Grave le fitiavana!!!!
61. tess
(
18/08/2009 13:01)
Cas-nao izany fa tsy voatery ho zany ny cas-ny hafa. Fa angaha raha tsy mety aminao dia tsy hety amin'ny hafa.
aNGAMBA ATAOKO HOE TSY ny cas-ko irery no mety ho hoatra izay ny fandehany fa ny ankabeazany mihintsy, toa ny fahitako azy tsy ho hety am rehetra afaka tsy ny olombitsy ihany angamba no hanana cas io voalzan'i soanja io, dia hamaisiko ihany fa efa mpivady misy olana ao....MATOA TONGA amin'ny etape fifampiresahana hoe mila sipa ny ankilany.... mba hanamaivana ny vesatry ny fahoriana dia hanao sipa izy efa misy blem anie izany ao e!
62. lohataona
(
18/08/2009 13:02)
xxx:
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago sady mbola celibat, izahay nefa tsy mety mihintsy fa tsy maintsy tohizana foana ny relation dia izy koa efa manana sipa , efa nihaona zahay mitsam tany dago fa famborahana fitiavana tsy misy ohatr' izany, ahoana ny hevitrareo?
Dia mifanjevo ao izany ianareo fa aza midona @pôtô fotsiny
64. soanja
(
18/08/2009 14:20)
tess:
RESAKA FOTSINY IZANY hoy aho hoe firifiry, marina fa misy ary tena misy fa matoa misy misy olana kely ao, mba tsy hisarahana de manaiky tsy sazoka ilay ankilany fa raha couple normale feno fitiavana be tsy hisy hanaiky izany mintsy soit miaraka dia adonoy izany hevitra izany soit izy misaraka, nahafantatra aho fa ohatra hoe marary ilay ankilany dia manaiky tsy sazoka fotsiny, ary hitako hoe fanararaotana fotsiny ny zava-misy emin'ny situation n'ny ankilany izany, tsy fitiavana tsony fa fitiavant-tena.
Firifiry moa ny mpivady any Mada na aty an-dafy no tsy misaraka na dia fantany aza fa nampirafy ny vadinyNy tsy azon'i Tess amin'ny tiako ambara dia ny hoe tsy ho voatery ho ENY akory ny valin-tenin'i madama fa mety ho TSIA tokoa.
AZOKO TSARA mihintsy ny tian'ny soanja lazaina fa hoy aho hoe tsy hisy mihintsy ho sahy hiteny am vadiny hoe tara am anona aho ka afaka hiaraka aminy sa tsia, anakavitsiana anatin'ny arivo olona raha misy mazava anie ny voasoratro etsy ambony e! ny tiko hamarinina dia hoy aho hoe mora ny miresaka izany sy milaza izany eto fa tsy ho possible ny fanataterahana azy,
izay no ilazàko ihany koa hoe aza afangaro ny eritreritra sy ny tena realité...
RAHA tena tinao ny vadinao tsy handeha hiteny aminy an'izany akory ianao, matoa mangataka ho fiarahana amin'ny olonkafa any ivelany dia efa misy olana ka mba tsy hisarahana dia tsy maitsy manaiky ny ankilany ary tsy hisy hanaiky izany raha ny tena marina, izany no antony tsy hitenenan'ny olona am ankilany hoe mampirafy izay fa ataony miafina any, ny tena marina dia izany, atao miafina ilay fiarahana any ivelany, akory anefa atao fa izay no fiainana...Raha vehivavy tena tia zany vady izany dia marina tsy azo lavina fa harary ny fony, halahelo izy saingy tsy tonga dia hiteny hoe hisaraka aho satria nahoana ny vadinao aza nizara izay tsy niainany, nitantara izay fomba rehetra ahafahany mandamina ny sainy. Raha tia ny olona iray tsy ndeha hamono ny vadiny na hoe vangeance, mba fisainana inona koa re zany tompoko o! Raha misy olona manana izany olana te hamono vady izany dia marary izy izay, mila mandeha mamnjy psy fa tafahoatra ny fitiavan-tena, mila toro-lalana izy fa tampina ny dominy.
KANEFA na mody hanaiky izy dia tsy maintsy hiafara amin'ny fisarahana izany minoa ahy.... misy fetrany ny fitiavana fa tsy HOE hary hanaiky hiaritra izao rehetra izao no atao hoe fitiavana.....
