Sarotra ho an' ny manan-karena
121. ari.malala
(
22/01/2009 09:51)
Sarotra hoan'i ari.malala ny miady hevitra @ olona tsy mahay miteny Gasy hihihi! valin-teny tsotra eny sa tsia no angatahina ko thèse ray manontolo no mivoaka avy any hihihi! Fa nahoana no tonga d kilasiana ho asan'ny devoly ny tomanin-jaza? eo no ipetrahan'ilay fanontaniana hoe devoly ve ny zaza? izay fanontaniana tsy mety ahazoako valiny mintsy moa hatreto! Nahoana koa no kilasiana ho asan'ny devoly ny réaction normale manoaka? eo ilay tsy azoko mihintsy! Ny ankamaroantsika mpidinika eto angamba miditra am-piangonana, fa tsy mbola nahita aho olona ankoatran'i diamondra ni soulever io problème zaza mitomany io, d nefa i diamondra manizingizina fa ts tafintohina noho ny zaza mitomany... Azy hoazy moa ny azy fa izao indray aza no fanontaniana mipetraka e! olombelona iany koa ny zaza, ka raha olombelona ataoko fa asan-tànan'Andriamanitra izany! fahotan'ny zaza ve izany ny mitomany?
122. Noue
(
22/01/2009 10:08)
mamy ny zanaka, ny ainao ireo , raha mananjanaka izy tokony tsy olana ho azy ny mamaly anao ry arimalala aa ! betsaka ny fanontaniana zay napetraka teto ho azy fa eeeeee! tsisy valiny na dia pitiny aza fa ny wawawawa ne be dia be! sady tsisy mitombona ka manahirana eee!
kourazy retsy arimalala fa ny hihainantsika eto ambony tany dia ny mi-assume @ zanantsika aaa! tsy nangataka ho avy ety an-tany ireo zanantsika ary tsy hanaiky velively mahintsiny isika raha lazaina fa asan'devoliny no mahatonga ny zaza mitomany eee!

123. rakapy
(
22/01/2009 13:59)
Ka io ilay efa nolazaiko atsy @ dinika atsy ambadika atsy hoe ity mifan-devoly ,mifan-devolinareo ity nama sao dia ianareo ihany no izy?
hoy xxx izay itovizako hevitra
tomanin-jaza, olona manoaka ve sns ve dia lazaina fa asan'ny devoly???
Sao dia hanao toy ireo mpiangona ao jm hoe fahotana hono ny misotro jus en bouteil fa zavatra namboarin'ny devoly!
hoy xxx izay itovizako hevitra
Ka tsy ilay A/tra namorona ny zaza hitomany ve no lazainao fa devoly eto??? Naturel (voajanahary) @ zaza ny mitomany !!!

