Fihetsika manoloana ny fanamelohana ho faty !
63. rzakarivola
(
01/02/2010 10:24)
ANARIM:
rzakarivola : angamba tsy misy afaka miteny fa efa nifanatritava tamin'ilay atao hoe "Andriamanitra" ka afaka hampitovy hoe tena ilay Andriamanitro marina no Andriamanitr'i rzakarivola!!! Misy ny napetrak'isika olombelona ho "Trinité Masina" dia Andriamanitra Ray, Zanaka, Fanahy Masina... raha mandeha any amin'ny FJKM dia io sary io no iraisana, raha mandeha any amin'ny silamo dia manana ny sary iraisany koa zareo!!! fa au fond ny finoan'ny tsirairay no mitondra an'io!!! dia eo aho no manavaka hoe raha ilay Andriamanitra inoako (sy arahako sns sns) satria amiko io dia tena miankina tanteraka amin'ny ao anaty fa tsy endrika ivelany azo tsapain-tanana ... zay le izy ry akama a!!!
==> Izaho FJKM hatr@ fahakeliko ka hatr@zao. I Jesoa nilaza hoe : "Izay nahita ahy dia nahita ny Ray", koa inao no tokony ho tena fitaratra amin'ny finoana an'i Jesoa eto Madagasikara. Fa raha ianao no tsy mino ny tenin'i Jesoa akory, dia manameloka anao ny anaran'ny Fiangonanao, ary tsy fanamelohana maivana tahaka ny fanamelohana ho faty ataon'izao tontolo izao izany, fa ny fanamelohana faran'izay mafy indrindra.
64. rzakarivola
(
01/02/2010 10:32)
bor2lais:
rzakarivola > raha ny fahazoako azy dia azo fintinina amin'ilay hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina" ny resakao rehetra !
Midika izany fa tsy ilaina ny tribonaly satria ny mpitsara ao dia tsy tokony hanameloka !
Ny olana anefa rahalahy dia napetraNY eto amin'izao tontolo izao isika. Noho izany, araka ny hevitro dia ny fomba iainantsika feno ny finoantsika Azy miaraka amin'ireo manodidina antsika no tsara dinihina (ary isan'izany ity lohateny ity) satria raha tsy diso aho tsy ny hialantsika amin'izao tontolo izao akory no vavaka nataoNY fa mba hiarovana antsika amin'ilay ratsy ... :D
==> Isika hoy ianao, nivavaka ho an'ireo Apostoly ny Tompo tamin'iny, sy ho an'ireo izay mino Azy noho ny tenin'ireo Apostoly koa. Ary nolazaiNy hoe "tsy mangataka ho an'izao tontolo izao aho, fa ho an'ireo izay nomenao ahy".
Olana ihany angamba no nametrahaNy antsika eto amin'izao tontolo izao, kanefa mba ho vavolombeloNy isika eto amin'izao tontolo izao. Ary nolazaiNy ny fomba hahatanteraka izany : "mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.".
Tsy possible ho an'ny olona tafaray amin'i Krsity no hanameloka, ary izany no porofo fa izy tenany koa dia tsy voaheloka.
65. rzakarivola
(
01/02/2010 10:34)
bor2lais:
ANARIM > "ankoatry ny finoana, dia tsy afa-miala ao anatin'ny fiaraha-monina ny zanak'olombelona, ka anjaran'ny tsi-1-1 ny mitady ny équilibre entre ny finoany sy ny société misy azy!!!"
--------
Miombon-kevitra tanteraka aminao aho eto. Ary izay indrindra no anton'ity lohahevitra ity !
==> Mila fitandremana izany mba tsy hanimba ny équilibre entre ny toe-panahiny sy ny sitrapon' Andriamanitra. Fa inona no soa azon'ny olona raha en équilibre @ finoany ny société misy azy kanefa ny tenany tsy ampy lanja eo anatrehan' Andriamanitra ?
66. rzakarivola
(
01/02/2010 11:06)
bor2lais:
------------
Ny an'ilay ranamana izay moa dia hoe : aleony mametraka démission na mandeha mifindra Firenena hafa tsy misy fanamelohana ho faty !
:D
Marihiko fa "mpanatanteraka" Malagasy (mifindra monina) no resahintsika eto a !
==> Misy sary ao an-tsaiko, kristiana anakiray nahita ny tenin' Andriamanitra mampiseho fa misy ny heloka mahafaty mandrakizay ka naleony niala tsy hanara-dia an'i Jesoa intsony.
