Sarotra ho an' ny manan-karena

61. Noue ( 19/01/2009 16:32)
ary tsy azonareo sakanana tsy hiteny izany aho fa zava-misy hatrany no voalazako.
tsisy manakana anao ilaza zay tianao kosa eto eee!
62. ikaretsaka ( 19/01/2009 16:47)
Nareo hoa rehefa mi argue na tsy serieux aza le fanehoan kevitra dia mba ataovy serieux le hoe aiza no tiana hahatongavana fa lasa manao hoe "tsy za tsy za...kanjo za"
63. Noue ( 19/01/2009 17:05)
ny ahy ny zavatra tsy azoko fotsiny de zao eeee ! ny dinika eo dia oe
Sarotra ny mitory ny filazan-tsara @ mpanankarena!
kanjo izy ity dia nivadika resaka devoly! tsisy afatsy ny devoly foana no hasisika,eny hatraminy zaza mitomany any am-piangonana aza lazaina fa asan'ny devoly zany !
64. ikaretsaka ( 19/01/2009 17:18)
Aoka hanazava izay nampidi dresaka ary
65. diamondra27 ( 19/01/2009 23:10)
Noue:omeo ny ora mety amindry fa entiko any akia ndry a, ny maraina sa ny apres-midi
zaza firy no entina sao dia tokony minibus no car alaina
Tsara tokoa ange akia zany hevitra hoe mba mijery ny fanaon'ny hafa izany e. Ny soa fianatra.
:-*
66. ari.malala ( 20/01/2009 06:09)
diamondra, valiteny \"eny\" na \"tsia\" no nangatahiko hoe devoly ve ny zazakely satria rehefa mitomany izy dia manao asandevoly mi détourner ny attention anao mihaino toriteny? tsy nangataka blabla lava be za azafady. Mba miangavy idnray raha azo atao valio tsotra hoe devoly ve ny zazakely?

Momba ilay vavaka ankalanamnjàna indray tsy nazava tamiko ilay tianao nambara fa aminay aloha rehefa programmé hoe ery am tokotanin-tsekoly no hatao ny lamesa noho izao antony izao na hoe handeha pélerinage (dia mivavaka iznay) isika na hoe any @ recollection ka misy ny reflexion personnelle dia mila maka concentration ianao, dia miezaka ny ho concentrée foana e! izay ilay lazaiko hoe na dia eny ankalamanjàna az ano atao ny vavaka rehefa ianao no hanana conviction hifantoka dia mifantoka @ fivavahana foana ny sainao! Momba ilay any anaty train sy eny antsena tsy haiko....

Fanamarihana kely, ao am-piangonanay tsy misy toerana voatokana izany hoe ery an\'ny zazakely ery an\'ny mpitaiza kely ary ery an\'ny beantitra ko! samy mipetraka @ zay tiany ipetrahana ny tsirairay satria Andriamanitra tsy manavaka no halehanay mpianakavin\'ny finoana ao...
67. xxx ( 20/01/2009 07:00)
Diamondra> Ity misy vahaolana ho anao sy ny olona mitovy aminao ary koa ny fiangonanao.Tsotra be ilay izy ary ireo izay nolazainao sy hevirinao fa "DEVOLY" dia tsy handaitra aminareo intsony.

-ASAIVO MANAO ECOUTEUR DAHOLO NY MPIANGONA. VOLUME 8 VIA ALTARA.
-ASAIVO MANAO TAPIMASO KOA NY MPIANGONA : CONCENTRATION TOTAL DIRECT ANY @ A/TRA.

*Aza adino ny mamono ny vibration @ phone fa mety hanimba concetration koa io ao am-paosy ao.

Raha io no mba hanaovan'ny fiangonanao hezaka kely dia ity aho eto mi garantie fa ho lasa any an-danitra daholo nareo mianakavy ary ho foana taringana ny devoly ao am-piangonanareo.
Efa tsy lafo be intsony manko izao ny ecouteur ireny. Rakitra 3 na 4 alahady + charite dia mety ho complet ny matos.



