Grave le fitiavana!!!!
81. tess
(
18/08/2009 16:44)
Izany olona manambady maro be izany ve de mbola hi existe foana hatramzao, raha dinihina akaiky angamba dia ny olona somary efa mipetraka anaty ala no manambady maro tsy maharaka loatra ny fivoaran'ny fiainana.... :-w
84. soanja
(
18/08/2009 22:37)
tess:
Izany olona manambady maro be izany ve de mbola hi existe foana hatramzao, raha dinihina akaiky angamba dia ny olona somary efa mipetraka anaty ala no manambady maro tsy maharaka loatra ny fivoaran'ny fiainana.... :-w
Inona moa no fivoaran'ny fiainana. Ilay hoe manambady iray avy eo mampirafy ve??? hihihihi Ny teo ihany no teo fa tsy niova io. Na vady iray aza no lazaina fa ananana dia betsaka tokoa ny mbola mikatsaka any an-kafa. Donko vady maro zany fa tsy sahy hilaza ampahibemaso satria eo ny fivavahana sns... mangeja. Ny nahasamihafa ny taloha sy ny ankehitriny dia ny taloha na ny any aminay any anaty ala angamba dia ny fisokafan'ny sain'ny rehetra mahalala fa tsy hijanona amin'ny olona iray ny lehilahy iray dia ataony mazava ny resaka, amin'izao anefa ireo avy ao andrenivohitra kilavalava no betsaka fitapitaka. Avy eo amzay fanina satria tsy fantany izay tokony nataony.
Hoy aho hoe dieny mbola madio ny lalana dia tantarao am vady fa aza afenina fa raha tena tia izy dia hino sy hahatsapa anao. Tsy misy anjely eto an-tany fa ny mahalala mibaboka ihany no mpandresy.
85. soanja
(
19/08/2009 02:05)
tess:
Ny atao hoe RAFY dia olona roa tsy mifankatia, mifankahala ary mifampizara olona iray atao hoe fananana na zavatra tiana dia iadivana eo. Io no RAFY.
Ny ankoatr'izay raha ifanarahana dia tsy mampirafy fa azo lazaina hoe manambady maro. Io anefa dia vitsy no hanaiky an'io izay no tena olana nefa ny fampirafesana misy ihany isanandro. Moa ve manaiky an'io ny vadinao? Raha tsy manaiky an'io ny vadinao dia tsaratsara aminao mijanona tsy mifandray amin'izay olona heverinao fa tianao iarahana raha tsy hoe mikendry ny fisarahana angaha ka hanafoana ny mariazy.
mitovy ihany ireo amiko fa ny endriny nahatongana teo am sehatra no samy hafa.....
MANAMBADY MARO hoy i soanja, ny vady izany vita mariazy fa tsy sipasipa nahataratara dia hiarahana na atao fantatr'i vadinao na tsia, donko tsy vady izany amiko, amant na maitresse rafy no filaza azy am fiteny andavan'andro
ary matoa tonga amin'io cas voalzan'i soanja io dia efa nis olana goavana tamin'ny vadiny fa ny ankilany fotsiny no tsy afa miala dia manaiky,
tena misy cas otran'io mantsy fantako voisine ko ato ilay ramatoa, miaraka am rangahy efa manambady, fa lay vadin'ilay rangahy narary de nalemy tsy afaka mitsangana tsony, fantatr'ilay ramatoa tompombady anefa ny fisian'ny ilay rafiny , i rangah tsy mahavita misaraka am lay tena vadiny, ela ny ela amantaonany maro, niala ilay rafy satria tsy misy tanjona eo amin'ny fiarahana, ny olana eo dia tsy mahavita manome fahafahampo an'ilay vadiny intsony lay ramatoa satria malemy dia manaiky fotsiny ny proposition'ilqy rangahy vadiny izy, akory atao fiainana izany
Ka izay anie ny fanontaniana hoe nahoana no olona efa malemy sy marary vao afaka hifampizara ny toy izany fa nahoana raha samy salama sy tanora ary matanjaka no tsy afaka? Inona anefa no misakana nefa ny tena te hampirafy araka io lazainao io, te hiaraka amin'ny vehivavy hafa, maninona moa raha mba mitsotra rehefa tahak'izay ? Fitiavan-tena ve sa inona??? Mahasoa ve ny tokatrano misy fampirafesana toy izany?
Raha samy mahalala mantsy dia afaka misy tsara ny tanjona ary mino aho fa hazava io vao hanaiky hamela anao hampiaraka amin'ny hafa ny vadianao raha hamela izy. Fantany ny hisian'ny fetra ary ny roroa avy samy manana mafantatra ny tokony atao. Amiko koa aloha matetika ny fahitako ny efa nisy hatramin'izay dia rehefa mahafantatra ny zavatra toy izany ny tompom-bady ka mahalala ny fahafantarany izany ny sipa ivelany dia miala mora ilay sipa satria inona moa izany ny aminy fa ny fahatsapany azyn dia fanalana andro fotsiny sy fanariana dia izay tsy ampy any izy. Io hoy aho matsiro ilay fiarahana, heverina mihitsy aza fa volamena, rehefa afenipenina sy aroarovana ho anao irery ary maharary rehefa manaikitra saingy manimba tokatrano tokoa tokoa rehefa tratra. Izay ilay hoe vamba. Fa rehefa lazaina amin'ny vady io tonga dia maivana toy ny vovo ary na izay hadalana heverina fa mamy dia lasa tsy misy tsirony akory. Resaka saina daholo mantsy io e.
