Fihetsika manoloana ny fanamelohana ho faty !

121. bor2lais ( 19/02/2010 16:00)
Ika > izaho tokoa angamba no tsy mahay manazava ka ialako tsiny.

Nahary ny zava-drehetra tokoa Izy saingy raha ny fijeriko azy dia tsy ny zava-drehetra no sitraNY ataon-draolombelona. Izay fandikana ny sitrapoNY izay no antsoina hoe fahotana raha tsy diso aho ! Io ilay lazaiko etsy ambony hoe tsy avy Aminy (ny fandikana ny sitrapoNY). :D
122. ikaretsaka ( 19/02/2010 16:59)
de miverina @ le katesizin'i Soanja sy ry Rakaroka sy ry Pissoa indray izay eto le hoe iza no nampisy ny11 sept sy ny tsunami sy nytany haiti raha izany
sy le hoe maninona no rehefa zavatra tsara (araka ny fiheveran'ny olona) de attribuer-na any@ Atra fa rehefa zavatra ratsy de ...tsy lery
(lasa ny olona no mandidy sy manapaka )
123. bor2lais ( 22/02/2010 13:40)
Ika > "maninona no rehefa zavatra tsara (araka ny fiheveran'ny olona) de attribuer-na any@ Atra fa rehefa zavatra ratsy de ...tsy lery (lasa ny olona no mandidy sy manapaka ) "
---------
Io ve no fahazoan'i Ika ny zavatra lazaiko ? :D
124. ikaretsaka ( 23/02/2010 13:12)
Ie.. amiko raha lahatr'Atra ny hahafaty le olona par condemnation ary ianao no voatendry ho bourreau...zay ny asanao de ataovy... fa tsy hoe tsy ekeken'ny sainao de...amiko. vaomainka manohitra le plan efa voasoratra any ho any ianao

Ohatran'ny hoe atra no nampiodina izao tontolo izao avy any antsinanana miakandrefana de nametraka anao hiara miasa @ io fihodinana io de ze lahasa nomeny anao no aoka ataovy. Fa tsy hoe tsy ekeken'ny sainao le fihodiny @ io sens io de iny ianao fa hiodina sens contraire...
Asa raha azon'i bord
125. bor2lais ( 23/02/2010 14:59)
Ika > Averiko indray fa amiko manokana dia tsy ny zava-drehetra no sitraNY ataon-draolombelona.

Raha io zohin-kevitrao io no jerena akaiky dia :
- ny fanolanan-jaza dia mety lahatr\'Andriamanitra amin\'ilay zaza ary ilay mpanolana dia tendry avy Aminy koa !!!

Mety diso aho angamba e ! :D
126. ikaretsaka ( 23/02/2010 15:14)
amiko tena Possible... Ekeko tanteraka ny hoe lahatra tendrin'andriamanitra ny nandehanany sy nipetrahany tao @ elakelantrano na environnement nisy azy tao de sendra nifanena t@ bandy jiolahimboto tao dia voaolana tao t@ iny ora sy fotoana iny?
Misy "miandry panolana " tsy tafa mihitsy na tena te ho aolana be aza...
satria tsy sitrak"Atra ny haha voaolana azy
127. bor2lais ( 23/02/2010 15:22)
Hay azoko ihany izany ny hevitrao fa dia misaotra !
128. ikaretsaka ( 23/02/2010 16:12)
fa @ Bord izany tendrin'inona?
129. ikaretsaka ( 23/02/2010 16:24)
Ika > Averiko indray fa amiko manokana dia tsy ny zava-drehetra no sitraNY ataon-draolombelona

de firy isan-jato? dia inona izany no mampahefa ny zava-drehetra Azy raha izany? velabelaro hoe?
130. bor2lais ( 23/02/2010 17:34)
Ny itovina aloha hatreto dia ny hoe : mahefa ny zava-drehetra Izy.

