Fihetsika manoloana ny fanamelohana ho faty !
81. ikaretsaka
(
02/02/2010 16:30)
mi discerner angamba ilay hoe "manameloka " eto ka: manavaka ny mety aminy tsy mety dia maka fanapaha-kevitra ny momba izay!
82. fijo
(
02/02/2010 20:56)
ka io le olana,misy mihevitra mihintsy fa tena niaraka tamin'izany andriamanitra izany izy nanao ny rehetra,ary tsy misy fivelarana mihintsy fa de izay voasoratra dia vita.
razaka an,ny internet anie tsy ao anaty baibooly e,fahotana ny milalao an'io fa tandremo an.
razaka an,ny internet anie tsy ao anaty baibooly e,fahotana ny milalao an'io fa tandremo an.
83. rzakarivola
(
03/02/2010 11:24)
rakapy:
Hoy Rzakarivola
==> hono ? Toa tsy anananao antoka akory ilay teninao. Fa raha azonao antoka fa mitovy endrika amin' Andriamanitra ianao, dia tsy marina intsony izany ny filazana fa Andriamanitra dia tsy takatra, fa @izay, izay nahita anao dia efa tahaka ny nahita an' Andriamanitra
Amiko dia toa mi-devoile fa lainga sy angano izay voasoratra ao anaty baiboly ianao Rzakarivola.
"Andeha isika hamorona olona mitovy endrika amintsika"
==> Tsy hitako izay maha lainga an'izany.
1- Raha miteny aminao aho hoe : ndao isika sy ianao hamorona éolienne faran'izay tsara sady rentable, enao mahay mekanika raha ny fahazoako azy ka tsy ho sarotra aminao izany, izaho hanampy anao fotsiny fa ao aminao no tena ati-doha ohatra. Raha eo am-panamboarana isika, moa ve azo lazaina fa efa éolienne sahady io ? Tsia, mbola tsy tonga éolienne ilay izy raha tsy efa vita ?
Tsy misy hafa amin'izany Andriamanitra rehefa nilaza hoe : "Ndeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika".
Mbola teo am-pitomboana ho amin'ny endrik' Andriamanitra ny olona dia tsy azo lazaina fa efa endrik' Andriamanitra sahady.
2- Nividy batteuse neninay indray mandeha, vao nampiasaina in-dray ilay izy dia maty (tsy nihodina intsony ny moterany), tsy nihodina intsony. Mbola azo lazaina ho batteuse ve ilay izy tamin'izay ? Tsia, tsy azo nolazaina ho batteuse satria tsy nisy zavatra azo nokapohina taminy. Fa avy teo le izy nampanamboarina olona mahay azy, dia nandeha ary naharitra mihitsy,hatr@izao mbola mihodina ny moterany.
Tsy misy hafa amin'izany Andriamanitra rehefa nilaza hoe : "Ndeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika".
Maty ny olona noho ny nihinanany ny voankazo voarara, ka tsy azo lazaina ho endrik' Andriamanitra velona izany. Fa hain' Andriamanitra velomina anefa ny maty.
Mety ho hoy ianao hoe : "ko maninona no tsy novelomiNy?".
Izany no nandefasaNy ny zanaNy Lahitokana tety, mba hamelomaNy ny olona indray. Ny olona manana (satria nomeNy) safidy na ho velona na ho faty.
84. rzakarivola
(
03/02/2010 11:26)
ikaretsaka:
ka "hono" fa za tsy nahita nynanamboarany azy ko! sa handainga koa za amin-drazaka?
zay hao no mahavoana anareo fanatique loatra io lasa tsy fivavahana le izy fa lasa fanatisme
==> Tsy mitady anao handainga aho, ny lainga ihany no nahafaty ny olona.
Raha tsy nahita ny nanamboaraNy azy ianao, minoa izay nahita ny nanamboaraNy azy.
