irery no mahafantatra ny saintsika,tsy tokony hivaky loha hoe izao ilay olona na hitsra izay nomena ny teny,Atra no mahafantatra ny olona omeny izany,omeny ilay izy ,anjarantsika no mandray na tsia.Ny hitsaratsara olona aloha dia tsy anao izany aho fa iza aho no hitsara> izaho aza mbola ho hadinina ny teny nomena ahy teto
,
Ravonjison:ny baiboly dia manambara fa iza no hino ny teny izay nampitondraina ( Isaia 56) .Atra irery no mahalala izay mamafy voa tsara na ratsy,eny mamaky ny teny omena eto koa isika dia mahafantatra izay voa tsara afafin'ny olona ary mivavaka ho azy izay mamafy voa tsara mba ho ny tanan'Atra no anampy azy ireo ary mivavaka ho an'ireo izay mamafy voa ratsy ihany koa mba ho sokafan'Atra ny fony ary ahiratra ny masony fa tsy ny mpamafy akory no toheriny fa ilay Atra nanome hery azy ireo hamafy eto
izy mihitsy no tokony hiaina araka ilay voalaza, ary tokony hitan' ny olona taratra eo aminy izany, ary izay no tokony hahavoasarika ireo olona.
ny tsy manao adidy ihany no manome tsiny ny manao adidy,toa izany koa isika ,mahita teny ho lazaina ny hafa fa tsy mijery ny tenantsika isika.
Izay koa ilay " qualité " voalazako " etsy ambony
Misy tokoa mantsy ireo izay ( araka ny filazainay azy atý ) : mitory rano ho an ' ny olona, izy anefa misotro divay.
raha nisy ratsy nisy toy ny Saoly? nanenjika,nametraka ny mpino an'i kristy tao an-tranomaizina.taty aoriana anefa dia izy no nampiasain'ATra ary na ny anarany aza niova ho Paoly. Noho izany ,izay voafidin'Atra dia voafidiny,izay mino ny teny izay nomen'ireo voafidy dia mihaino,tsy mpamonjy fanahy ireo, fa miizara ny teny izay nampitondraina fotsiny no anjarany dia izay. Atra no mamita ny asa rehetra avy eo
rakapy:
Ka eto indrindra no tiako ilazana fa ilay boky dia nosoratana efa ela be. Mety nety t@ olona izany t@ izany fotoana satria hafa ny fomba fiainan'ny olona t@ izany. Amin'izao fotoana kosa dia efa hafa koa ny fiainan'ny olombelona . Noho izany dia mila manaraka ny toetr'andro ilay fitoriana raha te- hamokatra.
ny valiny: Atra dia fitiavana,ny fitiavana dia tsy niova fa anio,rahampitso ary mandrakizay.Nomeny ny zanany hanavotra antsika,nomeny ny Israely ny famonjena hiala tao Egypta ankehitriny kosa dia tsy ho an'ny Jiosy irery ny famonjena fa ho an'ny Jentilisa ihany koa.
Mifandimby ny taona,ny baiboly dia ho mandraikizay ary tsy hisy afaka anala na dia .. kely aza hoy ny Tompo. Ny tanjona dia ny ahazoan'ny rehetra famonjena ary ny lanitra sy ny tany hoy izy dia ho levona fa ny teniko tsy ho levona
Vao maika aza tokony hiroborobo tokoa ny fizarana ny tenin'Atra satria tsy mila nandeha tany am-piangonana akory aho androany dia afaka nihaino izany tato amin'ny serasera ary raisiko izay tandrify ahy ka ampihariko amin'ny fiainako . tsy lany andro izany ny baiboly fa io irery no boky manantantara tsy mety lany daty
Ravonjison:dia averiko indray fa tsy anjarantsika izany fa asan'Atra,ary isika io mba ahoana,moa filamatra,jereo foana ny tenanao dia ho fantatrao ny llesoka misy aminao ka tsy hitsara olon-kafa intsony
mitory rano ho an ' ny olona, izy anefa misotro divay.
123. niryna
(
17/04/2010 19:57)
Ravonjison:ny baiboly dia manambara fa iza no hino ny teny izay nampitondraina ( Isaia 56) .Atra irery no mahalala izay mamafy voa tsara na ratsy,eny mamaky ny teny omena eto koa isika dia mahafantatra izay voa tsara afafin'ny olona ary mivavaka ho azy izay mamafy voa tsara mba ho ny tanan'Atra no anampy azy ireo ary mivavaka ho an'ireo izay mamafy voa ratsy ihany koa mba ho sokafan'Atra ny fony ary ahiratra ny masony fa tsy ny mpamafy akory no toheriny fa ilay Atra nanome hery azy ireo hamafy eto
izy mihitsy no tokony hiaina araka ilay voalaza, ary tokony hitan' ny olona taratra eo aminy izany, ary izay no tokony hahavoasarika ireo olona.
ny tsy manao adidy ihany no manome tsiny ny manao adidy,toa izany koa isika ,mahita teny ho lazaina ny hafa fa tsy mijery ny tenantsika isika.
