Sarotra ho an' ny manan-karena

21. Noue ( 17/01/2009 09:09)
ikaretsaka:
Za mbo gaga
mahazendana ity resaka ity ry ikaretsaka aaa! kle'tia eeee ! aiza ve dia izay atao rehetra na inona maha afaka anao na inona tsy mahafaka anao hamonjy fivoriam-bavaka , na dia hatramy fianakaviana aza dia tsisy afatsy ny DEVOLY no hasesika ??? tssssss

22. Mirananirina ( 17/01/2009 12:16)
Sarotra ny mitory ny filazan-tsara @ mpanankarena!

Hono hoa aho,izaho mino marimarina fa ianao io manakarena koa an.Manana vola laniana eto,sa gratuit ny anao?Mety manana ordi koa ianao,izay tsy takatry ny mahantra.
23. diamondra27 ( 17/01/2009 13:18)
Noue : fa aiza eto an-tany no toerana tsy misy devoly?
Tsy fantanao ngah fa na de any ampiangonana aza mbola miasa foana ny devoly: mpiangona manoaka, zazakely mitomany de lasa tsy concentre ny olona fa amin'ny kikikan'lay zaza,izany hoe manodina ny fihainoana toriteny dia tsy tafita ny hafatra.
Ny feon'ny fieritreretana, ny fijery , rehetra rehetra dia ahitana ny asan'ny asan'ny devoly daholo raha mbola eto an-tany ary voalaza hoe:tsy miady amin'ny nofo amandra isika fa ny fanahy ratsy miely eny amin'ny rivotra.
Ka ataoko fa mazava angamba ilay fisian'ny devoly hatraiza hatraiza. Izany no antony hivavahana raha vao mifoha sy andeha hatory sy rehefa mahatsiaro manampotoanakely dia mivavaka na dia phrase 1 aza.
24. ikaretsaka ( 17/01/2009 14:26)
Diams... dia aiza eto antany koa no torrana tsisy Atra? Fa ny tianay holazaina ange de hoe maninona ianareo no milaza tena ho mpino an'andriamanitra dia devoly foana nefa no hitanareo @ zava boahariny na issu an'ny zava boariny...io no mahagaga.
Tsy finding God in all things nenareo fa finding satan in all things...nefa nareo milaza fa manaraka an god
25. ikaretsaka ( 17/01/2009 15:09)
niryna:

Ny JC Penny :arrow: Jesus Christ and Penny (vola madinika toy ny iraim-bilanja )
Ny Lord and Taylor :arrow: Lord (Andriamanitra na Kristy) ,Taylor olona nanome ny fahavolon-karenany tamin'Atra ary anisany fivarotan'ny mpanan-karena taty aoriana
Maro be tsy ho voatanisako fa santionany ireo
Isika rehetra izay mino azy ,tsy ho voavidy ny harena izay omeny ,tsy vola ihany fa ny fanahy izay voavonjy koa misy mihoatran'izany ve ..
Raha resaka mpanan-karena indray no teneninao dia hoe moramora ho an'ny rameva no miditra ny varavarana kely )vodi-fanjaitra noho ny mpanan-karena ( ho an'ireny olona miantehatra ny hareny ireny fa tsy mametraka ny fiainany ho tantanan'Atra

Aza miteniteny foana sy manoro vohana ry niryna fa sanatria torian reo eo enao ka migadragadra foana
Ny. JC Penney dia. James cash penney... anaran ny namorona azy

Ny lord dia mitovy @ ngahindriana @ teny gasy
26. Noue ( 17/01/2009 15:50)
ikaretsaka:

Diams... dia aiza eto antany koa no torrana tsisy Atra? Fa ny tianay holazaina ange de hoe maninona ianareo no milaza tena ho mpino an'andriamanitra dia devoly foana nefa no hitanareo @ zava boahariny na issu an'ny zava boariny...io no mahagaga.
Tsy finding God in all things nenareo fa finding satan in all things...nefa nareo milaza fa manaraka an god
tena tsara fipetraka ny fanontanian'i ikaretsaka eeee ! fa aiza eto an-tany marina tokotrany no tsisy Andriamanitra fa ny devolinzareo foana no hasisika isakin'ny miresaka zao eee ????
sady raha tena mino an'Andriamanitra ve nahoana no tsy Andriamanitra foana no hasesika hanorona ny olona fa aiza ve ka tsisy afatsy ny devoly,devoly eroa,devoly ery,devoly manodidina eee????

