Grave le fitiavana!!!!
41. tess
(
17/08/2009 17:20)
IZAy ilay ataoko hoe resaka ka hatao mora hatoko fa sarotra be ny manantateraka azy, aza afangaro hono ny revy sy ny realité!
42. tess
(
17/08/2009 17:36)
Ny fitiavana tena fitiavana dia tsy hisy hanomana vegeance izany mihitsy.kanefa dia mety impossible fa vraie
firifiry ny hoe nanana blem de couple izy mpivady de tsy mahazàka ny ankilany ny vengeance dia voniny ny zanany dia mamono tena koa izy imbetsaka ny vaovao itako am tv gazety sy ny henoko am radio....
Ny olona miteny ireo teneninareo ireo dia mbola tsy tojo ilay tena FITIAVANA fa mbola fitiavana mandeha singany no misy aminy.
samy manana ny fanehoampitiavany sy ny fitiavany ny tsirairay fa ny fitiavana resahina dia fitiavan'olondroa
Betsaka ny mpivady mitovitovy taona no miaina an'io ary tsy zavabaovao akory io fa fiainana misy isanandro any rehetra any na any Mada na aty an-dafy. Aleoko anefa tsorina fa tsy kolontsaina Merina io ka mety sarotra ho an'izay niaina/ miaina ao Tana ny manaiky an'io.
tsy zava-baovao ka! ary mi existe fa 1/1000 raha misy.... tany dago aho efa nahafantatra rangahy manambady fa manana maitresse maro be no sady niterahany avokoa ireo vevavy iarahany ireo, matetika dia tafaraka ao daholo ny ny tompo-bady na ny vady any ivelany, ny antony hijanonan'ilay vehivavy rehetra amin'ilay rangahy anefa dia resaka vola ihany, satria manana société
mandeha tsara ilay rangahy dia ireo vehivavy ireo dia vehivavy avy any ambanivohitra tany daholo, marina tokotrany fa tsy merina ry zareo na ilay rangahy na ireo vehivavy ireo. Donko ho fehiny dia intérét fotsiny no ijanon'ny reo vehivavy ireo sy ampijaliany tena am fiarahana....nY Tena fahasambarana mino aho fa tsy misy.
Raha hainao ny mizara fitiavana dia hainao ny mandamina ny ao anatinao. Zavatra tsy mandeha ila io fa miaradia foana.
EKEKO raha manana olana aminny ao antrano ianao dia hanaiky hifampizàra ny fitiavanao am olona hafa any ivelany izy, raha izay ve no handamina ny fahasambarany izy roa, tsy maitsy hoe manaiky ilay tompom-bady voavaha ny olana.
43. soanja
(
17/08/2009 22:47)
tess:
- fa ny hoe otran'ny tara amin'i am lay bandy iray iry aho tia azy dia handeha hiteny am vadinao hoe tiko sy mahafinaritra ahy izy, azo resahana izay zvtr izay fa minoa ahy fa tsy hisy mitsy ny vadiny hanaiky ny hiarahanao amilay oul....RAHA tiany ny vadiny tsy handeha hanaiky mihintsy izy hoe ho zarainy am olon-kafa ankoatrany ny fitiavani'lay vadiny....
hafa mitsy ilay fitiavana zaraina amin'ny olonkafa mihoatra amilay fantasme iraisana hifampizaran'izy roa tonga.....
EKEKO NY teni'nin'i soanja hoe :io fitiavana io tsy azo ferana rehefa mipoaka avy anymatetika na efa manana ny tinao aza ianao
dia voasarika hitia olona hafa, fa tsy ekeko hoe hanaiky fanatanterahanao ny fitiavana an'ilay olona hafa iny ny ankilany, resaka ka hatao.
RAHA misy dia tena vitsy be anatin'ny bobaka, io lazaiko io hoe misy antony matoa manaiky lay ankilany, ohatra fotsiny misy ramatoa kilemaina tratran'ny accident tanora lay ramatoa tsy mahavita nin nin tsony izy am vadiny, dia nifanaraka izy mivady fa haka maitresse ity rangahy ....IZAY CAS zay de ekeko satria aleon'i ramatoa manaiky anzay toy izay hoe hisaraka .
