mihira - mitendry
141. cutie
(
21/06/2009 21:15)
cutie indray andro,i ni81 mety ho possible,ny hafa ho avy hanampy moa ho hita eo koa e !
hihihihihi miankina @ ny any ambony zany :-D
142. cutie
(
21/06/2009 21:16)
136. Mpandefa : missa [ Valio ] 21-06-2009 16:54:09
Lohateny : Re : mihira - mitendry
" Tiako ny mihira miaraka aminao,Hira tsy ho lefy na ho antitra aza aho - Asandratro ny hira , hanasako anao - Hira ho ahy sy ho anao ..." hoy Bodo , noho izany tsy lanilany foana ny fotoana raha nahavita nihira teto ééé ... !!
tsara koa io hira io , ataontsika ve :)
144. fahamarinana
(
22/06/2009 06:27)
:arrow: missa-cutie-ni :za koa tsy mahay io hira io,asa mety ny feony angamba,ny titre efa tsy hay!Mba ametraho video eto hoe ho henoina akia cutie na angataho ao amin'ny rvg mba ho henoiko e ! :wink: (l)
145. ni81
(
22/06/2009 06:33)
missa-cutie-ni :za koa tsy mahay io hira io,asa mety ny feony angamba,ny titre efa tsy hay!Mba ametraho video eto hoe ho henoina akia cutie na angataho ao amin'ny rvg mba ho henoiko e !eny tokoa oa! :)
146. ravonjison
(
22/06/2009 06:56)
Missa: izany tokoa ry missa. Ilay fihaonana miaraka @ hirahira sy dihy dia manitikitika ahy tokoa.
Izaho aloha dia tsy any Dago, fa @ volana janvier na fevrier 2010 aho mandalo any Dago, ary somary misy resaka fandihizana ny programako any.
Ka asa na possible ny hihaonana aminareo sy ny sasany avy @ serasera. Ilay salsa no tena mba manaitra ahy. Asa raha azo atao gasy ilay salsa ?

147. missa
(
22/06/2009 07:28)
ravonjison:

Mila trotrona ambavaka zany fa raha izao fiainana iainana eto izao dia mampanahy ny mbola hatratrarana 2010 izany , tsy hoe kely finoana fa mba miresaka fotsiny e. Za mantsy zao de mbola tsy mahita asa foana de mahavita zavatra ihany ato antrano . Nefa rehefa tonga kosa ny fotoana dia afaka mihaona daoly isika ka atomboka am mpisera eto amty forum ity alou avy eo dia hitarina raha mety e. Ny mahafinaritra ahy eto amty resaka eto ity dia ny mozika sy ny kanto toy ny dihy sns no resahina eto fa tsisy politika mampiady.Tam le izahay vitsivitsy nanao hira mantsy dia mitombo miandalana ny mpandray anjara de io no mahafinaritra eto.Ilaina koa anie ny mba haharetan'ny fiarahana eto ka ny afaka mizara sy manaja ny hevitry ny sasany ary ny fitandroana ny fihavanana malagasy no tandrovina, ka ireo no mety hahavita zavatra eto na misy elanelantany aza. Faly foana zahay eto raha tonga ianareo avy lavitra hiarahikorana e.Mirary soa ary :D
148. cutie
(
22/06/2009 11:15)
faha sy ni
http://www.dailymotion.com/relevance/search/solo+bodo/video/x4n5n4_solo-bodo-tojo_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/solo+bodo/video/x4n5n4_solo-bodo-tojo_music
150. fahamarinana
(
22/06/2009 11:19)
:arrow: ravonjison :jereo ao amin'ny fety sy fihaonana fa ao no apetraky ny namana serasera rehefa misy fihaonana any dago,eny na ny aty paris sy ny hafa firenena aza !
missa : soa ny fiarahantsika e ! Za moa dia faly miara-miriaria sy mihirahira aminareo e,mino aho fa ny namantsika hafa tahaka izany !:-* (l)
missa : soa ny fiarahantsika e ! Za moa dia faly miara-miriaria sy mihirahira aminareo e,mino aho fa ny namantsika hafa tahaka izany !:-* (l)
151. ravonjison
(
22/06/2009 13:39)
missa:
ravonjison:
Missa: izany tokoa ry missa. Ilay fihaonana miaraka @ hirahira sy dihy dia manitikitika ahy tokoa.
Izaho aloha dia tsy any Dago, fa @ volana janvier na fevrier 2010 aho mandalo any Dago, ary somary misy resaka fandihizana ny programako any.
Ka asa na possible ny hihaonana aminareo sy ny sasany avy @ serasera. Ilay salsa no tena mba manaitra ahy. Asa raha azo atao gasy ilay salsa ?