124. Noue
(
22/01/2009 14:07)
rakapy:ka atao ahoana rakapy fa dia zay no fahitany ny zanany raha mitomany any am-piangonana sy ny fahitany olona manoaka eee! asan'zany devoliny zany hono zany kooo!
Ka io ilay efa nolazaiko atsy @ dinika atsy ambadika atsy hoe ity mifan-devoly ,mifan-devolinareo ity nama sao dia ianareo ihany no izy?
hoy xxx izay itovizako hevitra
Ka tsy ilay A/tra namorona ny zaza hitomany ve no lazainao fa devoly eto??? Naturel (voajanahary) @ zaza ny mitomany !!!
tomanin-jaza, olona manoaka ve sns ve dia lazaina fa asan'ny devoly???
Sao dia hanao toy ireo mpiangona ao jm hoe fahotana hono ny misotro jus en bouteil fa zavatra namboarin'ny devoly!
125. ikaretsaka
(
22/01/2009 14:17)
fa ny tsy matiko lolo de raha manao kiraro talon mipoapoaka be izy de mitodika any aminy aby ny mason'ny olona....
tsary fahotana an
tsary fahotana an
126. diamondra27
(
22/01/2009 17:16)
ari.malala:
Sarotra hoan'i ari.malala ny miady hevitra @ olona tsy mahay miteny Gasy hihihi! valin-teny tsotra eny sa tsia no angatahina ko thèse ray manontolo no mivoaka avy any hihihi! Fa nahoana no tonga d kilasiana ho asan'ny devoly ny tomanin-jaza? eo no ipetrahan'ilay fanontaniana hoe devoly ve ny zaza? izay fanontaniana tsy mety ahazoako valiny mintsy moa hatreto! Nahoana koa no kilasiana ho asan'ny devoly ny réaction normale manoaka? eo ilay tsy azoko mihintsy! Ny ankamaroantsika mpidinika eto angamba miditra am-piangonana, fa tsy mbola nahita aho olona ankoatran'i diamondra ni soulever io problème zaza mitomany io, d nefa i diamondra manizingizina fa ts tafintohina noho ny zaza mitomany... Azy hoazy moa ny azy fa izao indray aza no fanontaniana mipetraka e! olombelona iany koa ny zaza, ka raha olombelona ataoko fa asan-tànan'Andriamanitra izany! fahotan'ny zaza ve izany ny mitomany?
--------------------
tsotra fotsiny akia ny valiny a na zaza na olondehibe rehefa mitondra fanakorontanana amin'ny asan'Atra dia efa asan'ny devoly izay
ny fomba fandinika sy fahazoana ilay teny no maha samy hafa antsika tsy mety hitovy saina . Ka na tonga aza ny faran'izao tontolo izao rehefa tsy mifankahazo ny resaka dia tsy ho tapitra ny dinika.
betsaka ny asan'ny devoly: fifandirana, fiadiana , fanakorontanana sns..
ny resaka zaza sy ny reny dia hafa indray ny lohateny momba izany .
127. diamondra27
(
22/01/2009 17:22)
ikaretsaka:
fa ny tsy matiko lolo de raha manao kiraro talon mipoapoaka be izy de mitodika any aminy aby ny mason'ny olona....
tsary fahotana an
----------------------
ka izany koa anisany koa,
raha tena kristiana pratiquante ilay olona dia tokony hahalala hoe tsy hiditra tara aloha voalohany indrindra ary tsy hanaoizay hampierika olona hi -detourne-na ny olona concentre
ka eo ange no mahatonga antsika tsy mety miray hevitra e, sendra resaka zaza no voalazako dia iny nareo no tsy d'accord
reefa asan'ny devoly dia asan'ny devoly na zaza na olon-dehibe, na kristiana na tsia. Rehefa sendra ampiasain'ny devoly dia manohitra ny asan'Atra izay ka izany no ilaina ny mivavaka mba tsy ho tafiditra amin'izany.
Ary koa tsy ho du jour au lendemain akory ny fahafahana amin'ny zavatra iray fa arakaraka
128. diamondra27
(
22/01/2009 17:29)
xxx:
Ka ilay fiangonany anie ry noue dia irony tsy misy tafo sy adiresy irony. Tsy ho hitanao mihintsy hoe fiangonana.
---------------------------
Tahakanao miafina amin'ny xxx ihany io tsy te hilaza ny misy ny fiangonako aho, fa mba hanomezana fahafahampo anao dia tena misy tafo sy any amin'ny annuaire ny fiangonako ary misy culte amin'ny teny malagasy indray mandeha isambolana fanampin'ny culte @ teny vazaha isak'alahady ao aminay , ary tsy secte mihintsy.
hatreo ihany no azo omena.
129. ikaretsaka
(
22/01/2009 19:51)
ka lazao aza fa diams koa
ny fika voalohan'ny ataon'ny sekta manko dia ny mi insiste sy mi persiste fa tsy secte izy!

130. Noue
(
22/01/2009 20:30)
à quoi bon d'insister ??? hita taratra zao fa ny devoliny no mampirisika azy tsy hizara eeee !! fizarana oe aiza no misy zany fiangonana zany ka raha tsy mety dia ao raha eeee!
131. Noue
(
22/01/2009 20:33)
fiangonana io aaa !!! ouille ! ouille ! fiangonana tsy azo zaraina fa misy inona ee ? fa inona no mampatahotra @ fizarana ????
132. Noue
(
22/01/2009 21:13)
hatreo ihany no azo omena.@ zay mbola mampifilafila tsss! zaza mitomany, olona manoaka lazaina fa asan'ny devoly zany nefa mba mangataka ny olona dia eeeeee ! andraso eo paoly! tsy zany mampifilafila sy tsy manaiky hizara @ olona izany FIANGONANA zany ve no tena atao oe voapirisiky ny devoly eee ????? nefa FIANGONANA io mba angatahina io eee! raha mba zavatra hafa moa no nangatahina maninona ee ??? fa fiangonana :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
fiangonana
fiangonana
fiangonana
inona no atao oe FIANGONANA ?
133. ari.malala
(
23/01/2009 05:47)
Fa tsy azoko mintsy e! ity raha mihetsika rehetra ity ve d ahitana devoly dooly?
Fanontaniana hafa indray aza! Atao hoe voan'ny gripa ny oloa iray mandeha mivavaka, voan'ny gripa izany mety mihevina à tout moment, ary ny mihevina misy fotoana tsy voa controlle nao hoe atao moramora, d manao asandevoly kou v le oul mihevina nef iz aza mba marary? :roll: :^)