27. diamondra27 ( 18/01/2009 09:24)
Atra dia efa fantatry ny maro fa misy ary tia antsika olombelona fa ny devoly sy ny asany misy ihany koa eto an-tany saingy tsy raharahan'olona .
Amin'ny maha-zanak'Atra dia efa voalaza sy nampitandremana hoe tandremo nareo rankizy fa miraparapa ange ny devoly e, ramaka be , noana mtadyizay ho arapany . ary koa voalaza ao amin'ny SM ao hoe ianareo efa mijoro tsara tandremo sao lavo. Ka maninona moa be dia be no mihemotra sy kivy amin'ny resaka fivavahana ankehitriny satria io devoly tsy tianareo lazaina io no anton'izany, manakivy ny efa nahalala an'Atra, nandainga , mandiso fanantenana, mamitaka sns

ahoana hoy ny vazaha izay un homme averti en vaut deux, ka raha mbola velona foana dia tsy maintsy lazaina foana fa misy ny asan'ny devoly ka tokony hitandrina.Ary mila hery tsara vao maharesy fa raha ny hery amin'ny maha-olombelona no iadivana amin'ny devoly dia tsy ho resinao mihintsy izy.
28. Noue ( 18/01/2009 11:44)
Noue:

fa aiza eto an-tany marina tokotrany no tsisy Andriamanitra fa ny devolinzareo foana no hasisika isakin'ny miresaka zao eee ????
sady raha tena mino an'Andriamanitra ve nahoana no tsy Andriamanitra foana no hasesika hanorona ny olona fa aiza ve ka tsisy afatsy ny devoly,devoly eroa,devoly ery,devoly manodidina eee????

29. Noue ( 18/01/2009 11:47)
sady raha tena mino an'Andriamanitra ve nahoana no tsy Andriamanitra foana no hasesika hanorona ny olona fa aiza ve ka tsisy afatsy ny devoly,devoly eroa,devoly ery,devoly manodidina eee????
30. badboy ( 18/01/2009 12:20)
Sarotra hoa n'ny mahantra koa ny tsy hialona ny mpanakarena!! Matetika az moa dia mivavaka mihintsy hoe mba ataovy mahita vola be, lasa manakarembe ...... Na dia tsy tsapan'ilay mpampiseho hevitra aza eto fa mialona izy dia ny fampisehoana ilay hevitra foitsiny dia efa manambara izany!!

Ka samia lmiaina ny fiainany, ary raha toa ianao ka hitanao hoe tsy ampiampy arakarena, dia miezaha ary miasà mafy mba hanankarena tahak'azy f'aza manenjika ny fiainany!!

Aza adino fa Moïse, Abraham, David ...... Jésus dia olona tsy nahantra nefa lazaina ao anaty baiboly fa nahazo ny fanjakan'ny lanitra!!

Ary ny fanjakan'ny lanitra dia ilay fahafahampo sy fahafinaretana na koa paradisa kely @ fotoana fohy nefa matetika @ fiainany eto antany!!

"Chacun de nous porte en lui le ciel et l’enfer" Hoy ranamana Oscar Wilde!!! :twisted: :twisted: :twisted:
31. Noue ( 18/01/2009 13:17)
badboy:

Sarotra hoa n'ny mahantra koa ny tsy hialona ny mpanakarena!! Matetika az moa dia mivavaka mihintsy hoe mba ataovy mahita vola be, lasa manakarembe ...... Na dia tsy tsapan'ilay mpampiseho hevitra aza eto fa mialona izy dia ny fampisehoana ilay hevitra foitsiny dia efa manambara izany!!
tsy hitako koa oe inona no olana @ hafa raha manana ny sasany ee ??? fa rana tena te-hitory zany ve ny sasany,nahoana no ny harenany aloha no jerevana ee ?????dia lazaina oe sarotra ny mitory @ mpanana ?????aiza re zany eeee!!

