Grave le fitiavana!!!!

1. xxx ( 15/08/2009 06:08)
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation dia izy koa efa manana sipa , efa nihaona zahay mitsam tany dago fa famborahana fitiavana tsy misy ohatr' izany, ahoana ny hevitrareo?
novalian'i rhina ny 11/09/2009 06:48
2. tess ( 15/08/2009 07:23)
arôrôty ny bon moment e! tsy misy ny zvtr mandrakizay donko!
fa amiko raha vao misy distance be mitsy ny fitiavana tsy haharitra ela mitsiny, satria marina ihany lay hoe lavitry ny maso lavitry ny fo, koike mifampiresaka am fone foana matetika be....na tchat, ny firesahana no mety hampateza azy sinon..... adinoy, surtout efa manana ny azy izy.
3. remahity ( 15/08/2009 13:40)
ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady,[/b] izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation [b]dia izy koa efa manana sipa ,


et tu appele ça fitiavana???

NON monsieur, c'est du SEX CA. desolé
4. remahity ( 15/08/2009 13:44)

maintenant, sexual healing baby. no way, go ahead, and good luck
5. ni81 ( 15/08/2009 13:51)
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation dia izy koa efa manana sipa , efa nihaona zahay mitsam tany dago fa famborahana fitiavana tsy misy ohatr' izany, ahoana ny hevitrareo?
hevitra momba ny inona moa no tena tian'i xxx ho fantatra?
1° Mampirafy ianao izany
2° Tsy afaka hivady ianareo
Dia inona moa fa dia mandany andro eo izany ianareo koa! :D Ho hita eo ihany izay ho tola e! Afo io an!:?
6. xxx ( 15/08/2009 14:08)
remahity, non tsy resaka sex mihintsy , zahay t@ nifankahita tsy nisy RS samy nahatsapa tena oe tsy mety. ni81 , eny e azo atao mampirafy mais c dur à vivre oe hoadinoina izy. Tess, merci toi au moin tu me comprends, mihezaka ihany zay oe samy hiala tsikelikely fa hatr@ zao alou tsy mety tafa
7. xxx ( 15/08/2009 15:06)
Dia mifampibanjina eo! dia mifandoka eo! innn ity nahazo?
Fitiavana inn fa tsy mazava? Hoatriny anadahy ve izany?
Aleo tsy misy. :-D :-D :-D
8. simplex ( 15/08/2009 16:24)

ka ry zareo aza tsy manao afatsy mifanome tambitamby zany koa. Tsisy zavatra firy azo lazaina afa tsy ny hoe aza atao ambanin-javatra ny ao antokatrano... sy ny hoe ataovy mazava dieny mialoha ny fitsipika hoe a distance ihany fa tsisy resaka physika. Sao dia misy diso fanatenana manko...

sinon, fiainana doly izany fa tsisy hifanomezan-tsiny... dia bonne chance ee. Mino ah fa mafantatra ny fetrany ihany i toi hoe atreto no azoko atao, sao hanenenana...

:)
9. Mirananirina ( 15/08/2009 17:19)
grave le fitiavana araka ny teninao marina......,nefa naharitra ihany ianareo 2 anie e,dimy taona be izao,izany hoe tena mifankatia ianareo fa ao ny alavirany toerana sy ny efa fananana vady sy sipa.Mba fanontaniana manitikitika kely ho anao.Iza no tianao izy sa ny vadinao?? :) tsy maninona raha tsy valiana fa manahirana.Izao manko no mahatonga ahy hiteny izany,efa ela be anie ianareo no niraka ee!!Aza ampijaliana fotsiny ny ao antokatrano fa mafy ny misarabady.
10. navigo ( 15/08/2009 18:05)
mirananirina , mipetraka tsara mihintsy le fanontaniana , zay sy ny vadiko hatr@ zao mbola milamina tsara sady izy tiko foana par rapport an' le ray, fa entre an' le ray sy za , tena hafa e tsy haiko ny manazava azy fa d angamba zay le oe jardin secret nay zany e
11. vale ( 15/08/2009 18:18)

Dia mifampibanjina eo! dia mifandoka eo! innn ity nahazo?
Fitiavana inn fa tsy mazava? Hoatriny anadahy ve izany?
Aleo tsy misy. :-D :-D :-D
__________________________________