134. xxx
(
23/01/2009 06:52)
Tsotra ny valiny ry reto an! -Matoa tsy sahy avoakanao amin'ny mazava ny fiangonanao dia ao raha! Misy zavatra maizina ao ! Raha tena fiangonana miorina @ maha kristianina tsy hanafina izany eto ianao. Firifiry ny olona miteny anarana fiangonana eto tsy misy matahotra , ka izay fiangonanao ve moa ataonay inona ry Diamondra!
135. diamondra27
(
23/01/2009 07:43)
133. Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-01-2009 07:52:12
Lohateny : Re : Sarotra ho an' ny manan-karena
Tsotra ny valiny ry reto an! -Matoa tsy sahy avoakanao amin'ny mazava ny fiangonanao dia ao raha! Misy zavatra maizina ao ! Raha tena fiangonana miorina @ maha kristianina tsy hanafina izany eto ianao. Firifiry ny olona miteny anarana fiangonana eto tsy misy matahotra , ka izay fiangonanao ve moa ataonay inona ry Diamondra!
====>
tsy atao inona koa anontaniana,
aza mampime wa an
ari.malala: ka e aza le olona izany efa voan'ny gripa koa , f'angah tsy nihinana fanafody
Tsy azoko mihintsy f'angah hampidera sy hanao pub ny fiangonako no aleha eto e.

136. xxx
(
23/01/2009 08:52)
MIHEVERA TENA RY DIAMONDRA27 FA TSY MISY ASAN'NY DEVOLY MIHOATRA IZAO ATAONAO IZAO AN!!!!
FANOTANIANA TSOTRA NO NAPETRAKY NY MPISERA TAMINAO NEFA DIA ARIRARIRA ATSY SY AROA. VALI-BORAINGINA ARY MANAO IZAY MANAFITOHINA NY SASANY!!!
DIA MIHEVITRA VE IANAO FA ASAN' A/TRA NO ATAONAO??? DE IREO ZAZA MITOMNY ANY AM-PIANGONANA NO LAZAINAO FA ASAN'NY DEVOLY??? NEFA NY ATAONAO TSY HITANAO
MIHEVERA TENA AKIA!!!!

137. diamondra27
(
23/01/2009 09:43)
xxx: dia ialana tsiny raha mahatafitohina raha tsy afaka manome fahafahampo ho an'ny rehetra ny tenako
asa lahy raha izaho no tsy namaly araka ny tokony ho izy na amin'ny attente-nareo fa dia namaly tokoa aho
tsy tonga hitsara zazakely aho na devoly na tsia ny zazakely fa ny fomba fiasan'ny devoly no nambarako
Tsy tonga hilaza ny momban'ny fiangonana misy ahy aho hoe aiza no misy azy fa efa nanome kosa ireo karazana eglise mety ahitana ilay ankizy miaraka amin'ny monitrice
Averina eto raha tsy voaray; any amin'ny ERF, Adventiste,Evangelique, Eglise Baptiste no ahitana ny zaza ampianarina soratra masina
dia tena mandinika tokoa ny tenako hoe nahoana re no tsy mety azondry zareo le resaka .
:D

138. ari.malala
(
23/01/2009 12:38)
sambasamba marina mba tsy nisy resaka devoly ny valim-panontaniako :-P :^) mazàna mantsy d hoe avam devoly hatram aretina ko! :-P :°)
139. ikaretsaka
(
23/01/2009 16:40)
Sambasamba... de vanjo alika zany diamsa va. Advah.... ( azafady fa mitsako bacon ahako)
140. Noue
(
26/01/2009 13:41)
xxx:zany hono eeee!