Grave le fitiavana!!!!

121. Papoose ( 20/08/2009 13:52)
ka zay no mahagravy le zamour wa
122. soanja ( 21/08/2009 01:22)
remahity:


sao ary dia mifankatia koa ary ianareo roa ireto ? ? ? ?

Atao akory fa fandrosoana @ resaka lamour iaby izao

bon courage SOANJA et TESS, marena tokatrano,





:-D :-D :-D Zah aloha naika mba hangataka an'i Tess fa izy mety tsy hanaiky satria zah be fombafomba sy tsy ara-pandrosoana loatra. Moa lavitra ny misy azy raha oharina amin'ny misy ahy. Ny mitovy amiko mety tsy hety aminy e. Sa ahoana Tess??? :-* :-* :-*
123. soanja ( 21/08/2009 01:30)
tess:

Andraso fa entiko eto rehefa malalaka ny Fomba Bara, Betsileo, Antemoro

ny fomba taloha ry soanja tsy de misy mampiasa intsony ah! :-D taoko nisalaka aby ny olona taloha ka raha ho tazomina dool ny fomba taloha dia hitabatra daholo ny fanao sy ny tsy fanao rehtra retra :-D :-D


Ka efa hoe tsy fomba taloha io fa raha mandeha any ianao dia ahita fa mbola toa an'io ny fanao any e. Tsy ambanivolo io fa dia antanan-dehibe saingy miankina amin'ny tsirairay io an. Raha efa manaraka ny fomba Xtianina dia tsy hanao an'io mihitsy aloha. Ny an-Xtianina miafina ihany no ady eo, manota hoe dia avy eo afaka mikaonfesy ihany koa raha Kato.

Ny tiako ambara hatramin''izay dia ny fisian'ny" Fananan-tsamirery" na propriete privee na ny proprety no nanova ny sain'olombelona tsy afaka hijery akaiky ny tena mahaolombelona antsika. Hany ka zary mijaly sy mizaka rery ny hangidin'ny fiainana ny isanisany avy satria matahotra sao manimba ny hafa. Nefa inona moa anefa no tena manimba ny hafa? tsy ny fitapitaka sy laingalainga mitondra amin'ny hadisoam-panantenana. Raha mba mazava ny ao ampo dia hita eo tokony hisaraka ve sa hanan-droa ve sa akory???


124. soanja ( 21/08/2009 01:48)
ravonjison:


Fa raha tsy izay kosa dia miteraka olana goavana ny filazana fa manana sipa miafina ny tena.Ary mety hiseho ilay tranaga faha -4 izay tsy voalazako.

Tranga faha -4 : manaiky ilay sipan' i xxx fa azon' i xxx atao ny manana sipa hafa. Izany koa anefa dia midika fa razazavavy dia manantena fa tsy ho tezitra i xxx raha toa ka hanao sipa hafa koa izy atsy aoriana kely ( valifaty io).
Sarotra aminy ny manao izany kanefa hatao mba hitsapany an' i xxx. Avy eo dia mety hivaralila i xxx, ho hita eo raha mahatanty na tsia.
Eto dia ratsy dia ratsy ilay situation, satria mihasimba ilay relation. Ka tsy hitako mihitsy ilay antony hilazana izany @ ilay sipa.



Zah aloha dia tsy hiteny hoe mora ilay resaka e. Fa ny possibilte dia misy tokoa raha io. Bobaka ve ny hanaiky ny hevitro eto dia hoy aho hoe raha hisy dia tena azoko isaina amin'ny tanako iray. Satria nahoana? Ny tahotra..... nefa araka ny voalazan'i Tess hoe hividy ny lohany ihany izreo. Izy (ireo olona) dia hampirafy ihany avy eo tratra avy eo mifampitady... raiso mora ny fiainana ary e! ekeko ny an xxx gravy le Fitiavana


:-D :-D :-D
125. tess ( 21/08/2009 05:29)
Zah aloha naika mba hangataka an'i Tess fa izy mety tsy hanaiky satria zah be fombafomba sy tsy ara-pandrosoana loatra. Moa lavitra ny misy azy raha oharina amin'ny misy ahy. Ny mitovy amiko mety tsy hety aminy e. Sa ahoana Tess???