32. ikaretsaka ( 18/01/2009 15:24)
Karaha fiainana fable nge zany ny fivavahana aminareo ry diams e.... tansion un grand mechan loulou... de mifezaka aby ny zazah
33. Noue ( 18/01/2009 16:44)
diamondra27:
Ary mila hery tsara vao maharesy fa raha ny hery amin'ny maha-olombelona no iadivana amin'ny devoly dia tsy ho resinao mihintsy izy.
maninona no tsy avy dia lazaina oe mila ny mpiandrinareo hamatotra rojovy hanala ny devoly eee ????

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
34. diamondra27 ( 18/01/2009 19:28)
ka ho entinareo any an-danitra angaha ny fananareo e
adalan'izay mitsiriritra fananan'olona izany mitady aretina ho azy fa efa niteny ny SM hoe ampy ho anareo ny fahasoavako , sy hoe aza manana ahiahy ny amin'ny ho haninareo fa ny voromanidina aza mahita hisitrihana sy sakafo ho azy fa mainka ianareo zay zanak'Atra.

O ry NOue a iny resaka iny aloha dia efa tary aho nanome ny hevitro,samy manana ny anjara nomena azy ny mpitsabo sy ny mpanao asa soa sy ny mpiandry ka tsy anjarako no manisy rojovy zay olona manana devoly any sady za koa aty lavitra aty rahateo no tsy hanao izany aho satria raha mbola tsy nianarana tany ampianarana dia tsy hanaonao foana ny tenako fa izay zavatra nampianarina ihany no azo lazaina .
Any amin'ny formation aza moa misy tsy azo ampiharina rehefa en pratque raha tsy mahazo ny avis medical satria mbola eo koa ny lalAna

Fa na hino ianao na tsy hino dia feno devoly eto an-tany eny rehetra eny, kanefa kosa Jesosy efa naharesy izany ary izany no nahafatesany ka tsy maintsy avy amin'ny anaran'i Jesosy irery ihany vao mahatohitra ny asan'ny devoly. Velona Jesosy ary tsy miova ny heriny fa mbola mitovy tahaka ny omaly sy anio ar mandrakizay ny fiasany.
na fahatezerana , na fifandirana , fiadiana sns dia asan'ny devoly daholo izany

35. diamondra27 ( 18/01/2009 19:48)
raha jerena izao aty amin'ny tany mandroso izay lazaina hoe manankarena ny olona , be dia be ve ireo olona mazoto manompo ny Tompo, pratiquant(e) fa tsy rehefa week end dia ny haka aina fa reraky ny asa t@ semaine na ny hifety sy hisotro miaraka amin'ny namana sy ny havana sy hikarakara ny taniny sy tranony no ataony na hamangy fianakaviana snsns.Tsy misy mihintsy ilay hoe mba aleo hatokana ho an'i Tompo ny fotoana

Be ny mahalala fa eee sarotra ho an'ny manana izany hitady an'Atra izany fa lasa andevozin'ny fananany ny olona.

Tsy midika akory izany fa ny mpanakarena rehetra dia manadino an'Atra
ary ny mahantra sy izay mijaly rehetra no mahatsiaro an'Atra.

KOa aleo hazava ny resaka fa tsy misy mitsirirtra ny mpanakarena akory eto
Ary tsy vitan'ny vola ihany ange no atao hoe harena e, ny zanaka hoy ny ntaolo izay dia harena, ary izany indrindra no antony tsy hankanesan'olona sasany any ampiangonana satria variana mikarakara ilay zaza izy dia hoe tsy manampotoana intsony hiaraha-mivavaka amin'ny mpiangona na manadino an'Atra.
Raha mananjanaka droguE na toxico ny olona izao dia tsy mametraka izany eo ambany hazo fijaliana ilay RAD fa migogogogo foana efa hila hi deprime manadino an'Atra tellement hoe nitady hevitra hialan'ny zanany @izany.
Raha izany no zava-misy dia efa foana io raharaha io satria Jesosy no manafaka izany.

