Sarotra ho an' ny manan-karena
81. soanja
(
21/01/2009 05:49)
rahery08:
raha misy olona manankarena, dia misy olona mahantra,
ny mitory filazantsara @ malahelo dia mora kokoa,
fa ny mitory @ mpanana dia sarotra,
amiko aloha zany, tsy haiko @ hafa
tsy manana tetika fitorina @ mpanana aloha aho hatr@ zao!
asa manana ve nareo?
Ary izay aho vao nahita ity lohahevitra ity.
Ny fiheverako azy ry Rahery08 dia raha vao manantona mpanakarena ianao ka hoe HITORY no itondranao le resaka dia miala moramora izy. Io teny io hitako fa mampitsoaka olona tokoa amin'izao fotoana izao, indrindra ny manankarena.
Taktika iray izay hitako fa mandaitra hatramin'izao aloha dia ny fanaovana modely tsara aminy hafa ohatra hoe ny fanaovana asasoa. Rehefa ianao mahantra na kely na izay mahaizy anao, fantany sy hitany fa manao ezaka manampy ny hafa ohatra dia matetika tonga saina ihany izy. Dia izy ihany aza no hanantona anao hoe inona no azoko hanampiana. Dia amin'ny alalan'iny no itorianao ny tenin'Andriamanitra. Tsy amin'ny alalan'ny teny intsony fa ny asa.
Tadidio fa ao anaty Asa mitory fitiavana koa Andriamanitra.
82. ari.malala
(
21/01/2009 06:03)
Diamondra27, izaho anie no nametra fanontaniana hoanao hoe devoly ve ny zazakely? hoanao nilaza fa refa mitomany izy d manao asandevoly no antony nanontaniako hoe hoanao v devoly ny zazakely? izaho efa manana ny valinteny aty amiko!! fa ny hevitrao no tiako ho fantatra azafady, ka iangaviako indray raha azo atao araka ny hevitrao ve izany devoly ny zazakely?
Manaraka izany, tsy ika aho, tsy Noue aho fa hamaly ilay fanontaniana hoe
Ekena fa ny chorale manana ny toerany, fa io tsy noho ny hoe sao manao asan-devoly no antony itokanandry zareo toerana, fa araka ny teninao iany hoe rehefa mihira ry zareo d mba tokony ho miaraka dool! Ny anao anie ny antony isian'ilay hoe etsy ny toerana hoan'ny zaza sns d hoe manjary mi détourner ny attention anao ny zaza mitomany na ny olona manoaka na ny olona mamoha biscuit e! Ary ilay toerana d miaraka ao ampiangonana fa tsy misy hoe atsy efitra natokana hoan'ny chorale d atsy ny efitra natokana hoan'ny tsy chorales... Toy ny any aminareo hoe atokana any an'efitra hafa ny zazakely :roll:

diamondra27:
Noue, ika : ary mba aiza ho aiza kay ny plasin'ny chorale any ampiangonanareo sa rehefa mihira dia samy mitsangana any amin'ny misy azy any avy ry zareo.
ary aiza ho aiza ny plasin'ny tily sy mpanazava,
dia aiza no misy ny sekoly alahady?
Tsy hoe manova resaka aho fa aty aminay manko mbola misy plasy hafa araka ilay voalaza plasy natokana ho an'ny zaza...
Ekena fa ny chorale manana ny toerany, fa io tsy noho ny hoe sao manao asan-devoly no antony itokanandry zareo toerana, fa araka ny teninao iany hoe rehefa mihira ry zareo d mba tokony ho miaraka dool! Ny anao anie ny antony isian'ilay hoe etsy ny toerana hoan'ny zaza sns d hoe manjary mi détourner ny attention anao ny zaza mitomany na ny olona manoaka na ny olona mamoha biscuit e! Ary ilay toerana d miaraka ao ampiangonana fa tsy misy hoe atsy efitra natokana hoan'ny chorale d atsy ny efitra natokana hoan'ny tsy chorales... Toy ny any aminareo hoe atokana any an'efitra hafa ny zazakely :roll:
83. xxx
(
21/01/2009 06:31)
hoy Diamondra
Io ilay fomba classic fitarihan'ny Secte ireo kil mba hanaraka azy.