85. rzakarivola
(
03/02/2010 11:37)
bor2lais:
Nieritreritra momba an'i Paoly aho mantsy satria na izy aza toa nanameloka raha tsy diso aho : nisy natolony ho an'i Satana angamba izy izay ... (ialako tsiny fa tsy dia mahatadidy tsianjery ny toko sy andininy aho). Tsy hoe i Paoly akory no filamatra fa lasa fotsiny ny eritreritro hoe hay na ny olona be fananarana ara-panahy itony aza mety tsy tafaray Aminy akory raha io teninao io no jerena !
==> Raha tafaray amin'i Kristy ny olona dia tsy ny fijeriny intsony no izy fa ny fijerin'i Kristy, ka tsy hitanao intsony izay maha-izy azy, fa efa ny maha-izy an'i Kristy, ary izany no mahatonga azy hanana fiainana mandrakizay.
Raha amin'ny fijerinao dia manameloka i Paoly raha manao an'izany.
Izao no tenin'i Jesoa indray mandeha izay : "Hianareo mitsara araka ny nofo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.
Ary na dia mitsara aza Aho, dia marina ny fitsarako, satria tsy irery Aho, fa Izaho sy ny Ray Izay naniraka Ahy.".
Nanameloka i Paoly raha toa ka nitsara araka ny heviny, na nanao izany mba hahatonga fanamelohana amin'ilay olona. Fa raha toa kosa ka ny lalàn' Andriamanitra no nolazain'i Paoly, dia tsy nanameloka izy fa nampiseho kosa fa meloka ilay olona. Ary raha toa ka nanao izany i Paoly mba ho fanavotana ilay olona, dia tsy fanamelohana izany. Izao nonolazain'i Paoly.
"mba hopotehina ny nofo hamonjena ny fanahy".
Raha tsy mitandrina isika dia hanameloka ny tsy manan-tsiny ary hanomarina ny meloka, ka hitondra fanamelohana ho an'ny tenantsika.
Marina izao teny izao : "Ao amin'i Kristy tsy misy intsony fanamelohana". Tsy mba manameloka mihitsy ny olona ao amin'i Kristy, fa tena mamonjy tahaka an'i Kristy. Satria hoy Izy : "izay mino ahy, ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao asa lehibe lavitra noho izany aza izy, satria izaho mankany amin'ny Ray", ary koa hoe "tahaka ny nanirahan'ny Ray ahy no anirahako anareo koa".
Fa izay mino an'i Kristy, tsy mba manao na inona na inona hahafinaritra ny tenany, na hanohitra ny hafa, fa hanao ny zava-drehetra mba hinoan'ny hafa, indrindra fa ny mpiray tampoho amin'i Jesosy.
86. rzakarivola
(
03/02/2010 11:43)
fijo:
razaka an,ny internet anie tsy ao anaty baibooly e,fahotana ny milalao an'io fa tandremo an.
==> Raha mipetraka ao anaty trano ianao, iza no important kokoa ? NY trano sa ianao ?
Marina angamba fa ny Internet tsy ao anaty Baiboly, fa ny Baiboly dia ao anaty Internet, ary i Jesoa no ambaran'ny Baiboly. Na ny Internet na ny Baiboly samy ho levona, fa i Jesoa Kristy haharitra mandrakizay.
Raha milaza aminao andinin-tSoratra Masina ao @ Baiboly aho, dia mba ahafahanao mi-vérifier izay lazaiko, sy mi-vérifier izay heverinao koa.
Rehefa asaina manao démonstration @ mathématiques dia mampiasa : définition, théorèmes, propositions, ... sns. Zavatra efa misy sy nianarana ireo. Ary @ fotoana izay ilàna mampiasa ny théorème de Pythagore, dia mila ny théorème de Pythagore no ampiasaina fa tsy hoe : sss! Aiza d Pythagore lava, fa ndeha mba ilay théorème d'Abel iry no ampiasaiko eto! Olona misaina ianao ka inoako fa azonao tsara ny teny lazaiko, fa raha toa izany tsy azonao, dia satria ianao no tsy te hahazo.