Firifiry moa ny mpivady any Mada na aty an-dafy no tsy misaraka na dia fantany aza fa nampirafy ny vadiny. Io mariazy io anie ka tsy vitan'izay filan'ny nofo sy ny saina androany sy rahampitso akory fa natao hitoeran'ny fifandraisana, fifankazahoana ary fanantenana. Firify moa ny olona tao anaty fanambadiana no lavo nefa toa mijoro tsara ihany ireny mariazy ireny.
Ny tsy azon'i Tess amin'ny tiako ambara dia ny hoe tsy ho voatery ho ENY akory ny valin-tenin'i madama fa mety ho TSIA tokoa. Ary io no mateti-pitranga amin'ny fiainana fa tsy midika akory izany ka impossible ny haneken'ny ankilany fa misy ny fiarahana ary inona no solution iombonana mba tsy hanimba ny andaniny sy ny ankilany. Ny zavamisy izay tsy azonao dia ny hoe "talk therapy" izany hoe rehefa resahina ny enta-mavesatra amin'ilay olon-tiana, vady io, enga anie ka mbola tian'i Navigo ny vadiny dia mihen-danja izany fisavorovoron-tsaina te hiaraka sy te hisavilivily izany. Ny fiombonana ao anaty tokatrano dia tsy voatery hilamina saingy ny fahafantaran'ny tsirairay fa izay no olana ao anaty tokatrano izao no mampihena ny fahorian'iray izay enjehin'ny eritreriny hoe sady te hankafy ny ary no te hankamamy ny aty. Ny fiatsambelatsihy ao anaty tokatrano dia ijalian'ny gasy maro tokoa ary io no olana goavana satria tsy mifampizara tsy azo ifampiresahina ny andaniny sy ny ankilany nefa ny olana na krizy tsy voasakana fa mitombo hatrany.
Io fifankatiavana io dia ifampizarana ny vesany sy ny hatsarany. Raha vehivavy tena tia zany vady izany dia marina tsy azo lavina fa harary ny fony, halahelo izy saingy tsy tonga dia hiteny hoe hisaraka aho satria nahoana ny vadinao aza nizara izay tsy niainany, nitantara izay fomba rehetra ahafahany mandamina ny sainy. Raha tia ny olona iray tsy ndeha hamono ny vadiny na hoe vangeance, mba fisainana inona koa re zany tompoko o! Raha misy olona manana izany olana te hamono vady izany dia marary izy izay, mila mandeha mamnjy psy fa tafahoatra ny fitiavan-tena, mila toro-lalana izy fa tampina ny dominy.
Averiko indray TSOTRA ny hevitro fa tsy MORA TANTERAHINA ary miankina amin'ny TSIRAIRAY. Raha mbola tia ny vadiny i Navigo dia mizara ny mavesatra aminy vady andefimandriny izy. Raha tsy tia intsony akory atao, too bad!!!! Izany fitiavana izany ho tsapa foana matetika fa asakasak'izay hamitapitaka vady lava aloha.
Amiko raha miteny amiko ny vadiko hoe mahatara ahy iry sipa iry, mila manazava amiko fotsiny izy hoe inona no mahataraiky azy aminy dia hitako izay havaly azy sy hanampiako azy. Tiako ny vadiko ary tsy foiko. Ny hanampy azy hanala vesatra mianjady aminy no tanjoko. Tsy haiko aloha fa zah koa tsy afaka hanambady olona tsy afaka hizara izay mahafinaritra azy , ny mampijaly azy amiko. Raha tsy mahazara izany amiko izy dia naman'ny tsy vady fa mpiray trano fotsiny sy mpiray fandriana.
Ohatra ny mikaofensy ihany io fanambadiana io indraindray e.
44. soanja
(
17/08/2009 23:42)
tess:
Tampotampoka eo dia mahatsiaro tara amin'ilay olona ianao, ilay olona mety tsy dia fantatrao loatra na ahoana taraiky fotsiny teo ianao. Ny fanafodiny dia mizara izany zavatra tsapa izany amin'ny vady. Raha vady tia izy sy mahatoky anao dia ahita ianao fa izy aza hanampy anao hiala amin'izay olana mianjady aminao izany.
betsaka ihany ny mahataratara ahy izay fa raha izany no tsy maitsy ho zaraiko am ankilany defa nahazo ny daka vode hoe mandehàna fa zà tsy mitàna, fa zà nga vongani'nona no ahasiahanao hitantaranao anzao sy izao, tsy hanampy anao mihintsy izy hoe eny ary tena potika min'iny olona iny enao fa andàna miaraka aminy kely amzay feno ny fahasambaranao fa ianao tiko foana , ..... :-D
Cas-nao izany fa tsy voatery ho zany ny cas-ny hafa. Fa angaha raha tsy mety aminao dia tsy hety amin'ny hafa.
