mihira - mitendry

1. julianna ( 21/04/2009 10:50)
bonjour,

izay tia zava-kanto: hira sy mozika no tsara mijery ity

te mba hiserasera amin'ireo mahay mozika : mitendry zava-mameno efa nianatra an'izany mba hifanakalo hevitre sy fomba fijery e! manorata izay ao anatiny.

izaho manko tena mahay mihira (lol) f ny hitendry no tsy ampy!

ok!
répondu par fahamarinana le 22/07/2009 16:45
2. missa ( 21/04/2009 12:23)
Eny ary e, hiditra mambra amin'ity sehatra tia mozika ity aho,vonona hiserasera ara kevitra ho an'ny mozika fanaon'ny malagasy rehetra,raha sendra tsy mahita mpitendry moa dia mba afaka manao izay afako aho. Mozika malagasy sy vahiny ihany koa no filalaoko ato antrano (clavier),tsy dia mpiakatra sehatra ireny aloha e nefa mba manaitra ny sofina ihany rehefa injay miainga any ny hira.
3. fahamarinana ( 22/04/2009 13:57)
:arrow: julianna : tsy ratsy ilay fangatahana !
Naika hiditra fa tsy mahay mitendry ndraika anefa fa tia ,tena tia hira sy mozika !...Tia mihira koa amin'ny izay feo kely mba hay ! :D ...
miiisa : mahafinaritra rehefa mahay mitendry na clavier aza !
Dia mazotoa sy mahereza nareo zany o !(l)
4. missa ( 23/04/2009 08:31)
efa mahafinaritra sahady ny serasera eto fa feno fitiavana hira sy be fanetretena ny mpisera. fangah kosa moa na tsy hitendry sy hihira aza dia tsy ho mambra, io anie refa tiana fotsiny ny hira sy mihira dia efa mande hoazy ny fahaizana azy miandalana eo. Sady izay tsy mahay sobika mahay fatambary fa ny fitiavana mozika no lehibe indrindra sa ahoana?
5. fahamarinana ( 23/04/2009 09:25)
:arrow: Eka ozy !!
miisa :mahafinaritra eto kah!! tokoa moa !! sy be namana mahafinaritra ihany koa !Dia tonga soa raha vaovao !
Eka ! Ny fitiavana mozika no lehibe indrindra fa ny marina dia za izany ilay mitampify maka izay homenareo aloha,hatreto ! :) (l)
6. julianna ( 23/04/2009 10:02)
Izay tsy mihira reto d manao zvt hafa an! Mandihy ohatra fotsiny e
7. fahamarinana ( 23/04/2009 10:29)
:arrow: julianna : :-D :-D samy manana ny anjarany zany ve ?..andraso aloha hieritreritra !Tsy mila mpitehaka ve na mpanohana fa io zao no mba haiko tsara be ! :) (l)
8. missa ( 23/04/2009 11:02)
mety zany rehetra zany e,ohatra koa mitady tononkira, mamatsy boisson,tsaky sns..., le mba misy mitehaka s mandihy no mahafinaritra ahy, sady zany no tena manome courage anzay mihira eo.Alefa fotsiny alou zao ny resabe fa mety mlay be refa tena iny tkoa fa tafahaona daolo hihira hikorana indray andro any
9. ikaretsaka ( 25/04/2009 15:32)
le izy mifanalavitra no hafahafa fa tsara le hevitra koa...
hoe ny mpihira any frantsa ny bassiste any Bira moa ny mpitendry gitara any Italia
10. cutie ( 25/04/2009 15:39)
:-D :-D :-D :-D
za koa tia mihira fa tsy mahita mpitendry lol
11. fahamarinana ( 25/04/2009 16:22)
:arrow: ika :possible kosa ilay miara-milalao kah na samy lavitra aza! Tsy tsaroako hoe ahoana no atao amin'izay fa misy nieve-ko milalao amin'olona tsy haiko aiza !
cutie : tsara feo koa zany njy! :) (l)
12. missa ( 26/04/2009 07:29)
misy hira iray manambatra ny mpitia mozika, hira tsotra nefa mampihetsi-po, tsy teo am toerana anankiray nefa no nanaovana ny hira manontolo.jereo moa ity lien ity: http://www.youtube.com/watch?v=_A_ma2h0idk&feature=related dia hita eo fa tsisy elanelantany mits izany ny fitiavana mozika e.
13. missa ( 26/04/2009 07:49)
jereo koa moa ity fitiavana mozika ity fa misy fahagagana mits e: http://www.facebook.com/ext/share.php?sid=75461233170&h=eWBt5&u=Paoke&ref=nf
14. fahamarinana ( 26/04/2009 07:55)
:arrow: miisa : merci ! efa hitako tany am fb koa ilay stanb by me io e! (l)
15. tsipolitra ( 29/04/2009 07:30)
8O aleo izahay hijanona ho mpijery fa lasa tsy mahazo vola ianareo e
16. ikaretsaka ( 29/04/2009 16:27)
nga kosa de vola foana rehefa mirevy le
17. rakapy ( 29/04/2009 17:35)
Jereo Youtube(William le Rasta) fa mpanakanto Gasy tsy miray toerana nefa dia nahatafavoaka hira.
Ilay izy aloha toa mila fitaovana sy traik'efa ihany. Nefa possilble.
18. cutie ( 29/04/2009 21:29)
Mpandefa : missa [ Valio ] 26-04-2009 09:29:32
Lohateny : Re : mihira - mitendry
misy hira iray manambatra ny mpitia mozika, hira tsotra nefa mampihetsi-po, tsy teo am toerana anankiray nefa no nanaovana ny hira manontolo.jereo moa ity lien ity: Jereo eto dia hita eo fa tsisy elanelantany mits izany ny fitiavana mozika e.

hay ve ka fa miparitaka io e :)
Nandeha tele taty mantsy kay efa ao @ youtube :)
19. cutie ( 29/04/2009 21:34)
ty ny original :)
http://www.youtube.com/watch?v=Us-TVg40ExM&feature=channel_page
20. ikaretsaka ( 30/04/2009 16:12)
cutie> ny ahy le hoe "war uh yeah what is it good for ...absolutely nothing "

no teako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934