TSY HOE ny tsy fanaovana ny fombafombanareo tsy midika fa lavitra aho an! :-P sady zà tsy miteny hoe mety sa tsy mety amiko fa ny manavaka ilay fampirafesana fantatr'i ny vady sy ny fampirafesana miafina no nazavaiko, izay nolazaiko teto dia tsy cas ko velively hoy aho fa taratry ny fiainana andavan'andro hita eny amin'ny fiainan'ny olona ankapobeny ireo lazaiko ireo, izay be mpanao tokoa. aMPY ireo efa voasoratra fa manjary mankaleo be miverimberina eo foana :-D :^)
126. tess ( 21/08/2009 05:35)
Ka efa hoe tsy fomba taloha io fa raha mandeha any ianao dia ahita fa mbola toa an'io ny fanao any e.
ka izay ilay lazaiko hoe tsy misy fivoarana, raha zavatra tsy misy fiovàna dia tsy mivoaka tra izany , sady zareo samy zareo ihany no manao izany donko tsy tafiditra ao amin'ny fombam-piainan'ny ankamaroan'ny olona be dia be, efa azo lazaina ho fomban'ny olona mitazona io fomba io ihany, izahp mahalala olona maro avy any fianaratsoa fa tsy manao izany fomba izany, bah ! hitanao amzany....

Rha hoe fianan'ny olona am fomba moderna ndray ilay hoe menage à ttrois e! sns... andrakandrana fotsiny ireny mba te hahita ny tsy fahita sy te hitsaptsapa hoe manao ahoana, fa nisy namako akaiky nanadrana nanao an'io menage à trois io fa eritaona ihany no fetra dia rava toy ny tsy teo, samy perte fa lany andro fotsiny au lieu de mba efa nandroso lavidavitra teo am fiainana, very ny asa satria , nande nifindra tany am lay olona nahasitona azy roa mpivady fa hoe hanao menage à toris :-D :-D :-D :-D
aleo ihany mande am norme e! tsy misy maharatsy azy hatramizay ka hatramzao :-P
127. cutie ( 21/08/2009 23:45)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-08-2009 08:08:46
Lohateny : Grave le fitiavana!!!!
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation dia izy koa efa manana sipa , efa nihaona zahay mitsam tany dago fa famborahana fitiavana tsy misy ohatr' izany, ahoana ny hevitrareo?


lava be tsy mahavaky hatramin'ny farany tsony za fa ny hevitry i soanja no hitako mety. Raha tsy voavahan'i xxx io olana io de samy tsy tinao zany na le sipa na le vadinao :-D :-D :-D :-D :-D
128. navigo ( 31/08/2009 06:11)
Zay ndray vo tonga teto fa mbola vac kely teo, d merci bcp an' ireo zay nandray anjara t@ ty sujet napetrako ty, betsaka ny hevitra azo raisina, iny sujet iny zany d napetrako hilazana fotsiny oe mi existe ny le cas , sarotra ny mitsara sy ny miaina an' le izy mais c la réalitée mitranga alou le izy sady hatr@ samy milamina tsara d ny tantara mbola mitohy tsy mety fin!!! encore merci e!!!
129. ravonjison ( 31/08/2009 06:49)
Hioooopi ! Izaho nieritreritra fa nanao sambo letika lery, kay nipoitra ihany.
130. navigo ( 31/08/2009 09:32)
Ravonjison , tsy milentika zany za ka, aiza kosa
131. xxx ( 31/08/2009 10:02)
Vao nanatrika sora-panambadiana aho, nanontany tena hoe mihaino tokoa izay voalaza ve ny olona misoratra sa dia variana @ pôzy fotsiny . Ny reko tao mantsy dia izao "les époux se doivent fidelité et respect" , ka asa i xxx mpanoratra izay milaza fa efa manambady io raha nahatsiaro hoe nanaiky an'io t@ nanambady na tsia

Tadiavina daholo mantsy izao argumentations rehetra izao rehefa te hibolila , au moins , respecter-o ny engagement -nao

Tsy misy tsy mety izany rehefa atao : azonareo atao ny misaraka fa tsy misy an'izany hoe tsy mety izany , nareo ihany no manakana anareo tsy hisaina

Au moins saraho ny vadinao rehefa tsy mety ny misaraka @ ilay sipa e

Le reste , c'est du blabla
132. navigo ( 31/08/2009 10:52)
xxx , zany hisaraka zany alou tena negatif e, tsy any mihintsy ny fipetrany
133. xxx ( 31/08/2009 11:17)
navigo:

xxx , zany hisaraka zany alou tena negatif e, tsy any mihintsy ny fipetrany


Ny hisraka @ vady sa hisaraka @ ilay sipa no tsy mety aminao ?
134. ravonjison ( 31/08/2009 12:43)
xxx:

navigo:

xxx , zany hisaraka zany alou tena negatif e, tsy any mihintsy ny fipetrany


Ny hisraka @ vady sa hisaraka @ ilay sipa no tsy mety aminao ?