86. soanja
(
19/08/2009 02:27)
tess:
77. Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-08-2009 18:12:10
Lohateny : Re : Grave le fitiavana!!!!
Marina izany Tess mety hankarary ny vady tokoa maheno izany saingy hilaza aho fa hampisokatra ny masony koa hoe misy olana ny tokatranony ary mila vahana izany, matoa mitady , maniry fitiavana any an-kafa ny vadiny. Ny fifanantonanna, fifampiresahana dia ahafahana mamaha izany.
raha tena misy olana ...FAngaha TSY AFAKA miresaka ny mpivay fa tonga dia mi saute amzany dingana izany???
MATETIKA NY olona mampirafy dia te hahazo tombony any ivelany fotsiny te hiova kely ny o ampelantanana fa tsy dia misy olana goavana....IZAY NO mahatonga ny olona mampirafy tsy hiresaka velively izany am vadiny mitsiny.... SATRIA ny vadiny ho vadiny ihany, ny any ivelany iny mety tsara tsy mety tsy olana ny fiarahana....OTRAN'ny hoe adalàna fotsiny izany fa ny olana goavana ataoko fa tsy misy, misy ny olona dia tia hampirafy fotsiny tsotra izao.
kANEFA refa raikitra any vao tongz ny olana hoe mamy ny atsy fy ny aroa, eo vao tsy maitsy mieritreritra ary mandray fanapaha-kevitra .
Ianao ihany dia mahalaza azy eto. Amin'ny voalohany toa kilalao ilay izy nefa rehefa avy eo miala any ny afo mandoro. Hihihi Ilay mandray fanapahan-kevitra dia hoe hisaraka amin'ny vady ve??? Ntsooohh mba tokatrano manao ahoana loatra re dia simbaina amin'izay rendrarendra any. Mampalahelo izany. Raha mba vao nanomboka ny zavatra tsapa ka nozaraina dia tsy tonga tamin'izany stady izany. Mamy ny atsy fy ny aroa.
Dimy taona be izao ny olona iray ni-tsaty tsy tapaka tamin'olona iray. Olona manambady!!!!! Raha ny vadiko aloha, miala tsiny fa, ni-tsaty dimy taona izany dia azoko lazaina fa nilaozako natory sy nanonofy ny tokatranoko angamba. Dimy taona izany inona avy no zavatra tokony efa nitsangana ao anaty tokatrano sy ny asa efa vita??? Olana goavana izany amiko raha ataoko ny analyse. Misy problema-na time management goavana ao.
Ny herikerika ihany no mahatondra-drano hoy ny Ntaolo. Raha misy ny olana n'inona n'inona hoy aho dia io vady io no afaka manampy anao mitantana anao amin'izany olana izany raha tsy hoe izy no olana goavana dia hafa indray izay. Tsy omeko tsiny ianao raha tsy mahazara izany amin'ny vadinao raha misy olana izy amin'ny fisokafan'ny communication sy ny sainy fa ankaotr'izany kosa dia tsapao izy satria izy no efa nofidianao hiaradalana aminao. Io no andry ary io no aro. Lavo any ianao io ihany no afaka hanandratra anao. Marary any ianao, io ihany no afaka hitsabo anao, ory any ianao izy no hampionona anao.
Raha misy ny toy izao ka nizara izany tamin'ny vady ianao dia hilaza aminao marimarina aho fa rehefa vita ny tadio dia ianareo roa no mpandresy!!!
Ambava homana am-po mieritreritra! Mahereza aby ho an'izay tia mampirafy!
87. tess
(
19/08/2009 05:23)
Donko vady maro zany fa tsy sahy hilaza ampahibemasoKA EFA TSY MI EXISTE INTSONY raha tsy any ambanivolo sy anaty ala any kou! midika fa tsy dia maharaka intsony ny actu....NY MBOLA manaraka io fomba io..
NY MAMpirafy dia mi existe foana na hiodina ankavia na ankavanana...
NY HATAO HOE VADY amiko dia olona vita mariazy aminy, donko tsy vady raha vao tsy vita mariazy.... fa sipa antsisiny mitovy ihany izany amin'ilay hoe mampirafy maro fa tsy manambady maro hafa izany....
kilavalava no betsaka fitapitaka
NY AN4NY SOANJA koa izao kilavadavaka sy fitapitaka izao foana, na inona mahatoinga ny fifampirafesana na inona dia fampirafesana no iantsoana azy IZAY! na fifanarahana sy fifampiresahana fa hampirafy azy enao efa mampirafy izany anaty kitapo iray ihany, resaka daholo izany fa efa tsy mi existe intsony raha tsy any anaty ala any ihany amzao.
