Sarotra ho an' ny manan-karena
41. Noue
(
19/01/2009 07:24)
"ari.malala":misaotra retsy aaaa ! tena misy hisainana tsara ireo voalazandry ee
Tsy azoko, inona no idiran'ny asan'ny devoly @ olona manoaka? fa angaha fahotana ny manoaka? zazakely mitomany, ko raha mandena ve ny zazakely na noana ka mitomany d inona koa no idiran'ny asan'devoly @ zany? Sao dia mba trop loatra kosa izany kle! raha tena concentrée @ fivavahana ianao tsy handre akory izay kiakiakan-jazakely mitomany any... Tsy ny zaza mitomany no anilahana refa varimbarina e! Fa iza moa no voalohany nantsoin'ny Tompo hoe handova ny fanjakan'ny lanitra tsy ny zaza va??? ko nahoana no ny zaza no endrikendrehina ho mampisy devoly refa mikiakiaka? mahavariana! fa @ diamondra zany ny zaza tsy tokony entina any ampiangonana fa manjary mi detourner ny attention an'i diamondra d tsy mahare toriteny i diamondra? fa angaha mandritra ny toriteny mitomany foana ilay zaza? sa iny fraction de moment nitomanian'ilay zaza iny iany no durée an'ilay toriteny? hafahafa b amko ilay fanamarihana.. Ary eto aho d miombona @ namana rehetra miteny hoe fa angaha tsy misy fomba itarihana ny olona hanatona an'Andriamanitra bebe kokoa afatsy ny fampitahorana devoly? Ekena fa misy izy, fa saingy raha tena mino an'Andriamanitra d Andriamanitra no tokony resahina bb kokoa @ resaka atao fa tsy ny devoly zany foana!
42. diamondra27
(
19/01/2009 07:28)
tafita ny hafatra tiana lazaina dia efa namafy ianao fa tsy anjaranao intsony ny mikolokolo iny
Ny devoly dia miseho amin'ny endrika maro .
Tsara ange raha alerjika ny devoly e, miandry ny dinika aroson'i Noue zany ary tena mila izany olona manandratra an'Atra izany mihintsika ny kristiana.

43. Noue
(
19/01/2009 07:39)
tafita ny hafatra tiana lazaina dia efa namafy ianao fa tsy anjaranao intsony ny mikolokolo inynefa dia lazaina indray oe
miandry ny dinika aroson'i Noue zanyaza =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) oa eee!
44. xxx
(
19/01/2009 12:23)
Hoy Diamondra
Tena marina tokoa io voalazanao io. Ary matetika izy dia tsara tarehy be,mety mahay mitory teny be koa ary mamirapiratra hoatra ny ireny diamondra ireny
Ny devoly dia miseho amin'ny endrika maro
Tena marina tokoa io voalazanao io. Ary matetika izy dia tsara tarehy be,mety mahay mitory teny be koa ary mamirapiratra hoatra ny ireny diamondra ireny
45. ikaretsaka
(
19/01/2009 13:29)
Ny fijeriko manokana ny zazakely mitomany sns izany aloha de hoe tsy devoly izany fa efa fanantenana. Mendrika hiderana hoe mankatelina tompo fa misy solofony ny vahoakan atra...raha misy maimbo ampy be eo akaikiko de hoe misaotra ny tompo aho fa mbola maheno tsara izany oroko izany...
Raha misy mihira ka mivalana dia mbola misaotra aho fa mbola tsy very ny oreil musical...raha nisy zvtr nampiomehy de misaotra azy aho fa sady nomeny toriteny no nomeny nahita zavatra mampihomehy...
Fivavahana ny zavatra rehetra ary ny fahitana izany aza amiko no mahafinaritra kokoa noho le bornage hoe toriteny de ze ivelan zay de devoly

46. Noue
(
19/01/2009 13:37)
ikaretsaka:kle'tiaaaa ! tena tsy mahazo resaka mahintsiny nareo zany eee ! efa nilaza ry zareo fa asan'ny devolny daholo anie zany eeeee! aiza ary zany ee ???tsy aiko na manan-janaka diamondra27 na tsia fa raha izao no fandehany dia tsy mba nohentiny namonjy fivoriam-bavaka mahintsiny zany ny zanany satria fantany fa ny devoly eo akaikiny eo dia raha mitomany ilay zaza dia oe devoly manelingelina ny concentrationy zany eeee
Ny fijeriko manokana ny zazakely mitomany sns izany aloha de hoe tsy devoly izany fa efa fanantenana. Mendrika hiderana hoe mankatelina tompo fa misy solofony ny vahoakan atra...raha misy maimbo ampy be eo akaikiko de hoe misaotra ny tompo aho fa mbola maheno tsara izany oroko izany...