Tadidio foana fa tsy mitovy ny olona. I xxx eto dia tsy mbola nilaza hoe toy ny ahoana izay vadiny. Sahiran-tsaina izy dia tsy ny hoe ahoana ny ilazany izany amin'ny vadiny mino aho satria io aloha mety tsy noheveriny mihitsy fa ny manahirana azy raha dinihiko dia hoe inona no atao fa sady tara amle sipa izy no tia an'le vadiny. Normal be zany zavatra tsapany zany, be ny nandalo an'izany fa tsy izy irery. Io taratara ami bandy na sipa io olo efa manambady io dia tsy vo niany no nisy an'io fa efa fahagola. Ny fahaizana mi-gerer azy sisa no tokony ataony hoe ahoana no handamina ny any anaty.
Dia hoy aho hoe Fantaro ramatoa vady! Tsapao ny alalin'ny sainy. Mahatanty tadio mandalo ve izy sa hilavo lefona? Aza miady rery ao anaty haizina ao fa mijaly ianao. Zarao izay tsy zaka fa izay no mahavady azy. Mila beazina am-pitiavina ny fanambadiana. Midinika lalandava hoe inona raha izao no mitranga sy ny hoe ahoana no ataoko raha sanatria ka te hisaraka aminay mianakavy ianao? Mila mpanelanelana ve ny resaka sa azo atosaka direkta. Izay no ilana andry mopera sy ry pasitera sy ny hafa maro, ny handoavam-bola sy ny tsia.... fa ny tena goavana dia izy mivady mila mahalala ny zavamitranga.
45. soanja
(
17/08/2009 23:44)
tess:
IZAy ilay ataoko hoe resaka ka hatao mora hatoko fa sarotra be ny manantateraka azy, aza afangaro hono ny revy sy ny realité!
Realite tanteraka io fa ny habetsany no mety tsy maro raha ao Mada no resahina. Izay andafy aminareo any tsy fantatro aloha fa dia aty US io no azahoan'ny therapists vola indrindra angamba raha mariage counseling dia ny fifampizaran'ny mpivady olana mba hahafahana mampiaina sy mampitohy ny tokatrano tsy hisy olakolaka.
46. soanja
(
17/08/2009 23:47)
tess:
Raha mitantara izany amin'ny vadinao ianao dia ny hakana decision hoe inona no atao manaraka no tanjona. Raha hiteny izy hoe ahoana ary ny fomba hanampiako anao hanesorana izany zavatra mianjady aminao izany dia fitiavana izany. Raha miteny izy hoe tsy maninona fa miaraha izany dia hitanao raha hanome fahafaham-po anao izany fitiavana mandalo izany dia fitiavana izany. Raha miteny izy hoe mamparary ahy izany zavatra tsapanao izany dia fitiavana izany. Isankarazany ny mety ho resaka rehefa avy mamboraka.
TONGA DIA tsia kategorika be mitsy no havalin'ny ankilany raha mpivady iray trano ao izy roa, na ilay iray manao hoe zà tsy dakoro anzany na izy miteny hoe raha izay no tinao andàna manaraka azy fa aza miverina itsony....
SAMY SAROPIARO am fitiavany daholo ny olona saropiaro amin'ny azy, fa tsy hino mintsy aho hoe hisy hanaiky anzany kosa alou, raha tsy efa cas ecceptionely mitsy....misy olana kely araka ny efa volazako etsy ambony,
dia manaiky izy ny hiarahanao amin'ilay olona mba tsy hisarahana aminy....
Tsy voatery hisy olana ny tokatrano vao hahatsapa ny lahy na ny vavy ho tara amin'ny olon-kafa. Ny fitapitaka misy anaty tokatrano no mahavoa ny mpivady satria rehefa tratra ny iray dia eo ilay resaka hoe VOAFITAKA AHO. Raha nolazaina mialoha mantsy izany olana izany dia tsy nisy voafitaka fa aretina no andraisana azy na fahalemena nandalo.
