Sarotra ho an' ny manan-karena
1. rahery08
(
16/01/2009 08:44)
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady !
Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ?
Ny sasany rehefa tonga ny alahady dia mandeha manao pique-nique,
Ny sasany mandeha miloka, ny sasany mandeha milalao,
Ny sasany manisa ny vola azony nandritra ny herin’andro !
Sarotra ny mitory ny filazan-tsara @ mpanankarena!
Toa marina ihany ny tenin’ny Tompo hoe : Sarotra ho an’ny manan’karena ny hiditra @ fanjakan’Atra !

répondu par Noue le 28/01/2009 07:59
2. Noue
(
16/01/2009 08:58)
rahery08:aza dia variana mitsararatsara ny fiaina'ny olona eee!Aiza ho aiza anaty baiboly no voalazan'ny Tompo io oe
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady !
Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ?
Ny sasany rehefa tonga ny alahady dia mandeha manao pique-nique,
Ny sasany mandeha miloka, ny sasany mandeha milalao,
Ny sasany manisa ny vola azony nandritra ny herin’andro !
Sarotra ny mitory ny filazan-tsara @ mpanankarena!
Toa marina ihany ny tenin’ny Tompo hoe : Sarotra ho an’ny manan’karena ny hiditra @ fanjakan’Atra !
Sarotra ho an’ny manan’karena ny hiditra @ fanjakan’Atra !ary tandremo fa tsy ny mpanan-karena rehetra no iharan'zany aaa! sady @ fomba ahoana moa no ahafantaranao oe mpanan-karena ny olona ka nahatonga azy ireo tsy miangona ee ????
3. majakely
(
16/01/2009 09:25)
misy pauvre koa tsy mandeh mivavaka any ampengonana isak'alahady ka!!!hihihihihi ,zah isany!! 8O
4. Noue
(
16/01/2009 09:37)
majakely:tsy ndry irery retsy aaa! firifiry ny mahantra tsy miangona?
misy pauvre koa tsy mandeh mivavaka any ampengonana isak'alahady ka!!!hihihihihi ,zah isany!! 8O
5. coopsal
(
16/01/2009 12:33)
Niteny tokoa ny TOMPO hoe : sarotra ho an'ny manan-karena ny hiditra amin'ny fanjakàn'ny lanitra.
Ary rehefa nohazavaiNy izy teo dia hoy ny rehetra izay nihaino hoe :
"ka raha izany ve hisy olona afaka vonjena ?"
Hoy KRISTY hoe "tsy hain'ny olona izany. Fa ny zavatra rehetra dia hain' Andriamanitra".
Noho izany tsy asan'ny olona no ahafahany miditra ny fanjakàn'ny lanitra na manan-karena izy na mahantra. Fa asan' Andriamanitra irery ihany.
Tsy miangona Alahady
- Hoy ny Apostoly masina hoe : "Aza manadino ny fiarahantsika miangona". Fa tsy nasiany fotsiny hoe isaka ny Alahady na isaka ny Asabotsy ilay izy.
- Kristy nanao hoe : "na oviana na oviana no iangonan'ny 2 na 3 amin'ny anarako dia eo afovoany aho", tsy niteny KRISTY hoe "any am-piangonana ihany".
- Kristy niteny tamin'ilay vehivavy Samaritana hoe : "Avy ny andro ary tonga ankehitriny, tsy eto amin'ity tendrombohitra ity intsony na any Jerosalema no hivavahana amin'ny Ray. Andriamanitra dia Fanahy ary mitady ny mpivavaka aminy hivavaka amin'ny Fanahy sy ny fahamarinana"
- Ny fiainan'ny fiangonana voalohany (voasoratra ao amin'ny Asan'ny Apostoly) dia naneho ny fahazotoana niara-niangona isanandro isanandro ary niombona tamin'ny zavatra rehetra.
Ny andro Alahady tahaka ny andro rehetra ho an'ny mpino an'i KRISTY dia an'ny TOMPO, satria izy tenany mihitsy dia an'ny TOMPO. Fa raha misy manimbina ny androny ka manavaka ny sasany tsy ho an'ny TOMPO, dia izy no tahaka an'i Ananiasy sy Safira izay nitahiry ny fananana sasany ho azy ihany. Loza no an'ny olona manao sy mampianatra toy izany.

