Grave le fitiavana!!!!
21. soanja
(
16/08/2009 13:35)
xxx:
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation dia izy koa efa manana sipa , efa nihaona zahay mitsam tany dago fa famborahana fitiavana tsy misy ohatr' izany, ahoana ny hevitrareo?
Ny hevitro dia tsotra nefa sarotra tanterahina tokoa. Miankina amin'ny tsirairay.
Ny vady amiko dia namana ary izy no akaiky indrindra, amborahana izay ao am-po tsy miloaka, ny tsiambaratelo, ny alahelo, ny tahotra, ny fantasma sns... miankina amin'ny vady anefa io an.
Vao miala any ny fahatsapana hafahafa momba ny olona iray hafa ohatra hoe tia miredareda na tahak'izay dia lazaina aminy hoe misy an'ity olona ity mifandray amiko, dia mifanoratra izahay, sns sns.... toa mitady ho tara aminy izany aho... indraindray manonofy azy... mahafinaritra be ahy izy saingy izany akory tsy midika hoe izy dia tiako noho ianao izy..... dia hita eo izay hevitr'ilay vady.
Ny vady dia natao hizarana ary tokony halaina ny heviny. Raha manaiky izy fa tiany raha mba mandalo fahasambarana mitselina ianao dia arahaba soa arahaba tsara ( iza no mahalala raha hanao rs ianareo dia feno izay filan'ny saina tadiavinao izay dia tony ianao, dobo tsy hita ihany no mahamanina hoy ny fiteny) raha sanatria moa ka hiteny ny vadinao hoe an an tsy ilaiko ianao mifandray amin'izany olona izany satria tsy fantatro ny tanjony dia akory atao fa dia mila ajanona izany ny fiarahanao sy ilay olona. Ny tokatrano no loharanom-pahasambarana. Io no andry fototra ahafahana miodina amin'ny asa sy ny rehetra atao. Tsy handaingana io ary tsy hametsifetsena ary tsy fitapitahana. Ny vady no namana voalohany.
Raha tezitra ny vadinao anefa itantaranao izany dia mila mampianatra azy ny atao hoe fitiavana ianao. Ny olombelona dia mahatsapa fitiavana matetitetika. Misy mahatanty mijanona mitazona mangina, ary misy ny mitroatra mila tsy tanty izay vao mila fampitoniana. Miankina amin'ny tsirairay io. Tsy azo sakanana io. Io no mahaolombelona antsika. Mila mifankafantatra ny mpivady.
Ho an'ilay sipa iray indray dia tsotra ny resaka atao aminy. Ianao dia mahatara ahy sy mahafinaritra ahy. Mila ho lasa adala aminao ny saiko saingy efa manambady aho. Koa aleo aloha hijery ny hevitry ny vadiko aho dia hitako eo izay tokony ataontsika. Raha sipa no tsy vonona hihaino izany dia tsara ny tsy miaraka aminy. Tsy hankaiza ny fiarahanareo satria tsy manana tanjona izy afa tsy hanimba ny fanambadiana. Raha manaiky izy dia milamina ianareo. Mifameno ny fifankatiavana. Izay tsy fenonao any fenoana ety. Mino aho fa izy koa torakizay.
Rehefa hanao izany anefa dia tadidio fa tsy mora ny vavam-bahoaka sy ny fihevitry ny hafa. Saingy tadidio lalandava ny fihevitry ny hafa tsy ho fahasambaranao velively. Ny fahasambaranao dia ny filaminana ao anatinao aloha, izay vao ny hatsarana mifandray amin'ny hafa.
Mahereza fa tsy mora ny miaina.