Fa ny tsi-itovina hevitra kosa dia ny ilazana fa lahatra avy Aminy ny nihinanan'i Eva ny "pôma" teo anivon'ny saha ! :D

Fomba fijeriko ny resakao io an !
131. ikaretsaka ( 23/02/2010 19:55)
Diso fipetraka kely fa efa mitady ho azonao... ny fanontaniana tokony nipetraka de hoe :naninona I eva no navelany nihinana ary fa tsy ohatra hoe nataony ho levona ny paoma sy ny bibilava de samy vita?
132. Ratoa ( 23/02/2010 22:30)
"maninona no rehefa zavatra tsara (araka ny fiheveran'ny olona) de attribuer-na any@ Atra fa rehefa zavatra ratsy de ...tsy lery (lasa ny olona no mandidy sy manapaka )

Andriamanitra dia tonga lafatra ka tsy hisy ratsy hivoaka avy Aminymihitsy
Ie.. amiko raha lahatr'Atra ny hahafaty le olona par condemnation ary ianao no voatendry ho bourreau...zay ny asanao de ataovy... fa tsy hoe tsy ekeken'ny sainao de...amiko. vaomainka manohitra le plan efa voasoratra any ho any ianao
Tsy lahatr'Andriamanitra mihitsy izany fa lahatry izao tontolo izao.
Ny Nalahany dia ny hitoeran'ny taranaky i Adama sy Eva amim-piadana sy amam-pahendrena mandrakizay ho doria. Saingy i Eva no naninana an'Andriamanitra ka voasazy daholo izy sy ny taranany , dia isika rehetra.
133. ikaretsaka ( 23/02/2010 22:44)
Tonga lafatra Atra..tsy misy manda izay..fa ny "tonga lafatra" aminy dia mihoatra lavitra ny fiheverantsika..ka mahatonga antsika hanilika ilay tranga hafa izay tsy azoaontsika sy tsy takatry ny saintsika. Aminijavatra hafa..nefa iny zavatra hafa iny anie ka ari-tanan'Atra koa e..donc miverina any @ Atra ihany izany...

Ka iza no namorona izao tontolo izao sy "mpandahatra toavina"? Tsy I Atra? Sa iza no nandahatra ny "nampanota" an'i Adama sy Eva?
134. Ratoa ( 23/02/2010 22:54)
Sa iza no nandahatra ny "nampanota" an'i Adama sy Eva?
Nomen'Andriamanitra safidy isika fa tsy didy jadona no nomeny antsika, na "mita be". nanao ahoana re ny fiainana sy ny tany raha Nataony tsy nanan-tsafidy ny olombelona é
135. bor2lais ( 24/02/2010 08:34)
Miombon-kevitra tanteraka amin'i Ratoa aho eto : io koa no isan'ny valinteny saika omeko an'i Ika mikasika ilay fanontaniana 130 ! :D
136. ikaretsaka ( 24/02/2010 12:42)
Voila
lahatra ny safidy...ao anaty plan an' Atra koa ny tsy hampipetraka an'i Adama sy eva tao am-paradisa raha nisafidy ny hihinana ny voankazo izy
137. bor2lais ( 24/02/2010 17:31)
Hoy i Ika :
"lahatra ny safidy..."
------
Iny indray aloha Ra-Ika dia tena tsy hitako an ! :D

Izany lahatra izany hatramin'izay dia noheveriko fa tsy mba hananana safidy fa làlana tsy maintsy hizorana na tiana na tsy tiana ... :D
138. ikaretsaka ( 25/02/2010 00:46)
Zao ary...
Imagineo hoe tsy nety namadika an-drajesoa I rajodasy fa zavatra hafa no nosafidiany... tsy nety namantsika an'i jesoa. Izay miaramila romanina tokony hamantsika an lery satria izay no nosafidiany.. de nitohy ihany de tsy nety nihinana ny voankazo voarara I eva.. tsy nety I piera nony hoe avia manaraka ahy, tsynety I maria rehefa nolazain'ny anjely..sns...

De hinoanao ve hoe ho mbola toy izao ny fandeha sy mety ho filahatry ny zavatra rehetra?
-> donc lahatra ny safidy
139. bor2lais ( 25/02/2010 07:47)
Ika > Efa nomeko ery amin'ny valinteny 112 ny hevitro mikasika an'io ka ! :D
140. ikaretsaka ( 25/02/2010 14:50)
Tsimpona no namalianao azy fa tsy izay hevitrao ko... fa anyways..Raha ny fikeriko an'io valiteninao io de hoe lahatra ny safidy..satria de nisafidy io lalana io ilay 'mpanao mission' mba "hahatanteraka" ny "efa voasoratra'

De mitohy ihany..atao hoe ho efa voasoratra ho mpanjaka izany I joseph raha jerena ny lalampiainany nandaharan'Atra azy..de raha ity izy tsy navarotry ny rahalahiny ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2747