MATETIKA NY famakiana boky dia ahitàna cas otr'izay tantaraina ao anaty boky fa tsy midika fa ny olona rehetra dia afaka sy ho sahy hanao izany, sendra cas miseo indray mande anatiny ny arivo , raha misy hoy aho dia tsy maitsy misy olana kely ny ankilany....Realite tanteraka io fa ny habetsany no mety tsy maro raha ao Mada no resahina. Izay andafy aminareo any tsy fantatro aloha fa dia aty US io no azahoan'ny therapists vola indrindra angamba raha mariage counseling dia ny fifampizaran'ny mpivady olana mba hahafahana mampiaina sy mampitohy ny tokatrano tsy hisy olakolaka
KA IZAY ILAY lazaiko olona efa misy olana kely no manao izany , misy olona fatako koa aty somary marary saina ilay rangahy dia mila olona hafa ankoatra ny vadiny izy, mbola mitsabo saina izy hatramzao noho izany tranga izany fa dia ny vadiny manaiky ny hiarahany am vehivavy hafa, ny atony ijanon'ny ilay vadiny aminy dia ny resaka bien sy ny zaza sinon ny tena fitiavana sy ny fahasambarana dia tsy misy intsony satria ilay rangah mandhea mikopakelatra foana miaraka am any ivelany....Tsy voatery hisy olana ny tokatrano vao hahatsapa ny lahy na ny vavy ho tara amin'ny olon-kafa. Ny fitapitaka misy anaty tokatrano no mahavoa ny mpivady satria rehefa tratra ny iray dia eo ilay resaka hoe VOAFITAKA AHO. Raha nolazaina mialoha mantsy izany olana izany dia tsy nisy voafitaka fa aretina no andraisana azy na fahalemena nandalo
KA IO KOA ilay hoe toute la verité n'est pas bonne à dire, metsy haharitra anie izay filàn'ny ankilany izany e! ny vadiny vadiny ihany, fantany fa hiverina ao atranon'ny vady amanjanany ihany izy, ka izay no antony hilazàna amin'ny ankilany, satria fantany fa tsy haharitra iny angamba, fa amiko ny filazàna izany am ankilany dia hanimba ny morale-ny ary hiteraka vokany.
Ny tena tsy azon'i Tess dia tsy niteny mihitsy aho hoe ndeha teneno ny vadin'i xxx hoe tara amin'ity sipa ity aho dia andehe hiaraka aminy na hisipa aminy.
Tsia, tsy izay no tiako hambara. Mitantara amin'ilay vady fotsiny ianao ny zavatra tsapanao ao anaty dia ny fitiavana ilay olona. Ny fijalianao manoloana izany olana izany. Raisina ho olana ilay izy. Dia ny vadinao manapakevitra ny azony hanampiany anao. Averiko indray fa raha zarainao ny manahirana anao dia hihena izany. Sipa mahatara anao raha misy ka zarainao amin'ny vadinao ny fahatsapana any anaty tonga dia lasa zara raha tia an'izany sipa izany ianao satria nahoana ny antony itiavana olona indraindray dia ilay izy angalangalarina, ilay izy fakam-panahy, ilay izy afempenina. Miodina mangina any anaty dia mitroatroatra ao. Fa rehefa lazaina amin'ny olona atokisana sy tiana ilay izy dia tsy hisy dikany akory izay sipa noheverinao fa volamena sy diamondra satria nahoana? eo ampizarana na mitantara izany ianao dia mitatra ny fitiavanao an'ilay vadinao, mifandray akaiky ny fonao sy ilay vadinao ary ianareo roa miady amin'ny fakam-panahy no misy eo na aretina mianjady ny tokatrano.
Asa anefa, samy manana ny fijeriny ny olona ary miankina amin'ny fahatokisanao ny vadinao izany raha afaka hihaino anao izy na tsia fa samy manana ny vadiny isika rehetra. Eo amin'ny mpivady tsy tokony hisy zavatra afenina na ny iray aza. Matoa manafin-javatra ny olona iray dia ao raha amiko, misy zavatra tsy ampy ao ary too bad izany amiko raha fanambadiana.