67. rzakarivola
(
01/02/2010 11:14)
soanja:
Ny hevitro dia milaza fa Andriamanitra dia mitoetra ao amin'ireo vahoaka sy izay rehetra iainantsika ka ifandraisana amin'ny fanatsarana ny fiainana indrindra ny fifankatiavana sy fandriampahalemana. Ny fanantanterahana ny asa ampitiavana zany hoe ireo andraikitra nomena anao , izay nofidianao ilay asa dia mitory tokoa an'Andriamanitra velona. Ny fanehoan'ny vahoaka ny fahafahany iaina ampilaminana ary miara miasa sy mikaroka amin'izany ka tanteraka dia fanehoana an'Andriamanitra. Andriamanitra dia natao hiainana andavanandro ary indrindra amin'ny fanehoana ny asa atao sy ny fifandraisana eo anivon'ny be sy ny maro. Tsy mila mandeha lavitra dia mahita an'Andriamanitra, tsy ilaina akory hiova firenena vao ahita azy sy hidera azy!
==> Dia maninona no lazainao fa rehefa tsy marina ny lazain'ny Baiboly rehefa mitantara hoe "nasain'i Jehovah naringana" ?
68. bor2lais
(
01/02/2010 13:36)
soanja:
Tsy hs mihitsy io resako io fa tena mbola mifandraika tsara amin'ny lohateny.
Ny fanontanianao dia manontany momba ny olona ao anaty firenena iray manao asa fanamelohan-keloka izay miafara amin'ny famonoana an'ilay olona.
Ny hevitro dia milaza fa Andriamanitra dia mitoetra ao amin'ireo vahoaka sy izay rehetra iainantsika ka ifandraisana amin'ny fanatsarana ny fiainana indrindra ny fifankatiavana sy fandriampahalemana. Ny fanantanterahana ny asa ampitiavana zany hoe ireo andraikitra nomena anao , izay nofidianao ilay asa dia mitory tokoa an'Andriamanitra velona. Ny fanehoan'ny vahoaka ny fahafahany iaina ampilaminana ary miara miasa sy mikaroka amin'izany ka tanteraka dia fanehoana an'Andriamanitra. Andriamanitra dia natao hiainana andavanandro ary indrindra amin'ny fanehoana ny asa atao sy ny fifandraisana eo anivon'ny be sy ny maro. Tsy mila mandeha lavitra dia mahita an'Andriamanitra, tsy ilaina akory hiova firenena vao ahita azy sy hidera azy!
--------
-> Raha ny fandraisako azy indray dia mila raisina (amin'ny finoana) Ilay Andriamanitra fa tsy mi-s'impose (automatique) akory.
Noho izany dia METY ho diso ny "vahoaka" fa Izy kosa amiko tsy toy izany velively. Noho izany dia tsy voatery ho Vox Dei velively ny Vox populi amiko !
:D
70. soanja
(
01/02/2010 14:27)
bor2lais:
soanja:
Tsy hs mihitsy io resako io fa tena mbola mifandraika tsara amin'ny lohateny.
--------
-> Raha ny fandraisako azy indray dia mila raisina (amin'ny finoana) Ilay Andriamanitra fa tsy mi-s'impose (automatique) akory.
Noho izany dia METY ho diso ny "vahoaka" fa Izy kosa amiko tsy toy izany velively. Noho izany dia tsy voatery ho Vox Dei velively ny Vox populi amiko !
:D
Mila raisina ahoana? Ao amin'ny tsirairay ao anatintsika Andriamanitra raha ny finoako. Na ireo anaty anaty fonja aza dia manana azy. Na ilay hovonoina aza dia manana azy.
Ireo no mifandray no manome ny fifandraisana takian'Andriamanitra amintsika. Finoana izany.
Mety ho DISO tokoa ny vahoaka saingy araka ny volazako hoe raha fitadiavana sy fikarohana ny marina no atao ary ny mba ahitana filaminana sy fandriampahalemana ary indrindra ho fanatsarana ny fiainana no ezahina dia hoy aho hoe inona no tsy maha Tenin'Andriamanitra izany! Io finoana io hoy aho tsy azo atao tsianjery fa mila ampiharina amin'ny fiainana andavanandro. Tsy hs velively ny resaka eto fa ianao tsy manaiky na tsy mifanaraka amin'ny hevitrao ny fizotr'ilay fisainana dia ezahinao ho hs.
71. bor2lais
(
01/02/2010 14:32)
Hoy rzakarivola :
"Tsy possible ho an'ny olona tafaray amin'i Kristy no hanameloka, ary izany no porofo fa izy tenany koa dia tsy voaheloka."
------
Izany koa amiko toa manaporofo fa ny firaisana tanteraka amin'i Kristy dia tanjona tratrarina (limite supérieure) (miaraka Aminy) ho an'ny Kristiana.