47. soanja
(
17/08/2009 23:58)
tess:
amin'ilay rangahy anefa dia resaka vola ihany, satria manana société
mandeha tsara ilay rangahy dia ireo vehivavy ireo dia vehivavy avy any ambanivohitra tany daholo, marina tokotrany fa tsy merina ry zareo na ilay rangahy na ireo vehivavy ireo. Donko ho fehiny dia intérét fotsiny no ijanon'ny reo vehivavy ireo sy ampijaliany tena am fiarahana....nY Tena fahasambarana mino aho fa tsy misy.
Raha hainao ny mizara fitiavana dia hainao ny mandamina ny ao anatinao. Zavatra tsy mandeha ila io fa miaradia foana.
EKEKO raha manana olana aminny ao antrano ianao dia hanaiky hifampizàra ny fitiavanao am olona hafa any ivelany izy, raha izay ve no handamina ny fahasambarany izy roa, tsy maitsy hoe manaiky ilay tompom-bady voavaha ny olana.
Ka ny fahasambarana hoe tena izy aloha tsy hisy ambonin'ny tany eto e. Ny hoe fahasambaranao sy ny fahsambaran'i xxx tsy hitovy mihitsy koa.
Raha Merina ianareo dia ahita fa sarotra be ny handray ny hevitro satria izay le raha lehibe tao anatin'izay fiarahamonina be kiafinafina sy fe-piaina sns ianareo dia mazava tokoa raha tsy hanaiky an'io ary tsy ho io mihitsy ny fahasambaranareo. Fa raha toa kosa ka olona avy any koty dia minoa ahy ianareo fa be ny sambatra ao anaty lehilahy ifampizarana, raha ampy ny vola sy ny tambitamby ary ny filaminana eo amin'ny samy mpiaramonina. Fahaizana mi-gerer fitiavana ihany io fa tsy hoe didkofehy lehibe. Tsy azon'iza n'iza sakanana ny fahatsapana fitiavana ho an'ny hafa. Ny fahaizany tsy ho tafiditra amin'izany arato izany dia goavana ary fahamalinana tokoa no miasa. Ankoatr'izay dia fahaizana mandanjalanja hoe hatraiza no fetra.
Olombelona isika tsy misy hoe iry mozatra be sns fa samy mandia tany dia ho lavo indraindray ary miloloha lanitra ka ho lena tokoa.
Ny fahaizana mifamela dia fahendrena tsy mora azo saingy misy tokoa io ary betsaka ny mpivady efa nandalo an'io fa tsy ianao irery. Mahaiza mitia ny hafa amin-kahalalana sy ampahendrena.
48. tess
(
18/08/2009 05:35)
RESAKA FOTSINY IZANY hoy aho hoe firifiry, marina fa misy ary tena misy fa matoa misy misy olana kely ao, mba tsy hisarahana de manaiky tsy sazoka ilay ankilany fa raha couple normale feno fitiavana be tsy hisy hanaiky izany mintsy soit miaraka dia adonoy izany hevitra izany soit izy misaraka, nahafantatra aho fa ohatra hoe marary ilay ankilany dia manaiky tsy sazoka fotsiny, ary hitako hoe fanararaotana fotsiny ny zava-misy emin'ny situation n'ny ankilany izany, tsy fitiavana tsony fa fitiavant-tena.
Firifiry moa ny mpivady any Mada na aty an-dafy no tsy misaraka na dia fantany aza fa nampirafy ny vadiny
Ny tsy azon'i Tess amin'ny tiako ambara dia ny hoe tsy ho voatery ho ENY akory ny valin-tenin'i madama fa mety ho TSIA tokoa.
AZOKO TSARA mihintsy ny tian'ny soanja lazaina fa hoy aho hoe tsy hisy mihintsy ho sahy hiteny am vadiny hoe tara am anona aho ka afaka hiaraka aminy sa tsia, anakavitsiana anatin'ny arivo olona raha misy mazava anie ny voasoratro etsy ambony e! ny tiko hamarinina dia hoy aho hoe mora ny miresaka izany sy milaza izany eto fa tsy ho possible ny fanataterahana azy,
izay no ilazàko ihany koa hoe aza afangaro ny eritreritra sy ny tena realité...
RAHA tena tinao ny vadinao tsy handeha hiteny aminy an'izany akory ianao, matoa mangataka ho fiarahana amin'ny olonkafa any ivelany dia efa misy olana ka mba tsy hisarahana dia tsy maitsy manaiky ny ankilany ary tsy hisy hanaiky izany raha ny tena marina, izany no antony tsy hitenenan'ny olona am ankilany hoe mampirafy izay fa ataony miafina any, ny tena marina dia izany, atao miafina ilay fiarahana any ivelany, akory anefa atao fa izay no fiainana...