Navigo a , efa nisy ady hevitra nafonja dia nafonja teo. Izaho moa mbola nila valinteny avy aminao hoe : avy @ faritra sy foko aiza ilay sipanao, mety hanana fomba fisainana manaiky ny fampirafesana ve izy ? Satria izay ilay ady hevitra teo ( Tess vesrsus Soanja) , ho lazainao aminy ve ny toe-draharaha sa tsia? Izay hevitra izay mantsy dia nolaviko tanteraka.

Noho izany dia izao no azonao atao ( famintinana ny efa voalaza etsy ambony):

1- misaraka @ ilay sipa miafina ianao, dieny mbola tsy misy ny olana. Satria raha fantan' ilay bandy sipany ny fisianao, dia mety ho sarotra ny raharaha.

2- misaraka @ sipanao ianao: tsy azoanao lazaina azy anefa fa manana olon-tiana ianao , satria mandratra dia mandratra tokoa izany nilaozan' ny olontiany noho ny hafa izany.

3-Tsy mety tapa-kevitra ianao dia miandry aloha. Mandrapaha-tapaka ny hevitrao anefa dia mety ho kobo ianao ( mety ho fantatra ny fisian' io sipa miafina io).
135. xxx ( 31/08/2009 14:32)
tess:

:lol: resaka hatao ka mora lazaina :-D impossible ny mananteraka azy :-D
na milaza izany am lahy na vavy tsy possible , mino aho fa 1 ao anatin'ny 1000 no hisy hahasahy hiteny anzany :-P raha misy sahy tonga de manimba ilay fiarahana tsy toy ny teo aloha itsony


Ra Soanja sy théorie-ny sy ny philosophie-ny io :-)
136. xxx ( 31/08/2009 14:38)
Araka ny kely fantatro dia izao :

- mampidobodoboka fo be ilay ranamana vaovao ary, toa ilay ianao nihaona t@ vadinao fahiny. Efa lefy io ankehitriny @ vadinao satria efa miaraka isan'andro nareo, dia io sensation io no tadiavinao @ ilay sipakely

- ohatran'ny voalazan'ny namana teo aloha, na io afo handoro anao-nareo na io ho faty fotsiny satria eo ny elanela-tany, eo ny sakana samihafa

Manàna courage, ajanony fa tsy hahasoa n'iza n'iza . Soa fa miafanalavitra ianareo, mahamora ny asa izany , ajanona ny mail sy ny tchat , mampiono-tena @ zavatra hafa, manao izay mampety ny ao an-trano dieny mbola tsy tara
137. Papoose ( 31/08/2009 15:34)
ndry iiii eeee!!!
138. navigo ( 31/08/2009 15:48)
Hatr@ zao alou d mety tsara , tsy misy misaraka zany na @ vady io na @ sipa , ny relation tsy mety oe hajanona zany, de toute façon nge @ le sipa ohatriny tsy miaraka ihany fa kosa mbola mîsy le fitiavana, ozizy nareo ho ratsy fiafara io refa kelikely, zay ndray d hezahana tsy ho tratra, sarotra hinoana le tantara nefa d zay no tena izy
139. ravonjison ( 31/08/2009 16:01)
navigo:

... , ny relation tsy mety oe hajanona zany, de toute façon nge @ le sipa ohatriny tsy miaraka ihany fa kosa mbola mîsy le fitiavana,



Ny ahy kosa aloha tsy ampy amiko izany hoe mifanalavitra nefa ao ilay fitiavana. Raha vao ao ilay fitiavana dia tsy maintsy ataoko foana izay hifankahitana ary tsy maintsy manao izahay ....sa ahoana ?
140. ni81 ( 31/08/2009 16:02)
zay ndray d hezahana tsy ho tratra, sarotra hinoana le tantara nefa d zay no tena izy
:lol: ny mpamosavy mandeha alina aza misy mahita!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4035