36. Noue ( 18/01/2009 19:58)
diamondra27:

Fa na hino ianao na tsy hino dia feno devoly eto an-tany eny rehetra eny, kanefa kosa Jesosy efa naharesy izany ary izany no nahafatesany ka tsy maintsy avy amin'ny anaran'i Jesosy irery ihany vao mahatohitra ny asan'ny devoly. Velona Jesosy ary tsy miova ny heriny fa mbola mitovy tahaka ny omaly sy anio ar mandrakizay ny fiasany.
na fahatezerana , na fifandirana , fiadiana sns dia asan'ny devoly daholo izany
dia hoy aho oe
sady raha tena mino an'Andriamanitra ve nahoana no tsy Andriamanitra foana no hasesika hanorona ny olona fa aiza ve ka tsisy afatsy ny devoly,devoly eroa,devoly ery,devoly manodidina eee????

37. ikaretsaka ( 18/01/2009 20:09)
Io tokoa valiana fa aza ahodinkodina e
38. ari.malala ( 19/01/2009 05:57)
diamondra27:

Noue : fa aiza eto an-tany no toerana tsy misy devoly?
Tsy fantanao ngah fa na de any ampiangonana aza mbola miasa foana ny devoly: mpiangona manoaka, zazakely mitomany de lasa tsy concentre ny olona fa amin'ny kikikan'lay zaza,izany hoe manodina ny fihainoana toriteny dia tsy tafita ny hafatra.
Ny feon'ny fieritreretana, ny fijery , rehetra rehetra dia ahitana ny asan'ny asan'ny devoly daholo raha mbola eto an-tany ary voalaza hoe:tsy miady amin'ny nofo amandra isika fa ny fanahy ratsy miely eny amin'ny rivotra.
Ka ataoko fa mazava angamba ilay fisian'ny devoly hatraiza hatraiza. Izany no antony hivavahana raha vao mifoha sy andeha hatory sy rehefa mahatsiaro manampotoanakely dia mivavaka na dia phrase 1 aza.

Tsy azoko, inona no idiran'ny asan'ny devoly @ olona manoaka? fa angaha fahotana ny manoaka? zazakely mitomany, ko raha mandena ve ny zazakely na noana ka mitomany d inona koa no idiran'ny asan'devoly @ zany? Sao dia mba trop loatra kosa izany kle! raha tena concentrée @ fivavahana ianao tsy handre akory izay kiakiakan-jazakely mitomany any... Tsy ny zaza mitomany no anilahana refa varimbarina e! Fa iza moa no voalohany nantsoin'ny Tompo hoe handova ny fanjakan'ny lanitra tsy ny zaza va??? ko nahoana no ny zaza no endrikendrehina ho mampisy devoly refa mikiakiaka? mahavariana! fa @ diamondra zany ny zaza tsy tokony entina any ampiangonana fa manjary mi detourner ny attention an'i diamondra d tsy mahare toriteny i diamondra? fa angaha mandritra ny toriteny mitomany foana ilay zaza? sa iny fraction de moment nitomanian'ilay zaza iny iany no durée an'ilay toriteny? hafahafa b amko ilay fanamarihana.. Ary eto aho d miombona @ namana rehetra miteny hoe fa angaha tsy misy fomba itarihana ny olona hanatona an'Andriamanitra bebe kokoa afatsy ny fampitahorana devoly? Ekena fa misy izy, fa saingy raha tena mino an'Andriamanitra d Andriamanitra no tokony resahina bb kokoa @ resaka atao fa tsy ny devoly zany foana!
39. Noue ( 19/01/2009 07:11)