Dia tena mbola mi-insiste be!
Dia somary mihaotra fa misy olona hafa mety hanembatsembana ilay fitaritana.
O rey olona e! Dia tena mahita lalana maro tokony itony secta itony e. Ny teniko dia MITANDREMA fa tsy izay rehetra mahay mitory ny tenin'A/tra no lalana sy fahamarinana.
Nouemeo ny ora mety amindry fa entiko any akia ndry a, ny maraina sa ny apres-midi
Io ilay fomba classic fitarihan'ny Secte ireo kil mba hanaraka azy.
omeo wa le ora mahafaka andry a miandry za ry Noue a
Dia tena mbola mi-insiste be!
f'angaha koa moa i ika hiaraka aminay sy Noue any @ilay fiangonana?
Heveriko fa za sy NOue ihany nge e
Dia somary mihaotra fa misy olona hafa mety hanembatsembana ilay fitaritana.
O rey olona e! Dia tena mahita lalana maro tokony itony secta itony e. Ny teniko dia MITANDREMA fa tsy izay rehetra mahay mitory ny tenin'A/tra no lalana sy fahamarinana.
84. Noue
(
21/01/2009 07:56)
zay indrindra manko eee! ary adiresim-piangonana ve no mba angatahana dia io foana no hasesika oe ao fa ho entiko eee :^) :^) :^) :^) tena misy zavatra tsy mazava ao aaa! sady raha mba zavatra hafa no angatahana maninona moa? nefa ity fiangonana , tranon'Andriamanitra fa tsy tranony personely ka inona no manaka azy tsy hanomezany zany adiresy zany ee ???? :^) :{ :°) :idea: :?: :!: :evil:
85. Noue
(
21/01/2009 07:59)
dia valio koa i arimalala eee! fa aza variana manodina foana ny resaka koo! ary noheveriko koa oe rehefa misy manodina resaka zany dia asan'ny devoly fa tsy asan'Andriamanitra satria zany foana no hitatatatana etoana!
86. bor2lais
(
21/01/2009 10:02)
Miala tsiny raha toa ka mitsofoka amin\'ilay resaka.
Angaha moa i Diam\'s niteny hoe devoly ny zazakely ! Mety fitaovana ampiasain\'ny devoly hoy izy !
Raha tsy diso aho toa nisy nilaza ery ambony ery fa fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra no iadina (na ny mitovitovy amin\'izay).
Ka na i Rapiera aza ange nampiasain\'ny devoly nefa dia teo anilan\'ny Tompo teo foana izy e ! (Tadidio ilay teniNY hoe \"ao ivohoko ianao ry satàna\")
Momba ilay fitaizana zazakely indray dia fahita any amin\'ny vazaha ERF (Eglise Reformée de France) matetika ireny : misy tokoa ny monitrice miandraikitra azy ireny ary fampianarana \"sekoly alahady\" (éveil biblique no ataony anarany rahatsy diso aho). Rehefa hanomboka ny toriteny indrindra indrindra no matetika miara-mivoaka mandeha amin\'izany izy ireny. Sady fitandroana ny filaminana ao am-piangonana (sarotiny amin\'izany ny vazaha, indrindra ny be antitra) izany no fanomezana fampianarana tenin\'Andriamanitra sahaza ho an\'ny ankizy ihany koa.
Angamba mitovitovy amin\'io lazaiko io ny an\'i Diam\'s !
Avelako amin\'izay ianareo fa mazotoa daholo !

87. Fody
(
21/01/2009 10:35)
Ny zaza matoa mitomany dia misy zavatra ilainy izay na misy manjoa azy (naona, mafana, marary, sns...)
Ny zaza mbola tsy manana eritreritra hanao an'izao sy izao (hanakorotana ohatra), donc tsy mitovy amin'i Piera araky ny voalazan'i bor2lais velively.