Raha misy mihira ka mivalana dia mbola misaotra aho fa mbola tsy very ny oreil musical...raha nisy zvtr nampiomehy de misaotra azy aho fa sady nomeny toriteny no nomeny nahita zavatra mampihomehy...
Fivavahana ny zavatra rehetra ary ny fahitana izany aza amiko no mahafinaritra kokoa noho le bornage hoe toriteny de ze ivelan zay de devoly
:-D :-D =)) =)) =)) =))
47. ikaretsaka
(
19/01/2009 13:45)
Ka zay ny maha samihafa ahy sy izy,,, za mitady an Atra @ alalany zavatra rehetra (finding god in all things) fa izy devoly aby afa tsy ny toritenindrapasy...
Kory ataoko anao! :-P :/
Kory ataoko anao! :-P :/
48. ari.malala
(
19/01/2009 14:06)
diamondra, tsy mitombina amiko ilay fanamariana sy valinteny! satria ianao milaza fa ny olona mananjanaka matetika tsy mandeha mamonjy fivoriambavaka fa hoe variana mikarakara ny zanany, tsia avy hatrany no avaliko. Manana zanaka 2 b izao za, fa tonga tany am-piangonana hatrany ary tsy tara fotoana! tsy mitondra azy mivoaka ihany koa aho satria amiko tsy dia lava lela be ohatran'iza akory ny zanako ary amiko hoa raha concentrée tsy ho detournée amizay tomanin-jaza ny attention! exagéré loatra indray izany amiko (eny fa na dia misy mpitarika fivavahana mandroaka ireo zaza mitomany aza, misy izany)
Fanontaniana hoan'i diamondra, devoly ve izany ny zazakely? mila valinteny "eny" na "tsia" satria ianao milaza fa ny tomanin-jazakely dia mampisy asandevoly...
Manaraka izany, ahoana moa no ilazanao fa misy asan'ny devoly refa misy olona manoaka? ary am fomba ahoana no ahitanao fa manoaka ilay eo anilanao na ny tao afaranao na ny teo alohanao raha tena mifantoka @ toriteny ny sainao?
Fanamarihana iray koa! na eny ankalamanjàna aza ny fivavahana no atao dia tokony hifantoka foana fa tsy hoe ao ampiangonan aiany akory vao tokony hifantoka!

50. Noue
(
19/01/2009 15:12)
ari.malala:izaho retsy dia mba gaga eee ! sady tsy mitondra ny zanany miangona zany satria raha mitomany eo io zaza io dia asan'devoly hono zany kooo ! klet'tiaaaa !
Manaraka izany, ahoana moa no ilazanao fa misy asan'ny devoly refa misy olona manoaka? ary am fomba ahoana no ahitanao fa manoaka ilay eo anilanao na ny tao afaranao na ny teo alohanao raha tena mifantoka @ toriteny ny sainao?
ary ilay fijerevana satria nahita ka nilaza io aaaa ! an'ny olona manoaka fa tsy concentrée @ fitorianteny na vavaka ve mba asan'ny devoly koo ee ??? sa rehefa ny zanaky ny hafa sy ny olon-kafa ihany no mitomany sy manoaka no atao oe asan'ny devoly fa ny mpandinika zany zavatra asan'iza ?????mazana zany concentration @ fahitana zay miseho eo @ manodidina azy aaa !
:-D :-D :-D :-D :-D
51. Noue
(
19/01/2009 15:21)
diamondra27":maty aho zanako klet'iaaaa ! inona moa no nolazain'Tompo ? avelao ny zaza hanantona ahy (sa ve misy diso sa tsy ampy io eee ? sa sao dia tokony nampiana oe avelao ny zaza hanantona ahy fa aza avela mitomany izy fa asan'devoly zany ?????
Ka raha miteny aho hoe:misy asan'ny devoly amin'ilay fitomaniana mandriatra ny toriteny dia avy amin'ny devoly izany fa tsy asan'Atra velively.