dia hoy arimalala oe

dia mba diniho kely anie ity eeee
ny zanaka hoy ny ntaolo izay dia harena, ary izany indrindra no antony tsy hankanesan'olona sasany any ampiangonana satria variana mikarakara ilay zaza izy dia hoe tsy manampotoana intsony hiaraha-mivavaka amin'ny mpiangona na manadino an'Atra.
eto zany dia efa ny zanaka hono no manaka hamonjena fivoriam-bavaka eee ! dia tohizako ilay izy
Tsy fantanao ngah fa na de any ampiangonana aza mbola miasa foana ny devoly: mpiangona manoaka, zazakely mitomany de lasa tsy concentre ny olona fa amin'ny kikikan'lay zaza,izany hoe manodina ny fihainoana toriteny dia tsy tafita ny hafatra.
dia hoy aho oeee>>>>>inona moa no nahatongavana any am-piangonana raha izany ? nahoana no hitanao ny olona manoaka ka nanembatsembana anao t@ concentration-nao @ fivavahanao na ny fihainoahano ny toriteny ? ) ary hoy Jesoa "avelao ny zaza hanantona ahy" nefa dia lazainao koa fa mi-deconcentré anao ny fihainoana azy mitomany ? ary nga dia zay fotsiny no ataon'ilay zaza any am-piangonana ? tsiys afatsy ny mitomany ?
-dia zaza mitomany ve dia ahavita fanodikodinana ny concentration-nao na ny olona manoaka ? hay ? zany ve no ataonao any am-piangonana raha izany aaa ??? mihaino ny zaza mitomany sy mandinika ny olona ve ? oadrayyyy iny eny fa manoaka ny voisin-ko
??????
40. diamondra27 ( 19/01/2009 07:15)
Noue:tsara dia tsara ny fanamarihanao sy ny fanontanianao.
Tsy fahotana velively ny manoaka tsy akory, na ny zaza mitomany sns , izay no averiko foana hoe tsy mifandray mihintsy ny resaka hany ka lasa mifandrirotra eto foana isika.
Indro aza fa hazavaiko anao ilay izy:
raha misy olona mitori-teny = pasitera ohatra dia tokony hihaino azy ny olona surtout hoe any ampiangonana ilay izy no miseho fa tsy ankalamanjana na ailleurs akory, fiangonana protestanta izany aloha no raisiko ohatra eto fa mety valable ihany koa ilay izy ho any @ fiangonana hafa
Raha tsy tafahaino ilay toriteny ianao izany dia efa misy asan'ny devoly tao satria ni-detourner-ny ny attention-nao ka raha ohatra ka phrase 1 no nolazaina dia ny tapany sisa no henonao hany ka mivilana foana ny fandraisanao ny tenin'Atra.
Raha misy zaza mitomany ohatra , dia tokony hahatsiaro tena ny reniny hitondra ilay zaza hivoaka mba tsy hanakorontanana ny olona sisa mihaino ao, ary misy toerana natokana ho an'ny mpitaiza kely sy ny ankizy ange ao am-piangonana e.Ka raha miteny aho hoe:misy asan'ny devoly amin'ilay fitomaniana mandriatra ny toriteny dia avy amin'ny devoly izany fa tsy asan'Atra velively.

Tsy fampitahorana ny devoly satria raha tena mino sy zanak'Atra ianao dia tsy matahotra na inona na inona eo amin'ny fiainanao.Matoa mbola matahotra dia miroa saina izay.Atra mahery , rois des rois , no Atra inoana sy voalaza ao amin'ny baiboly. Il suffit hoe Minoa fotsiny ihany sy hoe andramo ka izahao fa tsara Jehovahary mitana ny teny fikasany.

Asa i Noue raha mananjanaka na manana neuveu sy niece fa ny RAD raha tia zanaka dia mampitandrina mandrakariva sy mampahafantara hoe: tsara ity na hoe ratsy ity amin'ny zanany .Efa hitanao ve fa handratra ny zanakao ny antsy raha eny ampelatanany dia tsy hiteny azy ianao fa avelanao eo , dia tahaka izany ry NOue no ilazanay ny fisian'ny devoly fa tsy hoe biby fampitahorana akory a.

Raha manaraka ilay olona tsara tsy manaraka ilay olona azy sy Atra izany, tsy misy fanerena mihintsy io na hiresaka an'Atra ianao na hiresaka ny devoly fa rehefa tafita ny hafatra dia izay.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088