Amiko anjaran'ilay mpitarika ny fihaonana no mijery hoe: iza no hampitany hafatra. Olon-dehibe ihany ve no manoloana azy sa misy zaza ao, misy mitaiza ve, sns... Ary dia atao mifanaraka amin'izay ny fomba fampita ny hafatra amin'ny olona mba samy hahazo ny anjarany ny tsirairay: zaza, ankizy, olon-dehibe...
Aza adino fa ny fanahy ratsy dia mitady ny irika hanakorotanana antsika foana. Donc tsy ny zaza mitomany no manakorotana, fa ny ao anatin'ny tsirairay no mety tsy milamina. Azo inoana ve fa manana filaminana anaty ny olona nerveux raha vao maheno feon-jaza mikaika kely fotsiny ao am-piangonana??? Non, tena non,...
Am-pitiavana be.
88. bor2lais
(
21/01/2009 10:43)
Fody> ekeko ny fanamarihanao ... saingy samy manana ny fombafombany daholo ny tsi11 eo @ fampitana ny Tenin\'Andriamanitra na dia 1 ihany aza ny tanjona ...
PS Tsy mampitovy ny zaza @ Piera aho akory fa ny tiako tenenina dia na izaho na ianao dia mety ampiasain\'ny satana daholo raha tsy miambina ...

89. xxx
(
21/01/2009 11:49)
hoy i Bor2lais
Fa angaha moa tsy efa voasoratra sy voalazan'i jesosy hoe" Ianao ry Piera dia handaha ahy in-telo alohan'ny hanenoan'ny akoho"???
Ka tsy midika ve izany fa i jesosy no lazainao fa devoly??? satria dia izy vatany no nilaza sy nampiasa an'i Piera hanao izany fihetsika izany???
Ka na i Rapiera aza ange nampiasain'ny devoly nefa dia teo anilan'ny Tompo teo foana izy e ! (Tadidio ilay teniNY hoe "ao ivohoko ianao ry satàna"
Fa angaha moa tsy efa voasoratra sy voalazan'i jesosy hoe" Ianao ry Piera dia handaha ahy in-telo alohan'ny hanenoan'ny akoho"???
Ka tsy midika ve izany fa i jesosy no lazainao fa devoly??? satria dia izy vatany no nilaza sy nampiasa an'i Piera hanao izany fihetsika izany???
90. coopsal
(
21/01/2009 11:56)
rahery08:
tsy manana tetika fitorina @ mpanana aloha aho hatr@ zao!
asa manana ve nareo?
==> Izaho koa tsy mahita.
Nefa na dia amin'ny mahantra aza ka. Tsaroako fa isan'ny fitoriana nataoko voalohany ny nitety 4mi, nizara sakafo ho azy ireny aho dia arakaraka izay miseho dia nitory filazantsara sy nampianatra. Fa finalement hitako hoe faly izy ireo isaka ny mahita an'i Pasitera (ary mazoto miantso pasitera) noho ilay sakafo mety levona nentiko. Nisy koa ireo sasany izay nilaza fa tsy ilay sakafo velively akory no nilainy na ny vola fa tena ny tenin' Andriamanitra. Saingy na iretsy voalohany na ny faharoa dia mitovy aby.
Fa tsaroako indray mandeha nisy lehilahy mpanan-karena nanatona ahy, hoy izy hoe "mahafinaritra ahy izao zavatra ataonao izao, ianao ve mazoto mba hifampiresahako fa izaho tena mitady an'izany resaka pureté izany". faly tao anatiko aho hoe ity misy lehilahy anakiray mpanana nitady pureté, saingy tsy afaka niteny nininn taminy aho aloha. Nomeko azy ny numéroko (fa zah tsy nangataka ny numéro-ny, fa nivavaka aho hoe raha sitrapon' Andriamanitra dia asain' Andriamanitra hiantso ahy iny olona iny). Kinanjo moa hatramin'izao izy tsy niantso ahy.
Par expérience dia hitako fa tsy misy idiran'ny harena na fahantrana velively ny hoe fandraisana an' Andriamanitra, na fahasarotan'ny fitoriana ny filazan-tsara. Indraindray koa aza hitako tena sarotra lavitra ny mitory amin'ny olona mpivavaka sy atao hoe vontom-pinoana.
