Grave le fitiavana!!!!

141. cutie ( 31/08/2009 21:02)
Mpandefa : navigo [ Valio ] 31-08-2009 17:48:51
Lohateny : re : grave le fitiavana!!!!
Hatr@ zao alou d mety tsara , tsy misy misaraka zany na @ vady io na @ sipa , ny relation tsy mety oe hajanona zany, de toute façon nge @ le sipa ohatriny tsy miaraka ihany fa kosa mbola mîsy le fitiavana, ozizy nareo ho ratsy fiafara io refa kelikely, zay ndray d hezahana tsy ho tratra, sarotra hinoana le tantara nefa d zay no tena izy
:-D :-D :-D :-D :-D
toa tsy nila naka torohevitra teteo akory ianao na izany aza , toa efa vonona ny hizaka ze natao ihany tsinona :-D :-D :-D
142. soanja ( 01/09/2009 00:52)
cutie:

Tsy vaovao koa aloha izany. Soa ny manandroa hoy Rainindimby izay ....

143. cutie ( 01/09/2009 01:44)
eny wa firifiry ny manandroa, na 3 na 4 aza fa tsy be taraina fotsiny :-D :-D :-D :-D
144. soanja ( 01/09/2009 02:12)
Mba asiako kitsimpona kely ity raika ity hoe: Mahery vaika be.

18 Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana.- Bible
145. navigo ( 01/09/2009 05:59)
Tsara foana nge ny mahafantatra ny avis n' ny olona, zay ndrindra no nametrahako anity sujet ty, ary mbola mamerina misaotra foana za am nareo zay namaly ary ra miteny za oe tsy hanajanona le izy tsy midika oe tsy miraharaha zay hevitra teto ka tsy tokony naka hevitra teto akory , tsy zany mihintsy fa pour le moment alou d tsy tafa fa suivant ny hevitra azo eto d mety hampiova zavatra ihany, misy foana ny azo raisina na betsaka aza ny mamely mafy
146. xxx ( 01/09/2009 08:13)
soanja:

Mba asiako kitsimpona kely ity raika ity hoe: Mahery vaika be.

18 Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana.- Bible

Ilay fitiavan'i navigo an'ilay sipa kely ve no tian'ny Bible lazaina hoy ianao ? Dia ahoana izany ilay soi-disant fitiavany ny vadiny sy ny tokatrano
147. soanja ( 01/09/2009 23:59)
xxx:

Ilay fitiavam-bady no resahiko eto. Tsy dia tena idirako ny resaka sipa satria amiko iny symptoma fotsiny fa ny aretina mila fanafana dia io voalazan'i bible io hoe NY TAHOTRA.

148. xxx ( 02/09/2009 08:04)

Misaotra fa mazava, misy mety handray mantsy io hoe ilay fitiavana ilay any ivelan'ny tokatrano ve. Il faut savoir "discerner" : karazam-pitiavana inona ilay fitiavana any ivelan'ny tokatrano
149. rhina ( 11/09/2009 06:48)
xxx:

bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation dia izy koa efa manana sipa , efa nihaona zahay mitsam tany dago fa famborahana fitiavana tsy misy ohatr' izany, ahoana ny hevitrareo?

fa zao i xxx ve lo vevavy sa lehilahy e!!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456