65. ari.malala
(
18/08/2009 14:33)
:roll: :roll:
Mitantara amin'ilay vady fotsiny ianao ny zavatra tsapanao ao anaty dia ny fitiavana ilay olona.d hatao aiza ilay fitiavana ny vady? io hoa anie raha vao misy fitiavana manomboka mitsiry any ankafa d efa manomboka mihena iany koa ny fitiavana ny eo antanana e! ny hampanjavona azy na tsia ftsn miankina @ hoe niarahana v ilay nahatara sa tsia, ka raa izany no tantaraina ny vady na ny sipa tonga d ts isalasalako fa misaraka satria handratra ny ankilany ftsn izany...
66. tess
(
18/08/2009 14:51)
Ny tena tsy azon'i Tess dia tsy niteny mihitsy aho hoe ndeha teneno ny vadin'i xxx hoe tara amin'ity sipa ity aho dia andehe hiaraka aminy na hisipa aminy.
tsy izay no fandraisako azy ka! fa ilay tolo-kevitra hoe hifampiresaka amin'ny vady ho an'ny ankapobeny mihintsy, tsara ny fifampiresahana amin'ny lafin'ny zavatra maro eo amin'ny mpivady, fa ny tsy hinoako faha hahazo fahombiazana ny fahazahoana miresaka sy mangataka amin'ny vadinao hoe misy bandy iray any ka tiko mahafinaritra ahy sns....METY hahaomby amin'ny olona tokana na vitsivitsy fa amiko efa fantatra mialoha angamba ny vokany.... ka izay no antony mahatonga ny olona ny ankabeazany raha hampirafy dia ny hiafina tsy hifampiresaka amin'ny vadiny, tsara ilay hevitra fa tsy possible , raha azo ifampiresahana daholo ny olona vao maika tsara fa olona ankavitsiana ary cas mety hisy olana NY FIARAHANY no mety azo hifampiresahana toy izany....
67. tess
(
18/08/2009 14:52)
resaka sy famelabelaran-kevita ka hatao sady mora ny milaza azy fa hita avy hatrany fa tsy possible ho an'ny bobaka
68. tess
(
18/08/2009 14:55)
Tsia, tsy izay no tiako hambara. Mitantara amin'ilay vady fotsiny ianao ny zavatra tsapanao ao anaty dia ny fitiavana ilay olona. Ny fijalianao manoloana izany olana izany. Raisina ho olana ilay izy. Dia ny vadinao manapakevitra ny azony hanampiany anao. Averiko indray fa raha zarainao ny manahirana anao dia hihena izany. Sipa mahatara anao raha misy ka zarainao amin'ny vadinao ny fahatsapana any anaty tonga dia lasa zara raha tia an'izany sipa izany ianao satria nahoana ny antony itiavana olona indraindray dia ilay izy angalangalarina, ilay izy fakam-panahy, ilay izy afempenina. Miodina mangina any anaty dia mitroatroatra ao. Fa rehefa lazaina amin'ny olona atokisana sy tiana ilay izy dia tsy hisy dikany akory izay sipa noheverinao fa volamena sy diamondra satria nahoana? eo ampizarana na mitantara izany ianao dia mitatra ny fitiavanao an'ilay vadinao, mifandray akaiky ny fonao sy ilay vadinao ary ianareo roa miady amin'ny fakam-panahy no misy eo na aretina mianjady ny tokatrano.
raha tena misy ny fitiavan amin'ny roa tonta tsy ho tonga ami'izany sehatra fifampiresahana tsy utile izany mihintsy!
misy olana efa goavana ao matoa tonga am etape toy izany, ary hi comprendre ilay ankilany dia hanaiky anao hiaraka am lay olona satria tsy manan-tsafidy izy raha mbola te hijanona hiaraka aminao....
RAHA olona tena tinao ka ny vadinao tena tia anao tsy ho hisy akory izany tranga njavatra izany re oul
69. tess
(
18/08/2009 15:07)
Ny fijalianao manoloana izany olana izany
fa nahoana no mijaly?????? EFA MISY OLANA izany ao antrano matoa mijaly amzany.....OLONA TSY mbola fantatrao akory koa hampijaly anao vetivety eo hihih
Fa rehefa lazaina amin'ny olona atokisana sy tiana
ka izay indrindra! raha tiana ny eo ampelan-tanana tsy ho voasitona ny any ankafa na hisaina kely an'izany akory aza donko mbolq misy olana ao matoa mitranga izany.....
eo ampizarana na mitantara izany ianao dia mitatra ny fitiavanao an'ilay vadinao, mifandray akaiky ny fonao sy ilay vadinao ary ianareo roa miady amin'ny fakam-panahy no misy eo na aretina mianjady ny tokatrano
TSY VOTERY HANDALO amzany vao hoe hihitatra ny fitiavana ilay vady, otran'ny te hampiseo amin'ny vadinao fotsiny ianao hoe milay aho ka ahoana ????? IZAY no fahazahoako azy.....