Izay koa ilay " qualité " voalazako " etsy ambony
Misy tokoa mantsy ireo izay ( araka ny filazainay azy atý ) : mitory rano ho an ' ny olona, izy anefa misotro divay.
raha nisy ratsy nisy toy ny Saoly? nanenjika,nametraka ny mpino an'i kristy tao an-tranomaizina.taty aoriana anefa dia izy no nampiasain'ATra ary na ny anarany aza niova ho Paoly. Noho izany ,izay voafidin'Atra dia voafidiny,izay mino ny teny izay nomen'ireo voafidy dia mihaino,tsy mpamonjy fanahy ireo, fa miizara ny teny izay nampitondraina fotsiny no anjarany dia izay. Atra no mamita ny asa rehetra avy eo
rakapy:
Ka eto indrindra no tiako ilazana fa ilay boky dia nosoratana efa ela be. Mety nety t@ olona izany t@ izany fotoana satria hafa ny fomba fiainan'ny olona t@ izany. Amin'izao fotoana kosa dia efa hafa koa ny fiainan'ny olombelona . Noho izany dia mila manaraka ny toetr'andro ilay fitoriana raha te- hamokatra.
ny valiny: Atra dia fitiavana,ny fitiavana dia tsy niova fa anio,rahampitso ary mandrakizay.Nomeny ny zanany hanavotra antsika,nomeny ny Israely ny famonjena hiala tao Egypta ankehitriny kosa dia tsy ho an'ny Jiosy irery ny famonjena fa ho an'ny Jentilisa ihany koa.
Mifandimby ny taona,ny baiboly dia ho mandraikizay ary tsy hisy afaka anala na dia .. kely aza hoy ny Tompo. Ny tanjona dia ny ahazoan'ny rehetra famonjena ary ny lanitra sy ny tany hoy izy dia ho levona fa ny teniko tsy ho levona
Vao maika aza tokony hiroborobo tokoa ny fizarana ny tenin'Atra satria tsy mila nandeha tany am-piangonana akory aho androany dia afaka nihaino izany tato amin'ny serasera ary raisiko izay tandrify ahy ka ampihariko amin'ny fiainako . tsy lany andro izany ny baiboly fa io irery no boky manantantara
bo2lais:izay koa no fiheverako azy
Ka amiko, ny hoe "mahaiza mamafy" dia toa milaza fa mila "qualité" ny mpamafy.
xxx:
Ka tsy ny Baiboly ve izany no efa tokony tsy ho vakiana intsony ? Efa elabe koah
Hafa ny resaka manelingelina ny hafa ( tabataba ohatra ) , fa raha ny eto @ forum dia mazava fa ny toritenin'i niryna no tsy zakanareo, aza jerena fotsiny ilay sujet sokafany dia milamina daholo e , aleo ho an'izay mbola liana ilay izy
hi,hi tsy ny ahy ihany ka, izay rehetra mitory ny tenin'Atra no anaovandry zareo akopany dia lasa daholo saingy izaho indray dia tsy matahotra fa manana an'ilay Atra mpiahy ahy sy nanome ahy hery hizara eto ka dia hideraiko azy andro aman'alina izany,mbola tsy tonga ny fotoana fa misy fetrany avokoa ka rehefa asiany mamafy any an-kafa indray aho dia lasa .
Mbola ampianariny aho hanana faharetana sy ahay handefitra ary mbola maro koa ny zavatra tsy fantatro mbola hiantrehiko kanefa izay manana Azy dia izy no hamonjy ahy ao anatin'ny lavaky ny liona
Soa ihany fa tsy kivy ny tena fa hafafy foana izay azo hafafy eo
rijadolly:
[b]zavatra fantatro dia tsara no omeko azy ireo, dia ny Filazantsaran' KRISTY. Amin' maha Filazantsara ny Kristy ilay toriana dia mazava fa olona efa nidio tena no afaka mamafy, fa raha tsy izany dia tsy misy afaka mitory na iray akory aza.Izay raha qualité
izay marina,izay fantatra no torina ary izay niainana no zaraina satria nanampy antsika tamin'ny fiainana ilay izy dia tsy reraka isika mizara satria mety tsy ho ahy ilay izy fa ho an'ny hafa
Tsy maintsy misy olona voatsindrony ao miampy ny fandinihatenan' tsirairay.izay foana no teneniko hoe tsy ho an'ny mpamafy ny tombotsoa fa ho an'izay toerana amafazana ilay voa.