Hoy aho hoe dieny mbola madio ny lalana dia tantarao am vady fa aza afenina fa raha tena tia izy dia hino sy hahatsapa anao. Tsy misy anjely eto an-tany fa ny mahalala mibaboka ihany no mpandresy.SAMY MAHAY mitantara sy mitondra ny tokatrano daholo ny tsirariray na lahy na ny vavy fa ny fomba fi gerer-na azy no samy manana ny taktika ny
Ka izay anie ny fanontaniana hoe nahoana no olona efa malemy sy marary vao afaka hifampizara ny toy izany fa nahoana raha samy salama sy tanora ary matanjaka no tsy afaka? Inona anefa no misakana nefa ny tena te hampirafy araka io lazainao io, te hiaraka amin'ny vehivavy hafa, maninona moa raha mba mitsotra rehefa tahak'izay ? Fitiavan-tena ve sa inona??? Mahasoa ve ny tokatrano misy fampirafesana toy izany?
ka eo indrindra , matoa tonga amin'nh sehatra fifampiresahana dia efa misy olana goavana, tsy mety azon'i soanja mintsy ny tiako hahatongavana,
ny tiko hahatongavana dia mora amin'ny soanja ilay miteny hoe resaho amin'ny vady hoe tara de tia hiraka amin'i zarokatra ianao , hoy aho hoe resaka be fotsiny sy eritreritra fa tsy hisy hanao an'izany raha tsy 1/1000 donko amiko ça reste fampiresahana fotsiny....IZAHO AKORY tsy miteny hoe ytsy azo resahina fa vue ny zava-misy tsy hiresaka anzany mitsy ny olona iray hampirafy ny vadiny na handeha hampirafy ny vadiny, resaka ka hatao...
NY TENA marina dia tsy maitsy hoe hanafina ny olona... matoa miresaka dia efa misy olana goavana ireo lazaiko etsy ambony ireo. FA TSy hitarina resaka lava be....LASA MORALE sy resa-be no betsaka
Ianao ihany dia mahalaza azy eto. Amin'ny voalohany toa kilalao ilay izy nefa rehefa avy eo miala any ny afo mandoro. Hihihi Ilay mandray fanapahan-kevitra dia hoe hisaraka amin'ny vady ve???ka ny ahy ny marina no lazaiko anie! ny zavamisy hitako milalao afo dia refa tonga ny fotoana hahatratrarana azy dia mandray decicion ,
Dimy taona be izao ny olona iray ni-tsaty tsy tapaka tamin'olona iray. Olona manambady!!!!! Raha ny vadiko aloha, miala tsiny fa, ni-tsaty dimy taona izany dia azoko lazaina fa nilaozako natory sy nanonofy ny tokatranoko angamba. Dimy taona izany inona avy no zavatra tokony efa nitsangana ao anaty tokatrano sy ny asa efa vita??? Olana goavana izany amiko raha ataoko ny analyse. Misy problema-na time management goavana ao.; mety ho olana fa matoa miafina sy tsy sahy miresaka amin'ny vadiny izy dia filàna fotsiny sy adalàna fotsiny no hanaovana azy fa tsy otran'ny efa nolazaiko teo aloha e!
Raha misy ny toy izao ka nizara izany tamin'ny vady ianao dia hilaza aminao marimarina aho fa rehefa vita ny tadio dia ianareo roa no mpandresy!!!ny firesahana azo ahtao fa ny hevitr'i soanja etsy ambony mitsy no tsy dia maharesy lahatra ahy e! tsy hisy hiteny amin'ny vadiny mihintsy indrindra fa hoe tiana ilay vady
Vao miala any ny fahatsapana hafahafa momba ny olona iray hafa ohatra hoe tia miredareda na tahak'izay dia lazaina aminy hoe misy an'ity olona ity mifandray amiko, dia mifanoratra izahay, sns sns.... toa mitady ho tara aminy izany aho... indraindray manonofy azy... mahafinaritra be ahy izy saingy izany akory tsy midika hoe izy dia tiako noho ianao izy..... dia hita eo izay hevitr'ilay vadyio voasoratr'i soanja io, mampiomé be cas n'olona hafakely mitsy vao tonga amzany sehatra izany dia ilay lazaiko hoe efa azo tsapaitanana ny olana goavana misy eo amin'izy roa tonta
88. tess
(
19/08/2009 05:36)
Ka izay anie ny fanontaniana hoe nahoana no olona efa malemy sy marary vao afaka hifampizara ny toy izany fa nahoana raha samy salama sy tanora ary matanjaka no tsy afaka? Inona anefa no misakana nefa ny tena te hampirafy araka io lazainao io, te hiaraka amin'ny vehivavy hafa, maninona moa raha mba mitsotra rehefa tahak'izay ? Fitiavan-tena ve sa inona??? Mahasoa ve ny tokatrano misy fampirafesana toy izany?
tsy miteny mitsy aho hoe mahasoa na tsy mahasoa manitatra be i soanja, lasa morale be sy resabe! laviko fotsiny hevitra soanja io natako quote ambony io dia izay.....MAPIRAFY DAHOLO ihany na fantatr'i ny vadinao na tsia donko sans blabla kitapo iray daholo ihany ireo. rAHA tena norme maninona raha tsy mijanona am vady iray izay nekenao koa anefa fa no mitady, satria mahasoa ve izany sa tsy mahasoa averiko amin'i soanja ny fanotaniana....
