mihira - mitendry

181. ni81 ( 30/06/2009 14:38)
ndrao diso lahy io,tsy olona ety va re ??..sa za koa no tsy mahay ?
ni 81 :tonga dia mahay an,tsy mety satria i ni efa pro amin'ny hira kouh !tsy rariny o !
aiza ndray izany hoe PRO zany e! mba manala azy eo fotsiny :lol: zany moa e!
182. missa ( 30/06/2009 20:04)
fahamarinana:

missa:
Mangina ny morona ety

:arrow: ndrao diso lahy io,tsy olona ety va re ??..sa za koa no tsy mahay ?
ni 81 :tonga dia mahay an,tsy mety satria i ni efa pro amin'ny hira kouh !tsy rariny o ! :-P (l)



toa "morona" io le izy satria lasa niandry sy miantso anjanany tsy mbola tafody foana ka eny amin'ny "morona"rano izy amle tantara, hira misy theatre io raha tsy diso aho.
183. ni81 ( 30/06/2009 20:07)
184. cutie ( 30/06/2009 20:20)
blablabla ve sisa ny ato mankaleo :-D
185. ni81 ( 30/06/2009 20:22)
toa "morona" io le izy satria lasa niandry sy miantso anjanany tsy mbola tafody foana ka eny amin'ny "morona"rano izy amle tantara, hira misy theatre io raha tsy diso aho.
missa a! marina io morona io ka! efa nazavaiko an'i faha t@ antoandro
blablabla ve sisa ny ato mankaleo
ahoana tsara hoe? :lol:
186. ndotofetsy ( 30/06/2009 22:36)
nga moa tsy misy école de musique any akaikinareo any sa menatra ny hianatra ianareo no lasa blablabla be sisa no ato
:-D :-D :-D :-D
187. missa ( 01/07/2009 10:59)
ndotofetsy:

nga moa tsy misy école de musique any akaikinareo any sa menatra ny hianatra ianareo no lasa blablabla be sisa no ato
:-D :-D :-D :-D



fanga kosa moa tsy blabla ny forum e? Ny resaka école de musique moa teny frantsay ihany io ka angamba any Frantsa no tena misy an'izy io mendrika ny tena anarany hoe Ecole. Fa ny blablaeur(euses) eto kosa dia manovo fahalalana mozika am ze mba nahita rirany kely am alalan'ny serasera eto nefa tandremo fa tsy vitan'ny blabla io fa misy vokatra vita any ambadika any, tsy hoe sangan'asa be fa hira vokatry ny fifandraisana ary natao ampitiavana ny namana. Asa raha mahafapo anao ny valiny omeko io fa raha izaho manokana dia nahafinaritra ahy teto fa mba nahavitana fahatsiarovana amzany hoe mpihira,mpitendry tsy mifankahalala na tarehy akory aza dia miara mihira sy nahavita hira toy izay any am forum sasany feno tsy fifanajana sy ompa aza matetika. Aleo angamba ajanona amzay ny fifandraisana eto raha toa ka lava loatra le izy ary manova lohateny forum zay mbola hanohy raha toa ka tsy milaza inona amin'ny sasany ny resaka ifanaovana eto.Misaotra e
188. fahamarinana ( 01/07/2009 13:15)
:arrow: missa :kalam fontsiny zany ranadahiko zany !Forum tsika dia misy ny mankasitraka,misy ny tsy mankasitraka,misy ny manala azy dia misy ny miara-mihira tahaka isika izao !Za koa dia tena mankasitraka satria hafa indray ilay fifandraisana eto amin'ny kolotsaina.Mba naniry aza ny hitaran'ilay fiarahana miaraka amin'ireo namana sy tapaka rehetra ato nefa moa mandeha miandalana ihany ,angambany !
Ny olana angamba dia tsy hitanjareo ilay vokatra vita fa misy ny mihevitra fa fandaniana andro ireny fotoana sy andro ary ora namerenana ireny satria tokoa tsy misy mpihira fa mba manao izay mahamety azy ! Ny fifankatiavana misy eo amintsika sy ny kimeme rehefa maheno ny feo hany ka zary lasa hatsikana sy resaka any ambadika any indray aza ary indrindra lasa fianarana tsotra izao dia efa mahafinaritra ahy ,mino aho fa isika rehetra tahaka izay ihany koa !Tsy hary tian'ny mpamaky forum daholo ireo rehetra ireo araka ny maha-forum azy e!
missa:
tsy hoe sangan'asa be fa hira vokatry ny fifandraisana ary natao ampitiavana ny namana. Asa raha mahafapo anao ny valiny omeko io fa raha izaho manokana dia nahafinaritra ahy teto fa mba nahavitana fahatsiarovana amzany hoe mpihira,mpitendry tsy mifankahalala na tarehy akory aza dia miara mihira sy nahavita hira

:arrow: Dia tahak'izay koa no tena ankafiziko ity fiarahana iray ity ! :-* :-* (l)
189. ari.malala ( 01/07/2009 14:46)
Mba tiako ho re izany hiranareo izany fa saingy ts afaka mihaino in'in am'ty machine ity! na ny flashplayer eto aza efa le old verrsion, ts afaka manao update fa mila droit d'admin hono... compliké b e! :(
190. ni81 ( 01/07/2009 18:11)
missa :kalam fontsiny zany ranadahiko zany !Forum tsika dia misy ny mankasitraka,misy ny tsy mankasitraka,misy ny manala azy dia misy ny miara-mihira tahaka isika izao !Za koa dia tena mankasitraka satria hafa indray ilay fifandraisana eto amin'ny kolotsaina.Mba naniry aza ny hitaran'ilay fiarahana miaraka amin'ireo namana sy tapaka rehetra ato nefa moa mandeha miandalana ihany ,angambany !
Ny olana angamba dia tsy hitanjareo ilay vokatra vita fa misy ny mihevitra fa fandaniana andro ireny fotoana sy andro ary ora namerenana ireny satria tokoa tsy misy mpihira fa mba manao izay mahamety azy ! Ny fifankatiavana misy eo amintsika sy ny kimeme rehefa maheno ny feo hany ka zary lasa hatsikana sy resaka any ambadika any indray aza ary indrindra lasa fianarana tsotra izao dia efa mahafinaritra ahy ,mino aho fa isika rehetra tahaka izay ihany koa !Tsy hary tian'ny mpamaky forum daholo ireo rehetra ireo araka ny maha-forum azy e!