misaotra rija ,mankasitraka koa bor2lais
NY FIREHIKEVITRA NY TSY HITOVIZANA FA MINO AHO FA MISY FIFANKATIAVANA AVOKOA ISIKA REHETRA ATO ARY SAMY TE ANAO IZAY MAHASOA NY REHETRA ARY DIA HAFAFAZO TSARA ARY NY VOA ARY NY VOA TSARA NO HAFAFAZO FA IZAY HAFAFINTSIKA IHANY NO HO JINJAINTSIKA
(l) (l) (l) (l) (l)
124. ikaretsaka
(
17/04/2010 23:01)
de aiza ny loha sy vodin'iulay resaka kokalane be ato ry niryna
de iza no inoanao : Atra sa baiboly?
de iza no inoanao : Atra sa baiboly?
126. rakapy
(
18/04/2010 07:46)
:-D :-D :-D Lasa nisavana tampoka ilay resaka vao nidiran'i .Niriyna:-D :-D :-D
Fa ny fanotaniana mba tiako ho valian'i Rijadoly dia hoe:
1-Iza no VOA?
2-Iza no mpamafy?
3-Iza no VOKATRA ?
4-Iza no mpijinja?
5-Iza no tany fambolena na amafazana?
Nilaza mantsy ianao tetsy ambony hoe
:
Fa ny fanotaniana mba tiako ho valian'i Rijadoly dia hoe:
1-Iza no VOA?
2-Iza no mpamafy?
3-Iza no VOKATRA ?
4-Iza no mpijinja?
5-Iza no tany fambolena na amafazana?
Nilaza mantsy ianao tetsy ambony hoe
"be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra
:
127. rakapy
(
18/04/2010 07:51)
Hoy i Niryna
Hoy i Mandefitra
NY FIREHIKEVITRA NY TSY HITOVIZANA FA MINO AHO FA MISY FIFANKATIAVANA AVOKOA ISIKA REHETRA ATO ARY SAMY TE ANAO IZAY MAHASOA NY REHETRA ARY DIA HAFAFAZO TSARA ARY NY VOA ARY NY VOA TSARA NO HAFAFAZO FA IZAY HAFAFINTSIKA IHANY NO HO JINJAINTSIKA
Hoy i Mandefitra
Lay voa nafafy ngamba no tsy izy fa lasa safiotra .. fa raha tena filazan tsaran i Kristy ... tsy ho toy izao isika ka.:roll: :roll: :-w :-w
129. ravonjison
(
18/04/2010 12:48)
niryna:
soanja:ekena tokoa izany
Fa ny hany kosa mba azoko lazaina amin\'izay dia aoko koa hanaja sy hahalala izay tsy vonona ny hihaino ilay teny izay mpitory satria izay ilay safidy. Hajao ny hafa, hajao izay heverinao fa tianao. Aoka koa aza hanaja na ireo izay tsy mety aminao aza fa izay ilay tena fitiavana.
Ravonjison:
Manarak\' izany, ny tian \' i Ika asongadina eo dia : ilay mpitory mihitsy tokony ho hanao \" exemple \" ny tenany
lasa maka toeran\' Atra mpitsra indray izany ika eto an,izay tsy mifanaraka ny sainy dia diso avokoa,
Amiko Atra irery no mahafantatra ny saintsika,tsy tokony hivaky loha hoe izao ilay olona na hitsra izay nomena ny teny,Atra no mahafantatra ny olona omeny izany,omeny ilay izy ,anjarantsika no mandray na tsia.Ny hitsaratsara olona aloha dia tsy anao izany aho fa iza aho no hitsara> izaho aza mbola ho hadinina ny teny nomena ahy teto
,Ravonjison:ny baiboly dia manambara fa iza no hino ny teny izay nampitondraina ( Isaia 56) .Atra irery no mahalala izay mamafy voa tsara na ratsy,eny mamaky ny teny omena eto koa isika dia mahafantatra izay voa tsara afafin\'ny olona ary mivavaka ho azy izay mamafy voa tsara mba ho ny tanan\'Atra no anampy azy ireo ary mivavaka ho an\'ireo izay mamafy voa ratsy ihany koa mba ho sokafan\'Atra ny fony ary ahiratra ny masony fa tsy ny mpamafy akory no toheriny fa ilay Atra nanome hery azy ireo hamafy eto
izy mihitsy no tokony hiaina araka ilay voalaza, ary tokony hitan\' ny olona taratra eo aminy izany, ary izay no tokony hahavoasarika ireo olona.
ny tsy manao adidy ihany no manome tsiny ny manao adidy,toa izany koa isika ,mahita teny ho lazaina ny hafa fa tsy mijery ny tenantsika isika.