68. Noue ( 20/01/2009 08:21)
mbola averiko ihany ny hevitro : Ao amin'ny fiangonana matetika dia efa misy toerana natokana ho an'ny olondehibe , ny olona mitaiza kely , ny ankizy.Justement natao izany mba hisian'ny filaminana ao am-piangonana.
zany oe na hatrany am-piangonana aza ve dia tsy maintsy oe eto ny toerana natokana ho an'i ranona , ery ny toerana natokana ho an'i ranona aaa ? satria raha tsy zany dia tsy hisy ny filaminana ? fa fiangonana inona no manao an'zany eee ? fa inona no atao any am-piangonana no hisy an'zany ??? tsy mba afaka manana ny choix-nao zany ianao fa efa eo ny toerana natokana ho anao dia zay ? quelle galère raha andeha hivavaka ny alehanao any nefa tsy afaka misafidy akory ianao zay hipetrahanao !
mba be ihany izay fiangonana nalehako zay fa ity dia hafakely eee ! lasa misy contrainte zany na hatramy ny toerana hipetrahanao aza!
Mangina daholo ny olona ary mihaino toriteny no indro misy zaza mi-detourne ny attention. Za tsy miteny hoe iny olona iny no devoly na ny reniny fa fomba fiasan'ny devoly io mba tsy hahenoanao ny teninAtra tiana hampitaina aminao.
tena mba mampalahelo kosa aloha raha indro misy zaza mitomany avy dia raisinareo oe asan'devoly hanakotaba ny concentrationareo zany eee! koa satria lazainao fa efa misy ny toerana natokana ho an'zao sy zao maninona koa no tsy hasiana oe tsy azo atao ny mitondra zaza susceptible hitomany ato ee ? zaza mitomany ve dia lazaina fa asan'devoly hanodokodina ny concentrationao kle'tieeee !
Ny tsy mety hekenareo dia ilay hoe fomba fiasan'ny devoly ary izany no tiako ampitaina.Fa tsy hoe devoly daholo izay miseho devoly devoly.
ka tsy ianao ihany ve no manesika tsisy farany zao oe devoly etsy, devoly eroa eee ? ianao ihany no nanomboka nilaza ny devoly eto @ ity dinika ity eee!
ny fanananao mety fitaovana 1 ampiasain'ny devoly hanakananana anao tsy hamonjy fivoriam-bavaka
fananana eto tsy materiel ihany fa na havana, fianakaviana, entana, asa sns
Ny feon'ny fieritreretana, ny fijery , rehetra rehetra dia ahitana ny asan'ny asan'ny devoly daholo
Atra dia efa fantatry ny maro fa misy ary tia antsika olombelona fa ny devoly sy ny asany misy ihany koa eto an-tany saingy tsy raharahan'olona
Fa na hino ianao na tsy hino dia feno devoly eto an-tany eny rehetra eny
Ka ataoko fa mazava angamba ilay fisian'ny devoly hatraiza hatraiza
[b]zay no namaliako azy oe >>>>sady raha tena mino an'Andriamanitra ve nahoana no tsy Andriamanitra foana no hasesika hanorona ny olona fa aiza ve ka tsisy afatsy ny devoly,devoly eroa,devoly ery,devoly manodidina eee????
69. Noue ( 20/01/2009 10:10)
mbola averiko ihany ny hevitro : Ao amin'ny fiangonana matetika dia efa misy toerana natokana ho an'ny olondehibe , ny olona mitaiza kely , ny ankizy.Justement natao izany mba hisian'ny filaminana ao am-piangonana
dia aza hadino kely tompoko ny milaza etoana oe aiza no misy an'izany fiangonana zany satria araky ny hevitrao zay hizirizirianao dia oe matetika dia efa misy toerana natokana no an'tsirairay zany eeee! dia midika zany fa maro izy ireo ka mba lazao eto oe aiza zany aaa fa mahaliana ary tsara vangiana eee!
70. diamondra27 ( 20/01/2009 13:55)
ari.malala:

diamondra, valiteny \"eny\" na \"tsia\" no nangatahiko hoe devoly ve ny zazakely satria rehefa mitomany izy dia manao asandevoly mi détourner ny attention anao mihaino toriteny? tsy nangataka blabla lava be za azafady. Mba miangavy idnray raha azo atao valio tsotra hoe devoly ve ny zazakely?