Ataoko fa tsy ny famerenana sy fitondrana ny zava-drehetra ao amin'ny Baiboly no tokony hotsikeraina raha misy tsikera, fa fahitana porofon'ny fahamarinan'ny Baiboly. Fa raha diso io dia tsy misy ilàna azy na ny kely aza, fa raha marina io, dia tsy olana mihitsy ny mampiasa azy amin'ny zavatra rehetra.
Izaho tsy nahalala na marina ny Baiboly na tsy marina taloha. Fa i Jesosy kosa, izay ambaran'ny Baiboly no reko ka inoako fa velona, araka ny anoratan Azy ao amin'ny Baiboly.
87. ikaretsaka
(
03/02/2010 13:48)
rzakarivola:
ka "hono" fa za tsy nahita nynanamboarany azy ko! sa handainga koa za amin-drazaka?
zay hao no mahavoana anareo fanatique loatra io lasa tsy fivavahana le izy fa lasa fanatisme
==> Tsy mitady anao handainga aho, ny lainga ihany no nahafaty ny olona.
Raha tsy nahita ny nanamboaraNy azy ianao, minoa izay nahita ny nanamboaraNy azy.
ka hono fa tsy natrehiko maso ko! fa inona no tsy mazava amin'izany... na raha manao hono aho de tsy mino?
88. fijo
(
03/02/2010 20:20)
tsy ratsy le valiny hoe "ny baiboly ao anaty internet ka,
izany hoe rehefa tsy itany de mahita azy,de mira sy sahala foana an
izany hoe rehefa tsy itany de mahita azy,de mira sy sahala foana an
89. rzakarivola
(
04/02/2010 07:29)
Ikaretsaka:
ka hono fa tsy natrehiko maso ko! fa inona no tsy mazava amin'izany... na raha manao hono aho de tsy mino?
==> Matoa ianao manao hoe : hono, dia misy fisalasalana ao aminao izay. Ny olona mino dia olona mitelina (avaler) ka afaka mandinika na marina na tsy marina izay nolazaina. Raha tsy hoe angaha manome ianao fa na dia tsy ianao aza no niaina ilay théorie, ilay olona (na boky) nilaza taminao kosa dia azonao antoka fa marina ny ambarany, anananao porofo, amin'izay koa dia tsy honohono fa tena azonao antoka.
Natrehinao maso ve ny tantara voasoratra t@ taona 100, 200, 300, ... 1500, ... sns ?
90. ndenn
(
04/02/2010 09:03)
Semi synthese kely ny ahy ity .
\" Fihetsika manoloana ny fanamelohana ho faty \" no lohahevitra . Ilay fihetsika dia mety samy hanana ny azy manokana ny olona tsi11 , manoloana ilay fanamelohana (ara-dalàna , na ara-mpitsaran\' ny saina sy ny maso manatrika ny proces juridique , na publiques ,...)
Ho an\' ny Xana dia voasotra ao anaty ny baiboly ireo didy folo tokony harahina , ary isan\' izany ilay teny hoe \" aza mamono olona \".
Ho an\' ny silamo dia hafa indray ilay fanehoana azy , \"Allah n\' est pas obligé \" ; tsy misy fifampiankinan\' ny finoana sy ny fitondrantenan\' ny olona isanisany ny fifandirana misy ao @ societé , fa efa vita rafitra hatrany amboalohany ka hatrany @ farany.Ao @ sorate XCVII dia manambara fa rehefa tonga ny alin\' ny didin\' A/tra dia midina ety an-tany ny anjely maro an\' isa handamina ny fahavelomana na fahafatesana araky ny fandaharana tsy azo hanoharana.
Ny famonoana olona amiko raha olombelona ihany koa ny tena dia heloka manoloana ny natiora sy ny voary ary mivaly foana izany @ fomba rehetra sy @ fomba mety hisehoany @ ny tsi 11,ny mpamono olona ihany no tsy maintsy ho faty vono .