Raha vehivavy tena tia zany vady izany dia marina tsy azo lavina fa harary ny fony, halahelo izy saingy tsy tonga dia hiteny hoe hisaraka aho satria nahoana ny vadinao aza nizara izay tsy niainany, nitantara izay fomba rehetra ahafahany mandamina ny sainy. Raha tia ny olona iray tsy ndeha hamono ny vadiny na hoe vangeance, mba fisainana inona koa re zany tompoko o! Raha misy olona manana izany olana te hamono vady izany dia marary izy izay, mila mandeha mamnjy psy fa tafahoatra ny fitiavan-tena, mila toro-lalana izy fa tampina ny dominy.
KANEFA na mody hanaiky izy dia tsy maintsy hiafara amin'ny fisarahana izany minoa ahy.... misy fetrany ny fitiavana fa tsy HOE hary hanaiky hiaritra izao rehetra izao no atao hoe fitiavana.....
MATETIKA NY famakiana boky dia ahitàna cas otr'izay tantaraina ao anaty boky fa tsy midika fa ny olona rehetra dia afaka sy ho sahy hanao izany, sendra cas miseo indray mande anatiny ny arivo , raha misy hoy aho dia tsy maitsy misy olana kely ny ankilany....
Realite tanteraka io fa ny habetsany no mety tsy maro raha ao Mada no resahina. Izay andafy aminareo any tsy fantatro aloha fa dia aty US io no azahoan'ny therapists vola indrindra angamba raha mariage counseling dia ny fifampizaran'ny mpivady olana mba hahafahana mampiaina sy mampitohy ny tokatrano tsy hisy olakolaka
KA IZAY ILAY lazaiko olona efa misy olana kely no manao izany , misy olona fatako koa aty somary marary saina ilay rangahy dia mila olona hafa ankoatra ny vadiny izy, mbola mitsabo saina izy hatramzao noho izany tranga izany fa dia ny vadiny manaiky ny hiarahany am vehivavy hafa, ny atony ijanon'ny ilay vadiny aminy dia ny resaka bien sy ny zaza sinon ny tena fitiavana sy ny fahasambarana dia tsy misy intsony satria ilay rangah mandhea mikopakelatra foana miaraka am any ivelany....
Tsy voatery hisy olana ny tokatrano vao hahatsapa ny lahy na ny vavy ho tara amin'ny olon-kafa. Ny fitapitaka misy anaty tokatrano no mahavoa ny mpivady satria rehefa tratra ny iray dia eo ilay resaka hoe VOAFITAKA AHO. Raha nolazaina mialoha mantsy izany olana izany dia tsy nisy voafitaka fa aretina no andraisana azy na fahalemena nandalo
KA IO KOA ilay hoe toute la verité n'est pas bonne à dire, metsy haharitra anie izay filàn'ny ankilany izany e! ny vadiny vadiny ihany, fantany fa hiverina ao atranon'ny vady amanjanany ihany izy, ka izay no antony hilazàna amin'ny ankilany, satria fantany fa tsy haharitra iny angamba, fa amiko ny filazàna izany am ankilany dia hanimba ny morale-ny ary hiteraka vokany.
49. ni81
(
18/08/2009 06:15)
Raha tezitra ny vadinao anefa itantaranao izany dia mila mampianatra azy ny atao hoe fitiavana ianao. Ny olombelona dia mahatsapa fitiavana matetitetika. Misy mahatanty mijanona mitazona mangina, ary misy ny mitroatra mila tsy tanty izay vao mila fampitoniana. Miankina amin'ny tsirairay io. Tsy azo sakanana io. Io no mahaolombelona antsika. Mila mifankafantatra ny mpivady.Zà aloha dia tsy mba mahatanty hitantarana toa izany e! :?