6. diamondra27
(
16/01/2009 13:47)
tsy hoe tama marina fa marina io
ataon'ny manankarena ahoana ny handa ny fananany ka hitory filazantsara any amin'ny dezaka ohatra tsy misy jiro tsy misy rano

7. xxx
(
16/01/2009 14:25)
O ry Diamasa a za akory tsy mpanana fa manoro hevitra ho an'ny mpanana a! fa tsy @ fitorianteny ihany anie no azonao hanompoana na'Atra e fa maroao
8. princesseN
(
16/01/2009 16:00)
tsy de tsara lotra ny miady hevitra @ zany fa samy manana fanompoany an'Atra avy ka ny fanompoana amiko mety tsy fanompoana @ hafa,fa ts tokony hanadino an'Atra fotsiny ny olon-drahetra na manana na tsy
9. Noue
(
16/01/2009 16:26)
princesseN:izay indrindra no nilazaiko oe
tsy de tsara lotra ny miady hevitra @ zany fa samy manana fanompoany an'Atra avy ka ny fanompoana amiko mety tsy fanompoana @ hafa,
aza dia variana mitsararatsara ny fiaina'ny olona eee!sady samy manana ny fotoanany ny tsirairay hanompony an'Andriamanitra fa tsy ho voatery oe ny alahady ihany akory eee! sady inona moa no hijerevana zay harenan'ny hafa sy ny tsy ahazahoany na tsy ahafahany miangona ny alahady ee ???
"diamondra27":?????
ataon'ny manankarena ahoana ny handa ny fananany ka hitory filazantsara any amin'ny dezaka ohatra tsy misy jiro tsy misy rano
10. rahery08
(
16/01/2009 16:30)
raha misy olona manankarena, dia misy olona mahantra,
ny mitory filazantsara @ malahelo dia mora kokoa,
fa ny mitory @ mpanana dia sarotra,
amiko aloha zany, tsy haiko @ hafa
tsy manana tetika fitorina @ mpanana aloha aho hatr@ zao!
asa manana ve nareo?

11. Noue
(
16/01/2009 16:35)
rahery08:fa nga koa misy an'zany oe ity no tetika fitoriana natokana ho an'ny mahantra dia ity ny tetika fitoriana natokana ho an'ny mpanana eeee ????????
tsy manana tetika fitorina @ mpanana aloha aho hatr@ zao!
asa manana ve nareo?
12. kotobekibo
(
16/01/2009 16:53)
Amiko samy hafa ny miangona sy ny mivavaka
miangona : se réunir
mivavaka : prier
- misy ny mandeha any ampiangonana ( eglizy ) fa tsy mivavaka ( mijery ny paozin'ny hafa , na te hisehoseho toy ireo Fariseo ...)
- misy ny tsy miditra any ampiangonana fa kosa mivavaka .
Tsy misy hidiran'ny harena izany . Ny toetsaina mihitsy no mitondra azy .

13. ikaretsaka
(
16/01/2009 17:06)
rahery08:
raha misy olona manankarena, dia misy olona mahantra,
ny mitory filazantsara @ malahelo dia mora kokoa,
fa ny mitory @ mpanana dia sarotra,
amiko aloha zany, tsy haiko @ hafa
tsy manana tetika fitorina @ mpanana aloha aho hatr@ zao!
asa manana ve nareo?
Hoy. I Md francois d'assise izay joe ny fitoriana dia
@ asa fa tsy ny vava.fitiavana fa tsy fampitahorana.
ny mahantra no mora mifezaka sy foretina @ le hoe. Voaozona tenisany.... de mihorohoro.....fa ny mpanana mahita anao manampy ilay mahantra sy ny ohatra velona ataonao de te hirotsaka hanampy....ohatra akaiky ireny spons ana charitee ireny
14. rahery08
(
16/01/2009 17:33)
Izay rehetra nandray ny famonjena dia manana adidy mitory ny filazan-tsara na @ iza na @ iza: ireo mbola tsy nandray no tiana ho resahana!
Ka raha @ malahelo ohatra, dia ny manampy azy, mitondra fitafiana, ... dia mitory an Kristy!
Fa @ mpanana,
sarotra eh! tsy haiko!

