mihira - mitendry

21. missa ( 30/04/2009 17:58)
Fa za manokana alou tena mankafy ny hira foronin'ny Malagasy, mahay mamoaka ny aingapanahy indrindra fa ireny générations Bessa sy H Ratsmbzf ary Ny Railovy ireny. Manala kely mihitsy refa mitendry hira sasany amn'ireny sady ry Maman isany no mfandrombaka micro eo.
22. fahamarinana ( 30/04/2009 19:04)
:arrow: missa : f'angaha kosa dia ry mamans irery !! efa betsaka r'ise ny tanora niverina nankafy indrindra rehefa somary navaozina zay ny mozikany !
hono oah !! raha tsy mahadiso ,inona no hira fitendrinao amin'ny clavier sa izy karazany aby !!
Ny mahatalanjona ahy dia ny habetsahany mpihira amin'izao andro zao,tena tsy araka tsony ny anarany ! Fa misy aloha dia tena manana aigam-panahy lavitra be sady tsara tonony no tsara feo koa !
julianna :lasa aiza njy teo e ! nosokafanjy ny dinika dia tsy niverina ndray ! :) (l)
23. ni81 ( 30/04/2009 19:23)
Fa za manokana alou tena mankafy ny hira foronin'ny Malagasy, mahay mamoaka ny aingapanahy indrindra fa ireny générations Bessa sy H Ratsmbzf ary Ny Railovy ireny. Manala kely mihitsy refa mitendry hira sasany amn'ireny sady ry Maman isany no mfandrombaka micro eo.
zà anisan'ilay mamana mifandrobaka micro :-D :-D :-D :-D :-D
Sao hanampy ahy njy ry faha ooooo :-* :-*
24. fahamarinana ( 30/04/2009 19:47)
:arrow: ni81 :tahakan'ilay hanampy andry mihintsy za io ! Dia hifandrobaka micro zany tsika roa dia i missa no mpitendry ! :D (l)
25. ni81 ( 30/04/2009 20:04)
Tandremo ary fa sao dia lanin-dry hatramin'ny micro e! :lol: :lol: :lol:
26. missa ( 01/05/2009 08:55)
fahamarinana: za ndray de mtsaingoka ze hira sendra ahy rehetra na gasy na vahiny fa lay générations taloha reny no tiako raha asaina misafidy noho le tonony mafonjafonja misy eritreretina tsara.Fitendriko ihany kosa alou ny Whitney ,Mariah C ,Norah J , Beatles, sns fa hafa ihany ny Gasy e.

27. fahamarinana ( 01/05/2009 09:07)
:arrow: zany ve ry missa ! tsara kosa zany ! Soa lavitra,any dago ,fa naika nadalainay sy ni81 zany hitendry foana !
Hafa ihany tokoa ny gasy kah fa na izany aza tsara koa ny vahiny ! Efa lasa sy tafiditra lalina kay ianao matoa mitendry ireny hiran'ny ireo voatanisa vahiny ireo ! :D (l)
28. missa ( 01/05/2009 09:38)
Rahatrizay mihaona, possibl zany na eto Gasikara na any ampita, dia mba atao kely ity hiran\'i Lalatiana zay mba ankafiziko ity ho an\'ny mpinamana e:
IANAO NAMAKO

Tiako raha ianao
Satriko ho toa anao
Ny namako rehetra
Tsotra anefa tsara fo sy fanahy

Toetran’olona maro
No tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa

Sainga indrisy, sarotra izany
Fa tsy ho haiko ny hanova azy ireo
Soa fa nisy namako iray
Tokana ianao (2)

Ny ahy ny tena tiako
Mbola ho faniriako
Ny hitiavanay na ho ory na ho faly
Ny fiainako

Ary izay iriko
Ny hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho
Tena ilay ianao

Sainga indrisy……….

29. ni81 ( 01/05/2009 09:50)
Tsara tokoa io hira io an!
http://www.dailymotion.com/video/x45fu1_karaoke
30. missa ( 01/05/2009 09:53)
Rahatrizay mihaona, possibl zany na eto Gasikara na any ampita, dia mba atao kely ity hiran'i Lalatiana zay mba ankafiziko ity ho an'ny mpinamana e:
IANAO NAMAKO

Tiako raha ianao
Satriko ho toa anao
Ny namako rehetra
Tsotra anefa tsara fo sy fanahy

Toetran’olona maro
No tiako ho toy ny anao
Mahay mifalifaly
Mahay mandefitra koa

Sainga indrisy, sarotra izany
Fa tsy ho haiko ny hanova azy ireo
Soa fa nisy namako iray
Tokana ianao (2)

Ny ahy ny tena tiako
Mbola ho faniriako
Ny hitiavanay na ho ory na ho faly
Ny fiainako

Ary izay iriko
Ny hizara ny hafaliako
Ory raha tomany aho
Tena ilay ianao

Sainga indrisy……….

31. fahamarinana ( 01/05/2009 10:18)
:arrow: merci miss sy ni81 ! isan'ny hira ankafiziko be koa,tia Lalatiana hatrizay rahateo koa ! Efa somary haiko aza io,tsy olana fa hianarana atao malama tsara ny tonony sy feony ! :wink: . :-* (l)
32. missa ( 01/05/2009 11:46)
Dia mazotoa daolo ary am repet fa za mety tsy matetika no mverina eto satria mbola le credit antsinjarany no connexion sady fitsitsina be satria hainareo ihany ny toejavatra eto Mscar.Mitsidika indraindray eto ihany aho e. :-* (l)
33. fahamarinana ( 01/05/2009 15:29)
:arrow: missa : misaotra e ! Ianao aza moa any alavitra any ! mirary soa ! (l)
34. cutie ( 01/05/2009 20:57)
Ika :wink:
le hira lalatiana efa niraiko fa milay be miaraka @ gitara a lol
35. missa ( 04/05/2009 07:43)
Salut daolo ndray e! mba te hihaino anzany hira nataon cutie am gitara zany mits aho fa tsara tkoa ange io hira io e, za volontaire am lay feon dehilahy 2ème voix iny, ra mety de enregistreo dia ampiako 2è aty e.
36. fahamarinana ( 04/05/2009 08:20)
:arrow: izay vao raikitra zany raha tsisy ny sampona ! miandry anareo zany fa zahay efa parés amin'ny tehaka ! :) (l)
37. accolade ( 05/05/2009 14:28)
Rehefa tsy misy handray ny amponga maroanaka dia aleo fa asian'ny bandy ary e! sady io tena mavesabesatra daholo izay miainga eo !
38. missa ( 06/05/2009 06:33)
Tongasoa accolade!! io ar fa efa avy manampy tosika ny aponga maro anaka dia mbola andrasana koa zany ny aponga zafikel (percuss°) kely sisa de miainga ny masinina ka hotsofin'i julianna tsy hoela ny sifflet zany sa mbola miandry ny tifatif rehetra choristes sy handihy? :P :-* (l)
39. julianna ( 08/05/2009 08:38)
slt doly an

msaotra betsaka fa tena hitako fa be ny ma,kafy hira sy mozika

ary dihy lol

ny tena tsara zao dia tsy resaka fotsiny le izy, tsy imaginaire fa tena izy e!!!

ref vonon doml n ekip d lasa e!!!
40. fahamarinana ( 08/05/2009 08:54)
:arrow: julianna :k'efa ireo vonona ireo ry zareo koa inona ndray ary ? ianao sisa andrasany,sa ahoana ? :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3066