Na boureau na victime dia samy manana ny lanjan-kelony eto an-tany ,fa ny sazy no tsy hitovy eo anatrehan\' ny vahoaka , sy eo anatrehan\' ny lanitra sy tany . Ka ny tiako ho lazaina eto dia ny self control ananan\' ny tsi 11 psychologiquement ,mentalement ,moralement ,culturellement,humainement ,ihany no tsara fantarina alohan\' ny hametrahana acte iray ohatry ny @ famonoana na tsia zava-manan\' aina voajanahary.Ny ankabeazan\' ny executeur des peines capitaux @ firenena maro eran\' izao tontolo izao dia efa voaporofo fa olona efa nahavita famonoana sy manana experiences @ izany asa izany .
:roll: :roll:

92. rzakarivola
(
05/02/2010 07:57)
ndenn:
Ho an\' ny Xana dia voasotra ao anaty ny baiboly ireo didy folo tokony harahina , ary isan\' izany ilay teny hoe \" aza mamono olona \".
==> Nisy lehilahy iray nanaja ny didy folo hatramin\'ny fahakeliny, kanefa mbola nanontany hoe \"inona no ataoko handovako fiainana mandrakizay?\".
Misy kosa ny itenenan\'i Jesosy hoe : \"raha mitandrina ny Didiko ianareo dia hitoetra amin\'ny fitiavako, tahaka ny itandremako ny didin\'ny Raiko ka itoerako amin\'ny fitiavany ... Izao no didiko dia ny mba hifankatiavanareo, tahaka ny nitiavako anareo\"
ndenn:
Ao @ sorate XCVII ...
==> Ao @ sourate 3 misy ampy hanambara fa na ny Silamo aza dia tokony hanaiky an\'i Jesoa, hino Azy, araka izay anambaran\'ny Thora sy ny Filazantsara Azy. Ary izao no ambaraNy : \"Efa renareo fa voalaza tamin\'ny ntaolo hoe: Aza mamono olona, ary izay hamono olona dia hohelohina amin\'ny fitsarana. Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mitezitra ny rahalahiny dia hohelohina amin\'ny fitsarana; ary izay hanao aminy hoe Raka, dia hohelohina amin\'ny Sanedrina; ary izay hanao azy hoe Foka dia hohelohina any amin\'ny gehen\'afo.\".
Koa na tsy mino ianao, na Silamo ianao na Kristiana, dia indro efa renao ny teny.
93. ikaretsaka
(
05/02/2010 15:41)
velabelaro eto ilay hoa "mamono olona"
satria na ao anaty baiboly na ao anaty torah na ao @ su'raat de misy "famonon'olona voaheloka de misy tsy voaheloka)
ireny ady be sns... ireny ohatra... ireny misy manome poizina sns ireny ohatra
satria na ao anaty baiboly na ao anaty torah na ao @ su'raat de misy "famonon'olona voaheloka de misy tsy voaheloka)
ireny ady be sns... ireny ohatra... ireny misy manome poizina sns ireny ohatra
94. fijo
(
10/02/2010 21:33)
indraindray ilaina ny mamono olona,ohatra amin'ny ady.
indraindray kosa heloka ny mamono olona,amin'ny fotoana milamina.ka avaho tsara
indraindray kosa heloka ny mamono olona,amin'ny fotoana milamina.ka avaho tsara
95. ravonjison
(
11/02/2010 07:15)
"......Ny fahitako azy dia tsy manana valinteny @ io ny baiboly , fa ny interpretation no betsaka.
Ka mety tsara ihany raha ny fiarahamonina no miaramanapaka ny atao hoe : meloka ho faty na tsia ...."
96. soanja
(
11/02/2010 17:15)
ravonjison:
"......Ny fahitako azy dia tsy manana valinteny @ io ny baiboly , fa ny interpretation no betsaka.
Ka mety tsara ihany raha ny fiarahamonina no miaramanapaka ny atao hoe : meloka ho faty na tsia ...."
