Sarotra ho an' ny manan-karena
101. ikaretsaka
(
21/01/2009 16:41)
diams> mpanao trano no lahasako tena lahasako, ary efa betsaka ihany izay fiangonana Xtianina nasaina nodesignevako izay... va ny katolika na ny vanjo alika... fa tsy nisy mbola niteny mihitsy hoe hanokany efitra mitokana mihitsy hasiana ny ankizy @ lamesa na fotoam-pivavahana koah
102. diamondra27
(
21/01/2009 16:48)
Bord2lais: tsy ianao no novaliako io ambony io fa tafaraka teo fotsiny ny valindinika momba ilay anarampiangonana
Noue: mahavaly anao ve le voalaza io ambony io
Noue: mahavaly anao ve le voalaza io ambony io
103. Noue
(
21/01/2009 16:53)
"diamondra27":io no lazainao aaa! ny zazakely mitomany dia hoy indray ny voalaza manaraka
any ampiangonana aza mbola miasa foana ny devoly: mpiangona manoaka, zazakely mitomany de lasa tsy concentre ny olona fa amin'ny kikikan'lay zaza,izany hoe manodina ny fihainoana toriteny dia tsy tafita ny hafatra.
"Fody":kanjo hita mazava tsara zao fa tena marina ny nolazain'i Fody dia mody ity indray no lazainao
Donc tsy ny zaza mitomany no manakorotana, fa ny ao anatin'ny tsirairay no mety tsy milamina. Azo inoana ve fa manana filaminana anaty ny olona nerveux raha vao maheno feon-jaza mikaika kely fotsiny ao am-piangonana??? Non, tena non,...
ka izay no tsy hamaliako ilay fanontaniana satria efa voazava aoklet'ieeee! aiza re zany eee!
ny tahaka izany koa no tsy ametrahako hoe aiza aho no mivavaka sao lazain'ny sasany fa mitarika azy am secte eo ary tsy voatery hilaza zay fiangonako aho.aza =)) =)) =)) =)) =)) oa eeee! eo ianao mi-insiste oe rahoviana no entiko any aaa oeee! omeo fotoana na maraina na hariva snsss dia tampoka eo dia mihaotra ??? fa nisy inona tampoka teo ee ???? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
104. Noue
(
21/01/2009 16:58)
mbola tsy nahita an'zany aho raha mbola eto ambony tany eee! ny olona milaza fa mpitory ny tenin'Andriamanitra indray no tsy sahy milaza oe aiza no misy zany fiangonana zany eee loza ity re olona oooo =)) =)) =)) =)) =)) =))
105. Noue
(
21/01/2009 17:01)
Noue: mahavaly anao ve le voalaza io ambony iorehefa omenao ahy oe aiza no misy zany fiangonana zany zay vao mahavaly sy mahafampo ahy eee! inona no manakana anao tsy hanomezanao ahy an'io ???tsy tsara ve ny fifampizarana indrindra raha resaka oe fiangonana zany ee ???
107. diamondra27
(
21/01/2009 17:14)
Noue : mbola tsy mahavoavaly ve hoe erf , adventiste , evanjelika , loterana no manao ireo fa le fengonako mihintsy no ilaindry? :-w :-w
ika: tsika ndray seriezy foana ka
Noue tsy tonga hilaza ny fiangonako eto aho fa tonga hizara izay hitan'ny masoko
ika: tsika ndray seriezy foana ka
Noue tsy tonga hilaza ny fiangonako eto aho fa tonga hizara izay hitan'ny masoko
108. ikaretsaka
(
21/01/2009 17:17)
fa tena mahafaty sa fahotana ve ry diams ny miteny heo aiza le izy de inona...
no hidikodinana be tahakan'ny soval de bois diso tour?
ndao fa entiko e.. oy aho oy e...
no hidikodinana be tahakan'ny soval de bois diso tour?
ndao fa entiko e.. oy aho oy e...