NY ENDRINY no samy hafa fa ny tanjona am fampirafesana angamba iray ihany.
89. soanja
(
19/08/2009 05:52)
tess:
Donko vady maro zany fa tsy sahy hilaza ampahibemasoKA EFA TSY MI EXISTE INTSONY raha tsy any ambanivolo sy anaty ala any kou! midika fa tsy dia maharaka intsony ny actu....NY MBOLA manaraka io fomba io..
NY MAMpirafy dia mi existe foana na hiodina ankavia na ankavanana...
NY HATAO HOE VADY amiko dia olona vita mariazy aminy, donko tsy vady raha vao tsy vita mariazy.... fa sipa antsisiny mitovy ihany izany amin'ilay hoe mampirafy maro fa tsy manambady maro hafa izany....kilavalava no betsaka fitapitaka
NY AN4NY SOANJA koa izao kilavadavaka sy fitapitaka izao foana, na inona mahatoinga ny fifampirafesana na inona dia fampirafesana no iantsoana azy IZAY! na fifanarahana sy fifampiresahana fa hampirafy azy enao efa mampirafy izany anaty kitapo iray ihany, resaka daholo izany fa efa tsy mi existe intsony raha tsy any anaty ala any ihany amzao.Hoy aho hoe dieny mbola madio ny lalana dia tantarao am vady fa aza afenina fa raha tena tia izy dia hino sy hahatsapa anao. Tsy misy anjely eto an-tany fa ny mahalala mibaboka ihany no mpandresy.SAMY MAHAY mitantara sy mitondra ny tokatrano daholo ny tsirariray na lahy na ny vavy fa ny fomba fi gerer-na azy no samy manana ny taktika nyKa izay anie ny fanontaniana hoe nahoana no olona efa malemy sy marary vao afaka hifampizara ny toy izany fa nahoana raha samy salama sy tanora ary matanjaka no tsy afaka? Inona anefa no misakana nefa ny tena te hampirafy araka io lazainao io, te hiaraka amin'ny vehivavy hafa, maninona moa raha mba mitsotra rehefa tahak'izay ? Fitiavan-tena ve sa inona??? Mahasoa ve ny tokatrano misy fampirafesana toy izany?
ka eo indrindra , matoa tonga amin'nh sehatra fifampiresahana dia efa misy olana goavana, tsy mety azon'i soanja mintsy ny tiako hahatongavana,
ny tiko hahatongavana dia mora amin'ny soanja ilay miteny hoe resaho amin'ny vady hoe tara de tia hiraka amin'i zarokatra ianao , hoy aho hoe resaka be fotsiny sy eritreritra fa tsy hisy hanao an'izany raha tsy 1/1000 donko amiko ça reste fampiresahana fotsiny....IZAHO AKORY tsy miteny hoe ytsy azo resahina fa vue ny zava-misy tsy hiresaka anzany mitsy ny olona iray hampirafy ny vadiny na handeha hampirafy ny vadiny, resaka ka hatao...
NY TENA marina dia tsy maitsy hoe hanafina ny olona... matoa miresaka dia efa misy olana goavana ireo lazaiko etsy ambony ireo. FA TSy hitarina resaka lava be....LASA MORALE sy resa-be no betsakaIanao ihany dia mahalaza azy eto. Amin'ny voalohany toa kilalao ilay izy nefa rehefa avy eo miala any ny afo mandoro. Hihihi Ilay mandray fanapahan-kevitra dia hoe hisaraka amin'ny vady ve???ka ny ahy ny marina no lazaiko anie! ny zavamisy hitako milalao afo dia refa tonga ny fotoana hahatratrarana azy dia mandray decicion ,Dimy taona be izao ny olona iray ni-tsaty tsy tapaka tamin'olona iray. Olona manambady!!!!! Raha ny vadiko aloha, miala tsiny fa, ni-tsaty dimy taona izany dia azoko lazaina fa nilaozako natory sy nanonofy ny tokatranoko angamba. Dimy taona izany inona avy no zavatra tokony efa nitsangana ao anaty tokatrano sy ny asa efa vita??? Olana goavana izany amiko raha ataoko ny analyse. Misy problema-na time management goavana ao.; mety ho olana fa matoa miafina sy tsy sahy miresaka amin'ny vadiny izy dia filàna fotsiny sy adalàna fotsiny no hanaovana azy fa tsy otran'ny efa nolazaiko teo aloha e!Raha misy ny toy izao ka nizara izany tamin'ny vady ianao dia hilaza aminao marimarina aho fa rehefa vita ny tadio dia ianareo roa no mpandresy!!!ny firesahana azo ahtao fa ny hevitr'i soanja etsy ambony mitsy no tsy dia maharesy lahatra ahy e! tsy hisy hiteny amin'ny vadiny mihintsy indrindra fa hoe tiana ilay vadyVao miala any ny fahatsapana hafahafa momba ny olona iray hafa ohatra hoe tia miredareda na tahak'izay dia lazaina aminy hoe misy an'ity olona ity mifandray amiko, dia mifanoratra izahay, sns sns.... toa mitady ho tara aminy izany aho... indraindray manonofy azy... mahafinaritra be ahy izy saingy izany akory tsy midika hoe izy dia tiako noho ianao izy..... dia hita eo izay hevitr'ilay vadyio voasoratr'i soanja io, mampiomé be cas n'olona hafakely mitsy vao tonga amzany sehatra izany dia ilay lazaiko hoe efa azo tsapaitanana ny olana goavana misy eo amin'izy roa tonta
Tsia velively ny avaliko andry satria tena misy io FOMBA io. Ny olona manao an'io dia tsy voatery manana olana goavana amin'ny tokatrano hoe tsapain-tanana fa indry no mbola tsy maharaka. Couples be dia be no manao an'io ary io no atao hoe " open marriage". Misy karazany ny style amin'izany open marriage izany fa rehefa malalaka indry dia mijereva azy.