Fa raha sarotra ho an'ny olona izany, KRISTY mahay izay tokony hatao rehetra, haiNy ny misafidy ny olona hitoriana, ny fotoana hihaonana sy hitoriana amin'io olona io, ny teny izay hotoriana ary ny fomba hitondrana resaka. Na mpanana io na antonony na mahantra, na olona misy devoly na lehilahy na vehivavy. Izy mahafantatra. Ary izay miray amiNy dia afaka hahafantatra koa izany rehetra izany, araka ny noteneniNy hoe : "Izay mino ahy, ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao asa lehibe lavitra noho izany aza izy satria izaho mankany amin'ny Ray".
Tsy théologie no resahiko anareo eto ary tsy idéologie, fa expériences-ko momba izay voasoratra ao amin'ny Baiboly.
91. bor2lais
(
21/01/2009 12:16)
xxx:
hoy i Bor2lais
Ka na i Rapiera aza ange nampiasain\'ny devoly nefa dia teo anilan\'ny Tompo teo foana izy e ! (Tadidio ilay teniNY hoe \"ao ivohoko ianao ry satàna\"
Fa angaha moa tsy efa voasoratra sy voalazan\'i jesosy hoe\" Ianao ry Piera dia handaha ahy in-telo alohan\'ny hanenoan\'ny akoho\"???
Ka tsy midika ve izany fa i jesosy no lazainao fa devoly??? satria dia izy vatany no nilaza sy nampiasa an\'i Piera hanao izany fihetsika izany???
-> Tsy mitovy ny resatsika ka ! Io lazaiko io dia \"vetivety\" foana taorian\'ny nilazan\'i Piera fa \"Ianao no Mesia, Zanak\'Andriamanitra velona\" (izay teny avy amin\'Andriamanitra hoy ny Tompo).
Ny tohiny dia ity :
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Matio&Toko=16&andininy=21-23&dika=
92. Noue
(
21/01/2009 12:16)
Izay mino ahy, ny asa ataoko no hataony koa, ary hanao asa lehibe lavitra noho izany aza izy satria izaho mankany amin'ny Ray".fa kosa tsy nilaza Izy oe ny harenan'olona aloha jerevana ee! koa raha tena olona oe hitory zany ve , nahoana no tsy vita ny manao azy @ mpanana ???
Fa angaha moa tsy efa voasoratra sy voalazan'i jesosy hoe" Ianao ry Piera dia handaha ahy in-telo alohan'ny hanenoan'ny akoho"???=D> =D> =D> =D> =D> =D>
Ka tsy midika ve izany fa i jesosy no lazainao fa devoly??? satria dia izy vatany no nilaza sy nampiasa an'i Piera hanao izany fihetsika izany???
93. Noue
(
21/01/2009 12:24)
bor2lais:mahagaga, mahavariana , mahatalanjona zany aa! fa hono oa eeee! tsy justement io toriteny io ve no tena tokony henohin'ny rehetra na zaza na olondehibe na iza na iza eee ??? zany ve tsy azo raisina koa oe asan'devoly ny mamoaka ny ankizy mba tsy henohiny zany toriteny zany ee ???nytena mahagaga ahy dia justement nitory Jesoa n teo daholo ny olona mihaino azy ary tena nilaza izy oe avelao ny zaza hanantona ahy ka nahoana no havoaka ny zaza rehefa tonga io fotoana io????
Momba ilay fitaizana zazakely indray dia fahita any amin\'ny vazaha ERF (Eglise Reformée de France) matetika ireny : misy tokoa ny monitrice miandraikitra azy ireny ary fampianarana \"sekoly alahady\" (éveil biblique no ataony anarany rahatsy diso aho). Rehefa hanomboka ny toriteny indrindra indrindra no matetika miara-mivoaka mandeha amin\'izany izy ireny. Sady fitandroana ny filaminana ao am-piangonana (sarotiny amin\'izany ny vazaha, indrindra ny be antitra) izany no fanomezana fampianarana tenin\'Andriamanitra sahaza ho an\'ny ankizy ihany koa.
94. xxx
(
21/01/2009 12:53)
Ka ilay tenin'i jesosy anie tsy asiany sira fa izay mahafaly azy ihany no asisiny sy ataony e! Fihetsika feno fitiavan-tena be ilay izy rehefa dinihina. Dia hoe olon' A/tra hono izy??? nefa ny zaza aza atositosiny tsy hiaino tenin'A/tra.
bord2lais> Tsy nivoaka ilay jereo eto? Tsy baiboly on line ve no ambadik'io? Raha izay mantsy dia tsy mety mivoaka eto @ ordi-ko ny zavatra toa ireny.

95. Noue
(
21/01/2009 13:16)
justement ! zay no tena tsy azoko eee! voalohany aloha dia ao am-piangonana izay lazaina oe tranon'Andriamanitra dia efa samy voatokana ny toeran'ny MPINO etsy ny toeran'ny antitra,eroa ny toeran'ny lehibe,ety ny toera'ny mpitaiza,ery ny toeran'ny ankizy satria hono oe mba hisian'ny filaminana eee! tena mba azoko lazaina ihany oe mba be izay fiangonana nidirako zay fa ity no tena mahazendana ahy eee!
dia tonga hono ny mpivavaka,dia mandeha ny zavatra rehetra,dia tonga ny fotoana hitorian-teny dia tapahina hatreo aloha ny concentration rehetra fa alefa any anefitra ny ankizy fa manembatsembana sy lasa tsisy concentration ny olona,jerevana daholo nefa na ny olona manoaka,manokatra biscuit,bonbon snss rehetra, ny zaza mitomany fa asan'ny devoly zany hono eee!

96. ikaretsaka
(
21/01/2009 13:27)
Fody:
Ny zaza matoa mitomany dia misy zavatra ilainy izay na misy manjoa azy (naona, mafana, marary, sns...)
Ny zaza mbola tsy manana eritreritra hanao an'izao sy izao (hanakorotana ohatra), donc tsy mitovy amin'i Piera araky ny voalazan'i bor2lais velively.
Amiko anjaran'ilay mpitarika ny fihaonana no mijery hoe: iza no hampitany hafatra. Olon-dehibe ihany ve no manoloana azy sa misy zaza ao, misy mitaiza ve, sns... Ary dia atao mifanaraka amin'izay ny fomba fampita ny hafatra amin'ny olona mba samy hahazo ny anjarany ny tsirairay: zaza, ankizy, olon-dehibe...
Aza adino fa ny fanahy ratsy dia mitady ny irika hanakorotanana antsika foana. Donc tsy ny zaza mitomany no manakorotana, fa ny ao anatin'ny tsirairay no mety tsy milamina. Azo inoana ve fa manana filaminana anaty ny olona nerveux raha vao maheno feon-jaza mikaika kely fotsiny ao am-piangonana??? Non, tena non,...
Am-pitiavana be.
Izay mihitsy amiko koa de io awareness an'ny mpihaino sy mpanatrika io no tsara jerena sy ianaran ny mpitory teny raha tena homme et femme de communication izy fa tsy boloky fotsiny...
Efa naveriko etofoana fa ny mety @ ndrakoto de tsy voatery hety @ drabe
97. Noue
(
21/01/2009 14:01)
"Fody":misaotra anao fa tena misy heritreretin'ny mpiziriziry sy ny mpahita devoly tsisy farany zao io voalazanao io eee!
Aza adino fa ny fanahy ratsy dia mitady ny irika hanakorotanana antsika foana. Donc tsy ny zaza mitomany no manakorotana, fa ny ao anatin'ny tsirairay no mety tsy milamina. Azo inoana ve fa manana filaminana anaty ny olona nerveux raha vao maheno feon-jaza mikaika kely fotsiny ao am-piangonana??? Non, tena non,...
98. diamondra27
(
21/01/2009 16:22)
ka izay no tsy hamaliako ilay fanontaniana satria efa voazava ao
ny tahaka izany koa no tsy ametrahako hoe aiza aho no mivavaka sao lazain'ny sasany fa mitarika azy am secte eo ary tsy voatery hilaza zay fiangonako aho.
be dia be ny fiangonana na
misaotra an'i ika aloha nandefa le video ny pedro fa tsy manao fijery tokana aho fa ny fiangonana sasany ho aho misy io efitra natokana ho an'ny sekoly alahady sy zaza kely taona io ka ny monitrice no miandraikitra azy ary refa lehibe ny ankizy dia mamonjy miaraka mipetraka amin'ny olondebe
ohatra any dago ny fjkm tsy hiteny anarana aho hoe aiza sy fjkm iza fa any ambony ny plasin'ny ankizy(azon'ny olondebe koa nefa mipetraka any na de zany aza fa tsy misy fady mihintsy), any ambany ny olondebe sy ny tily sy mpanazava sns ny chorale koa any ambony .Taloha tany ambany ny plasin'ny chorale fa zao lasa any ambony . Ka mahagaga ahy hoe tafitohina amin'ilay resaka plasin'ny ankizy atao am efitra hafa ianareo
Aty frantsa indray dia maro no fiangonana misy efitra ikarakarana ny zaza ireo , manao sekoly alahady sy ny ankizy kely.
Ny fidirana ao ampiangonana dia malalaka na aiza no tianao hipetrahana fa kosa mba hanamora sy ahazoan'ny tsirairay mandray anjara dia izany no nanaovana azy hoe aty na aty no plasy.
Dia variana ihany aho raha toa ka hoe andeha hijery ny fiangonan'i diams no aleha fa tsy andeha hidera an'Atra sy hihaino toriteny

99. Noue
(
21/01/2009 16:38)
diamondra27:fa anao io fiangonana io eee ??? ary mangataka anao oe aiza zany fiangonana zany fa tsara ho fantarina dia midika inona zany @ nao eee ????tssss! ianareo oa tena mahay manova resaka tsss! hatramboalohany dia avadibadika foana ny resaka ! tsy mazava mahintsiny zany ee!!
Dia variana ihany aho raha toa ka hoe andeha hijery ny fiangonan'i diams no aleha fa tsy andeha hidera an'Atra sy hihaino toriteny
100. diamondra27
(
21/01/2009 16:40)
bor2lais:
Miala tsiny raha toa ka mitsofoka amin\'ilay resaka.
Angaha moa i Diam\'s niteny hoe devoly ny zazakely ! Mety fitaovana ampiasain\'ny devoly hoy izy !
Raha tsy diso aho toa nisy nilaza ery ambony ery fa fanahy ratsy eny amin\'ny rivotra no iadina (na ny mitovitovy amin\'izay).
Ka na i Rapiera aza ange nampiasain\'ny devoly nefa dia teo anilan\'ny Tompo teo foana izy e ! (Tadidio ilay teniNY hoe \"ao ivohoko ianao ry satàna\")
Momba ilay fitaizana zazakely indray dia fahita any amin\'ny vazaha ERF (Eglise Reformée de France) matetika ireny : misy tokoa ny monitrice miandraikitra azy ireny ary fampianarana \"sekoly alahady\" (éveil biblique no ataony anarany rahatsy diso aho). Rehefa hanomboka ny toriteny indrindra indrindra no matetika miara-mivoaka mandeha amin\'izany izy ireny. Sady fitandroana ny filaminana ao am-piangonana (sarotiny amin\'izany ny vazaha, indrindra ny be antitra) izany no fanomezana fampianarana tenin\'Andriamanitra sahaza ho an\'ny ankizy ihany koa.
Angamba mitovitovy amin\'io lazaiko io ny an\'i Diam\'s !
Avelako amin\'izay ianareo fa mazotoa daholo !
-------------------------
ka zay mihintsy no tiako lazaina fa rehefa tiana hitarina ilay resaka dia miitatra e.Voalazanao io mihintsy ilay izy.
Tsy ny ERF ihany fa ny eglise loterana sy evanjelika na adventiste sns
ary tsy hitako izay tokony ilaina we aiza aho no miangona fa ahy izany