109. Noue
(
21/01/2009 17:36)
ny tahaka izany koa no tsy ametrahako hoe aiza aho no mivavaka sao lazain'ny sasany fa mitarika azy am secte eo ary tsy voatery hilaza zay fiangonako aho.inona moa no atahoranao hilaza an'io raha tsisy fahamarinana zany ee ??zany izy oe fiangonana zany ve dia hampatahotra ny hizara sy hilaza azy ee ???ny mitory etsy sy eroa aza hoy ianao efa nataonao tsy natahotra ianao ka maika fa hizara oe aiza zany fiangonana zany dia io ve dia hampatahotra ee ???
izaho zao sahy milaza fa efa niangona tao
Eglise Protestante Malgache Saint- Denis la Chapelle 54, rue Torcy 75018 Paris
efa niangona tao
FPMA 47, rue de Clichy75311 Paris
efa niangona tao
Eglise de la rédemption - 16 rue Chauchat 75009
efa mba nisy occasion nandehanako niara-nivavaka t@ fianakaviana,namana,fikambanana , eny na dia tsy protestanta aza aho ka raha toa ka misy olona mba mangataka ahy na manontany ahy oe aiza no misy fiangonana misy an'zao sy izao, inona no hatahorako hilaza an'izay mba fantatro eee ???
110. ikaretsaka
(
21/01/2009 17:43)
zay manko! aiza le "fijoroana" :-D :-D :-D
sa rehefa @ io taranja io de ny "mitsikasina" sy ny "mitrontrongy" ary ny "misitrika" sy "miolakolaka" no mety?!
Izay le heo ataovy serieux lazaiko an'i diams
sa rehefa @ io taranja io de ny "mitsikasina" sy ny "mitrontrongy" ary ny "misitrika" sy "miolakolaka" no mety?!
Izay le heo ataovy serieux lazaiko an'i diams
111. Noue
(
21/01/2009 17:54)
ny olana anie ry ikaretsaka dia eo izy miziriziry oe omeo fotoana aho oeee! mi-insiste oe rahoviana maraina sa hariva fa ho entiko any ianao eee ! nefa tsy mety milaza akory oe aiza no misy an'io fiangonana io ???? ka zay no hilazako oe mitory etsy sy eroa hono izy tsisy hatahorana fa ny hanampy olona @ fahalalana oe aiza io fiangonana io dia hampatahotra ve eee ???? lojika ve zany ee ????klet'ieeee! arfffff
112. Noue
(
21/01/2009 18:29)
hono oa eee! voalaza tetsy ambony oe
ilay toriteny akalamanjana akia dia tsy voatery hifantoka amin'ny toriteny ny olona a. Efa nanao izany ny tenako na pendant ny pause entre 2 cours na tany anaty train na teny antsenadia nisy nilaza indray oee
Ny fiheverako azy ry Rahery08 dia raha vao manantona mpanakarena ianao ka hoe HITORY no itondranao le resaka dia miala moramora izy. Io teny io hitako fa mampitsoaka olona tokoa amin'izao fotoana izaoka lasa ny heritreritro oe tsy io fitoriana etsy sy eroa io tokotrany ve no mampatahotra ny olona eee?fa kosa tafiditra ao koa ve io tahotra io raha lazaina oe aiza no misy fiangonana manao an'zao sy zao ee???nefa moa raha atao @ fahamarinana avokoa ny zavatra atao, inona no tokony hampatahotra an'zany???
113. xxx
(
21/01/2009 19:35)
Ka ilay fiangonany anie ry noue dia irony tsy misy tafo sy adiresy irony. Tsy ho hitanao mihintsy hoe fiangonana.
114. ari.malala
(
22/01/2009 05:49)
Tsy azoko mihintsy ny antony tsy amaliana ny fanontaniako, zavatra tsotra be, eny sa tsia no angatahiko, teny lava be raha imprimena mahafeno papier A4 no valiny avy any... oulala! Ny tsy azoko dia izao koa, fantatra fa amin'ny maha olombelona dia réaction normale ny manoaka, mety noana, mety reraka, mety te hatory... fa raha tena mifantoka @ toriteny sy ny vavaka (satria tsy ny toriteny ihany no aleha any am-piangonana) dia tsy hahita izay ataon'ny voisin na voisine... Miombon-kevitra tanteraka @ Fody momba ny zazakely!
Hamaranako ny teniko aza dia izao e! Rehefa ianao no tsy concentré(e) dia aza ny hafa no anilahana.
Momba ny lohahevitra dia izao, raha ny hevitro dia tsy anjarantsika no mitsara hoe sarotra hoan'ny mpanakarena tokoa ve ny miditra @ fanjakan'Andriamanitra satria tsy azo tsaraina ivelany ny olona! Ary io tsy hoe ny mpanakarena iany fa na ny mahantra iany koa aza dia mety ho sarotra aminy ny ho tafiditra any @ fanjakan'Andriamanitra rehefa tsy miezaka manao izay hahatafiditra azy any izy...

