mihira - mitendry
81. fahamarinana
(
02/06/2009 13:36)
:arrow: cutie :eka ! ka tsika roa koa zao aloha no ato kouh ,hihi !za 2eme ihany aloha fa rahavao miakatra be tsy takatro ny 1ere voix !...Mila hira ambany be vao tafa !
Merci tamin'ny tonony e,miandry ny mpitendry sisa !..sady misy 3eme voix lehilahy koa io raha tsy diso za an !! :D (l)
Merci tamin'ny tonony e,miandry ny mpitendry sisa !..sady misy 3eme voix lehilahy koa io raha tsy diso za an !! :D (l)
83. missa
(
06/06/2009 14:57)
vita ny hira 'sera-amatera' , 2 no vita: "fitiavana mamiratra " sy "ianao namako ", efa any am cutie ireo. Mba ny hafa indray no mamita ny ambiny ka refa feno dia raiketina anaty CD ny hiratsika rehetra e. de samy misaintsaina ny ts mety ataony eo an !!! na ny mpitendry na ny mpihira na ny mpihaino :D
85. fahamarinana
(
06/06/2009 16:11)
:arrow: cutie : inona no mampihomehy anjy eo ? za tsy hanao raha hifampihomehy an !
Fa raiketina anaty cd dia ho avoaka eto ve ry missa ? kay ! ohatrany kivy tampoka aho kle ,toa ho raharaha be ,agnay hany ka amatera de chez amatera an fa tsa mpihira !Tena efa hitako i ni81 sy tywa68 hivanitika maheno any Faha mihira kouh ! :-P (l)

86. cutie
(
06/06/2009 16:35)
:-D :-D :-D :-D
ka za tia mihomehy foana koa
mifanala azy fotsiny eto e, raha misy an'zany avoaka cd zany de tsika ihany no mihaino azy :-D
ka za tia mihomehy foana koa
mifanala azy fotsiny eto e, raha misy an'zany avoaka cd zany de tsika ihany no mihaino azy :-D
87. fahamarinana
(
06/06/2009 16:43)
:arrow: cutie : zay ka toa hety ! ho raharaha be rahatoa ka ho henom-bahoaka !..:oops: da menatra ny taigna !! (l)
89. missa
(
07/06/2009 04:58)
'' ikalakely fa mahay mihira, mbola hiasha ihany ..... tagnako malemilemy ty ... tsa avelako manoto vary lena à à .... ! !!! '' hatramzao alou de tsy hitako ze mahamenatra ra tena hisy tkoa zany cd zany indray andro any fa isika ihany anie no mifanala ao e sady mba sovenira 2009 kou e, ny ahy na ren'ny vahoaka ary io ts vakiako lou fa izao fotsiny: tsy vitan'izay tsy nanao fotsn le iz e .
90. fahamarinana
(
07/06/2009 08:00)
:arrow: missa : :-D :-D tena tsy vitan'izay tsy nanao marina !... :wink: (l)
91. fahamarinana
(
07/06/2009 08:25)
:arrow: I Fahamarinana izany ilay mpanolotra hira aloha hatreto raha ankasitrahanareo rehetra sy hain'ny mpitendry ihany koa !
Misy hiran'ny poopy zay tsara be sady mahalaza ny fiarahantsika eto ihany koa , raha mazoto sy tsy dia sarotra dia iriko mba hiarahan'ny namana rehetra serasera manao ,zay efa eto sy ireo mbola ho avy koa !
Tolo-kevitra monja an : atao mifandimby dia misy iraisana mihira ihany koa !
Ity ilay video dia ankafizo sy henoy aloha
http://www.youtube.com/watch?v=rc_64fV6zuc
Dia ity indray ny tonony an
Vonona aho , hizara aminao,
ny tena tsara indrindra izay ananako.
Toy ny nofy ihany , izao anio izao.
Fa tafahaona izao, ny tia sy ny manina.
Satry foana ho toy izao
ny andro rehetra tsy hisy fetra.
Hiara-dalana aminao , tsy hifandao.
Inty aho hamalifaly anao.
Raiso ho anao ka hanjakao ho anao.
Izay tianao toa tiako raha teo.
Ny fontsika sy ianao mitempo ho iray, iray anio.
Satry foana ho toy izao ...
Manantena aho fa tonga ao am-ponao,
ny vetsom-poko izao ho anao.
Hifandimby eny ny andro,
hifandimby ny taona ,
izao anio izao raha sitrakao ,
aoka hitoetra fa tsy andao.
Mitovy ny fitia, mitovy eritreritra.