Tohizo ny kolotsaina ry havako fa roso toy tsa mipody koa! :lol: :lol:
nga moa tsy misy école de musique any akaikinareo any sa menatra ny hianatra ianareo no lasa blablabla be sisa no ato
adray izany indray ve ka anontaniana? Misy maro be tokoa ary inona no tokony ahamenatra mianatra? Fianarana daholo ry havako ny fiainana ary tsisy limite d'âge :)
191. xxx ( 02/07/2009 14:45)
ndotofetsy:
nga moa tsy misy école de musique any akaikinareo any sa menatra ny hianatra ianareo no lasa blablabla be sisa no ato
Io ry zandry dia ohatran'izao a : ny mpiara-midaina ihany no mahafantatra ny filinina azo avy @daina, ny mpiara-misotro ihany no mafantatra ny filinina azo avy @ toaka, ny tia hira sy mozika ihany no mahay mankafy azy. Rehefa sady tsy hihira rangah no tsy hitendry no tsy hanao tsianjery dia aza asiana blabla ny filinin'olona fa samy manana ny filininy io na mijere sekoly fianarana mitehaka eny akaikinareo eny farafaharatsiny.

Azafady fa ratsy be ilay PSko dia nataoko XXX. =)) =)) =)) =)) =))
192. ni81 ( 02/07/2009 15:01)
:lol: :lol:
193. fahamarinana ( 02/07/2009 15:43)
:arrow: :-D :-D :-D lalina koa iny !..
ary xxx ary sao mba mety ho namana kosa hiara-hihira !Ilay esprit-ny ato efa arakao tsara be ! hummm ! Sady mila mpitendry sy feon-dehilahy hanakonana ilay feom-behivavy somary kadradraka izay (ny ahy io an ) :-P (l)
194. ni81 ( 02/07/2009 16:16)
lalina koa iny !..
ary xxx ary sao mba mety ho namana kosa hiara-hihira !Ilay esprit-ny ato efa arakao tsara be ! hummm ! Sady mila mpitendry sy feon-dehilahy hanakonana ilay feom-behivavy somary kadradraka izay (ny ahy io an )
misy feon-kadradraka zany ao an! dia misy feon-kalalao, dia misy feon-jorery, dia misy feon'inona koa re e! :-D :-D :-D
195. fahamarinana ( 02/07/2009 20:02)
:arrow: ni81 : tsy arak'io njy rehefa ataon'ny namana hoe be bli bli bla :-P ,laingako zany fa mitovy ihany tsika roa ,tsy mpinamana foana ! :-* (l)
196. ni81 ( 02/07/2009 20:14)
ni81 : tsy arak'io njy rehefa ataon'ny namana hoe be bli bli bla ,laingako zany fa mitovy ihany tsika roa ,tsy mpinamana foana !
ka rehefa mianatra mamaky teny ange dia manomboka @ hoe b a = ba, dia b+l+a² no tonga hoe blabla :-D :-D :-D
197. fahamarinana ( 02/07/2009 20:21)
:arrow: eka ozy ! :-D :-D ekena mba tsy hifandirana rafotsy a :-P (l)
198. ni81 ( 02/07/2009 20:31)
eka ozy ! ekena mba tsy hifandirana rafotsy a
tsy mifanditra fa mampiady karajia reniny a :-D :-D
199. missa ( 22/07/2009 08:02)
:lol: :lol: ary toa tsisy hita tsony . Lava loatra lay eto ka ela be vao misokatra ity forum ity . Miverina kely eto za misaotra ny rehetra nitoto nahafotsy nahandro nahamasaka ka nahavokarana hira mba azo henoina tsara na dia nanala azy aza. Vokany hirasera mihoatra ny 12 no vokatra teto na dia tsy nisy nifankahita noho ny elanelantany aza. Mankasitraka fa soa ny fiarahan'ny mpisera teto e :D :D :D
200. fahamarinana ( 22/07/2009 16:45)
:arrow: Mbola eto ihany r'ise missa fa tratran'ny bla bla dia naika kofona !
Misaotra ny Tompo nampihaoniny taminareo vitsivitsy ireo,misaotra ny mpihira,mpanala azy,mpamatsy ny hira originale(any ambadika)nefa tsy hainareo ny ps-ny koa,ny mpamporisika eny rehetra eny na dia mbola tsy niheno ny vokatra teto ,misaotra indrindra any missa mandray anjara be amin'ny mozika !
Mamiko koa raha mamiko ilay fiarahana eto ary araka ny niriko rahateo tamin'ny nidirako serasera fahiny taona roa lasa izay !Mirary ny hitohizany e,rehefa tsy miakatra ambony lampihazo dia mety amiko ! :-D
euh...ngaha hifandao no ?
Soa soa tokoa ny fiarahantsika e !...bizoroka mamy any cutie,missa,ni81,ndenn.....sy ireo rehetra mpanohana nefa mety tsy tiana ho tononina eto ! :-* :-* :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2493