Eo amin'ny mpivady tsy tokony hisy zavatra afenina na ny iray aza. Matoa manafin-javatra ny olona iray dia ao raha amiko, misy zavatra tsy ampy ao ary too bad izany amiko raha fanambadiana.
samy mahay an'izany daholo matoa tonga eo amin'nysehatry ny fanambadiana ka! mazava ho azy matoa mampirafy ny olona iray dia misy ny antony...
FA MATOA afeniny amin'ilay ankilany dia mbola matahotra sy mitsinjo ny ankilany izy, fantany fa ny vadiny vadiny foana ary ny any ivelany famenony fotsiny..fantany fa raha hitantara izy dia mety hiafara am fisarahana, raha tratra dia tant mieux
Fa ilay tonga eo amin'ny sehatra fifampiresahana mihintsy hoe hiaraka am olona hafa aho fa mahafeno ny fahasambarako ny hiaraka aminy , ary indrindra fa manaiky ilay ankilany, dia satria tsy manana choix izay , hanaiky izy hoe hiaraka am lay olona ianao,; ny antony dia misy blem ilay lazaiko etsy ambony , tsy mahavita manome fahasambarana ho anao intsony izy ohatra eo amin'ny lafin'ny fizik , ohatra antitra ilay vady, ohatra marary tsy manana hery intsony hanomezna fahafahamp anlay vady, ohatra ilay somary marary saina mamonjy psy notataraiko io ambony io, hoe tsy maitsy mila maitresse izy,
raha blem otrzay de ekeko hoe tsy maitsy tonga amin'io sehatra fifampiresahana sy ffifanarahana io hoe tara aho e! tia azy aho e! mahasambatra ahy ny hiaraka aminy e sns..... :-D SOMARY MAMPE ahy ihany ilay izy
70. soanja
(
18/08/2009 15:33)
ari.malala:
:roll: :roll:Mitantara amin'ilay vady fotsiny ianao ny zavatra tsapanao ao anaty dia ny fitiavana ilay olona.d hatao aiza ilay fitiavana ny vady? io hoa anie raha vao misy fitiavana manomboka mitsiry any ankafa d efa manomboka mihena iany koa ny fitiavana ny eo antanana e! ny hampanjavona azy na tsia ftsn miankina @ hoe niarahana v ilay nahatara sa tsia, ka raa izany no tantaraina ny vady na ny sipa tonga d ts isalasalako fa misaraka satria handratra ny ankilany ftsn izany...
Izay zany ny olan'i Ari. tsy azahoanao ny tiako ambara. Io fitiavana io dia tsy mitovy degire mihitsy. Misy karazany io ary ny fitiavam-bady dia saro-takarina ny fanazavana azy saingy raha tsotsorina dia hoe tiana mandrakizay, fiombonana, ao no ipetrahan'Andriamanitra, fiononana, fanantenana ary fandresana.
Raha mbola tsy mahatsapa io Fitiavana supreme io indry dia tsy mbola izy izay ilay fitiavana resahiko fa resaka ny andronay sy rahampitso dia samy miala. Io fitiavana, tara sy ny hoe mijaly sns io indray na eto amin'ny Net aza dia mitranga matetika.
71. soanja
(
18/08/2009 15:36)
tess:
Ny tena tsy azon'i Tess dia tsy niteny mihitsy aho hoe ndeha teneno ny vadin'i xxx hoe tara amin'ity sipa ity aho dia andehe hiaraka aminy na hisipa aminy.
tsy izay no fandraisako azy ka! fa ilay tolo-kevitra hoe hifampiresaka amin'ny vady ho an'ny ankapobeny mihintsy, tsara ny fifampiresahana amin'ny lafin'ny zavatra maro eo amin'ny mpivady, fa ny tsy hinoako faha hahazo fahombiazana ny fahazahoana miresaka sy mangataka amin'ny vadinao hoe misy bandy iray any ka tiko mahafinaritra ahy sns....METY hahaomby amin'ny olona tokana na vitsivitsy fa amiko efa fantatra mialoha angamba ny vokany.... ka izay no antony mahatonga ny olona ny ankabeazany raha hampirafy dia ny hiafina tsy hifampiresaka amin'ny vadiny, tsara ilay hevitra fa tsy possible , raha azo ifampiresahana daholo ny olona vao maika tsara fa olona ankavitsiana ary cas mety hisy olana NY FIARAHANY no mety azo hifampiresahana toy izany....