Ia, fitapitaka ny manafinafina sy ny maka tsiro ivelany mangalangalatra ka. Raha ny vadinao mamela anao hanao izany dia tsy fitaka izany fa ifanarahana. Kilavalava no iantsoako izany satria terenao ao anaty haizina ny vadinao nefa ianao tsy mahalala onona no sady tsy mahalala izay hanimba ny tokatranonao.
Efa betsaka ny olombelona no mahalala fa tsy ampy azy ny olona iray eny fa na dia tsy maintsy hifidy iray izy hovadiany satria mila izany ny fiainany. Ny faneken'ny saina an'io ho an'izay olona tia manambady olona tia hiaraka amin'ny hafa sy tia vehivavy/ lehilahy dia izay ny momba ireo olona ireo. Tsy hahasakana izany ny fiarahamonina fa izy dia hampirafy rehefa ilainy izany. Ka ny tsy haneken'ny saina fa afaka mampirafy ny olombelona iray dia hitondra tokoa amin'ny fadisoam-panantenana sy fitapitaka isan-karazany ao an-tokatrano ao.
Amiko rehefa te hanandrana vehivavy hafa nefa matahotra ny masom-bady dia aza manao izany fa tsy hitondra anao hankaiza io fa ny hantsana ihany no iafaran'izany.
Mahaiza mitantana tokatrano fa lehilahy!
90. soanja
(
19/08/2009 06:20)
tess:
Ka izay anie ny fanontaniana hoe nahoana no olona efa malemy sy marary vao afaka hifampizara ny toy izany fa nahoana raha samy salama sy tanora ary matanjaka no tsy afaka? Inona anefa no misakana nefa ny tena te hampirafy araka io lazainao io, te hiaraka amin'ny vehivavy hafa, maninona moa raha mba mitsotra rehefa tahak'izay ? Fitiavan-tena ve sa inona??? Mahasoa ve ny tokatrano misy fampirafesana toy izany?
tsy miteny mitsy aho hoe mahasoa na tsy mahasoa manitatra be i soanja, lasa morale be sy resabe! laviko fotsiny hevitra soanja io natako quote ambony io dia izay.....MAPIRAFY DAHOLO ihany na fantatr'i ny vadinao na tsia donko sans blabla kitapo iray daholo ihany ireo. rAHA tena norme maninona raha tsy mijanona am vady iray izay nekenao koa anefa fa no mitady, satria mahasoa ve izany sa tsy mahasoa averiko amin'i soanja ny fanotaniana....
NY ENDRINY no samy hafa fa ny tanjona am fampirafesana angamba iray ihany.
Tsia raha mampirafy ny olona iray na manana vady maro dia tsy voatery hitovy ny tanjona ka isan-karazany ny antony, ao ny resaka tsy fahampiana hetsika sy fahafaham-po eny ambony fandriana, ao ny resaka psy tsotra izao satria tsy misy komplisite amn'izy mitsam ao anaty tokatrano ao nefa ny iray mila an'izany, ao ny hoe fitadiavana fitoniana amin'ny manodidina izay feno tebiteby sy herisetra ary stress lava sns sns..., ao ny resaka fiarahamonina tsotra izao hoe sady mila namana no mila sex, ao ny fitiavana te hanadrana mainty raha fotsy ny vady sns sns e... tsy voatery ho tanjona iray fa tena misandrahaka tokoa fa ny fisehony no samihafa.
Raha hamaly ny fanontanianao aho momba ny fampirafesana na ny fananana vady maro dia hoe mahasoa dia hoy aho hoe miankina amin'ny antony no ahafahana milaza na mahasoa ilay izy na tsia. Raha toa ka vehivavy kizitim-belona no vadinao ka isaky ny mitady sex ny lehilahy dia mahazo blem foana dia hoy aho hoe tsara ny manana sipa hafa satria ilainao ny fazahoana fitoniana raha io resaka sex io satria sady manome balance anao io ara-tsaina no koa fahasalamana ho an'ny vatana. Io vehivavy io anefa tianao be tokoa. Raha vehivavy hiteny fa tsy hisokatra ny feny raha tsy indraipa isam-bolana ohatra dia mazava mihitsy fa tokony hiresaka izy mivady hoe aleo mameno izany amin'ny hafa ny vady. sns sns... Na misy koa lehilahy mila foana isaky mahita ilay vady nefa ny vady tsy vonona foana. Misy koa ny lehilahy isaky ny handeha tournee dia ny handrapaka vehivavy hafa foana any amin'izay alehany any, tsy aleo atao mazava ny raharaha toy izay ny fosan'ny olona no hitantara izany aminao vady? Asa e.