Hoy ny baiboly izay hoe:
Levitikosy 24:19-20
19 Ary raha misy olona manakilema ny namany, dia toy izay nataony no hatao aminy kosa:
20 tapaka solon'ny tapaka, maso solon'ny maso, nify solon'ny nify; tahaka ny kilema nataony tamin'ny olona no hatao aminy kosa.
Melohina tokoa izay mamono olona ao anaty firahamonina raha mbola tsy vonona ny ho faty ilay olona ary tao anaty habibiana no nanaovana izany sady efa noeritreretina mialoha ny famonoana.
Na ao anaty ady aza raha mbola tsy vonona ny ho faty ilay olona nefa novonoina, izy rahateo tsy mitazona fitaovam-piadiana dia mamono olona izay.
97. AndriambyII
(
12/02/2010 23:46)
fijo:
indraindray ilaina ny mamono olona,ohatra amin'ny ady.
indraindray kosa heloka ny mamono olona,amin'ny fotoana milamina.ka avaho tsara
Tsy rehefa vono ve dia heloka ra fijo ?? na ny toe-tsain' ireo miaramila efa nahafaty olona t@ ireny ady atsy sy ary ireny aza dia efa miteraka olana amin' ny finoany manokana sy @ ireo mpandrindra saina @ miaramilan' ny firenena eran' izao tontolo izao.
Ireo miaramila tany bosnia ohatra dia tsy misy azon' ny fanjakana atao mihintsy ny manàla ny dépressions sy angoisse existentielle vokatr' ireny vono olona ireny.Maro ny namono tena , maro koa no nivadika finoana , ary ny ankabeazany dia tena lasa asociaux tsy mandray ny hevitry ny hafa intsony .Dia jereo koa ireo miaramila avy tany Irak , soudan , tchetchenia , ...
Maizina ny tany raha tsy misy vahaolana ny @ izany rehetra izany.
:roll: :roll:
98. bor2lais
(
16/02/2010 14:01)
ravonjison:
"......Ny fahitako azy dia tsy manana valinteny @ io ny baiboly , fa ny interpretation no betsaka.
Ka mety tsara ihany raha ny fiarahamonina no miaramanapaka ny atao hoe : meloka ho faty na tsia ...."
----------
Fomba fijeriko manokana ity lazaiko eto ity ka ialako tsiny mialoha raha toa ka tsy mifanaraka amin'ny hafa.
Inona moa no mahatonga ny fiarahamonina "miaramanapaka" ? Amiko dia misy lafiny fampandriana saina sy eritreritra ao. Maninona no mila ampandriana ny saina sy eritreritra ? Satria amiko misy zavatra tsapa fa tsy tokony atao angamba ao !
Dia manala ny maha heloka azy ve izay fiarahamanapaka izay ?
Fanamelohana ho faty moa no tranga eto fa azo hitarina amin'ny didy hafa ao amin'ny Baiboly.
Fihevitro manokana ihany anefa io an ! :D
99. ikaretsaka
(
16/02/2010 16:36)
ary ahoana indray ny Hevitr'i Bord sy ny hafa @ le hoe "Valkyrie"?
Ny tena atao hoe valkyrie manko dia ohatran-dry Jodasy sns ireny iznay hoe izy no anisan'ny ni participer t@ le mission famonoana "mba hahatanteraka ny voasoratra "
Dia atao ary hoe ny lalam-piainan'ilay olona mety voasoratra any ho any dia ny ho faty par condamnation.. de ianao no voafidy ho "Valkyrie"..
tsy misy mahalala io na ara baiboly na inona fa izay no tendrim-piainan'ilay olona matoa ianao no voasafidy eo @ le toerana.. io ilay olona fa voaheloka de ianao no bourreau
De ahoana?

100. bor2lais
(
16/02/2010 16:51)

Ka io anie ry Ika ilay nolazaiko anao ery amin'ny valinteny 24 ery hoe :
"METY ho lahatry ny Tompo tokoa ny hiantso azy amin'ny alalan'ny fanamelohana ho faty, saingy tsy misy maniry haka ny toeran'i Jodasy angamba isika tsi11 an !"
:D