:-D :-D :-D :-D
12. navigo ( 15/08/2009 18:18)
tsy vovadika anonyme le izy mais c pas grave, lol
13. Ratoa ( 15/08/2009 18:32)
izay ilay atao hoe "amour platonique" saina sy adi hevitra fotsiny. mampijaly io anefa tsy afaka hijanona ho "platonique" eo fa izay iray alehany na maty tsikelikely toa ny afo kitay na manimba ny efa misy. Ninonina fietsehamponareo, mendrika ny ho simbana ve ny efa misy? Ary izy ve izay efa nanambady sa mbola misipa foana, dia ilay sipa taloha iny foana?
Vaka ny sainao, fa izy , moa ve izy tsy mitetika ny hanimba ny tokatranonao(aza tezitra) mba hakana ny toeran'ilay efa ao?
Mangala fanapahan-kevitra fa tsy tsara ny tsy a-tany tsy amparafara
14. tess ( 15/08/2009 20:33)
navigo:

mirananirina , mipetraka tsara mihintsy le fanontaniana , zay sy ny vadiko hatr@ zao mbola milamina tsara sady izy tiko foana par rapport an' le ray, fa entre an' le ray sy za , tena hafa e tsy haiko ny manazava azy fa d angamba zay le oe jardin secret nay zany e

ary hadinonao ny nanao xxx zao kobo enao

:^) soa fa tsy misy sary :^) :-P :wink:
15. tess ( 15/08/2009 20:35)
Ratoa:

izay ilay atao hoe "amour platonique" saina sy adi hevitra fotsiny. mampijaly io anefa tsy afaka hijanona ho "platonique" eo fa izay iray alehany na maty tsikelikely toa ny afo kitay na manimba ny efa misy. Ninonina fietsehamponareo, mendrika ny ho simbana ve ny efa misy? Ary izy ve izay efa nanambady sa mbola misipa foana, dia ilay sipa taloha iny foana?
Vaka ny sainao, fa izy , moa ve izy tsy mitetika ny hanimba ny tokatranonao(aza tezitra) mba hakana ny toeran'ilay efa ao?
Mangala fanapahan-kevitra fa tsy tsara ny tsy a-tany tsy amparafara


marina mihitsy tsy misy adihevitra ny volazanao

:P
16. Lejoba ( 15/08/2009 22:05)
navigo : rehefa mbola tsy miara-mipetraka dia mbola miredareda be ilay fantasme. Tsy misy olana ifampizaràna koa toy ny an'ny mpivady.
Ampidiro ao an-tsaina hoe noho ny elanelan-tany dia tsy tafaresaka maharitra ianareo, na t@ ianareo nihaona aza, fotoana nandalo ihany. Fotoana voafantina izany, izay soa sy ny mamy ihany no niarahana. Izay mety hanorisory, hahamenatra, handreraka, tsy ho zaka, ampandeferina daholo fa ny higoka ny fy indrindra no trandrahina.
Hajao ny ao an-trano fa avelao any izany sipa kely izany eh. Sao koa hanimba ny ho aviny, handiso fanantenàna azy @ tokantrano tokony haoriny. Na sanatria hamitaka azy mihitsy ka hihevitra izy fa toy ny fifandraisanareo no tena fiainana, nefa VIRTUEL fotsiny daholo ihany izany, rehefa tsy mbola miara-monina. Toy ny olona hoe mpisipa dia tsara be ny fiarahana fa rehefa nivady dia toa ohatry ny blem be izany.
Hendre tsara fa lehilahy lehibe
17. vale ( 15/08/2009 22:21)
Hendre tsara fa lehilahy lehibe

:-D :-D :-D :-D
18. kelly13 ( 16/08/2009 09:07)
navigo>??????????? alazako :-D :�)
19. arialy ( 16/08/2009 11:31)
:-D :-D :-D :-D tratra i navigo !!
mety betsaka ny cas otrizany amin'ny internet !! fa na de zany aza mapmé le oe
fitiavana ts mifanena, samy manana ny fiainany , tsy misy tanjona...
sa kosa habitude é? na oe le teny mamy sns am net no mapatanjaka lay fitia miafina satria samy mila izany nareo roa!
:)
20. Ratoa ( 16/08/2009 11:53)
ny ahy ilay sipakely no tena alehan'ny heritreritro. Inona no tena tanjony? Ary dia mihantona eo ve izany ny fiainany? Efa dimy (moa?) izay . Mbola tsy manambady ihany. Revin-gadra no iainana?
Ilay bandy efa nahita fiainana, mahalala izany atao hoe manambady. Ikalaha mitsako fotsiny eo?
Mba asio eritreritra ihany (morale)!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1483