15. Noue
(
16/01/2009 19:01)
rahery08:fa maninona marina ny mpanana eee ???fa sarotra ahoana??? be dia be nefa ny mpanana mandeha miangona koo
Fa @ mpanana,
sarotra eh! tsy haiko!
16. diamondra27
(
16/01/2009 19:27)
ny tiako lazaina fanampin'io dia hoe: na manampy ara-bola aza ilay manankarena ilay fahafohizan-tena sarotra be hoe omena tanteraka an'i Jesoa ny momba anao sy ny fanananao dia manao ny sitrapon'i Tompo , ny asany.
Tsy misy mahay manompo tompo roa e, fa mety manompo an'Atra ilay olona saingy mitaintaina amin'ny fananany>Tsy ny mpanakarena rehetra akory no manao izany fa soa fa misy mpanankarena tena matokyan'Atra sy mametraka tanteraka momba azy ho an'Atra
Exemple an : ny fanananao mety fitaovana 1 ampiasain'ny devoly hanakananana anao tsy hamonjy fivoriam-bavaka
fananana eto tsy materiel ihany fa na havana, fianakaviana, entana, asa sns

17. Noue
(
16/01/2009 20:18)
diamondra27:ary nareo dia mahita devoly foana ve eee????
Exemple an : ny fanananao mety fitaovana 1 ampiasain'ny devoly hanakananana anao tsy hamonjy fivoriam-bavaka
fananana eto tsy materiel ihany fa na havana, fianakaviana, entana, asa sns
19. niryna
(
17/01/2009 05:20)
rahery08:dia tonga dia efa fantatrao na tsy miteny aza izy fa tsy misy an'Atra ao anatiny ka aza miady aminy fa mivavaha mba Atra no amoha ny varavaran'ny fony
Raha sendra tafaresaka t@ ity Patron be iray aho dia nahateny izy hoe ny Malagasy tsy misy atao no mandeha mivavaka rehefa alahady !
na manan-karena na mahantra rehefa andray an'Atra izy dia andray ,mety ho olona vitsy mpanankarena no itanao tsy mandray aza kanefa koa mbola maro ireo olona izay ny finoany an'Atra no nampanan-karena azy na ara-nofo izany na ara-panahy
Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ?
Ny sasany rehefa tonga ny alahady dia mandeha manao pique-nique,
Ny sasany mandeha miloka, ny sasany mandeha milalao,
Ny sasany manisa ny vola azony nandritra ny herin’andro !
Sarotra ny mitory ny filazan-tsara @ mpanankarena!
Toa marina ihany ny tenin’ny Tompo hoe : Sarotra ho an’ny manan’karena ny hiditra @ fanjakan’Atra !
Ny namorona ny colgate ohatra
Ny namorona ny totom-boanjo
Ny JC Penny :arrow: Jesus Christ and Penny (vola madinika toy ny iraim-bilanja )
Ny Lord and Taylor :arrow: Lord (Andriamanitra na Kristy) ,Taylor olona nanome ny fahavolon-karenany tamin'Atra ary anisany fivarotan'ny mpanan-karena taty aoriana
Maro be tsy ho voatanisako fa santionany ireo
Isika rehetra izay mino azy ,tsy ho voavidy ny harena izay omeny ,tsy vola ihany fa ny fanahy izay voavonjy koa misy mihoatran'izany ve ..
Raha resaka mpanan-karena indray no teneninao dia hoe moramora ho an'ny rameva no miditra ny varavarana kely )vodi-fanjaitra noho ny mpanan-karena ( ho an'ireny olona miantehatra ny hareny ireny fa tsy mametraka ny fiainany ho tantanan'Atra
20. Noue
(
17/01/2009 09:05)
ny tsy azoko fotsiny dia izao eee!
Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ?avy dia tsaraina ny olona aaaa! aiza ve dia oe
Ny sasany rehefa tonga ny alahady dia mandeha manao pique-nique,
Ny sasany mandeha miloka, ny sasany mandeha milalao,
Ny sasany manisa ny vola azony nandritra ny herin’andro !
Asa fa rehefa manan’karena ve ny olona dia manadino an’Atra ?fa olona manakarena firy no fantatrao manao an'zao ee ???? dia avy eo indray dia oe
ny fanananao mety fitaovana 1 ampiasain'ny devoly hanakananana anao tsy hamonjy fivoriam-bavakadia tsisy afatsy io devoly io foana ve no hanjaka raha mba sendra manana ny olona eee ???dia ahoana aza zany aa ???? ny fananana lazainy eto hono tsy materiely fa ny havana , fianakaviana !! hay ?????ny fanananao havana zany mety hanakana anao tsy hamonjy fivoriam-bavaka satria DEVOLY ry zareo sa oe io lazainao io oe hampiasain'ny DEVOLY tsy ahafahanao manenjika fivoriam-pivavahana ??????