22. ari.malala
(
17/08/2009 07:00)
Ndrekaky o! le hevitry Soanja koa lalina b an! ts vita izany :-D :-D aiza no hisy vevavy hahatanty ilazana hoe ary misy oul mifandray amko d otran mitady ho tia anazy ah? :roll:
23. tess
(
17/08/2009 07:59)
:lol: resaka hatao ka mora lazaina :-D impossible ny mananteraka azy :-D
na milaza izany am lahy na vavy tsy possible , mino aho fa 1 ao anatin'ny 1000 no hisy hahasahy hiteny anzany :-P raha misy sahy tonga de manimba ilay fiarahana tsy toy ny teo aloha itsony
na milaza izany am lahy na vavy tsy possible , mino aho fa 1 ao anatin'ny 1000 no hisy hahasahy hiteny anzany :-P raha misy sahy tonga de manimba ilay fiarahana tsy toy ny teo aloha itsony
25. tess
(
17/08/2009 09:08)
ari.malala:
Ndrekaky o! le hevitry Soanja koa lalina b an! ts vita izany :-D :-D aiza no hisy vevavy hahatanty ilazana hoe ary misy oul mifandray amko d otran mitady ho tia anazy ah? :roll:
mety misy cas oe possible ny hitenenana izany raha ohatra ka efa bainina be na bofy fofy ihany ilay partenera novadina na iarahana, na koa manana handicap tsy afaka manantateraka intsony ny plaisir n'ilay iray, encore raha hanaikay izy, sinon amiko azo hatao hoe resaka fotsiny fa tsy ho possible mitsy ny afera
:-D
26. ari.malala
(
17/08/2009 10:50)
Tess, ie, mety possible io tenenindry io, fa d ho blessé akia lay ankilany kosa kle :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. tess
(
17/08/2009 10:54)
ka raha tena tia be lay ankilany de tsy maitsy hoe mi comprendre ilay partenerany izy hoe mila doublure de manaiky izy noho ny situation sy ny réalité! fa mba he ity tanako ity hoe samy mitovy taona no hande hiteny anzany tonga de vita ny zamour :-D
28. ari.malala
(
17/08/2009 11:01)
:-D :-D :-D :-D ka zay mantsy :-D :-D :-D :-D :-D mety hoe tsy hiteny lay raika fa any ampony any tonga d miketrika vengeance mamay tsara mintsy hihii
29. tess
(
17/08/2009 11:20)
FA HITA VENGEANCE tena danzérézy be aza ny an'i sasany, misy mahavita mamono :? hoe tsy ahy tsy ho an'oul ity....
ALEO IHANY tsy miteny raha izany hihihih
ALEO IHANY tsy miteny raha izany hihihih
30. ari.malala
(
17/08/2009 12:06)
:roll: ie, i mamono io tokoa alou... :roll: oka ian fa mampitahotra! brrrrrrrr :{ :{ :{ :-D :-D :-D :-D :-D :-D
31. Mirananirina
(
17/08/2009 12:11)
Izany marina ve ny atao hoe fiainana e.Tiana ny atsy ,mamy ny aroa.Ny aza mba tratrany ihany.
32. soanja
(
17/08/2009 15:03)
ari.malala:
Ndrekaky o! le hevitry Soanja koa lalina b an! ts vita izany :-D :-D aiza no hisy vevavy hahatanty ilazana hoe ary misy oul mifandray amko d otran mitady ho tia anazy ah? :roll:
Tena betsaka be tokoa io ry Ari fa ianareo angamba no tsy maharaka. Betsaka ny mpivady no mizara ny manta sy ny masaka. Tsy mifanafina ny zavatra iainana. Izany fitiavana izany anie azo atao hoe toy ny aretina mandalo indraindray e. Tampotampoka eo dia mahatsiaro tara amin'ilay olona ianao, ilay olona mety tsy dia fantatrao loatra na ahoana taraiky fotsiny teo ianao. Ny fanafodiny dia mizara izany zavatra tsapa izany amin'ny vady. Raha vady tia izy sy mahatoky anao dia ahita ianao fa izy aza hanampy anao hiala amin'izay olana mianjady aminao izany.
Ny fitiavana tena fitiavana dia tsy hisy hanomana vegeance izany mihitsy. Ny malahelo kely angamba hoe iny vadiko iny dia tara amin'ilay sipa ity dia possible saingy rehefa hitanao fa miezaka ilay vady manadino na manova fomba mba hialana amin'ilay atao hoe trap na fandrika dia milamina ianao. Na ilay sipa mahay mandamina ny fiainany tsy hanararaotra ny hafa dia mandemy izany tahotra izany.