Izay koa ilay \" qualité \" voalazako \" etsy ambony
Misy tokoa mantsy ireo izay ( araka ny filazainay azy atý ) : mitory rano ho an \' ny olona, izy anefa misotro divay.
raha nisy ratsy nisy toy ny Saoly? nanenjika,nametraka ny mpino an\'i kristy tao an-tranomaizina.taty aoriana anefa dia izy no nampiasain\'ATra ary na ny anarany aza niova ho Paoly. Noho izany ,izay voafidin\'Atra dia voafidiny,izay mino ny teny izay nomen\'ireo voafidy dia mihaino,tsy mpamonjy fanahy ireo, fa miizara ny teny izay nampitondraina fotsiny no anjarany dia izay. Atra no mamita ny asa rehetra avy eo
rakapy:
Ka eto indrindra no tiako ilazana fa ilay boky dia nosoratana efa ela be. Mety nety t@ olona izany t@ izany fotoana satria hafa ny fomba fiainan\'ny olona t@ izany. Amin\'izao fotoana kosa dia efa hafa koa ny fiainan\'ny olombelona . Noho izany dia mila manaraka ny toetr\'andro ilay fitoriana raha te- hamokatra.
ny valiny: Atra dia fitiavana,ny fitiavana dia tsy niova fa anio,rahampitso ary mandrakizay.Nomeny ny zanany hanavotra antsika,nomeny ny Israely ny famonjena hiala tao Egypta ankehitriny kosa dia tsy ho an\'ny Jiosy irery ny famonjena fa ho an\'ny Jentilisa ihany koa.
Mifandimby ny taona,ny baiboly dia ho mandraikizay ary tsy hisy afaka anala na dia .. kely aza hoy ny Tompo. Ny tanjona dia ny ahazoan\'ny rehetra famonjena ary ny lanitra sy ny tany hoy izy dia ho levona fa ny teniko tsy ho levona
Vao maika aza tokony hiroborobo tokoa ny fizarana ny tenin\'Atra satria tsy mila nandeha tany am-piangonana akory aho androany dia afaka nihaino izany tato amin\'ny serasera ary raisiko izay tandrify ahy ka ampihariko amin\'ny fiainako . tsy lany andro izany ny baiboly fa io irery no boky manantantara tsy mety lany datyRavonjison:dia averiko indray fa tsy anjarantsika izany fa asan\'Atra,ary isika io mba ahoana,moa filamatra,jereo foana ny tenanao dia ho fantatrao ny llesoka misy aminao ka tsy hitsara olon-kafa intsony
mitory rano ho an \' ny olona, izy anefa misotro divay.
Hiverenako ilay resaka fanomezana \" ohatra \" ny tenany sy ilay hoe \" mitoriteny rano , kanefa misotro divay \". I Ika moa no nampiditra ilay izy voalohany , kanefa hevitro sy filozofiako koa ilay izy , ka izay no nahatonga ahy nanamafy ilay hevitra.
Sady valiteny hoan \' i Niyrina izany , na hoan\' i Bor2lais. I Niryna moa be teorie loatra, ka izay no mahatonga azy tsy hahazo ny tiana lazaina. I Bor2lais no mba manana hevitra, saingy tahotra no mahatonga azy hanana izany ( culte de personalité sy fahadisoam-panantenana).
Tsotra dia tsotra ilay hevitra : raha misy olona iray milaza na mitory ny ao anaty baiboly fa tsy tokony hangalatra , dia aoka aloha izy no tsy hangalatra. Ary tokony ho hitan\' ny rehetra sy ny olona toriany fa tsy mangalatra izy , ary izany toetrany izany dia mifanaraka @ lazainy sy izay voalaza ao anaty baiboly.
Satria raha tsy izay no zava-misy , dia mazava fa lany andro eto ireo mpitory fa tsy ahazo clients eto mihitsy . Averiko fa ny mpivarotra mangahazo sy bononoka no mety ho azony.
