mihira - mitendry

121. fahamarinana ( 14/06/2009 11:38)
:arrow: dia averiko tenenina ny lazain'ny missa any ambony any hoe "manala azy " hono ,za angaha nahay sady tsy mbola mahay fa ilay fiarahana no tena tiako sy lalaiko ! zao lasa nahazo namana betsaka ! :D (l)
122. ravonjison ( 14/06/2009 11:39)
missa:

Ok ary e, hoan'ny eto Mskara moa dia amboary ny prog , atao Alahady sa andavanandro? ka mba hira mlamina reny alou no atao: Lalatiana,Bodo,Poopy,Railovy,Njila sns... sy Standards anglisy sy frantsay tsotsotsa reny fa zahay ts mahay le sarotra,mba asiana swings kely sy salsa ary samba hampirevy ze mahay mandihy. Ho an'ny any ampita kosa dia miandry anay ho avy any na ianareo tonga aty am période vacances.Samia ary mampita eto am serasera ny titres ankafizin tsirairay mba le mora atao reny am voalohany mba hiomananay, de avy eo miditra am sarotra kokoa sa ahoana?



Izaho aloha dia sady tsy mahay mihira no tsy mahay mandihy, fa ny mihaino ary mampifararaka ilay hira @ fihetsika no tena hainay, izahy hoe mandihy no tena kapoakanay. Izany salsa sy samba izany aloha dia tena revinay mihitsy.
Ka asa raha mba afaka miditra izahay ?
123. fahamarinana ( 14/06/2009 11:49)
:arrow: ravonjison : :-D :-D dia afaka mandihy ise kah ! :wink: (l)
124. cutie ( 15/06/2009 22:15)
Izaho aloha dia sady tsy mahay mihira no tsy mahay mandihy, fa ny mihaino ary mampifararaka ilay hira @ fihetsika no tena hainay, izahy hoe mandihy no tena kapoakanay. Izany salsa sy samba izany aloha dia tena revinay mihitsy.
Ka asa raha mba afaka miditra izahay ?

ty zany zao http://www.youtube.com/watch?v=3zD9W9SZj9w hain'i ravonjison koa raha azoko tsara sady hain'i ndenn sy missa mitendry mitsy zao io :-D
125. fahamarinana ( 16/06/2009 19:23)
:arrow: cutie : hummm ,toa ho hain'izy mirahalahy tokoa io akia an ! Sady angadin'ny ndenn ilay rythme zay ! :wink: (l)
126. ravonjison ( 17/06/2009 12:09)
Tena voanay ireny ka ( tango Argentin ). Dia ahoana e, teny hisy tokoa ve ilay rencontre any Dago ? ( hihirána, handihizana, hihinanana...)
127. cutie ( 17/06/2009 12:39)
misy any refa misy vonona ny handamina an'zany e :wink:
128. cutie ( 17/06/2009 23:05)
Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 16-06-2009 21:23:41
Lohateny : Re : mihira - mitendry
cutie : hummm ,toa ho hain'izy mirahalahy tokoa io akia an ! Sady angadin'ny ndenn ilay rythme zay !

ie :)
129. fijo ( 19/06/2009 22:22)
azo ampivadiana ao amin'ny dailymotion ny hira avy any us sy gitara avy aty frantsa ka
130. cutie ( 19/06/2009 22:24)
fijo nga mahay mitendry?
131. fijo ( 20/06/2009 20:31)
ndry ngah ihira
132. cutie ( 20/06/2009 20:33)
ie :-D
133. missa ( 21/06/2009 04:46)
efa nalefako le instrum cutie fa ts haiko iz no hanao feo faharoa ka de mba henoy sy karakarao any le hira e. :D
134. fahamarinana ( 21/06/2009 09:39)
:arrow: ary julianna sy Maholisoa tsa niverina intsony koa ? mbola eto foana anie zahay sady miampy tsikelikely eny no efa nahavita hira vitsivisty hoy ny tsy mahay manisa e!
Ravonjison :dia ahona ilay resaka danse teo,mila porofoana kely zany ho hitan'ny maso :-P ..hihi !vazivazy zany an ! Ny mpitendry-tsika anie mahavoa karazana hira maro e,sady mahay no mahay mamoron-kira koa ! :D
Dia mbola misy namana hafa te hiaraka aminay ve ? Ilay miaraka rodobe sy serasera manontolo no tena lafatra !ho ahy aloha nefa inokao fa tahak'izay koa ny namana hafa ireo ! :wink: (l)
135. cutie ( 21/06/2009 11:25)
i fijo toa efa henohenoko we mitendry gitara ihany ka :wink:
missa : efa nalefako any e :D
faha tena tsy hita tony ry zareo koa , asa sahirana daholo ngamba, midika ve zany fa tsika no tsy misy atao :-D :-D :-D
136. fahamarinana ( 21/06/2009 11:45)
:arrow: cutie :tsika marina no misy atao an,na tsy misy zvtr hafa ato !... :-D :-D !! miandry anjy zahay sy ni amin'ilay hira an ! :-P (l)
137. missa ( 21/06/2009 14:54)
" Tiako ny mihira miaraka aminao,Hira tsy ho lefy na ho antitra aza aho - Asandratro ny hira , hanasako anao - Hira ho ahy sy ho anao ..." hoy Bodo , noho izany tsy lanilany foana ny fotoana raha nahavita nihira teto ééé ... !! :D (l)
138. ni81 ( 21/06/2009 15:28)
Dia mbola misy namana hafa te hiaraka aminay ve ? Ilay miaraka rodobe sy serasera manontolo no tena lafatra !ho ahy aloha nefa inokao fa tahak'izay koa ny namana hafa ireo !
anontanio ry koditra fa mody tsy miteny e! :-P :-*
139. ravonjison ( 21/06/2009 16:23)
fahamarinana:

:arrow: ary julianna sy Maholisoa tsa niverina intsony koa ? mbola eto foana anie zahay sady miampy tsikelikely eny no efa nahavita hira vitsivisty hoy ny tsy mahay manisa e!
Ravonjison :dia ahona ilay resaka danse teo,mila porofoana kely zany ho hitan'ny maso :-P ..hihi !vazivazy zany an ! Ny mpitendry-tsika anie mahavoa karazana hira maro e,sady mahay no mahay mamoron-kira koa ! :D
Dia mbola misy namana hafa te hiaraka aminay ve ? Ilay miaraka rodobe sy serasera manontolo no tena lafatra !ho ahy aloha nefa inokao fa tahak'izay koa ny namana hafa ireo ! :wink: (l)



Ho hitanao ihany izany rehefa tonga ny fotoana, izaho mantsy te adalan' io resaka danse io mihitsy.
Izahay aloha dia tena vonona @ ilay resaka fihaonana e.
140. fahamarinana ( 21/06/2009 19:26)
:arrow: ravonjison : ka ny any Dago anie mihaona foana ny serasera e,fa raha isika ato amin'ny kolontsaina manokana indray dia toa mbola missa no any ka raha any ianao dia maka contact aminy,mino aho fa tsy ho olana aminy zany !
Zahay moa aty alavitra daholo ,ary ny sasany any amin'ny farany lavitra :-D,asa raha hihaona amin'ny cutie indray andro,i ni81 mety ho possible,ny hafa ho avy hanampy moa ho hita eo koa e ! :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1796