hoy tess
betsaka ihany ny mahataratara ahy izay fa raha izany no tsy maitsy ho zaraiko am ankilany defa nahazo ny daka vode hoe mandehàna fa zà tsy mitàna, fa zà nga vongani'nona no ahasiahanao hitantaranao anzao sy izao, tsy hanampy anao mihintsy izy hoe eny ary tena potika min'iny olona iny enao fa andàna miaraka aminy kely amzay feno ny fahasambaranao fa ianao tiko foana , ...:-D :-D :-D
50. ari.malala
(
18/08/2009 08:03)
Tsy haiko aloha fa raha izaho manokana, @ fisainako d hoe zà iray, ny foko iray noho izany ny fitiavako dia hoan'olona iray iany koa. Ary raha vao misy mintsy ka hoe fitiavana mitsiry hoan'olon-kafa d'efa mihen-danja izay ilay fitiavana ilay efa eo an-tanana, indrindra moa ka hoe nampiana fanatanterahana ilay faniriana (niarahan ilay nahatara) d efa miha tsy misy intsony zany ilay fitiavana niredareda teo, fa fandresen-dahatra ny tena sisa ny hoe tiako ny vadiko na ny sipako. Sady raha olona tena tiana izany tsy handeha hilazana hoe misy olona tiako koa ary... iza iany ary zany no tena tianao raa izany? ilay ao antrano sa ilay any ivelany? Miresaka i Soanja hoe misy vevavy afaka miaian fahasambarana @ olona ifampizarana, saingy ny lehilahy v afaka manaiky sy miaina izany hoe vevavy iray itambarandry zareo roa na telo lahy? toa ny lehilahy iany mantsy no voaresaka hoe afaka mampirafy sns fa ny vevavy manao akory? Tsy haka lavitra ah fa ilay dinika momba ny fitoriana fitiavana d'efa porofo mivaingana ny tsy faneken'ny fiarahamonina izany. Momba ilay hoe fitiavana hamono sns, firifiry akory ny miteny hoe aleoko tsy ary raha sanatria ianao tsy hoahy na koa hoe sady tsy azy ianao no tsy ahy? Mety hoe fitiavan-tena angamba, fa aleony kokoa aza mieritreritra ilay olona tiany mandry any ambanin'ny tany toy izay itambarany @ hafa.
51. tess
(
18/08/2009 11:29)
Raha tezitra ny vadinao anefa itantaranao izany dia mila mampianatra azy ny atao hoe fitiavana ianao. Ny olombelona dia mahatsapa fitiavana matetitetika. Misy mahatanty mijanona mitazona mangina, ary misy ny mitroatra mila tsy tanty izay vao mila fampitoniana. Miankina amin'ny tsirairay io. Tsy azo sakanana io. Io no mahaolombelona antsika. Mila mifankafantatra ny mpivady.
mbola hoy aho hoe resaka ka atao :-P
marina fa mila mifankafantatra ny mpivady mais pas jUsk'à ce point là!
Iza tsy manao hoe ratsy ny fampirafesana na hoe tsara, fa ny fantako dia matoa mampirafy dia misy antony....SAMY manana ny antony ny tsirairay...
Ny olona mampirafy dia tsy hampahafantatra ny vadiny mihintsy hoe misy olona tiako arokatra ka ekenao ve, mety hahasambatra ny tokatranotsika ny fiarahako aminy.... non! efa fantatra ny zava-miseho après raha couple normale no tonga amin'izay etape izay, ilay etape tiako lazaina dia ny fifanarahana sy ny marimaritra iraisana fa dia ekena i ramatoa na i rangahy hanao sipa....
Matoa misy ny accord amin'ny mpivady amin'io etape lazaiko io, ny fifanarahana sy ny fifampiresahana fa mila manao sipa ny ankilany, dia araka ny nolazaiko hoe misy olana ao ambadika ao
olana betsaka , ohatra tsy salama firy intsony i rangah na i ramatoa ka tsy mahavita manatanteraka intsony ny fanomezana fahafahampo sy ny fahasambaran'ny ho an'ny ankilany,
ohatra hoe: mitsabo an'ilay vadiny ilay ramatoa , efa hita fa tsy ho avotra intsony anefa ny fahasalàmany fa miandry andro farany sisa, ny fitsaboana anefa maharitra amantaonany, ohatra tratran'ny oma-midana ilay rangahy,
mba hanamaivana ny olana mavesatra am ramatoa dia nagataka izy mba hitia olona iray , manaiky i rangahy satria mi comprendre nysituation, izay dia ekeko ny firesahana
ohatra ihany koa hoe antitra ilay ramato na i rangahy mihoatra ny partenerany, fa kosa nivady izy ireo tsy misy ny olana afa tsy ny fahazoana plaisir am lafin'ny fizik ohatra, dia mande mitady olona any ankafa ilay ankilany ary nifampiresaka izy mitsamy noho izany antony izany ... dia ekeko fa tsy maintsy nandalo tam ilay firesahana io ihany koa
fa tsy hoe tranga nisheo tam anona dia otran'ny hoe tena azo alaintahaka ho modely na koa mahomby ilay firesahana an'izany amin'ny ankilany.