Momba ilay vavaka ankalanamnjàna indray tsy nazava tamiko ilay tianao nambara fa aminay aloha rehefa programmé hoe ery am tokotanin-tsekoly no hatao ny lamesa noho izao antony izao na hoe handeha pélerinage (dia mivavaka iznay) isika na hoe any @ recollection ka misy ny reflexion personnelle dia mila maka concentration ianao, dia miezaka ny ho concentrée foana e! izay ilay lazaiko hoe na dia eny ankalamanjàna az ano atao ny vavaka rehefa ianao no hanana conviction hifantoka dia mifantoka @ fivavahana foana ny sainao! Momba ilay any anaty train sy eny antsena tsy haiko....

Fanamarihana kely, ao am-piangonanay tsy misy toerana voatokana izany hoe ery an\'ny zazakely ery an\'ny mpitaiza kely ary ery an\'ny beantitra ko! samy mipetraka @ zay tiany ipetrahana ny tsirairay satria Andriamanitra tsy manavaka no halehanay mpianakavin\'ny finoana ao...

---------------------

samy hafa mihintsy hay ilay resaka fivavahana ankalamanjana resahantsika. Ny anao resaka programme donc zay vonona amin'izany dia mifantoka any ny sainy fa ilay lazaiko ohatra ireny hita ataon'ny mpitory ankalamanjana ireny. Jereo ohatra raha mahita olona mitory eny an-tsena ianareo dia misy ny mihaino mifantoka @ilay toriteny ary misy kosa ny olona tsy manampotoana @izany satria mainka ny hiantsena na hamonjy rdv dokotera sns ohatra


momba ilay valinteny "eny na tsia" dia ianao ihany afaka mamaly izany, efa nanazava aho


Ye any am katolika tokoa ery anolona ny zaza
fa ilay lazaiko dia momba ny ankizy madinika sy zazakely we aty aminay misy efitra natokana ho an'ireny misy olona mi- s'occuper ny zanakao ka raha ilaina dia atsoina le reniny sinon tena apetraka @ilay monitrice ny fitaizana ilay zaza mandritry ny culte.



71. diamondra27 ( 20/01/2009 14:08)
mandeha lojika re le izy e .
ny reny mitaiza zazakely am poussette ve de hipetraka ery ampovoan'ny olona ery fa tsy zay eo am toerana pratika no hipetrahany am izay toerana azo ametrahana ilay poussette sy hijereny ny zanany.




72. Noue ( 20/01/2009 14:09)
diamondra27:

fa ilay lazaiko dia momba ny ankizy madinika sy zazakely we aty aminay misy efitra natokana ho an'ireny misy olona mi- s'occuper ny zanakao ka raha ilaina dia atsoina le reniny sinon tena apetraka @ilay monitrice ny fitaizana ilay zaza mandritry ny culte.
maty aho zanako kle'tieee! ny ray amandreniny mba mifikotra hitondra an-janany hiangona kay allez oust ! ary @ hefitra ary no natokana ho anareo fa manelingelina na manembatsembana ny olon-dehibe ianareo ka tsy ho concentré ny olona raha misy koi eo zany ve eee ??? Ry Raiko oooo! zany ve dia azo lazaina oe avelao ny zaza hanantona ahy hoy Jesoa ????