Inona anefa no antony hampirafesana e. Amiko raha vady tiana zany tsy ampirafesina. Mampirafy zany manafina. Manafina zany ratsy amiko. Tahotra zany. Raha ny vady noatahorana dia hoy aho hoe aleo tsy manana toy izay manan-dratsy. Io vady io hoa atao kompilisy. Io no namana akaiky indrindra vao ny hafa. Mahereza e.
72. soanja
(
18/08/2009 15:42)
tess:
resaka sy famelabelaran-kevita ka hatao sady mora ny milaza azy fa hita avy hatrany fa tsy possible ho an'ny bobaka
Izay aloha dia ekeko hoe sarotra tanterahina le izy ary tsy mora amin'ny bobaka saingy possible tsara io, mila matanjaka sady mahatoky ianao fa ny vadinao dia ho sofina hihaino, saina hisaina ary fo handray sy hahatsapa. Io no mahatonga ny maro manantona Mpanolotsaina raha tsy mahatafavoaka ny tiana hambara.
73. soanja
(
18/08/2009 15:49)
tess:
Ny fijalianao manoloana izany olana izany
fa nahoana no mijaly?????? EFA MISY OLANA izany ao antrano matoa mijaly amzany.....OLONA TSY mbola fantatrao akory koa hampijaly anao vetivety eo hihihFa rehefa lazaina amin'ny olona atokisana sy tiana
ka izay indrindra! raha tiana ny eo ampelan-tanana tsy ho voasitona ny any ankafa na hisaina kely an'izany akory aza donko mbolq misy olana ao matoa mitranga izany.....eo ampizarana na mitantara izany ianao dia mitatra ny fitiavanao an'ilay vadinao, mifandray akaiky ny fonao sy ilay vadinao ary ianareo roa miady amin'ny fakam-panahy no misy eo na aretina mianjady ny tokatrano
TSY VOTERY HANDALO amzany vao hoe hihitatra ny fitiavana ilay vady, otran'ny te hampiseo amin'ny vadinao fotsiny ianao hoe milay aho ka ahoana ????? IZAY no fahazahoako azy.....Eo amin'ny mpivady tsy tokony hisy zavatra afenina na ny iray aza. Matoa manafin-javatra ny olona iray dia ao raha amiko, misy zavatra tsy ampy ao ary too bad izany amiko raha fanambadiana.
samy mahay an'izany daholo matoa tonga eo amin'nysehatry ny fanambadiana ka! mazava ho azy matoa mampirafy ny olona iray dia misy ny antony...
FA MATOA afeniny amin'ilay ankilany dia mbola matahotra sy mitsinjo ny ankilany izy, fantany fa ny vadiny vadiny foana ary ny any ivelany famenony fotsiny..fantany fa raha hitantara izy dia mety hiafara am fisarahana, raha tratra dia tant mieux
Fa ilay tonga eo amin'ny sehatra fifampiresahana mihintsy hoe hiaraka am olona hafa aho fa mahafeno ny fahasambarako ny hiaraka aminy , ary indrindra fa manaiky ilay ankilany, dia satria tsy manana choix izay , hanaiky izy hoe hiaraka am lay olona ianao,; ny antony dia misy blem ilay lazaiko etsy ambony , tsy mahavita manome fahasambarana ho anao intsony izy ohatra eo amin'ny lafin'ny fizik , ohatra antitra ilay vady, ohatra marary tsy manana hery intsony hanomezna fahafahamp anlay vady, ohatra ilay somary marary saina mamonjy psy notataraiko io ambony io, hoe tsy maitsy mila maitresse izy,
raha blem otrzay de ekeko hoe tsy maitsy tonga amin'io sehatra fifampiresahana sy ffifanarahana io hoe tara aho e! tia azy aho e! mahasambatra ahy ny hiaraka aminy e sns..... :-D SOMARY MAMPE ahy ihany ilay izy
Ny olana raha mihevitra fa ity lohahevitra ity ho olana ny mpametraka azy xxx dia ny tsy fahafantarany ny tokony ataony. Olana io. Ny fahatsapana any anaty mianjady sahirana olana io. Ianao manambady mampirafy olana io. Ny olona iarahanao lavitra be olana io. Olana daholo ny resaka eto. Ny hizarana izany direkta amin'ny vady no solution atolotro sady azo atao hoe mibaboka ianao no miandry ny merci-any hoe inona. Misy olana zany ny tokatranony matoa mitady fameno izy. Hamela azy hameno ve ny vadiny. Eo no hoe eo an-tanan'ilay ramatoa vady ny valin-teny.