- Culte de prsonalité : misy mahasamihafa azy ny culte de personalité ny ny ohatra . Ny culte de personalité dia voaray aho daholo ny tsara sy ny ratsy, ka ireo olona voan\' izany dia tsy afaka manavaka ny tsara sy ny ratsy satria jamba tanteraka. Ny ohatra lazaoko dia ireo ohatra voalaza ao @ baiboly , ireo ohatra ireo dia tsara daholo, ka tsy misy atahorana ny fandraisana azy ( araka ny fomba fijery kristianina io an).
Ka ireo ohatra omena izany dia tokony ohatra mifanaraka ny ao @ baiboly daholo. Ka na lasa culte de personalité aza ilay izy, dia tsy maninona satria @ alalan\' ny ohatra tsara. !!!
- Fahadisoam-panantenana : ekeko , tsy misy tonga lafatra. Fa kosa raha misy olona iray mahalala dieny mialoha fa tsy vitany ny manome ohatra @ alalan\' ny fihetsiny sy toetrany izay zavatra toriany , dia aoka homeny olon-kafa izay afaka hanao izany ilay toerana, ary hijanona tsy hitory intsony izy, mba tsy hahadiso fanantenana ny olona. Misy ny sasany efa tsy zakany izao ilay toerana, andraikitra nomeny azy , dia mbola miziriziry mijanona eo foana izy.
Rehefa manana ahiahy fa mety ahadiso fanantenana olona ny mpitory iray dia aoka izy hijanona tsy hitory avy hatrany.
Io resaka fanomezana ohatra io dia feheziko toy izao : ny fitaizana zaza dia zavatra sarotra tokoa . Tsy ny fandrarana, fitenenana mafy , na fikapohana anefa no ahatafita ilay fitaizana , fa kosa ny fanomezana ohatra mazava avy ireo Ray aman-dReny, @ alalan\' ny toetra sy fihetsika.
Raha bedesina foana ny zaza mba tsy hangalatra dia ho tsinontsinona izany raha toa mbola hitamason\' izy ireo fa ireo ray aman-dReny koa dia manao izany
130. rakapy
(
18/04/2010 14:11)
Hoy i Ravonjison
Misaotra anao nitondra fanazavana sy ohatra mazava. Mazava tsy misy hanapiana na analana angamba io tenin'i Ravonjison io.
Fa ny tena tiako ahatongavana eto @ ity lohahevitra ity dia:
Raha jerena ny zava-misy eto M/car @ izao fotoana izao dia hita fa mandeha any @ tsy izy ilay fiainan'ny Malagasy.
Maro ireo tompon'antoka amin'izany. Ary isan'izany ny mpamafy. Na fiangonana io na fampianarana na fitoriana sns...
Nahoana ary no tsy tsara ny vokatra raha toa ka voa tsara no nafafy?
Hoy i Soanja
Misaotra an'i Soanja nanambara fa mpanondraka sy mpiasa tany no angadinao.
Ilaina dia ilaina tokoa ny olona tahaka anao satria ny voa dia tsy vitan'ny afafy fotsiny fa mila fikolokolona sy fikararana raha tiana hamokatra ( Asa tany,tondraka,fiavana, fanalana ny hai-dratsy sns...)
Ny olana mipetraka angamba dia toa maro be ireo izay te hanao ilay asa famafazana nefa vitsy kosa ireo izay te-hikolokolo.
Vokany : Tsy araka izay nafafy ny vokatra azo.
Tsotra dia tsotra ilay hevitra : raha misy olona iray milaza na mitory ny ao anaty baiboly fa tsy tokony hangalatra , dia aoka aloha izy no tsy hangalatra. Ary tokony ho hitan' ny rehetra sy ny olona toriany fa tsy mangalatra izy , ary izany toetrany izany dia mifanaraka @ lazainy sy izay voalaza ao anaty baiboly.

Za moa tsy hahay hamaly an'io fanontaniana eo ambony eo satria mbola tsy mba namafy ny tena aloha hatramin'izay fa dia ny manondraka sy miasa tany no angadiko. Io no fanomezam-pahasoavana heveriko fa ananako
Misaotra an'i Soanja nanambara fa mpanondraka sy mpiasa tany no angadinao.
Ilaina dia ilaina tokoa ny olona tahaka anao satria ny voa dia tsy vitan'ny afafy fotsiny fa mila fikolokolona sy fikararana raha tiana hamokatra ( Asa tany,tondraka,fiavana, fanalana ny hai-dratsy sns...)
Ny olana mipetraka angamba dia toa maro be ireo izay te hanao ilay asa famafazana nefa vitsy kosa ireo izay te-hikolokolo.