52. diamondra27
(
19/01/2009 15:52)
Fanontaniana hoan\'i diamondra, devoly ve izany ny zazakely? mila valinteny \"eny\" na \"tsia\" satria ianao milaza fa ny tomanin-jazakely dia mampisy asandevoly
arimalala mbola averiko ihany ny hevitro : Ao amin\'ny fiangonana matetika dia efa misy toerana natokana ho an\'ny olondehibe , ny olona mitaiza kely , ny ankizy.Justement natao izany mba hisian\'ny filaminana ao am-piangonana. Raha mitomany mikiakiaka tsy laitra hampanginina ilay zaza dia ny reniny na ilay olona miaraka aminy no tokony hatsapa tena hoe handeha mba entiko mivoaka ity zaza ity, tsy misy resaka moraly na inona fa tokony handeha ho azy izany. Mangina daholo ny olona ary mihaino toriteny no indro misy zaza mi-detourne ny attention. Za tsy miteny hoe iny olona iny no devoly na ny reniny fa fomba fiasan\'ny devoly io mba tsy hahenoanao ny teninAtra tiana hampitaina aminao.
MIsy manontany moa hoe za ve tsy mananjanaka sy tsy mba entina miangona v eny zanako dia io voalaza io ny valiny fa tsy hilaza aho na mananjanaka na tsia aminareo fa ahy izany, entina mivoaka ny zaza mba tsy hahasorena ny hafa.
Ny tsy mety hekenareo dia ilay hoe fomba fiasan\'ny devoly ary izany no tiako ampitaina.Fa tsy hoe devoly daholo izay miseho devoly devoly.
Hoy i ari.malala:
Manaraka izany, ahoana moa no ilazanao fa misy asan\'ny devoly refa misy olona manoaka? ary am fomba ahoana no ahitanao fa manoaka ilay eo anilanao na ny tao afaranao na ny teo alohanao raha tena mifantoka @ toriteny ny sainao?
Ny namantarako izany dia satria efa nisy izany , olona teo akaikiko no manoaka ary raha ianao koa no mitory teny dia hahita ny olona en face-nao, tsy misy mamorona mihintsy fa raha resaka asan\'Atra indray dia tsy manoro vilana mihintsy aho na miteny zavatra tsy misy. Izay efa niainako sy hitako no ambarako ary zaraina amin\'ny hafa.
arimalala: izaho tsy miteny ny momba anao mihintsy akory fa ny zava- misy no voalazako, tsy mahita izay fomba fitaizanao ara-pilazantsara ny zanakao koa ary tsy hitsara anao mihintsy
MIsy ho\'aho olona ataony vato misakana tsy handehanana any ampiangonanana na manaraka ireny cellule de priere ny fananany zanaka ary tsy ny zanaka ihany fa na asa sy ny fianarana ihany koa sns... Izany hoe ny fanarahana an\'i Tompo dia tsy ny alahady ihany fa misy fivoriana ihany koa iraisana amin\'ny samy mpino mba hahazoana mizara sy mifanampy ary mianatra ny tenin\'Atra. Ka rahoviana ihany vao hanampotoana ho an\'i Tompo> Dia eto no tonga ilay lohateny hoe: sarotra ho an\'ny manankarena ny hiditra ny fanjakan\'ny lanitra.
manankarena amin\'ny fahalalana, fitaovana. ara-bola, sns
Mbola tsy nahare ve ianareo hoe tsy afaka hamonjy fivoriana aho fa mbola hanao adidy, mitaiza sns
Ataoko angamba fa mazava amin\'izay ny tiako lazaina.
Raha lavinareo hoe mbola tsy nahita ireo cas ireo ianareo dia voila informe zany nareo.
Ari.malala: ilay toriteny akalamanjana akia dia tsy voatery hifantoka amin\'ny toriteny ny olona a. Efa nanao izany ny tenako na pendant ny pause entre 2 cours na tany anaty train na teny antsena fa ny olona samy manana izay ifantohany sy revo amin\'ny ataony fa izay manaiky anao mihaino eo en face-nao ihany no liana amin\'ny toriteny izay ataonao ankalamanjana.
Ny any anaty train moa dia ny olona misy matory pendant ny voyage fa izay manaiky anao no itorianao.
Ny any ampianarana: izay tsy revo amin\'ny resaka entre amis no mihaino anao na izay liana
Izany rehetra izany dia mila respect ho an\'ny olona mihaino fa tsy force-na akory ny olona hihaino ny filazantsara. Ny olona no tonga manantona anao rehefa hitany ianao fa amperin\'asa.