Tsy mahasoa ny fananana vady maro raha tsy misy tanjona mazava amiko.
Ny fandanianandro tsy misy tanjona mazava amiko dia isan'ny fositra manimba ny tokatrano. Ialana ny fomba malalaka ahitana sy hitarika fakam-panahy ka hitondra anao anaty aratom-pitiavana tsy misy ilavana azy. Ny tsaty lava aloha dia amiko tena NO NO amin'ny vadiko e. Ny serasera mahafinaritra, blogy ok fa ny tchat NO be mihitsy, lehilahy tsy misy atao, tsy manambady no manao izany amiko. Ny mitady vady sns... no tompon'ireny.
Noho izany dia tsy maintsy jerena hoe inona no nipoirany ary inona no niafarany. Hadalana tadiavina ve zany, fahoriana nirina ve zany sa resaka tsy fahampiana mila itadiavana fameno mahasoa.
91. ravonjison
(
19/08/2009 10:34)
Mafana dia mafana ilay ady hevitra. Nanaraka ny hevitry i Soanja sy i tess aho ,ka mba asehoko eto izay tohanako sy izay heveriko fa manome vahaolana ho an\' i XXX.
Azo lazaina fa possible daholo ireo hevitra ireo, fa resaka pratique sy ny vokany no jerena dia ilay hevitry i Tess no akaiky dia akiky @ hevitro.
Araka ny filazan ¨\' i psycholoque @ izao fotoana izao dia : raha manana sipa miafina ny olona iray efy manambady na manana sipa, dia tsaratsara raha afenina foana izany, ary raha possible any @ fitsarana ( matetika tonga any mihitsy ilay izy) dia lavina foana ny fisian\' izany, raha mbola tsy misy ny porofo. Noho izany tsy tsara ilay hevitra hoe : resao ny sipanao fa misy olona miaraka aminao any ka ahoana no hatao ?
Ny antony ( efa voalaza etsy ambony daholo fa hofintiniko) dia tsy misy tombotsoa azo @ izany mihitsy na ho an\' ny andaniny na ho an\' ny ankilany.
Raha vao manao fanapahan-kevitra iray ianao (hilaza @ sipanao fa manana sipa ianao) dia mazava fa tsy maintsy voajerinao mialoha ny tranga mety hiseho. Toy izao ny tranga mety hiseho :
Milaza @ sipany i xxx ( lehilahy angamba izy) fa misy sipany efa mifanoratra aminy any :
1- Tezitra ny sipany ary tonga dia nilaza hoe : tsy tiako izany fa hisaraka isika:
-Raha eken\' i xxx avy hatrany izany fisarahana izany, dia mazava hoa zay fa i xxx efa tsy tia ny sipany. Ilay sipa miafina no tiany, kanefa tsy te hana-pakevitra izy , fa nafindrany t@ ilay sipany fotsiny ilay fanapahankevitra.
Donc lehilahy tsy manana hazondamosina izy, satria tsaratsara raha izy avy hatrany no milaza fa tsy te hiaraka aminy intsony izy , ka aleo misaraka. rehefa misaraka ireo vao tokony hiaraka @ ilay sipa miafina \" officiel \" i xxx.
Noho izany tsy hitako mihitsy izay antony hilazana izany @ sipany.
-Raha tsy te hisaraka i xxx fa hijanona @ sipany, mazava izany fa mbola tiany ny sipany. Donc tsy mazava amiko , maninona no nolazainy ilay izy ? Raha tiany tokoa ny sipany , tokony najanony fotsiny ilay fifandraisana t@ iulay sipa miafina dia samy vita. Noho izany tsy misy raison Hi - devoiler ilay fiarahana miafina mihitsy.
2- Milaza ilay sipany fa tsy te hahalala izany izy , ary tokony hajanony any izany sipa miafina izany , fa izy ihany no sipan\' i xxx.
- Raha manaiky hijanona aminy i xxx dia manambara izany fa ti azy. Raha tiany tokoa ny sipany , tokony najanony fotsiny ilay fifandraisana t@ ilay sipa miafina dia samy vita. Noho izany tsy misy raison hi - devoiler ilay fiarahana miafina mihitsy.
- raha manda i xxx fa tsy te hiaraka aminy intsony, dia manambara fa tsy tia azy intsony. Donc lehilahy tsy manana hazondamosina izy, satria tsaratsara raha izy avy hatrany no milaza fa tsy te hiaraka aminy intsony izy , ka aleo misaraka. Rehefa misaraka ireo vao tokony hiaraka @ ilay sipa miafina \" officiel \" i xxx.
Noho izany tsy hitako mihitsy izay antony hilazana izany @ sipany.