rAHA SAMY TSY MAINTSY hampirafy ihany aleoko aza tsy fatako raha te hanana olona ny vadiko ankoatra ahy, satria vao maika hankarary ahy na hankarary azy ny hahafantarana izany.....
donko misy fetrany daholo ny zvtr tokony ho resahana sy tsy tokony ho resahana, marina fa tsy tsara ny mamitaka sy mandainga
fa minoa ahy ianao fa raha hitantara ianao hilaza ny marina dia na ianareo misaraka na hifampiresaka ianareo dia tsy ho ekeny ny fanaovanao sipa.
NI81: ka mrina mitsy hihih :wink: :-D
52. tess
(
18/08/2009 11:34)
ny tiako ambara dia hoe
matoa tonga amin'ny fifampiresahana mikasika ny hoe afaka hanao sipa ve ny iray amin'ny mpivady roa tonta dia misy olana ao izay....
KA IZAY no vaha -olana azo haroso ho an'ny ankilany mba tsy hisarahana aminy....NY OLANA izay tsy azo hialàna fa azo tsapain-tanana izany...
satria raha couple normale feno fitiavana tsy misy olana tsy ho tonga amin'izany etape fifanarahana hoe hanao sipa ny ankilany ka ho fantatr'ilay vadiny.
matoa tonga amin'ny fifampiresahana mikasika ny hoe afaka hanao sipa ve ny iray amin'ny mpivady roa tonta dia misy olana ao izay....
KA IZAY no vaha -olana azo haroso ho an'ny ankilany mba tsy hisarahana aminy....NY OLANA izay tsy azo hialàna fa azo tsapain-tanana izany...
satria raha couple normale feno fitiavana tsy misy olana tsy ho tonga amin'izany etape fifanarahana hoe hanao sipa ny ankilany ka ho fantatr'ilay vadiny.
53. tess
(
18/08/2009 11:35)
ny tiako ambara dia hoe
matoa tonga amin'ny fifampiresahana mikasika ny hoe afaka hanao sipa ve ny iray amin'ny mpivady roa tonta dia misy olana ao izay....
KA IZAY no vaha -olana azo haroso ho an'ny ankilany mba tsy hisarahana aminy....NY OLANA izay tsy azo hialàna fa azo tsapain-tanana izany...
satria raha couple normale feno fitiavana tsy misy olana tsy ho tonga amin'izany etape fifanarahana hoe hanao sipa ny ankilany ka ho fantatr'ilay vadiny.
Raha ohatra ka tsy maintsy hoe hanao sipa izy ka couple normal
dia tsy maintsy ataony miafina izany, aleo lazaina ny marina satria izay no zava misy....
matoa tonga amin'ny fifampiresahana mikasika ny hoe afaka hanao sipa ve ny iray amin'ny mpivady roa tonta dia misy olana ao izay....
KA IZAY no vaha -olana azo haroso ho an'ny ankilany mba tsy hisarahana aminy....NY OLANA izay tsy azo hialàna fa azo tsapain-tanana izany...
satria raha couple normale feno fitiavana tsy misy olana tsy ho tonga amin'izany etape fifanarahana hoe hanao sipa ny ankilany ka ho fantatr'ilay vadiny.
Raha ohatra ka tsy maintsy hoe hanao sipa izy ka couple normal
dia tsy maintsy ataony miafina izany, aleo lazaina ny marina satria izay no zava misy....
54. ni81
(
18/08/2009 11:36)
NI81: ka mrina mitsy hihihekeko mihitsy ka! mba ataovy amin-tsika kosa ny toerana ary hoe hilaza zavatra toy izany izy! :roll:
:D
55. tess
(
18/08/2009 11:54)
ni81:
NI81: ka mrina mitsy hihihekeko mihitsy ka! mba ataovy amin-tsika kosa ny toerana ary hoe hilaza zavatra toy izany izy! :roll:
:D
ka raha olona tinao sy tia anao , mifankatia be ianareo dia ho sahy ve ny hiteny izany hihihih impossible....fatako fa handràtra azy ...