Fa amiko ny olana toy izao dia ny vady ihany no hampihena azy ary ny firosoana amin'ny fanararaotana ny raharaha dia fitondrana ny mariazy any amin'ny hitsoka sy lavaka mangitakitaka.
Ok zany fa dia mahvita be ianareo ary. Mahereza mizara amin'ny vady n'inona n'inona io. Be ny fakam-panahy tompoko ary io fakam-panahy io dia mihena rehefa hibabohana dieny mialoha. Misaotra indrindra nanaraka hatramin'ny farany. Hisaorako manokana i Tess nifandray tamiko tamin'ity lohahevitra ity fa tsy diso velively ny hevitrao. Maro no miaina toa anao ary tsy zavaboavao izany . Ekeko fa sarotra ny resaka Fitiavana.
xxx mahereza hatrany miady amin'ny fakam-panahy!
:-* :-* :-*
74. tess
(
18/08/2009 15:56)
Inona anefa no antony hampirafesana e. Amiko raha vady tiana zany tsy ampirafesina. Mampirafy zany manafina. Manafina zany ratsy amiko. Tahotra zany. Raha ny vady noatahorana dia hoy aho hoe aleo tsy manana toy izay manan-dratsy. Io vady io hoa atao kompilisy. Io no namana akaiky indrindra vao ny hafa. Mahereza e.
fa angaha tsy resaka mampirafy ihany koa ny tian'i soanja resahina fa ny endriny no samy hafa, samy mampirafy daholo ary zà tsy mandà, matoa mapirafy dia misy antony ao hoy aho!
marina tsy tsara ny manafina fa raha tsy maitsy mandalo amzany izy tsy hankarary ny hafa inona no olana,
fa ny torohevitry soanja no tsy mandresy lahatra , tsyvitan'ny fotsiny dia hoe possible fa il faut passer à l'acte, dia hita izao fa tsy ho possible mihintsy io raha tsy io nolazaiko azavaiko impiry io, fifampiresahana hatao raha tsy avotra intsony ilay fifandraisana, ka hanaiky ny ankilany , hanaiky anao hampirafy azy ka ho fatany izany fisian'ny olona hafa hiarahanao izany...
FAMPIRAFESANA DAHOLO ireo hoy aho fa ilay toro-hevitra no laviko hoe tsy ho possiblE raha tsy am cas hafa kely tena efa misy olana....OLANA AZO tsapain-tanana.
Io vady io hoa atao kompilisy. Io no namana akaiky indrindra vao ny hafa. .ATAOKO FA SAMY MAHAY AN'izany daholo hoy aho tetsy ambony, samy mahay mikoloko ny azy samy mahay mampande sy mapndrindra ny azy matoa tonga amin'izany sehatry ny fanambadiana izany...
75. tess
(
18/08/2009 16:02)
Izay aloha dia ekeko hoe sarotra tanterahina le izy ary tsy mora amin'ny bobaka saingy possible tsara io, mila matanjaka sady mahatoky ianao fa ny vadinao dia ho sofina hihaino, saina hisaina ary fo handray sy hahatsapa. Io no mahatonga ny maro manantona Mpanolotsaina raha tsy mahatafavoaka ny tiana hambara.