3- Milaza ilay sipa: ajanony any izany fa raha tsy izany tsy afaka miaraka isika: io dia miankina @ xxx ny fanapahan-kevitra : ny valinetny dia mitovy @ efa voalaza etsy ambony ( na i xxx hiaraka na xxx hisaraka ).Eto koa dia efa voalaza setsy ambony ny fanazavana. Ny olana tsapan\' i xxx eo aminy sy ny sipany dia tokony nolazainy mazava mba ahazoana vahaolana , fa tsy voatery ampidirina ao ny fisian\' ilay sipa miafina.
@ ireo tranga telo ireo dia tsy hitako mihitsy izay raison sy tombotsoa azo @ filazana fa manana sipa miafina i xxx, au contraire, ny filazana izany dia manambra na mahatonga :
- voaratra tokoa ilay sipa
- mahatsiaro voahitsakitsaka izy
- mahatriaro tena ho ratsy sy tsy misy ilána azy izy, matoa i xxx nitady olonkafa.
- tsy matoky an\' i xxx intsony izy satria tsy fantatra na efa manana sipa fahatelo, fahaefatra ... i xxx
- rehefa tsy eo akaikiny i xxx dia mieritreitra foana izy hoe mifandray @ ilay sipa miafina angamba i xxx.
- rava tanteraka ny fifampitokisana misy @ izy ireo, noho izany tsy ho toy ny taloha intsony ny fiarahan\' izy ireo.
......
Raha ireo voalaza ireo no dinihina dia izao no torohevitra azo omena an\' i XXX:
1- tazoninao miafina ilay fiarahana, dia miandry ny hipoahany ianao( rehefa maminao ny miaraka aminy dia tsy mintsy tantinao koa ny vokany)
2- tapao avy hatrany ilay fiarahana miafina raha mbola tia ny sipanao ianao.
3- tsy azonao resahina @ sipanao izany fiarahana miafina izany , satria tsy misy mihitsy ny tombitsoa azo avy @ izany. Ny olana mipoitra no misy, ary fanapahankevitra goavana miaraka @ sorisory no miandry anao.
4- ianao izany no tsy maintsy manapakevitra @ izao fotoana izao fa tsy ny sipanao no adalainao @ izany. Ianao no tara @ ilay sipa miafina fa tsy ny sipanao velively.
Grave ilay fitiavana a !
92. tess
(
19/08/2009 11:30)
aMIKO ny fampirafesana dia tsy tsara...
Na fantatr'i ny vady na tsy fantatr'i ny vady ny fiarahanao amin'n olona ankoatra ny vadinao dia efa azo lazaina ho fampirafesana....
Samy azo lazaina ho famitahana ilay vady ihany koa ireo na amin'ny endriny ankolaka na amin'ny endriny mivatana,
raha teny ambony alitara angaha ianao , raha nifanao voady tamin'ilay vadinao nilaza fa hoe indray andro any aho hitia olona ary hiaraka main'izay olona tiko izay,
ny edriny fotsiny hoy aho no samy hafa fa azo sokajiana ho fampirafesana sy famitahana daholo izany....
Ny fampirafesana fantatr'i ni vadinao dia tsy azo lazaina ho fanambadiana satria tsy niaraka natao mariazy ianareo ka ho azo antsoina hoe ho mpivady ianareo....
Matoa misy ny fampirafesana dia misy antony daholo, izaho tsy miteny fa noho izao na izao ihany no antony,
fa matoa tsy sahy milaza amin'ny ankilany ny olona iray mampirafy dia ao ny tahotra sy ny fatahorana ary ny ankamaroan'ny olona mampirafy rehetra dia io tranga io daholo no miseho.... ka aleony miafina
Anefa tsy maintsy hoe ho tratra ihany angamba dia amin'iny izy vao miresaka, tsy hiresaka aminao mitsy izy hoe misy mahatara ahy ary ananona ary ka ho lazako anao izany raha mety aminao de mety amiko
:-D
Matoa tonga amin'ny sehatra fifampiresahana, ilay mpivady, hifanaraka fa hanao sipa ny ankilany, dia efa misy olana goavana azo tsapaintanana tsy azo hialàna ao, na misy kilemany ilay vady na antitra loatra noho izy na mifanalavitra toerana be izy roa noho ny atony hafa.... dia raikitra hatreo ny fifampiresahna ka ça passe ou ça casse , ankoatra izay resabe fotsiny ilay hoe fomba ny manambady maro, efa nilaozan'ny toetrandro izany amzao fotoana izao.....NILAOZAN'ny toetrandro = tsy fivoarana amin'ny lafin'ny tsy fahalalàna ny mombz momba ny fiainana.
Mahasoa ve ny fampirafesana, na fampirafesana ankolaka na mivantana, izany hoe fantatr'ilay vadina ona tsia, io dia samy manana ny havaly azy ny olona tsirairay izay tratran'ny fampirafesana, mety mahaso azy mety tsy mahasoa azy fa ataony fotsiny
voilà mazava angamba izay.

