Inona marina no atao hoe finoana e?

81. rakaroka ( 20/10/2008 12:55)
[quote=prime]


rakaroka> Arakaraky ny fandraisana azy tokoa (subjectif)... fa ny finoana koa nefa tsy fahalalàna, na fahaizana fa asan'Andriamanitra... eo no mahasarotra azy ary tsy azon'ny saina fehezina...
:roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$
Ahoana loatra aza izany ? Raha manao hoe :"Fantatro izay inoako!"=> Misy fahalalana anie izany amiko e! Ary ilay izy tsy azo atao hoe "fahalalan'Atra satria "izaho no mahafantatra".
Raha atao hoe "asan'Atra ilay izy dia miangatra izany Izy misy omeny fahalalana, misy tsy omeny?....


82. prime ( 20/10/2008 13:10)
Hazavaiko kokoa ny nambarako, tsy amin'ny saina no ahazoana sy andraisana ny finoana... tsy amin'ny saina (faculté intelectuelle et/ou intelligence) ka hoe izay manam-pahalalàna no manam-pinoana fa izay tsara fihavanana amin'Andriamanitra ka anehoany ny momba Azy marina...

Ny fahafantarana sy ny fahalalàna an'Andriamanitra dia miankina amin'ny fifandraisana tsara sy fihavanana matotra Aminy fa tsy voatery ho amin'ny fahalalàna (instruction, éducation, sagesse... etc) avy amin'ny sain'ny olona... raha izany mantsy no tena izy dia ny finoana an'Andriamanitra dia voatokana ho an'ny "intellectuel" ihany, nefa toa tsy izany loatra no matetika zava-misy fa ny olona manam-pahaizana sy fahalalàna indrindra no maro tsy manaiky sy tsy mino an'Andriamanitra satria mahatoky ny herin'ny sainy...

Ny amin'ny hoe asan'Andriamanitra dia izany tokoa no izy, tsy fiangarana izany satria ny olona rehetra samy antsoiny avokoa ary tiany avokoa ary indrindra sahaza ny finoana Azy avokoa, saingy tsy ny olona rehetra no mandray sy mino Azy (safidy izay tena anisan'ny fahafahana goavana omen'Andriamanitra ny olona)... ka aza avadika ny tiako ambara... :)
83. tywa68 ( 20/10/2008 13:28)
:lol:
84. rakaroka ( 20/10/2008 14:04)
[quote=prime]
Hazavaiko kokoa ny nambarako, tsy amin'ny saina no ahazoana sy andraisana ny finoana... tsy amin'ny saina (faculté intelectuelle et/ou intelligence) ka hoe izay manam-pahalalàna no manam-pinoana

Ny saina, samy nomena izany ny tsi1/1 fa tsy ny manam-pahaizana ihany, ary natao ho ampiasaina izany Tsia dia tsia ny valin-teniko hoe tsy misy ilana ny saina ny "finoana" satria tsy afaka hinohino fahatany izao atsanga tsy aman'orana izao fa mba mila sainina ny fahamarinam-pototry ny zavatra tokony "inoana" satria maro ireo filaza mifandipatra!
fa izay tsara fihavanana amin'Andriamanitra ka anehoany ny momba Azy marina...
Bien que mampiposaka ny masoandrony ho an'ny tsy an-kanavaka Izy!