115. Nandra1
(
22/01/2009 06:24)
Nisy fotoana aho nieritreritra ohatr'izany saingy indray andro nivavaka izay aho naheno Evanjely nisy nilaza toy izao hoe "Aza mitsara, mba tsy ho tsaraina fa tsy misy tsy hain'Andriamanitra atao", Ary arakaraka ny hamarana nampiasainao no hamarana ihany koa ny anao!
Raiso ze tsara, ajanony ze ratsy ary mba zvt hampandroso ao @ finoana atao fa tsy hanao ze hampihemotra ny hafa!
Raiso ze tsara, ajanony ze ratsy ary mba zvt hampandroso ao @ finoana atao fa tsy hanao ze hampihemotra ny hafa!
116. diamondra27
(
22/01/2009 07:17)
dia tampina ve ny daomy ozy nareo fa tsy hit ale adresy fiangonana?
mbola misy fiangonana maro tsy mbola nandehanandry ry NOue teto ambonin'ny tany matoa mbola tsy nahita ilay fiangonana misy ianaran'ny ankizy sekoly alahady sy ianarany ny tenin'Atra miaraka samy ankizy ary ampianarin'ny monitrice.
Tsarovy rehefa tonga zay andro izay.
ika: le soavaly de bois tsy misy manosika de mi coince e.
ari.malala: izay handraisanao azy fa raha nahazo n tiako lazaina ianao dia tsy niteny mihintsy hoe izaho no tafitohina tamin'ilay zaza nitomany sns fa kosa hita amin'ny fihetsiky ny olona amin'ny fomba fijeriny izany.
Tsy ampianarina anao mihintsy hoe raha mitomany normale ny zaza tsy mampiraika ny olona fa raha mampiakatra feo izy dia misy ny olona mitodika mijery azy.
Dia tadidio fa tsy ny ankizy no devoly fa ilay fomba fiasan'ny devoly no nolazaiko, ka eny sa tsia izany aminao.
ka sarotra amin'ny manakarena ve izany ny miditra ny fanjakan'ny lanitra sa tsia?

117. Noue
(
22/01/2009 07:29)
diamondra27:tsy io no olana fa ny fahasahiana mijoro ,manampy izay mba mangataka sy manontany eee
mbola misy fiangonana maro tsy mbola nandehanandry ry NOue teto ambonin'ny tany matoa mbola tsy nahita ilay fiangonana misy ianaran'ny ankizy sekoly alahady sy ianarany ny tenin'Atra miaraka samy ankizy ary ampianarin'ny monitrice.
119. xxx
(
22/01/2009 07:41)
hoy Diamondra>
Hevi-diso. Ka tsy ilay A/tra namorona ny zaza hitomany ve no lazainao fa devoly eto??? Naturel (voajanahary) @ zaza ny mitomany !!!
Tsy anjaratsika no mamaly io resaka io satria tsy ianao na izaho no tompony sy mandidy ny fanjakan'ny lanitra.
raha mampiakatra feo izy dia misy ny olona mitodika mijery azy.
Dia tadidio fa tsy ny ankizy no devoly fa ilay fomba fiasan'ny devoly no nolazaiko, ka eny sa tsia izany aminao.
Hevi-diso. Ka tsy ilay A/tra namorona ny zaza hitomany ve no lazainao fa devoly eto??? Naturel (voajanahary) @ zaza ny mitomany !!!
ka sarotra amin'ny manakarena ve izany ny miditra ny fanjakan'ny lanitra sa tsia?
Tsy anjaratsika no mamaly io resaka io satria tsy ianao na izaho no tompony sy mandidy ny fanjakan'ny lanitra.
120. Fody
(
22/01/2009 08:12)
Mba hampazava ny resaka dia izao:
Inona no tian'i Jesoa lazaina amin'ilay hoe: "sarotra ho an'ny mpanakarena no miditra amin'ny fanjakan'ny lanitra" ?
Iza no tondroiny fa mpanan-karena eto ?
Rehefa voafaritra ireo izay vao tokony hipetraka ny ady hevitra hoe: mitombna ve sa tsia izany, marina ve sa tsy marina.
NB: ny hoe sarotra eto dia tsy midika velively hoe: impossible.
Am-pitiavana be.