"Mila fitandremana izany mba tsy hanimba ny équilibre entre ny toe-panahiny sy ny sitrapon' Andriamanitra. Fa inona no soa azon'ny olona raha en équilibre @ finoany ny société misy azy kanefa ny tenany tsy ampy lanja eo anatrehan' Andriamanitra ?"
--------
Fa iza re no afaka hilaza fa ampy lanja eo anatrehaNY e ?
Io resaka io dia mifandray amin'ny lohateny efa nentina teto hoe : "ahoana no iainana feno ny finoana amin'ny vanim-potoana misy ?"

73. bor2lais
(
01/02/2010 15:12)
soanja:
bor2lais:
soanja:
Tsy hs mihitsy io resako io fa tena mbola mifandraika tsara amin'ny lohateny.
--------
-> Raha ny fandraisako azy indray dia mila raisina (amin'ny finoana) Ilay Andriamanitra fa tsy mi-s'impose (automatique) akory.
Noho izany dia METY ho diso ny "vahoaka" fa Izy kosa amiko tsy toy izany velively. Noho izany dia tsy voatery ho Vox Dei velively ny Vox populi amiko !
:D
Mila raisina ahoana? Ao amin'ny tsirairay ao anatintsika Andriamanitra raha ny finoako. Na ireo anaty anaty fonja aza dia manana azy. Na ilay hovonoina aza dia manana azy.
Ireo no mifandray no manome ny fifandraisana takian'Andriamanitra amintsika. Finoana izany.
Mety ho DISO tokoa ny vahoaka saingy araka ny volazako hoe raha fitadiavana sy fikarohana ny marina no atao ary ny mba ahitana filaminana sy fandriampahalemana ary indrindra ho fanatsarana ny fiainana no ezahina dia hoy aho hoe inona no tsy maha Tenin'Andriamanitra izany! Io finoana io hoy aho tsy azo atao tsianjery fa mila ampiharina amin'ny fiainana andavanandro. Tsy hs velively ny resaka eto fa ianao tsy manaiky na tsy mifanaraka amin'ny hevitrao ny fizotr'ilay fisainana dia ezahinao ho hs.
-----------
Manaja tanteraka ny finoanao aho ry soanja fa aza manahy ianao ! Manazava ianao dia mba milaza ny hevitro koa aho : izay ilay fizarana eto amin'ny forum. Sanatria amiko ny handresy lahatra anao (hampiova ny finoanao).
Rehefa namaly aho io ambony io dia natomboko tsara amin'ny hoe "Raha ny fandraisako azy indray dia ..." : fizarana ve hisy tahaka izany ra-soanja a !
:D
Hoy ianao hoe :
"Io finoana io hoy aho tsy azo atao tsianjery fa mila ampiharina amin'ny fiainana andavanandro."
--------
-> Moa tsy izany va no tanjona eto ? Saingy ny fomba fampiharana azy angamba ny antsika no tsy mitovy !
"Tsy hs velively ny resaka eto fa ianao tsy manaiky na tsy mifanaraka amin'ny hevitrao ny fizotr'ilay fisainana dia ezahinao ho hs."
----
Niezaka fotsiny aho ni-cadré ny resaka araka ny fandraisako azy tokoa (satria ahy ilay lohateny). Noheveriko fa sujet hafa mantsy ny momba ny Vox populi Vox Dei satria mety afaka hitarina lavidavitra ny resaka : dictature, kamikaze, sns
H.S Ary mba "sakay kely rano" koa ange ity soanja ity an ! :D
74. soanja
(
01/02/2010 15:37)

Aza manahy i Bor2lais fa tsy tezitra akory aho fa milaza fotsiny hoe tandremo ny fanapenam-bava ny hafa indrindra raha tsy takatrao ny tiany tenenina. Ilaina lalandava ny fifaneraseran'ny hevitra. Raha milaza ianao fa Forum ity dia manantenah ianao fa ahita tokoa hevitra isan-karazany ary hisy aza tsy mandeha amin'ny laoniny tokoa. Saingy aoka ny admin no hanapaka ny tsy fetezan'ny hevitry ny hafa eto. Mpampianatra aho ary masiaka tokoa aho rehefa misy fanapenam-bava ataon'ny hafa amin'ny hafa. Ny masiaka sy ny tezitra dia tsy mitovy anefa.
Aza manahy koa ianao fa ny hevitrao dia tsy heveriko mihitsy ho fandresehan-dahatra ho ahy. Samy manana ny fijeriny ny olombelona ary izay no nanaovan'Andriamanitra antsika ka mahatonga antsika ho mpanakarena hevitra. Tsy mahazatra ahy ny mametraka emotikonina ka ialako tsiny raha tsy mahita izany ianao dia milaza ahy ho sakay kely rano fa raha izay dia hiezaka aho.
