mihira - mitendry

41. tywa68 ( 08/05/2009 09:00)
d zahay mijery sy mitehaka :lol:
42. missa ( 08/05/2009 11:34)
Ok ary e, hoan'ny eto Mskara moa dia amboary ny prog , atao Alahady sa andavanandro? ka mba hira mlamina reny alou no atao: Lalatiana,Bodo,Poopy,Railovy,Njila sns... sy Standards anglisy sy frantsay tsotsotsa reny fa zahay ts mahay le sarotra,mba asiana swings kely sy salsa ary samba hampirevy ze mahay mandihy. Ho an'ny any ampita kosa dia miandry anay ho avy any na ianareo tonga aty am période vacances.Samia ary mampita eto am serasera ny titres ankafizin tsirairay mba le mora atao reny am voalohany mba hiomananay, de avy eo miditra am sarotra kokoa sa ahoana?
43. fahamarinana ( 08/05/2009 11:40)
:arrow: missa : d'efa mihetsika nareo any zany o ! Zahay izao karaha mbola ho ela vao ho avy any fa dia aleo nareo no andrasana aty e !
Ohatrany ahafinaritra izy zany ! :D (l)
44. missa ( 20/05/2009 06:08)
Aiza daolo fa toa mdodo tsika zany :roll:
45. maholisoa ( 22/05/2009 22:19)
Manao ahoana,
Tara be aho vao sendra nahita an'ity reska ity inty.
Tena mahafinaritre tokoa.
Za koa adalan'i Lalatiana ....
Mitendritendry gitara aho rehafa ilay accord moramora reny.
Izay eto ile de france ange afaka manao fotoana ao amin'i Montana e ...
Mandrampihaona.
Maholisoa
46. missa ( 23/05/2009 11:02)
Miarahaba an'i Maholisoa tonga eto e. Mbola tsy tara na izao aza vao miserasera. Mahafinaritra be ity resaka tendritendry tsotsotra ifampiresahana eto ity indrindra fa refa mifankahita. Zahay moa aty Dago fa ianareo any no antenaina hoavy tsy hoela am vacances dia mba milaza eto izay tody aty antanana ahitana zay atao am vazovazo vakansy aty .
47. cutie ( 23/05/2009 11:06)
missa
alefaso ny adiresy email de alefako an'le lalatiana :)
48. missa ( 23/05/2009 12:18)
Ok ary e,ka andramo am'ity aloha fa ra tsy voaraiko dia ovaioko hafa indray ,tsy hita fa connexion tsy haingam-pandeha ny ahy fa medameda ihany: tendry2000@yahoo.fr; Milaza vaovao ihany aho refa voaray e. :D :D
49. maholisoa ( 24/05/2009 22:19)
Manao ahoana,

Azo idirana ve ilay tondrompeon'io hirani lalatiana, tiako raha ianao io ???
Efa nisy nanoratra ve ?
NY ahy mantsy raha vao tsy ao ny accoord, ohatry ny tsy hain'ny sofiko loatra ny mitady azy.

Cutie sa miisa sa fahamarinana ilay tia lalatiana teo, hainareo ve ilay hira hoe :

atolotro ity ho fahatsiarovana ireo lasantsika
Satria tsy azo lavina izaho sy ianao mety tsy hifankahita

Misy feo faharoa manja be koa sady gitara accoustiqua fosiny ....
Mandrampihaona
Maholisoa
50. cutie ( 24/05/2009 23:09)
maholisoa
tsy haiko io hiran'i lalatiana io fa in le titre???
51. cutie ( 24/05/2009 23:17)
Azo idirana ve ilay tondrompeon'io hirani lalatiana, tiako raha ianao io ???
Efa nisy nanoratra ve ?
NY ahy mantsy raha vao tsy ao ny accoord, ohatry ny tsy hain'ny sofiko loatra ny mitady azy

tsy haiko na efa nisy nanoratra :?
52. missa ( 25/05/2009 16:41)
missa:

Ok ary e,ka andramo am'ity aloha fa ra tsy voaraiko dia ovaioko hafa indray ,tsy hita fa connexion tsy haingam-pandeha ny ahy fa medameda ihany: tendry2000@yahoo.fr; Milaza vaovao ihany aho refa voaray e. :D :D


Voaray tkoa fa tapany ihany. Voa mafy mts za am le connexion, vao nandefa instrum an'i cutie aho zao ka asa ndray ra nety fa trotroy ambavaka é.
53. fahamarinana ( 25/05/2009 18:39)
:arrow: maholisoa : za retsy tsa mahay mitendry a,fa raha misy feo faharoa dia afaka ataoko ! Fa mila haiko koa ilay hira nefa dia mazava ho azy fa tsa haiko io lazainjy io ! Mpankafy lalatiana aho fa plutot ny hira taloha no haiko ! Par contre i cutie hitako fa mpankafy Lalatiana be fa reko matetika ao amin'ny RadioVazoGasy ! :wink:
missa : eto ihany fa tsy aiza r'ise a ! Nareo any aza no afaka mihaona ,za manokana tsy ao paris fa tsindraindray foana vao tafakatra sady mety tampoka be ! Fa raha tafakatra dia tsy olana amiko ny mihaona amin'ny Maholisoa,za ilay mpiheno anjy mitendry aloha an ! :) (l)
54. missa ( 26/05/2009 06:07)
cutie : kivy ihany aho omaly fa toa ts mety lasa mts le fichier feonkira; Somary mavesatra le izy de maisatra be ny mandefa azy.

maholisoa : andramo atao oe le 2ème voix amin'ilay Lalatiana fa mety tsy ho vitako fa avo b ka mila tsy ho takatro le izy. Tandremo fa sarotsarotra le notes 2è io an
55. missa ( 26/05/2009 11:52)
cutie , Leo b a fa ts mety le fandefasana anle instrum. mba nataoko.Hatram outlook aza micoince zao. :cry:
56. fahamarinana ( 26/05/2009 12:47)
:arrow: missa : sao mila zipper-na kely aloha vao alefa any ! sa tsy mety zay ve ! Compresser-na moa zany ve ilay filaza azy e ! (l)
57. missa ( 26/05/2009 13:21)
refa zipperna le izy dia zara ra Ko kely fotsn no afaka ts mba tafakatra Mo akory. Lasa kamo b za io zao de ts manandrana mandefa tsony fa lany sôsy fotsn am connexion :cry: :x :cry: :x
58. fahamarinana ( 26/05/2009 13:44)
:arrow: mampalahelo ahy koa i missa kah ! tsy hitako zay hanampiana anao,marina moa ! :( (l)
59. cutie ( 26/05/2009 22:07)
merci fa voaraiko le izy :)
Hianatra @ le izy zao de alefako any refa vita :)
60. missa ( 27/05/2009 06:31)
ouf !! :D :D
iza amzay ary no hanao lay feo faharoa ? mety foana na lehilahy na vehivavy. Haiko tsara izy io fa saingy tsy takatro fotsiny, noho izany de ts maints misy iray ao mahatakatra io feo io e. Atao ny antso avo e !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2081