73. diamondra27 ( 20/01/2009 16:04)
fangah moa le izy atokana de tsy asiana sira fa mi s'occuper azy ange le monitrice e , mampianatra na mitantara ny momba ny fiainan'i Jesoa sns
ary mitombo fahalalana amin'ny Tompo fa tsy hoe toy ny any am creche ireny omena gouter dia manao activite fa le ao satria resaka vavaka dia momba ny fivavahana no atao dessin momba ny religion sns

omeo wa le ora mahafaka andry a miandry za ry Noue a

de miandry ihany koa ny dinika avoakandry manamndratra ny Atry ny kristiana.
Tsara rehefa mitombo ny mpanara dian'i Tompo, mahareta hatramin'ny farany akia a
74. Noue ( 20/01/2009 17:31)
diamondra27:

omeo wa le ora mahafaka andry a miandry za ry Noue a
omeo eto oe aiza no misy an'io fiangonana io eee! tsy zazakely akory aho ary tsy ho very lalana sanatriavina! mba ho hitan'ny rehetra ka mba zarao eee!


75. ikaretsaka ( 20/01/2009 17:41)
Ka tsy aleo entina any ankaninjaza llo ny zanaka alohan ny miangona ry diams raha izany?
Sady tsy nanao I jesoa sady nitodika hoe; O ry madelenina an amby lo manao monitricen'ny kilonga enao.... fa ny hoe avelao ny zaza hanantona ahy no voalaza....
Sa pasiteranareo sy ny rafim-piangonanareo. No manova azy jo toa izany...?
76. Noue ( 20/01/2009 19:52)
tena tsy mampatonga saina ahy zao fandehan-jazavatra zao eee ! sa novan'ilay pasitera ny tenin'i Jesoa oe avelao ny zaza hanantona ahy dia lasa novaina oe ataovy atsy anefitra natokana ho azy ireo ireo zaza ireo fa misy monitrice ao hikarakara azy ee ?????
"ikaretsaka":
Sady tsy nanao I jesoa sady nitodika hoe; O ry madelenina an amby lo manao monitricen'ny kilonga enao....
monitrice hono ry ikaretsaka aaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
77. ikaretsaka ( 20/01/2009 21:42)
Aza mehezana ry Noue fa lazainy ho tsy serieux eo indray nefa za mba mampandinikaq sy mampanontany tena ny hoe tena izany ve ny faits sy ny naqtaon'i Jesoa....
Mahagaga tokoa ny tsy asahiana mampiseho etoana ilay anarana sy adiresim-piangonana mba ho vangiana rehefa ohatr'izay fa ny mody hoe andao hifampitarika foana no asesy...

Gabone aza ry diams atoro fotsiny hoe 3 eme porte a gauche ohatra...aty ny taratasy... fa tsy manao ianao hoe "an an an tsy atoroko. Farehefa te hi...ika de teneno aho fa ateriko any.... sa mila hatondrotra koa?"
Na ambany noho ny gabone le fiangonanareo ka mahamenatra ny milaza azy?
78. diamondra27 ( 20/01/2009 22:12)
f'angaha koa moa i ika hiaraka aminay sy Noue any @ilay fiangonana?
Heveriko fa za sy NOue ihany nge e


Noue, ika : ary mba aiza ho aiza kay ny plasin'ny chorale any ampiangonanareo sa rehefa mihira dia samy mitsangana any amin'ny misy azy any avy ry zareo.



ary aiza ho aiza ny plasin'ny tily sy mpanazava,
dia aiza no misy ny sekoly alahady?

Tsy hoe manova resaka aho fa aty aminay manko mbola misy plasy hafa araka ilay voalaza plasy natokana ho an'ny zaza...

79. ikaretsaka ( 21/01/2009 00:57)
diams fa fahotana ve ny milaza hoe inona sy aiza le izy? na ho any hiaraka aminareo aho na ho any irery na hanadihady na haniraka olona hanadihady...sa mahamenatra sa manakory :-D

http://www.dailymotion.com/relevance/search/pere%2Bpedro/video/x776mu_padre-pedro-3_news

ohatra
80. ikaretsaka ( 21/01/2009 01:16)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pere%2Bpedro/video/x7750v_padre-pedro-2_news
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094