Vokany : Tsy araka izay nafafy ny vokatra azo.
131. soanja
(
18/04/2010 16:00)
rakapy:
Ny olana mipetraka angamba dia toa maro be ireo izay te hanao ilay asa famafazana nefa vitsy kosa ireo izay te-hikolokolo.
Vokany : Tsy araka izay nafafy ny vokatra azo.
Izay tokoa dia isan'ny olana ao Madagasikara ka. Tsy vonona hanao ilay tena asa sarotra ny olona satria iny tsinona mila hery sy finiavana ary faharetana tokoa. Mihevitra ny maro fa hanao ny asany amin'izao ao ilay Andriamanitra satria efa vita ny fafy. Hay hadinony na tsy hainy fa izy mihitsy no mila mirotsaka antsehatra manoro ny fomba hahatonga ilay vokatra nafafy hitsimoka sy handrombona ary hiroborobo azo hakana voa vaovao.
Tsy nisy an'io ny antsika aloha. Jereo fotsiny aloha ny politika ao amin'ny fiangonana isan-karazany. Ireo lehibe mpitarika azy no lohany amin'izany. Impiry niady ry zareo ao hisamatsamaka sy miady toerana na hoe ireo ondriko ireny ny ondrinao, ity ny fiangonako fa tsy anao sns sns... saingy satria mbola olombelona tokoa isika ary manitsaka ny tany. Mbola mafy ny fisinton'ilay hery te hifikitra fitiavan-tena amin'ny endrika isankarazany.
Aoka hitsemboka ianao ary hamoritra tanan'akanjo, hioso-potaka tokoa fa izay nafafy dia ilana fiatrehana ny voa mba hamokatra.
Io ilay Fanabeazana resahiko. Tsy vitan'ny teny fa modely tanteraka ianao mpanoro.
132. rijadolly
(
19/04/2010 04:00)
ikaretsaka:
de iza no inoanao : Atra sa baiboly?
za:
Andriamanitra ao anaty Baiboly.
ika:fa voalaza ao,
Nga ao anaty baiboly ihany Atra?
133. bor2lais
(
19/04/2010 09:18)
ravonjison:
I Bor2lais no mba manana hevitra, saingy tahotra no mahatonga azy hanana izany ( culte de personalité sy fahadisoam-panantenana).
--------
-> :D
ravonjison:
Tsotra dia tsotra ilay hevitra : raha misy olona iray milaza na mitory ny ao anaty baiboly fa tsy tokony hangalatra , dia aoka aloha izy no tsy hangalatra. Ary tokony ho hitan\' ny rehetra sy ny olona toriany fa tsy mangalatra izy , ary izany toetrany izany dia mifanaraka @ lazainy sy izay voalaza ao anaty baiboly.
--------
-> Raha mpangalatra AM-PERINASA tokoa aloha mety ho sarotra ihany ny ahazo izay lazainy e ! Ka io ny ahy no antsoiko hoe misalovana ny randrana manendrika ny hafa ! :D
ravonjison:
Io resaka fanomezana ohatra io dia feheziko toy izao : ny fitaizana zaza dia zavatra sarotra tokoa . Tsy ny fandrarana, fitenenana mafy , na fikapohana anefa no ahatafita ilay fitaizana , fa kosa ny fanomezana ohatra mazava avy ireo Ray aman-dReny, @ alalan\' ny toetra sy fihetsika.
---------
-> Mazava eto ny tianao resahina : \"zaza\". Amiko tokoa dia ny zaza ara-panahy no mila ohatra sy modely na sary. Ka ilay \"culte de personnalité\" (sy ny voka-dratsiny rehetra notanisaiko) amiko dia maneho io fahazazana ara-panahy io. Ilaina anefa ny fitomboana raha tsy diso aho ary mariky ny fitomboana ara-panahy ny fahalalàna fa tsy ny \"rad\" akory no tena modely fa Izy Ilay inoana irery ihany ! :D
Fehiny : tsy mifanipaka akory ny hevitry ravonjison sy ny voalazako fa mifameno aza angamba raha ny fijeriko azy.
- ny azy fitaizana ny mbola zaza ara-panahy
- ny ahy kosa ireo efa mba lehibebe kely ... (toy ny mpivarotra mangahazo sy ny bononoka izany ohatra) :D
Fomba fijeriko io an ! :D
134. ravonjison
(
19/04/2010 09:27)
rakapy:
Hoy i RavonjisonTsotra dia tsotra ilay hevitra : raha misy olona iray milaza na mitory ny ao anaty baiboly fa tsy tokony hangalatra , dia aoka aloha izy no tsy hangalatra. Ary tokony ho hitan\' ny rehetra sy ny olona toriany fa tsy mangalatra izy , ary izany toetrany izany dia mifanaraka @ lazainy sy izay voalaza ao anaty baiboly.