:-* :-* :-* :)
76. rzakarivola
(
02/02/2010 09:02)
ikaretsaka:
Ka "mitovy endrika" aminy ange hono isika e
==> hono ? Toa tsy anananao antoka akory ilay teninao. Fa raha azonao antoka fa mitovy endrika amin' Andriamanitra ianao, dia tsy marina intsony izany ny filazana fa Andriamanitra dia tsy takatra, fa @izay, izay nahita anao dia efa tahaka ny nahita an' Andriamanitra.
Hoy ilay hira izay hoe : "Ny tarehy ratsy tsy azo ovana fa ny toetra ratsy azo ialana" ... Ny toetra no endriky ny fanahy
Andriamanitra dia Fanahy fa tsy nofo, ka raha mitovy toe-panahy amin' Andriamanitra dia izay no mitovy endrika amiNy.
Ataon'izay tsy mahafantatra an' Andriamanitra ahoana no hahazo antoka fa mitovy endrika amin' Andriamanitra izy ?
Fa raha misy kosa mahita an' Andriamanitra, dia afaka hahita ny tenany koa izy ary hampitovy raha mitovy tokoa na tsia.
Izay mitandrina ny tenin'i Jesoa Kristy no afaka hahita Azy, ary izay mahita Azy dia mahita an' Andriamanitra.
77. rzakarivola
(
02/02/2010 09:08)
bor2lais:
Izany koa amiko toa manaporofo fa ny firaisana tanteraka amin'i Kristy dia tanjona tratrarina (limite supérieure) (miaraka Aminy) ho an'ny Kristiana.
==> Mila atao tanjona izany ho an'izay tsy mbola tafaray, fa azo atao tsara ny miray amin'i Kristy na dia eto an-tany aza. Raha tsy izany tsy ho niteny Izy hoe : "raha miray amiko ianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo fa ho azonareo izany"
bor2lais:
Fa iza re no afaka hilaza fa ampy lanja eo anatrehaNY e ?
==> Izay ampy lanja dia afaka hilaza fa ampy lanja. Ampy lanja rehefa mitovy lanja amiNy. Izay tsy ampy lanja dia aoka hitady izay hahampy izany
78. rakapy
(
02/02/2010 09:35)
Hoy Rzakarivola
Amiko dia toa mi-devoile fa lainga sy angano izay voasoratra ao anaty baiboly ianao Rzakarivola.
"Andeha isika hamorona olona mitovy endrika amintsika"
==> hono ? Toa tsy anananao antoka akory ilay teninao. Fa raha azonao antoka fa mitovy endrika amin' Andriamanitra ianao, dia tsy marina intsony izany ny filazana fa Andriamanitra dia tsy takatra, fa @izay, izay nahita anao dia efa tahaka ny nahita an' Andriamanitra
Amiko dia toa mi-devoile fa lainga sy angano izay voasoratra ao anaty baiboly ianao Rzakarivola.
"Andeha isika hamorona olona mitovy endrika amintsika"
79. ikaretsaka
(
02/02/2010 14:21)
ka "hono" fa za tsy nahita nynanamboarany azy ko! sa handainga koa za amin-drazaka?
zay hao no mahavoana anareo fanatique loatra io lasa tsy fivavahana le izy fa lasa fanatisme

80. bor2lais
(
02/02/2010 14:36)
rzakarivola > misaotra fa mazava ny teninao. Marihiko fotsiny fa ity teninao ity no nahatonga ahy nanao ilay fanamarihana "limite supérieure" na tanjona etsy ambony.
Hoy ianao hoe :
"Tsy possible ho an'ny olona tafaray amin'i Kristy no hanameloka, ary izany no porofo fa izy tenany koa dia tsy voaheloka."
Nieritreritra momba an'i Paoly aho mantsy satria na izy aza toa nanameloka raha tsy diso aho : nisy natolony ho an'i Satana angamba izy izay ... (ialako tsiny fa tsy dia mahatadidy tsianjery ny toko sy andininy aho). Tsy hoe i Paoly akory no filamatra fa lasa fotsiny ny eritreritro hoe hay na ny olona be fananarana ara-panahy itony aza mety tsy tafaray Aminy akory raha io teninao io no jerena !
Anatra tsoahako amin'izany :
amiko dia fianarana hatrany ny fiainana : ny "orgueil spirituel" dia isan'ny vela-pandrika ataon'ilay ratsy ka angatahiko amin'ny Tompo mandrakariva mba hiarovaNY ahy !