Ny olona miteny ireo teneninareo ireo dia mbola tsy tojo ilay tena FITIAVANA fa mbola fitiavana mandeha singany no misy aminy. Asa na fantatrareo fa ny Malagasy sy Afrikanina be dia be, ny Eropeanina, Amerikanina indianina, ny olona tao amin'ny baiboly TT isankarazany be dia be dia nanambady be dia be tokoa. Misy isankarazany ny anaram-bady tamin'ilay fa dia vady avokoa ireo. Nahay niara niaina ireo vehivavy ireo ary namokatra tokoa na zanaka na harena.
Betsaka ny mpivady mitovitovy taona no miaina an'io ary tsy zavabaovao akory io fa fiainana misy isanandro any rehetra any na any Mada na aty an-dafy. Aleoko anefa tsorina fa tsy kolontsaina Merina io ka mety sarotra ho an'izay niaina/ miaina ao Tana ny manaiky an'io.
Raha hainao ny mizara fitiavana dia hainao ny mandamina ny ao anatinao. Zavatra tsy mandeha ila io fa miaradia foana.
33. tess
(
17/08/2009 15:37)
Tena betsaka be tokoa io ry Ari fa ianareo angamba no tsy maharaka. Betsaka ny mpivady no mizara ny manta sy ny masaka.
Ny mitantara angamba hoe nisy bandy otrzao nikoty ahy fa tsy hande hiteny aminy hoe hiaraka aminy aho ..... :-D :-D
34. tess
(
17/08/2009 15:48)
Tampotampoka eo dia mahatsiaro tara amin'ilay olona ianao, ilay olona mety tsy dia fantatrao loatra na ahoana taraiky fotsiny teo ianao. Ny fanafodiny dia mizara izany zavatra tsapa izany amin'ny vady. Raha vady tia izy sy mahatoky anao dia ahita ianao fa izy aza hanampy anao hiala amin'izay olana mianjady aminao izany.
Zà ANISAN'ny mitantara sns otrzay vaolazan'i soanja izay fa tsy hande hiteny mihintsy hoe mety mba hiaraka aminy aho ary mino mintsy aho fa tsy hanaiky ny ankilany hanaiky izany hoe
Raha manaiky izy fa tiany raha mba mandalo fahasambarana mitselina ianao dia arahaba soa arahaba tsara
matetika olona manana olana kely no hanaiky an'izany....
RAHA RESAKA fanataterahana fantasma ndray kosa
iza no mahalala raha hanao rs ianareo dia feno izay filan'ny saina tadiavinao izay dia tony ianao, dobo tsy hita ihany no mahamanina hoy ny fiteny)dia ekeko hoe efa misy ihany ny manao izany raha tena misy ny complicité am lay resaka rs samy plaisir n'izy roa iny taterahany any....
FA ILAY hoe mamela anlay anilany hanao sipa , resaka mandalo vakina fotsiny ireny fa io lazaiko io hoe raha misy dia 1/1000 no hanaiky an'izany....
VADY raha tiany tsy hanaiky izy zaraina am oul hafa ny fahasambarany.
35. soanja
(
17/08/2009 15:56)
tess:
Tena betsaka be tokoa io ry Ari fa ianareo angamba no tsy maharaka. Betsaka ny mpivady no mizara ny manta sy ny masaka.
Ny mitantara angamba hoe nisy bandy otrzao nikoty ahy fa tsy hande hiteny aminy hoe hiaraka aminy aho ..... :-D :-D
Izay no tsy azahoan'i Tess ny resako.
Raha mitantara izany amin'ny vadinao ianao dia ny hakana decision hoe inona no atao manaraka no tanjona. Raha hiteny izy hoe ahoana ary ny fomba hanampiako anao hanesorana izany zavatra mianjady aminao izany dia fitiavana izany. Raha miteny izy hoe tsy maninona fa miaraha izany dia hitanao raha hanome fahafaham-po anao izany fitiavana mandalo izany dia fitiavana izany. Raha miteny izy hoe mamparary ahy izany zavatra tsapanao izany dia fitiavana izany. Isankarazany ny mety ho resaka rehefa avy mamboraka.