53. Noue
(
19/01/2009 15:53)
diamondra27:raha mbola mahita lazaina aho dia tsy maintsy miteny eeee (manoratra manko ee:-D :-D :-D ) sa ho tapenam-bava aho ee ??? (kle'tieee ! sao dia hisy hilaza ahy eo indray oe asan'devoly zany)
tafita ny hafatra tiana lazaina dia efa namafy ianao fa tsy anjaranao intsony ny mikolokolo iny
:-D :-D :-D :-D :-D
54. diamondra27
(
19/01/2009 16:00)
Noue:
diamondra27":maty aho zanako klet'iaaaa ! inona moa no nolazain'Tompo ? avelao ny zaza hanantona ahy (sa ve misy diso sa tsy ampy io eee ? sa sao dia tokony nampiana oe avelao ny zaza hanantona ahy fa aza avela mitomany izy fa asan'devoly zany ?????
Ka raha miteny aho hoe:misy asan'ny devoly amin'ilay fitomaniana mandriatra ny toriteny dia avy amin'ny devoly izany fa tsy asan'Atra velively.
-------------------
Miombon-kevitra aminao tokoa aho fa tenin'Atra io hoe avelao ny zaza hanantona ahy ary mbola ampiako hoe zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza fa rehefa lehibe izy dia tsy hiala aminy izany ( voir ohabolana)
Tsy niteny mihintsy aho hoe aza entina any ampiangonana ny zanakareo raha be koretana sns fa kosa tiako hatsipy hoe tokony hahatsapa tena ny olona miaraka amin'ilay zaza hitondra azy hivoaka, na dia respect ho an'ny hafa fotsiny aza fa tsy asiana resaka devoly.
Maintenant na tianareo na tsia dia lazaiko fa asan'ny devoly ny manakorontana mba tsy ho tafita ny hafatra tian'Atra amin'ny olona.
Tsy voatery zaza mitomany ihany fa misy cas hafa azo tsoahina: ny tel maneno , ny olona manokatra bonbon na biscuit snsn. Mety tsy cas miseho matetika izany fa kosa misy ary tsy azonareo sakanana tsy hiteny izany aho fa zava-misy hatrany no voalazako.
Tsy miteny na zanak'iza na iza fa izay hita no ambare sy re
55. ikaretsaka
(
19/01/2009 16:01)
Dia io anisan'ny porofo fa tsimponina ilay raha rehefa metimety @ tena fa kosa odiana fanina rehefa somary manohitohina
56. Noue
(
19/01/2009 16:05)
Ao amin'ny fiangonana matetika dia efa misy toerana natokana ho an'ny olondehibe , ny olona mitaiza kely , ny ankizy.Justement natao izany mba hisian'ny filaminana ao am-piangonana.fiangonana aiza no misy an'zany eee ?? ny mahagaga ahy manko dia justement, izay fiangonana nalehako dia tsy nahitako an'zany mahintsiny eee! au contraire , ny hitako dia alaina mahintsiny ny zaza ho eo anolohan'ny alitara io eee ! mba ahazahoan'ny zaza indrindra mba hijery ny fandehan'ny fivavahana, ary raha resaka oe zazakely, mba tiako ho fantatra oe aiza no misy fiangonana misy izany toerana natokana ho an'ny olona mitaiza zany eee? fa tena alehako any io @ alahady satria tena mahaliana ahy zany aaa!
57. diamondra27
(
19/01/2009 16:07)
ika: izay teny voadinika eto ihany no entina hamaliana azy fa tsy hoe manao tsimpona sy manao metimety.
59. Noue
(
19/01/2009 16:15)
fa kosa tiako hatsipy hoe tokony hahatsapa tena ny olona miaraka amin'ilay zaza hitondra azy hivoaka, na dia respect ho an'ny hafa fotsiny aza fa tsy asiana resaka devolyfa tsy ianao ihany ve no nilaza n'ity eee???
zazakely mitomany de lasa tsy concentre ny olona fa amin'ny kikikan'lay zaza,izany hoe manodina ny fihainoana toriteny dia tsy tafita ny hafatra.satria oe tsy asan'Andriamanitra zany fa asan'devoly eee ??
60. Noue
(
19/01/2009 16:24)
diamondra27:zany aaa ???hainao daholo kosa ny zavatra miseho any am-piangonana raha izany kooo!entre ny >
Tsy voatery zaza mitomany ihany fa misy cas hafa azo tsoahina: ny tel maneno , ny olona manokatra bonbon na biscuit snsn. Mety tsy cas miseho matetika izany fa kosa misy ary tsy azonareo sakanana tsy hiteny izany aho fa zava-misy hatrany no voalazako.
Tsy miteny na zanak'iza na iza fa izay hita no ambare sy re
olona manoaka
ny zaza mitomany
ny olona manokatra bonbon
ny olona manokatra biscuit
snss araky tsy voalazanao eee! quelle concentration !
:-D :-D :-D :-D :-D :-D