mihira - mitendry

61. fahamarinana ( 27/05/2009 06:43)
:arrow: missa : za manao feo faharoa fa saingy tsy haiko ilay hira dia aleo ataon'izay mahay azy aloha ! sady miala bala ihany za io an fa rehefa tsy misy dia ataoko ihany ! :) (l)
62. missa ( 27/05/2009 07:07)
Ra ny hevitro alou de tsis resaka pro eto fa manala eto isika ka ze tsy mety kely na mandiso kely eo de saronana "tsiky de ampy" hoy ny fiteny eto am serasera. (l) (l) :) :)
63. missa ( 30/05/2009 08:01)
fahamarinana:

:arrow: missa : za manao feo faharoa fa saingy tsy haiko ilay hira dia aleo ataon'izay mahay azy aloha ! sady miala bala ihany za io an fa rehefa tsy misy dia ataoko ihany ! :) (l)


efa vita izao ny duo cutie-missa miaraka am feonkira mis feo faharoa saingy avo be ho ahy le iz ka saik tapaka ny tendako, anontanio cutie fa efa ananany any le iz,io moa arak ny efa nolazaina oe manala azy de tsikitsiky no mameno ny diso e. Mbola afaka mandefa feo faharoa ianao dia anontanio an'i cutie ny fanaovana azy fa averiko atambatra indray vy eo e. Zay anie de milalao isika eto e fa ts dia mila zavatra sarotra be ireny.
:D
64. fahamarinana ( 30/05/2009 12:57)
:arrow: dia miandry any cutie aho zany hanazava ahy fa somary manahirana izy izany,za manko tsy dia mahay rahavao misy zvtr mila kirakiraina izay an ,tokoa moa zany !!! :? (l)
65. cutie ( 30/05/2009 16:35)
Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 30-05-2009 14:57:09
Lohateny : Re : mihira - mitendry
dia miandry any cutie aho zany hanazava ahy fa somary manahirana izy izany,za manko tsy dia mahay rahavao misy zvtr mila kirakiraina izay an ,tokoa moa zany !!!

Omeo ahy aza le email an-jy de alefako any le hira de tonga njy de manao feo faharoa miaraka @ feoko de avy eo alefan-jy any @ missa le izy refa vita de izy no manambatra azy any.
66. cutie ( 30/05/2009 16:36)
efa vita izao ny duo cutie-missa miaraka am feonkira mis feo faharoa saingy avo be ho ahy le iz ka saik tapaka ny tendako,

saika tapaka ny tenda a :-D :-D :-D :-D :-D
67. fahamarinana ( 30/05/2009 18:34)
:arrow: cutie : efa lasa any ilay mailaka an !Fa zao aloha !! inona kay ilay hira ho atao finalement dia misy feo azo alefa aty amiko ve fa tsy haiko anie zany hira zany e ! Dia partie aiza no hidiran'ny 2eme voix aloha ? Azonjy azavaina amiko ve ry cutie na miss dia merci ! (l)
68. ndenn ( 30/05/2009 18:54)
Ity mba misy improvisation avy aty amiko é , ahoana ny hevitrareo ?
http://france.real.com/music/
69. ndenn ( 30/05/2009 18:59)
Andraso aloha fa tsy mivoaka .
70. ndenn ( 30/05/2009 19:21)
Ity

http://www.youtube.com/watch?v=8tn5YB_ZZ4s&feature=channel_page
71. fahamarinana ( 30/05/2009 20:50)
:arrow: ndenn :ohatrany tsy mahasosotra ilay izy,tiako aloha e! Fa asa ny hevin'ny hafa !Ho avy eo reo hiheno azy ! :D (l)
72. cutie ( 30/05/2009 20:58)
fahamarinana
efa nandefa hafatra any @ njy any za.
o ry ndenn a tsy hay akory we in aza le hira lol
73. ndenn ( 30/05/2009 21:20)
Improvisation tsotsotra fa tsy mbola tena hira ka!
74. cutie ( 30/05/2009 21:29)
hay ve e
le izy mikasaosaoka no nanimba azy fa tokony ho tsara ihany :)
75. missa ( 31/05/2009 14:42)
misaotra ndenn !! tafaraka eto isika izany, za manokana de tia anle improv nataonao satria tia be gadona jazz ballad reny aho mba hohenoiko matetika izy io noho izy nivoaka avy ao ampo, sao mba mety hisy tonony ihany hiraikitra aminy. Ts dia maninona lay mikasaoka fa revy vazo moa eto ka dia mahereza daoly e. :D
76. fahamarinana ( 01/06/2009 16:42)
:arrow: missa sy cutie sy ndenn : misy hira tiako be zay koa oah,hiran'ny bessa "hira " angamba ny titre fa tsy tsaroako tsara loatra fa misy feo maro koa ao antiny ao ,ohatran'ny misy hoe :zay rehetra hirahira nohiraiko samy manana tantara ....,asa raha mba hainareo koa ny mitendry azy fa mba tiako ianaranareo fotsiny !..hihi ,fangatahana monja an ! Misaotra mialoha e.. :wink: (l)
77. missa ( 02/06/2009 07:12)
tsy olana ny Bessa ireny , fanao foana ireny rehefa tena tafahaona de mande hoazy e.
78. ndenn ( 02/06/2009 08:04)
Andraso ary fa halefako ,ataoko feon-kira fotsiny ,@manaraka fa mbola mametraka logiciel de mixage ao anaty pc- ko aho.
79. fahamarinana ( 02/06/2009 08:17)
:arrow: merci ngoda be ho an'ny ndenn ! mahafinaritra mihintsy reto namako ato amin'ny kolotsaina ireto rey olona oooooo ! kiss be ho anareo telo dahy o ! :-* :-* (l)
80. cutie ( 02/06/2009 13:29)
fahamarinana
ataontsika sy njy ve le bessa e
haiko koa manko io
'Zay rehetra hirahira nohiraiko, samy manana tantara
Ary matoa izy no hiraiko misy zavatra mba tiako ambara
Tao ny fahoriana mafy mila tsy ho zakako lanjaina intsony
Nefa nohiraiko koa ny felam-pahahana vao namony
Hira � hira kiakan'izay nohosena
Hira � hira mety ho hobim-pandresena
Hira � hira novoinona fa tsy maty
Fa mikoriana ao anaty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1214