Ny zavamisy eto amin'i xxx anefa dia efa miaraka izy fa tsy hoe mbola izay phase izay. Eo indray dia milaza tsotra ilay bandry fa tafiditra ao anaty aratom-pitiavana aho, afaka manampy ahy ve ianao? inona no tokony ataoko? Raha tena tia ilay vehivavy dia manampy ny lahy. Io fitiavana io tsy resaka hoe ny tsara foana ny ifampizarana fa na ny maharary sy ny mandreraka ary ny maharikoriko aza. Rehefa TIA ianao dia mahalala sy mahatsapa ny tsapan'ny ankilany.
36. soanja
(
17/08/2009 16:00)
tess:
Raha manaiky izy fa tiany raha mba mandalo fahasambarana mitselina ianao dia arahaba soa arahaba tsara
matetika olona manana olana kely no hanaiky an'izany....
RAHA RESAKA fanataterahana fantasma ndray kosaiza no mahalala raha hanao rs ianareo dia feno izay filan'ny saina tadiavinao izay dia tony ianao, dobo tsy hita ihany no mahamanina hoy ny fiteny)dia ekeko hoe efa misy ihany ny manao izany raha tena misy ny complicité am lay resaka rs samy plaisir n'izy roa iny taterahany any....
Odry ny fanantanterahana Fantasma ve tsy fiarahana ihany izany.... Tsy voatery hisy olana izany mihitsy fa ny io fitiavana io tsy azo ferana rehefa mipoaka avy any. Izay no mahatonga ny sasany miteny hoe azon'ody aho nefa ny ody tsy misy fa ianao no voan'ny fandrekirekena ara-tsaina.
37. tess
(
17/08/2009 16:39)
Odry ny fanantanterahana Fantasma ve tsy fiarahana ihany izany....
TSY MITOVY KA!
ny antony ilazàko hoe tsy mitovy ilay
-manatanteraka fantasme entre samy izy mpivady dia efa complice hifanarahana izy roa tonga, misy ny couple be fantasme dia mifanaraka ohatra hoe hoatran'ny mba tiko ny mahita anao manao rs eo imasoko dia avy eo aho mandray anjara, ohatra io, ny plaisir eto ifampizaràn'izy roa tonga
hifanarahana fa hiaraka hanao anzay, encore raha hanaiky am farany satria saropiaro tampoka am farany de tsy tateraka ilay fantasme
- fa ny hoe otran'ny tara amin'i am lay bandy iray iry aho tia azy dia handeha hiteny am vadinao hoe tiko sy mahafinaritra ahy izy, azo resahana izay zvtr izay fa minoa ahy fa tsy hisy mitsy ny vadiny hanaiky ny hiarahanao amilay oul....RAHA tiany ny vadiny tsy handeha hanaiky mihintsy izy hoe ho zarainy am olon-kafa ankoatrany ny fitiavani'lay vadiny....
hafa mitsy ilay fitiavana zaraina amin'ny olonkafa mihoatra amilay fantasme iraisana hifampizaran'izy roa tonga.....
EKEKO NY teni'nin'i soanja hoe :
io fitiavana io tsy azo ferana rehefa mipoaka avy anymatetika na efa manana ny tinao aza ianao
dia voasarika hitia olona hafa, fa tsy ekeko hoe hanaiky fanatanterahanao ny fitiavana an'ilay olona hafa iny ny ankilany, resaka ka hatao.
RAHA misy dia tena vitsy be anatin'ny bobaka, io lazaiko io hoe misy antony matoa manaiky lay ankilany, ohatra fotsiny misy ramatoa kilemaina tratran'ny accident tanora lay ramatoa tsy mahavita nin nin tsony izy am vadiny, dia nifanaraka izy mivady fa haka maitresse ity rangahy ....IZAY CAS zay de ekeko satria aleon'i ramatoa manaiky anzay toy izay hoe hisaraka .