Misaotra anao nitondra fanazavana sy ohatra mazava. Mazava tsy misy hanapiana na analana angamba io tenin\'i Ravonjison io.
Fa ny tena tiako ahatongavana eto @ ity lohahevitra ity dia:
Raha jerena ny zava-misy eto M/car @ izao fotoana izao dia hita fa mandeha any @ tsy izy ilay fiainan\'ny Malagasy.
Maro ireo tompon\'antoka amin\'izany. Ary isan\'izany ny mpamafy. Na fiangonana io na fampianarana na fitoriana sns...
Nahoana ary no tsy tsara ny vokatra raha toa ka voa tsara no nafafy?
Hoy i SoanjaZa moa tsy hahay hamaly an\'io fanontaniana eo ambony eo satria mbola tsy mba namafy ny tena aloha hatramin\'izay fa dia ny manondraka sy miasa tany no angadiko. Io no fanomezam-pahasoavana heveriko fa ananako
Misaotra an\'i Soanja nanambara fa mpanondraka sy mpiasa tany no angadinao.
Ilaina dia ilaina tokoa ny olona tahaka anao satria ny voa dia tsy vitan\'ny afafy fotsiny fa mila fikolokolona sy fikararana raha tiana hamokatra ( Asa tany,tondraka,fiavana, fanalana ny hai-dratsy sns...)
Ny olana mipetraka angamba dia toa maro be ireo izay te hanao ilay asa famafazana nefa vitsy kosa ireo izay te-hikolokolo.
Vokany : Tsy araka izay nafafy ny vokatra azo.
Lava loatra ilay voalazako ka tsy vita tanteraka ilay tiana hambara, satria tena saika hanome \" exemple concret\" mikasika an\' i Dago aho.
Hatreo aloha dia misy ny marimaritra iraisana mikasika ilay fahaizana mamafy hoe ilaina ilay fahaizana. I Soanja moa milaza : \" tsy vitan\' ny teny fa tokony ho modely ireo mpanoro,.....ilaina ny fanabeazana \". Mitovy @ ilay nazavaiko ihany izany.
Ka hiverenako tokoa ilay izy raha jerena ny zava-misy ao Dago. Misy zavatra tsy mety mihitsy ao e, ilay fahaizana mamafy dia tsy any mihitsy e....Efa voalazako tany aloha tany fa ny fiangonana dia antoko politika fahatelo ao Dago , specialité-ny Dago io ( Araka ilay olona manampahaizana iray izay ).
Noho izany dia anisan\' ny tompon\'andraikitra @ zava-misy ireo lehiben\' ny fivavahana ao, izay namafy foana tokoa , fa hatramin\' izao dia mbola ratsy aloha ny vokatra. Ireo mpanao politika koa moa izay, satria ilay famafazana dia tsy resaka fivavahana fotsiny. Mifangaro ao daholo.
Ka raha hitan\'ny olona @ telé fa mandeha miangona na mivavaka ireo lohandohan\' ny mpisorona, na mitatatata @ radio sy telé aza izy ireo , dia tsy ampy izany. Tokony ho izy ireo mihitsy no hanome ohatra sy modely ny tenany :
Ohatra concret :
- raha milaza fampihavanam-pirenena i Andry Rajoelina sy ny manodidina azy, dia aoka aloha izy hifampihavana @ Marc Ravalomanana, ny olona manodidina azy kosa aoka hifampihavana @ ireo olona nifamaly taminy.
- raha misy milaza fa tsy tokony hangalatra na hanankarena avy @ halatra ( na mpivavaka na mpanao politika ), dia aoka aloha ireo izay milaza izany hampiseho @ vahoaka ny isan\' ny harenany , alohan\' ny hipetrahany eo @ seza iray, dia avy eo dia tokony hasehony indray koa
rehefa vita ny mandat iray ao @ sezany. Mba ahitan\' ny vahoaka modely sy ohatra fa ny fananany avy eo dia mifanaraka tsara @ karama azony ( raha kajikajiana ).
Fa raha tsy izany dia ho ratsy foana ilay vokatra.
Betsaka ny ohatra azo raisina, fa niezaka aho nitazona ilay \" sujet\".
135. rakapy
(
19/04/2010 17:16)
Hoy i Ravonjison
Io aloha dia hitako fa mety hahatsara vokatra raha toa ka samy manao izany ampahamarinana ny tsy1/1.