POSSIBLE raha misy cas araka ny voalazako hoe tsy afaka manome fahafaham-po feno ho anao intsony ny vadinao ohatra na somary efa antitra na tsy salama na lasa handikapé tampoka dia tsy maintsy hoe ho possible io firesahana io... fa raha couple normale mifankatia je ne crois pas trop
ataoko fa misy zvtr hafa manamafy FIFAMAtoran'ny fitiavana kokoa ankoatra ny hevitra tsy dia ilaina hoatra izany.....te hampirafy fotsiny aho hoe dia te halalaka amin'izany fampirafesana izany no tanjona eo, dia ekeko, indrindra fa tojo ilay cas lazaiko hoe hanaiky anao izy raha tsy manana choix fa tsy maitsy hoe hijanona aminao ninona ataonao na inona... satria tiany ianao fa izy tsy ho afaka hitondra fahafaham-po aminao intsony amin'ny lafin'ny filàna sy ny karazany de manaiky izy ary tonga dia azonao antoka hoe haniky izy mantoa ianao mahasaky hiresaka aminy an'izany... SINON resaka be fotsiny sy eritreritra fotsiny.
76. soanja
(
18/08/2009 16:08)
tess:
Inona anefa no antony hampirafesana e. Amiko raha vady tiana zany tsy ampirafesina. Mampirafy zany manafina. Manafina zany ratsy amiko. Tahotra zany. Raha ny vady noatahorana dia hoy aho hoe aleo tsy manana toy izay manan-dratsy. Io vady io hoa atao kompilisy. Io no namana akaiky indrindra vao ny hafa. Mahereza e.
fa angaha tsy resaka mampirafy ihany koa ny tian'i soanja resahina fa ny endriny no samy hafa, samy mampirafy daholo ary zà tsy mandà, matoa mapirafy dia misy antony ao hoy aho!
marina tsy tsara ny manafina fa raha tsy maitsy mandalo amzany izy tsy hankarary ny hafa inona no olana,
fa ny torohevitry soanja no tsy mandresy lahatra , tsyvitan'ny fotsiny dia hoe possible fa il faut passer à l'acte, dia hita izao fa tsy ho possible mihintsy io raha tsy io nolazaiko azavaiko impiry io, fifampiresahana hatao raha tsy avotra intsony ilay fifandraisana, ka hanaiky ny ankilany , hanaiky anao hampirafy azy ka ho fatany izany fisian'ny olona hafa hiarahanao izany...
FAMPIRAFESANA DAHOLO ireo hoy aho fa ilay toro-hevitra no laviko hoe tsy ho possiblE raha tsy am cas hafa kely tena efa misy olana....OLANA AZO tsapain-tanana.Io vady io hoa atao kompilisy. Io no namana akaiky indrindra vao ny hafa. .ATAOKO FA SAMY MAHAY AN'izany daholo hoy aho tetsy ambony, samy mahay mikoloko ny azy samy mahay mampande sy mapndrindra ny azy matoa tonga amin'izany sehatry ny fanambadiana izany...
Ny atao hoe RAFY dia olona roa tsy mifankatia, mifankahala ary mifampizara olona iray atao hoe fananana na zavatra tiana dia iadivana eo. Io no RAFY.
Ny ankoatr'izay raha ifanarahana dia tsy mampirafy fa azo lazaina hoe manambady maro. Io anefa dia vitsy no hanaiky an'io izay no tena olana nefa ny fampirafesana misy ihany isanandro. Moa ve manaiky an'io ny vadinao? Raha tsy manaiky an'io ny vadinao dia tsaratsara aminao mijanona tsy mifandray amin'izay olona heverinao fa tianao iarahana raha tsy hoe mikendry ny fisarahana angaha ka hanafoana ny mariazy.
77. tess
(
18/08/2009 16:08)
Ny olana raha mihevitra fa ity lohahevitra ity ho olana ny mpametraka azy xxx dia ny tsy fahafantarany ny tokony ataony. Olana io. Ny fahatsapana any anaty mianjady sahirana olana io. Ianao manambady mampirafy olana io. Ny olona iarahanao lavitra be olana io. Olana daholo ny resaka eto. Ny hizarana izany direkta amin'ny vady no solution atolotro sady azo atao hoe mibaboka ianao no miandry ny merci-any hoe inona. Misy olana zany ny tokatranony matoa mitady fameno izy. Hamela azy hameno ve ny vadiny. Eo no hoe eo an-tanan'ilay ramatoa vady ny valin-teny.