38. tess
(
17/08/2009 16:45)
Raha mitantara izany amin'ny vadinao ianao dia ny hakana decision hoe inona no atao manaraka no tanjona. Raha hiteny izy hoe ahoana ary ny fomba hanampiako anao hanesorana izany zavatra mianjady aminao izany dia fitiavana izany. Raha miteny izy hoe tsy maninona fa miaraha izany dia hitanao raha hanome fahafaham-po anao izany fitiavana mandalo izany dia fitiavana izany. Raha miteny izy hoe mamparary ahy izany zavatra tsapanao izany dia fitiavana izany. Isankarazany ny mety ho resaka rehefa avy mamboraka.
TONGA DIA tsia kategorika be mitsy no havalin'ny ankilany raha mpivady iray trano ao izy roa, na ilay iray manao hoe zà tsy dakoro anzany na izy miteny hoe raha izay no tinao andàna manaraka azy fa aza miverina itsony....
SAMY SAROPIARO am fitiavany daholo ny olona saropiaro amin'ny azy, fa tsy hino mintsy aho hoe hisy hanaiky anzany kosa alou, raha tsy efa cas ecceptionely mitsy....misy olana kely araka ny efa volazako etsy ambony,
dia manaiky izy ny hiarahanao amin'ilay olona mba tsy hisarahana aminy....
39. tess
(
17/08/2009 16:49)
Ny zavamisy eto amin'i xxx anefa dia efa miaraka izy fa tsy hoe mbola izay phase izay. Eo indray dia milaza tsotra ilay bandry fa tafiditra ao anaty aratom-pitiavana aho, afaka manampy ahy ve ianao? inona no tokony ataoko? Raha tena tia ilay vehivavy dia manampy ny lahy. Io fitiavana io tsy resaka hoe ny tsara foana ny ifampizarana fa na ny maharary sy ny mandreraka ary ny maharikoriko aza. Rehefa TIA ianao dia mahalala sy mahatsapa ny tsapan'ny ankilany.
NY CAS N'i xxx eto dia efa tafalatsaka am ramatoa any ivelany fa i ramatoa tompony tsy mahalala ny fisian'ilay any ivelany...
MATOA IZY mangataka hevitra eto hoe inona no ataoko
matoa izy tsy nahasaky nilaza tam vadiny hoe miaraka am oul aho
matoa izy tsy mitantara ny fitiavanny manokana am olona hafa any ivelany dia
io efa lazaiko io, fantany fa tsy hanaiky ilay vadiny ary raha hitantara izany dia mety hanimba ny fifandraisan'izy roa, mety hanimba ny sain'ilay tompom-bady, hoe maninona izy no mahavita hitady any ivelany???? dia miasa ao ny sainy
hoe tsy tia ahy intsony izy ohatra na mety tsy mahatanteraka ny plasir-ny tsony aho; manimba zavatra ny filazàna izany, soit ianao tsy mitantara soit ianao mandray decision de misaraka mamonjy ny any ivelany.
40. tess
(
17/08/2009 17:18)
Tampotampoka eo dia mahatsiaro tara amin'ilay olona ianao, ilay olona mety tsy dia fantatrao loatra na ahoana taraiky fotsiny teo ianao. Ny fanafodiny dia mizara izany zavatra tsapa izany amin'ny vady. Raha vady tia izy sy mahatoky anao dia ahita ianao fa izy aza hanampy anao hiala amin'izay olana mianjady aminao izany.
betsaka ihany ny mahataratara ahy izay fa raha izany no tsy maitsy ho zaraiko am ankilany defa nahazo ny daka vode hoe mandehàna fa zà tsy mitàna, fa zà nga vongani'nona no ahasiahanao hitantaranao anzao sy izao, tsy hanampy anao mihintsy izy hoe eny ary tena potika min'iny olona iny enao fa andàna miaraka aminy kely amzay feno ny fahasambaranao fa ianao tiko foana , ..... :-D