Mila trotrona ambavaka zany fa raha izao fiainana iainana eto izao dia mampanahy ny mbola hatratrarana 2010 izany , tsy hoe kely finoana fa mba miresaka fotsiny e. Za mantsy zao de mbola tsy mahita asa foana de mahavita zavatra ihany ato antrano . Nefa rehefa tonga kosa ny fotoana dia afaka mihaona daoly isika ka atomboka am mpisera eto amty forum ity alou avy eo dia hitarina raha mety e. Ny mahafinaritra ahy eto amty resaka eto ity dia ny mozika sy ny kanto toy ny dihy sns no resahina eto fa tsisy politika mampiady.Tam le izahay vitsivitsy nanao hira mantsy dia mitombo miandalana ny mpandray anjara de io no mahafinaritra eto.Ilaina koa anie ny mba haharetan'ny fiarahana eto ka ny afaka mizara sy manaja ny hevitry ny sasany ary ny fitandroana ny fihavanana malagasy no tandrovina, ka ireo no mety hahavita zavatra eto na misy elanelantany aza. Faly foana zahay eto raha tonga ianareo avy lavitra hiarahikorana e.Mirary soa ary :D
Marina ny voalazanao e. Izany @ janvier-fevrier izany aloha tsy dia lavitra loatra e, izaho koa dia tsy maintsy homaniko dieny mialoha ny programako, satria betsabetsaka ihany.
Efa nojereko ihany ny sehatra " fihaonana " fa somary nangingina izy tato ho ato. Ka rehefa manakaiky ny fotoana dia averiko eto itý resaka " fihaonana, fihirana sy dihy " itý, mba hihomanana.
Ankoatr' izany aloha omeko anao ny email-ko mba ahazoantsika mifanoratra ankoatry ny eto, ka ho volavolaintsika miandalana ilay izy. Sa ahoana hoy ianao ?
Adresse : lanto.ravon@post.cz
Izay mba te handray anjara moa izany dia @ janvier-fevrier no daty vinavina hanaovana fihaonana any Dago.
152. missa
(
22/06/2009 15:17)
:arrow: ravonjison: misaotra fa voaray ny hafatra dia mirary antsika hifankahita soa izany am manaraka. Za nge ts de hoe spécialista am salsa fa mba anisan'ny gadona mahafinaritra ahy io sy ny samba , de indraindray moa ny hira malagasy fahiny ireny no avadika amin'io gadona io de mba manome aina kokoa anle izy .Tsy hoe mankaleo ny hira malagasy fa mba omena aina kely sao sempotra e. :wink:
153. ni81
(
22/06/2009 15:44)
faha sy nimerci e! hay ve izany hira izany e! tena tsy tadidiko mihitsy raha tsy reko eto! :lol:
Jereo eto
154. fahamarinana
(
22/06/2009 15:49)
:arrow: missa : missa koa manaitra foana amin'ilay :arrow: kely an !ho lazain'olona fa za ihany no i missa amin'ny farany ! :-D :-D
ni81 : za koa tsy nahatadidy ,ohatrany mbola tsy reko mihintsy aza !Za moa tsy mba maharaka loatra koa na vaovao na hira taloha afatsy izay reko miverimberina matetika ihany ! :) (l)
ni81 : za koa tsy nahatadidy ,ohatrany mbola tsy reko mihintsy aza !Za moa tsy mba maharaka loatra koa na vaovao na hira taloha afatsy izay reko miverimberina matetika ihany ! :) (l)
155. ni81
(
23/06/2009 08:40)
ni81 : za koa tsy nahatadidy ,ohatrany mbola tsy reko mihintsy aza !Za moa tsy mba maharaka loatra koa na vaovao na hira taloha afatsy izay reko miverimberina matetika ihany !efa reko fa efa ela dia tsy tadidy raha tsy heno teto.
Dia inona indray izany no vinavina manaraka ry zareo a? :-D :-D
156. fahamarinana
(
23/06/2009 10:37)
:arrow: ni81 : ka ilay Henri Ratsimbazafy iny kah ,miandry ny feo 1er ny cutie dia lasa indray !Efa nalefako any amin'ny missa natao au secours ilay antsika roa fa tonga amin'ny faran'ny fahaizana ilay izy ,tsy tafa e ! :oops: ...dia miandry fa gasy kely aloha tsika roa an ! :-* .
ndenn :revo manao politika mampivika mampipika dia tsy mandalo mametraka rangon-tsoratra an !...mba mandalova moa r'ise a ! (l)
ndenn :revo manao politika mampivika mampipika dia tsy mandalo mametraka rangon-tsoratra an !...mba mandalova moa r'ise a ! (l)
157. ni81
(
23/06/2009 10:53)
ni81 : ka ilay Henri Ratsimbazafy iny kah ,miandry ny feo 1er ny cutie dia lasa indray !Efa nalefako any amin'ny missa natao au secours ilay antsika roa fa tonga amin'ny faran'ny fahaizana ilay izy ,tsy tafa e ! ...dia miandry fa gasy kely aloha tsika roa an !dia miandry zany koa! Fa mampalahelo ndray i missa hanao an'iny zany! :oops:
ndenn :revo manao politika mampivika mampipika dia tsy mandalo mametraka rangon-tsoratra an !...mba mandalova moa r'ise a !:lol: :lol:
158. fahamarinana
(
23/06/2009 11:01)
:arrow: koa za ary tsa mahay mitendry kouh ! I ndenn mbola tsy tazana ! :? (l)
159. ni81
(
23/06/2009 11:37)
koa za ary tsa mahay mitendry kouh ! I ndenn mbola tsy tazana !:lol: :lol: aleo aloha himeme fa voaray lé izy e!
160. ni81
(
23/06/2009 11:39)
:-* :-* :-* misaotra fa adinoko hatr@ fisaorana ry faha a! be vanitika loatra mantsy