KA MANINONA koa anefa no hangataka ny hevitr'i ny anilany hoe afaka misipa am bogosy ve za fa tara sy tiko izy, fa matoa lasa io resaka io dia efa misy blem ao hahahaha!
izay no antony hiafenan'ny olona tsy hampilazànY azy amin'ny ankilany raha voasarika any ankafa any izy, ny antony de mety te ahita zava-baovao izy , tsy ferana izany eo am fiainana, fiainana dool izany fa ilay filazàna sy fifampiresahana mihintsy hoe hanao sipa ny ankilany aho amin'ny vadinao no tsy dia maharesy lahatra ahy, ao blem !ao blem....
:-D
56. bobone
(
18/08/2009 12:14)
xxx: mazava be ny resak'i tess an! tena mazava! amiko aloha an! raha efa manambady izany dia ilay fitiavana tokony hafanafana tokoa ao an-tokatrano lasa mizara 2 ! izany hoe raha tokony 100% ny fitiavana ny vady dia lasa mihena satria lasan'ilay sipa ny sasany ! ilay fitiavana mafana tsara tao @ tokatrano ve soloana matimaty!!! mampalahelo kosa ny ao an-trano e! hafa ilay hoe fitiavana namana fa ity ve tena hoe sipa mihitsy koh!!! manahirana izany amiko ! dia ahoana ilay voady teny ambony alitara e!???? rehefa fatra mpilalao fitiavana anie dia may ny hiafarany e! afo io ka sao hanenina ihany! rehefa tianao ilay vadinao dia apetrao tsara @ toerana maha vady azy izy ! feno fitiavana , mifampa-toky ! sns e! fa tsy vady hitsahana , hampirafesina, handaingana , hanafenan-javatra sns!!!
57. remahity
(
18/08/2009 12:14)
izao avao volaniko anao lahiroa:
bon laha hanao sipa ihany ny efa manambady, dia olo tsy manana sipa sy tsy mananmbady kôtiana
ny adidy ho vita (satria manao asa soa manome sexe sy tendresse an'ilay tsy mbola manana ianao)
ny fahafinaretana ho azo, 7 ème ciel
fa laha olo mananmbaly no hiarahanao dia :
ny adiady ho hita (hifampitady @ topom-bady iha)
ny aretina ho azo ( tsy hatetika ho azo ilay voakazo, satria misy tompony, dia ho azon'ny tazompitia avao iha)
ty mbo tsy mahazo tsirony ro omeo tsirony, fa tsy ze efa manana ro angalarinao
bon laha hanao sipa ihany ny efa manambady, dia olo tsy manana sipa sy tsy mananmbady kôtiana
ny adidy ho vita (satria manao asa soa manome sexe sy tendresse an'ilay tsy mbola manana ianao)
ny fahafinaretana ho azo, 7 ème ciel
fa laha olo mananmbaly no hiarahanao dia :
ny adiady ho hita (hifampitady @ topom-bady iha)
ny aretina ho azo ( tsy hatetika ho azo ilay voakazo, satria misy tompony, dia ho azon'ny tazompitia avao iha)
ty mbo tsy mahazo tsirony ro omeo tsirony, fa tsy ze efa manana ro angalarinao
58. ari.malala
(
18/08/2009 12:19)
:-D :-D :-D matoa hoa tonga am lay filazana hoe misy olona tiako arokatra, d efa ts tina intsony ilay eo an-tanana fa juste mandresy lahatra ny tenany sisa ilay olona hoe ity no efa eo an-tanako d io no tiako, nefa ny fony sy ny sainy efa aryyy an'an aryyyy e! :P
60. Mirananirina
(
18/08/2009 12:36)
bon laha hanao sipa ihany ny efa manambady, dia olo tsy manana sipa sy tsy mananmbady kôtiana
marina mihitsy izany.Nefa betsaka amin'izao ny maniry ny efa any antanan'ny hafa na lahy na vavy.Ny celiba anefa feno eran'ny tanàna. :-D :-D :-D :-D
ny adidy ho vita (satria manao asa soa manome sexe sy tendresse an'ilay tsy mbola manana ianao)remahity
ny fahafinaretana ho azo, 7 ème ciel
fa laha olo mananmbaly no hiarahanao dia :
ny adiady ho hita (hifampitady @ topom-bady iha)
ny aretina ho azo ( tsy hatetika ho azo ilay voakazo, satria misy tompony, dia ho azon'ny tazompitia avao iha)
ty mbo tsy mahazo tsirony ro omeo tsirony, fa tsy ze efa manana ro angalarinao