Tsy hiditra detail @ resaka politika no tanjoko eto fa mba te ahafantatra hoe:
-Mba mahatsiaro te hanisy fanavaozava na fanovana ve ireo mpamafy izay namafy satria hita fa misy zavatra tsy nety tao matoa tsy tsara ny vokatra??? ( Tsy nilaza akory ny tenako fa ny mpamafy irery no tompon'antoka @ izao tsy fetezana izao fa kosa hoy aho hoe :isan'ny tompon'andraikitra izy ireny).
Tokony ho izy ireo mihitsy no hanome ohatra sy modely ny tenany
Io aloha dia hitako fa mety hahatsara vokatra raha toa ka samy manao izany ampahamarinana ny tsy1/1.
Tsy hiditra detail @ resaka politika no tanjoko eto fa mba te ahafantatra hoe:
-Mba mahatsiaro te hanisy fanavaozava na fanovana ve ireo mpamafy izay namafy satria hita fa misy zavatra tsy nety tao matoa tsy tsara ny vokatra??? ( Tsy nilaza akory ny tenako fa ny mpamafy irery no tompon'antoka @ izao tsy fetezana izao fa kosa hoy aho hoe :isan'ny tompon'andraikitra izy ireny).
136. ikaretsaka
(
20/04/2010 14:20)
Hoy i ravonjison:
Tsotra dia tsotra ilay hevitra : raha misy olona iray milaza na mitory ny ao anaty baiboly fa tsy tokony hangalatra , dia aoka aloha izy no tsy hangalatra. Ary tokony ho hitan' ny rehetra sy ny olona toriany fa tsy mangalatra izy , ary izany toetrany izany dia mifanaraka @ lazainy sy izay voalaza ao anaty baiboly.
Valintenin-drabord--------
-> Raha mpangalatra AM-PERINASA tokoa aloha mety ho sarotra ihany ny ahazo izay lazainy e ! Ka io ny ahy no antsoiko hoe misalovana ny randrana manendrika ny hafa !
io le nolazaiko hoe atao ahoana ny hinoana ny toritenin'i pasitera manazava ny 1Kor 7 nefa izy aza manambady?
137. bor2lais
(
20/04/2010 14:42)
ika:
io le nolazaiko hoe atao ahoana ny hinoana ny toritenin'i pasitera manazava ny 1Kor 7 nefa izy aza manambady?
-> :D
Fa ahoana ny fahazoan'i Ika an'io 1 Kor 7 io ?
138. ikaretsaka
(
20/04/2010 15:13)
Tsaratsara. Sy mety kokoa @ mpanao asan'Atra hono ny tsy manambady ..@ izay manko dia ny asan'Atra no ifantohany bebe kokoa...
De raha hamoabofy an'io rapasy dia mazava ho azy aloha fa tailaniny kely io ho any @ faveur-ny..hoe eny eeeee...ka rapaoly anie eeee...dia ny tsy hainy hazavaina moa tonga de dinganina ankitsirano izao
Nefa raha jerena @ andavanandro de mitombina nen-drapaoly rehefa dinihina sams reserve... raha ohatra hoe affecte any ikongo rapasin'i tana de vo mikamenina rafotsy sy ny zaza hanala bacc hoe de ahoana zany zahay... dia efa lasa lery aloha mi negoce ady be any @ foibe...vo tsy mifanaraka eo de taomina ny mpiara mivavaka de Lasa lery manangana fiangonana madinika
Fa ramopre vao hoe @ faran volana ianao any vangaindrano sy nosy varika no mikandra... radem lery dia efa any @ fasan karana maka taxi brosy...
Sa ahoana nen-drabord?

139. bor2lais
(
20/04/2010 15:24)
ika:
Tsaratsara. Sy mety kokoa @ mpanao asan'Atra hono ny tsy manambady ..@ izay manko dia ny asan'Atra no ifantohany bebe kokoa...
-> Aiza ho aiza amin'io 1 Kor 7 io no milaza izany ry Ika ? :D
140. ikaretsaka
(
20/04/2010 15:59)
jereo ao fa misy ao..
manao hoe
Volo autem vos sine sollicitudine esse. Qui sine uxore est, sollicitus est quæ Domini sunt, quomodo placeat Deo. Qui autem cum uxore est, sollicitus est quæ sunt mundi, quomodo placeat uxori, et divisus est.
izay efa nadikako teny gasy io ambony io sy no quotevanao io ambony io sao milaza indray hoe inona ity lazain'ika