93. tess
(
19/08/2009 11:33)
Tsia velively ny avaliko andry satria tena misy io FOMBA io.TETSY AMBONY AZA I SOANJA milaza fa tsy culture de zao ndray hoe misy io fomba io, raha misy aza io fomba io ny olona any ihany no manao azy ary efa me vitsy angamba , fa na fomba na tsy fomba...... rehefa miaraka am olona maro ka tsy vady dia fampirafesana......
94. tess
(
19/08/2009 11:34)
Rehefa te hampirafy de sarotsaromana ilay hoe fomba, dia izany ve ilay antsoina hoe amour à l'extrème,,,,, :-D :} :-D :-D :-D
95. tess
(
19/08/2009 11:37)
Tsia raha mampirafy ny olona iray na manana vady maro dia tsy voatery hitovy ny tanjona ka isan-karazany ny antony, ao ny resaka tsy fahampiana hetsika sy fahafaham-po eny ambony fandriana, ao ny resaka psy tsotra izao satria tsy misy komplisite amn'izy mitsam ao anaty tokatrano ao nefa ny iray mila an'izany, ao ny hoe fitadiavana fitoniana amin'ny manodidina izay feno tebiteby sy herisetra ary stress lava sns sns...,
taiza aho no niteny hoe mitovy ny tanjona fa vakio tsara fa aza maika ny hamaly hihihihi ny tanjona lazaiko hoe mitovy dia samy manana nny blem daholo matoa misy ny fampirafesana dia tanjona iray ihany misy blema ao izay no tiko lazaina
96. tess
(
19/08/2009 11:40)
Azo lazaina fa possible daholo ireo hevitra ireo, fa resaka pratique sy ny vokany no jerena dia ilay hevitry i Tess no akaiky dia akiky @ hevitro.
voilà !!! takatr'i ravonjison mitsy ny tiko hambara fa merci....
97. tess
(
19/08/2009 12:10)
Ia, fitapitaka ny manafinafina sy ny maka tsiro ivelany mangalangalatra ka. Raha ny vadinao mamela anao hanao izany dia tsy fitaka izany fa ifanarahana. Kilavalava no iantsoako izany satria terenao ao anaty haizina ny vadinao nefa ianao tsy mahalala onona no sady tsy mahalala izay hanimba ny tokatranonao.
SAMY FAMPIRAFESANA ihany oà ireo ny edriny no samy hafa!
fitaka ihany izany ka! araka ny voalazako etsy ambony hoe
raha teny ambony alitara ianao tsy nivoady mihitsy tamin'i vadinao hoe hitia olona ankoatra anao aho indray adro any...
FA MATOA mivadika tam voady nifanaovana dia efa namitaka izany....
FA matoa manaiky ny hampirafesanao ilay vadinao dia ireto no atony....
Matoa tonga amin'ny sehatra fifampiresahana, ilay mpivady, hifanaraka fa hanao sipa ny ankilany, dia efa misy olana goavana azo tsapaintanana tsy azo hialàna ao, na misy kilemany ilay vady na antitra loatra noho izy na mifanalavitra toerana be izy roa noho ny atony hafa.... dia raikitra hatreo ny fifampiresahna ka ça passe ou ça casse , ankoatra izay resabe fotsiny ilay hoe fomba ny manambady maro, efa nilaozan'ny toetrandro izany amzao fotoana izao.....NILAOZAN'ny toetrandro = tsy fivoarana amin'ny lafin'ny tsy fahalalàna ny mombz momba ny fiainana.
99. xxx
(
19/08/2009 12:58)
remahity:
izao avao volaniko anao lahiroa:
bon laha hanao sipa ihany ny efa manambady, dia olo tsy manana sipa sy tsy mananmbady kôtiana
ny adidy ho vita (satria manao asa soa manome sexe sy tendresse an'ilay tsy mbola manana ianao)
ny fahafinaretana ho azo, 7 ème ciel
fa laha olo mananmbaly no hiarahanao dia :
ny adiady ho hita (hifampitady @ topom-bady iha)
ny aretina ho azo ( tsy hatetika ho azo ilay voakazo, satria misy tompony, dia ho azon'ny tazompitia avao iha)
ty mbo tsy mahazo tsirony ro omeo tsirony, fa tsy ze efa manana ro angalarinao
Mavandivandy avao iha le bandy ty! ataonao tsy haiko moa iha io ka misary hendry koahy e! soa ty manandroa lafa samy misy tompo koahy e! samy tsy misy meloky amin' izay la vie est belle
100. tess
(
19/08/2009 13:24)
hoy i soanja
ka izay indrindra maninona koa no mitady hampirafy ary hangataka fiarahana amin'ny olonkafa ankoatra ny vadinao...????? fampirafesana ihany izany :-D
tsy ho voatery hifandramatra sy sy hifankahàla ny mpirafy na mifankahalala na tsia ka!
Inona anefa no antony hampirafesana e. Amiko raha vady tiana zany tsy ampirafesina. Mampirafy zany manafina. Manafina zany ratsy amiko. Tahotra zany. Raha ny vady noatahorana dia hoy aho hoe aleo tsy manana toy izay manan-dratsy. Io vady io hoa atao kompilisy. Io no namana akaiky indrindra vao ny hafa.