Fa metimety ery ilay fiarahana.
Ny fanirianay , tafita any aminao,
ny hafanan'ilay fitia izay nampifandray anay.
Satrinay ho toy izany ny andro rehetra , tsy hisy fetra.
Ho tafaraka aminao, tsy hifandao.
Ny fanirianay dia ho mandarakizay
no ahatsiarovanao izao ora izao,
ka raha tonga ny andro iray
handaozanay anao,
izao hira izao kaloy hirao
ka hitoetra ao amponao.
Dia misaotra anao ho aho
noho izao rehetra izao,
ka ho rakitra tadidy ao am-poko ao.
Ny fanirianay ... ka hitoetra fa tsy andao
Dia mba dinidiniho sy fakafakao ao re ry namako isany an !.....Mahalaza manontolo ny hafaliako tsy omby tratra miaraka aminareo namako ato amin'ny namana serasera ato isan'andro vaky izao ( na karajia ,na radiovazogasy na forum )....efa roa taona lasa izay dia ny faniriko raha mbola eken'ny Avo dia ny hitohizany hatrany !
He he he i ra-be sentimaka no miteny eto ,tsy efa mahazatra anareo ve izay e ? :D (l)

92. ndenn
(
07/06/2009 09:32)
Ohatry ny mbola tadidiko ihany ny niarahako t@ ingahy Bessa tao @ fiangonana' Ambatonakanga 20 taona lasa izay ry Rafahamarinana .Fetin' ny chorale ilay izay ary Izaho nitendry ny guitare basse ,namako fahiny no teo @ batterie , ary Bessa teo @ piano.
Na izany aza dia tsy tadidiko io hirany io fa eto aho vao hanao fikarohana .
Tsara ilay interpretation nanaovan' i poopy sy namany an' ilay hira ,mankafy ny hira malagasy foana é !! :D :D
Na izany aza dia tsy tadidiko io hirany io fa eto aho vao hanao fikarohana .
Tsara ilay interpretation nanaovan' i poopy sy namany an' ilay hira ,mankafy ny hira malagasy foana é !! :D :D
93. ni81
(
07/06/2009 09:42)
mba alefaso hoe ry faha ho henoina izany hira nataonareo zany! raha azo atao fa raha tsia dia tsy maninona! :)
94. fahamarinana
(
07/06/2009 09:46)
:arrow: ndenn : mba nikaroka ihany aho fa tsy nahita ilay hira koa ,eny na tao am youtube sy daily aza fa i cutie toa manana hono fa aleo hiandry azy dia alefany sy zarainy amintsika ,ny feony aza efa vita ,ny ahy sisa dia ho hita e e !! ...
hummmm !toa tsara izany mahay mitendry basse zany an !:) (l)
hummmm !toa tsara izany mahay mitendry basse zany an !:) (l)
95. fahamarinana
(
07/06/2009 10:53)
:arrow: ni81 : aleo ry zareo hamaly fa za hany ka mbola tsy ao! Mbola marary tenda ! :? (l)
96. cutie
(
07/06/2009 13:54)
Alefako any @ faha sy ndenn zany le bessa @ manaraka fa za alou tsy hihira atoato fa mbola hankafy bismak :-D
98. fahamarinana
(
07/06/2009 19:01)
:arrow: cutie : inona ary ity miala ity ,brown niaraka ihany hono dia sola ve vao hifanary ? Afaka manao hiran'ny bismak koa njy anie e !
ndenn : dia miandry zany dia manantena ilay feon-kira na i missa rahatoa ka tsy tafa ! :D (l)
ndenn : dia miandry zany dia manantena ilay feon-kira na i missa rahatoa ka tsy tafa ! :D (l)
99. cutie
(
07/06/2009 20:01)
de za foana ve ny hihira fa nareo tsy mba hihira mitsy.
Le bessa nge hono efa vitan'i missa e, njy no andrasana ry faha fa le connexion-ny no tsy mety de mikatso any le feon-kira :-D
Le bessa nge hono efa vitan'i missa e, njy no andrasana ry faha fa le connexion-ny no tsy mety de mikatso any le feon-kira :-D
100. missa
(
07/06/2009 20:24)
Efa mety ny connexion fa ny vidiny no tsy araka tsony amle antsinjarany nefa efa mila ho andin'iray ny mandefa feonkirade mtovy amzay ihany ny mandray, de vizana ny namana ato. Mazotoa daoly na zany aza e. Za kou zao sômera tampoka tam le krizy teo ka hainareo ihany le fiainana eto am tananatsika amzao ftoana zao.
:cry:
:cry: