Sarotra ho an' ny manan-karena
141. heidi
(
27/01/2009 20:07)
xxx:
MIHEVERA TENA RY DIAMONDRA27 FA TSY MISY ASAN'NY DEVOLY MIHOATRA IZAO ATAONAO IZAO AN!!!!
FANOTANIANA TSOTRA NO NAPETRAKY NY MPISERA TAMINAO NEFA DIA ARIRARIRA ATSY SY AROA. VALI-BORAINGINA ARY MANAO IZAY MANAFITOHINA NY SASANY!!!
DIA MIHEVITRA VE IANAO FA ASAN' A/TRA NO ATAONAO??? DE IREO ZAZA MITOMNY ANY AM-PIANGONANA NO LAZAINAO FA ASAN'NY DEVOLY??? NEFA NY ATAONAO TSY HITANAO
MIHEVERA TENA AKIA!!!!
tsy de hitako loatra kosa izay mahatafi-tohina , samy mamoaka ny heviny dinika no hatao ka nahoana no ho tafitohina????
142. ikaretsaka
(
27/01/2009 20:11)
ka raha hevi taingina sy miolakolaka sy devoly daholo izay miseho ve.. ary borkena rehefa angatahan-javatra.. de mbola "fanehoan-kevitra" ihany ro ilazana izany? :-D :-D
ashio plomb kle
ashio plomb kle
143. heidi
(
27/01/2009 20:16)
ka samy manana ny fanehoankeviny kosa io kou :°) misy ny miolakolaka toy ny mahazàtra misy ny taingina misy ny direkta;...MATOA TODY hatram laharana faha 139 jatreo de nirindra tsara sa shékory????? :-D
145. Noue
(
28/01/2009 07:59)
heidi:marina retsy zany aaa! fa ny olana nipetraka fotsiny dia ity tsy fanekena fizarana fiangonana ity eee! ndry ve raha mba mahafantatra fiangonana manao an'zao sy zao dia mba misy manontany sy mangataka andry oe aiza no misy an'zany fiangonana zany fa mba tsara fanarina dia inona no manakana andry tsy hilaza azy ee ??? inona no hatahorana hilaza sy hizara @ olona an'io fiangonana io ee ???
ka samy manana ny fanehoankeviny kosa io kou :°) misy ny miolakolaka toy ny mahazàtra misy ny taingina misy ny direkta;...