Ny fahafantarana sy ny fahalalàna an'Andriamanitra dia miankina amin'ny fifandraisana tsara sy fihavanana matotra Aminy fa tsy voatery ho amin'ny fahalalàna (instruction, éducation, sagesse... etc) avy amin'ny sain'ny olona...
Fa rehefa ny ouln'ny "eglizy no misaina dia hevitr'Atra? fa rehefa sagesse tahaka ilay "samaritana tsara fanahy" dia avy @ sain'ny oul an?.....
Dia lazaiko marina fa iny Jesoa inoanareo iny , nandrato fahalalana tetsy sy teroa koa ka hino 'nareo na tsia. Ary ny "ensemble"n'izany "instruction, éducation, sagesse....sns izany no nahamatotra Azy koa!
AZA TSINONTSINIAVINA WA ny instruction, éducation, sagesse IZANY FA FANOMEZAM-PAHASOAVANA avy @ Atra indrindra koa!
Ary ny tsy fananana instruction, éducation, sagesse, sy ny fitoerana ao anaty "IGNORANCE" dia karazana "OTA MAHAFATY": mbô marina e:
Mba inoy ihany Rakaroka @ ity 'ndray mitoraka ity fa "SOA TOKOA anie no hilazako 'zany
85. ikaretsaka ( 20/10/2008 15:26)
la ny hitao olana raaroka dia betsaka ny mamaritra hoe "raha raisintsika ny finoana araka ny tenin'i...
86. rakaroka ( 20/10/2008 16:20)
ikaretsaka:

la ny hitao olana raaroka dia betsaka ny mamaritra hoe "raha raisintsika ny finoana araka ny tenin'i...

Eny e ka raha raisintsika izao ny finoana araka ny hita ao @ hebreo 11.
Fanehoana ny zavatra tsy hita. Dia mbola mitombina foana ny resako hoe misy "exteriorisation", raha noheverina ny hoe mahafindra tendrombohitra: misy exteriorisation ary exploit GOAVANA izany. Raha tsiahivina koa ilay hoe "mino an'i Jesoa"
, tsy hoe manaiky hoe "tompo sy mpamonjy ftsn dia miafotrafotra ao anaty ota, fahalemena dia hoe mibebabebaka , mivavabavaka dia hiandrandra "famonjena"
dia somary nakifika sy nodiana tsy noheverina ilay hoe izay mino ahy, ny asa ataoko no ataony koa, ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, dia ity ilay équivalentn'ilay tendrombohitra izay na tsy 'za aza no miandrandra izany, ilay lazaina fa "inoandrizareo mihitsy no nametraka .
Ary rizareo mino ve mihaino ny tenin'ilay inoany ihany? sa partiel ihany?....
ary raha nametraka ilay io hoe "izay mino ahy...." kanefa misy milaza fa mino anefa tsy araka ny hafany, dia ahoana?....
87. tywa68 ( 20/10/2008 16:25)
Rakaroka : arak'ilay kely haiko sy ny finoako zany, d tsy ny fikarohana no nahitàna ny finoana, satria ny fahasoavana azo rehetra d grâce à Dieu fa tsy noho enao olombelona irery ihany :lol:
88. ikaretsaka ( 20/10/2008 16:32)
tywa:
«Laissez-vous entraîner par le courant de la vie... sans arme ni bagage.»
[ Anthony de Mello, sj ] - Sans arme ni bagage
89. rakaroka ( 20/10/2008 16:42)
tywa68:

Rakaroka : arak'ilay kely haiko sy ny finoako zany, d tsy ny fikarohana no nahitàna ny finoana, satria ny fahasoavana azo rehetra d grâce à Dieu fa tsy noho enao olombelona irery ihany :lol:



Ary ny tsy fahasoavana azo rehetra kay avy aiza :roll: :?: 8O 8O 8O
90. tywa68 ( 20/10/2008 16:48)
d mazava ho azy fa arak'ilay finoako, d ny tsy fahasoavana d ra-olombelona no nitady azy :lol:
91. ikaretsaka ( 20/10/2008 17:07)
fa maninona ro tounde nofaritana sy ni imposena tahak'izay kay raha tsary mahadiso ny manontany?
92. tywa68 ( 20/10/2008 18:27)
Ka zay no tian'i Tywa ary tsy voatery ho ekenao (porofon'izany ilay fanontaniana tsy mahadiso :lol:)
Isika anie samy manana ny fombany ry Ika e (zah zany ilay be fiononana hoy ianao sa tsy zay moa ? :wink:
93. ikaretsaka ( 20/10/2008 18:47)
efa hoe 'ataovy mikatsaka anao lalandava' fa tsy mety izany mihonona izany
94. rakaroka ( 20/10/2008 20:34)
Dia mazava ho azy araka ny efa voalaza ihany fa voakasika ilay "éducation" nnanabeazana an'i Tywa hihevitra toa izany! Fa en "effet"
raisiko iry tenin'i Ika ery ambony iry
«Laissez-vous entraîner par le courant de la vie...
Ary tahaka izao no zava-misy:
"regardez votre jardin. Admirez la beauté des fleurs. Le jardin n'est beau que dans sa diversité. Supposons qu'il y a sept couleur dans la création, s'il en manque une, cela ne reflétte pas la conception de base. Vous êtes ici poue expérimenter chacune des sept couleurs différentes. C'est ainsi que votre connaissance et votre sagesse grandiront.
"D'un certain point de vue, les parents ont raison. Les jeunes enfants dépendent d'eux pour s'orienter. Mais par la suite l'école est largement responsable de leur développement. Et là, il ne faudrait pas imposer de religion ni d'idéologie. c'est n'est que lorsqu'un individu a la possibilité de faire usage de sa liberté qu'il peut choisir sa direction. Jusque-là, il ne faut pas fermer les yeux aux autres couleurs de la vie. Ne prenez pas de décision aux sujet des six autres couleurs.
95. ikaretsaka ( 20/10/2008 20:46)
sotsa t'pk'oooooo! =D
96. rakaroka ( 20/10/2008 20:47)
tywa68:

d mazava ho azy fa arak'ilay finoako, d ny tsy fahasoavana d ra-olombelona no nitady azy :lol:



Ny marimarina kokoa "raisina ho fahasoavana izay ekeken'ny saina amam-panahy, ary "an-karatsiana izay tsy eken'ny saina.
Dia hazavaiko anao tsara fa ilay tsy fahasoavana lavin'ny saina io, dia saiky avy @ "Ignorance" no niaviany . Tsia , tsy hoe avy @ Ra-oulmbelona safobemantsona satria mbo efa nikely soroka ny tsy hahatongavan'ny "fahafatesana tsy eken'ny saina ohatra ny dokotera". Ka misy ny marary voatsabo dia sitrana soamantsara. Fa ireo nihanina fotsiny araka ny resak'i Ika dia ts'isy fika fa dia hany fiononana dia "izay ny lahatr'Atra"
lazaina indray fa Atra fa tsy oul ka! Ary MARINA TENA MARINA ny voalazako hoe "ota tena MAHAFATY lé IGNORANCE" ka! Aza négligé-na rey olona fa samy nomen'Atra saina izao ô. Ny fahalalàna hany ka tsy natao ho an'izatsy na 'zaroa fa natao ho an'ny olona mikaroka izany koa
97. ikaretsaka ( 20/10/2008 21:06)
rakaroka
L'ignorance, la stupidité, les passions, la superstition, la flatterie, la haine sont autant de verres enfumés, à travers lesquels presque tous les hommes voient les événements qu'ils racontent.

98. ikaretsaka ( 20/10/2008 21:08)
sy le hoe

L'ignorance est la mère de tous les crimes. Un crime est, avant tout, un manque de raisonnement.
99. rakaroka ( 20/10/2008 21:39)
Ka eto no mahasarotra ny resatsika ry Ika an : misy "éléments maro détérminant" anie no maniteraka ity fiainana,finoana ary marina mihitsy ireo voalazanao @ 96_97 fa dia tsinontsiniavin'lé oul e . Koa rehefa tsy mahafantatra izay tokony ho atao sy zé ahafaty na ahavelona azy ve ny oul iray dia hanantena fiainana inn?... => Fahafatesana tsotr'izao ary raha velona aza mitsipozipozy hoy ny fitenenana. Dia olona iza koa no hino ny Atra inoan'ny olona toa izany?.... :roll: :?: :?: 8O 8O 8O
100. ikaretsaka ( 20/10/2008 21:48)
ka zay anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5899