AFAKA TANTARAINA tsara ny olana fa ilay hoe :
Vao miala any ny fahatsapana hafahafa momba ny olona iray hafa ohatra hoe tia miredareda na tahak'izay dia lazaina aminy hoe misy an'ity olona ity mifandray amiko, dia mifanoratra izahay, sns sns.... toa mitady ho tara aminy izany aho... indraindray manonofy azy... mahafinaritra be ahy izy saingy izany akory tsy midika hoe izy dia tiako noho ianao izy..... dia hita eo izay hevitr'ilay vady.minoa ahy fa tsy hotonga amizany resaka izany ny resaka....RESAKA be ka hatao mora ery ny milaza azy hihihih
78. soanja
(
18/08/2009 16:12)
Marina izany Tess mety hankarary ny vady tokoa maheno izany saingy hilaza aho fa hampisokatra ny masony koa hoe misy olana ny tokatranony ary mila vahana izany, matoa mitady , maniry fitiavana any an-kafa ny vadiny. Ny fifanantonanna, fifampiresahana dia ahafahana mamaha izany.
79. tess
(
18/08/2009 16:20)
Ny atao hoe RAFY dia olona roa tsy mifankatia, mifankahala ary mifampizara olona iray atao hoe fananana na zavatra tiana dia iadivana eo. Io no RAFY.
Ny ankoatr'izay raha ifanarahana dia tsy mampirafy fa azo lazaina hoe manambady maro. Io anefa dia vitsy no hanaiky an'io izay no tena olana nefa ny fampirafesana misy ihany isanandro. Moa ve manaiky an'io ny vadinao? Raha tsy manaiky an'io ny vadinao dia tsaratsara aminao mijanona tsy mifandray amin'izay olona heverinao fa tianao iarahana raha tsy hoe mikendry ny fisarahana angaha ka hanafoana ny mariazy.
mitovy ihany ireo amiko fa ny endriny nahatongana teo am sehatra no samy hafa.....
MANAMBADY MARO hoy i soanja, ny vady izany vita mariazy fa tsy sipasipa nahataratara dia hiarahana na atao fantatr'i vadinao na tsia, donko tsy vady izany amiko, amant na maitresse rafy no filaza azy am fiteny andavan'andro
ary matoa tonga amin'io cas voalzan'i soanja io dia efa nis olana goavana tamin'ny vadiny fa ny ankilany fotsiny no tsy afa miala dia manaiky,
tena misy cas otran'io mantsy fantako voisine ko ato ilay ramatoa, miaraka am rangahy efa manambady, fa lay vadin'ilay rangahy narary de nalemy tsy afaka mitsangana tsony, fantatr'ilay ramatoa tompombady anefa ny fisian'ny ilay rafiny , i rangah tsy mahavita misaraka am lay tena vadiny, ela ny ela amantaonany maro, niala ilay rafy satria tsy misy tanjona eo amin'ny fiarahana, ny olana eo dia tsy mahavita manome fahafahampo an'ilay vadiny intsony lay ramatoa satria malemy dia manaiky fotsiny ny proposition'ilqy rangahy vadiny izy, akory atao fiainana izany
80. tess
(
18/08/2009 16:24)
77. Mpandefa : soanja [ Valio ] 18-08-2009 18:12:10
Lohateny : Re : Grave le fitiavana!!!!
Marina izany Tess mety hankarary ny vady tokoa maheno izany saingy hilaza aho fa hampisokatra ny masony koa hoe misy olana ny tokatranony ary mila vahana izany, matoa mitady , maniry fitiavana any an-kafa ny vadiny. Ny fifanantonanna, fifampiresahana dia ahafahana mamaha izany.
raha tena misy olana ...FAngaha TSY AFAKA miresaka ny mpivay fa tonga dia mi saute amzany dingana izany???
MATETIKA NY olona mampirafy dia te hahazo tombony any ivelany fotsiny te hiova kely ny o ampelantanana fa tsy dia misy olana goavana....IZAY NO mahatonga ny olona mampirafy tsy hiresaka velively izany am vadiny mitsiny.... SATRIA ny vadiny ho vadiny ihany, ny any ivelany iny mety tsara tsy mety tsy olana ny fiarahana....OTRAN'ny hoe adalàna fotsiny izany fa ny olana goavana ataoko fa tsy misy, misy ny olona dia tia hampirafy fotsiny tsotra izao.
kANEFA refa raikitra any vao tongz ny olana hoe mamy ny atsy fy ny aroa, eo vao tsy maitsy mieritreritra ary mandray fanapaha-kevitra .