Inona marina no atao hoe finoana e?
41. ikaretsaka
(
17/10/2008 16:55)
fa entre pas...
raha mino ve zaho ohatra hoe ambodivoara tapaky ny bota de mahaatry an'i cutie ohatra...
de kaonty ao anatin'ilay "finoana" resahina ato ve izay sa tsy kaonty?
nefa finoako izay an...momban'i cutie (azafady an)

44. cutie
(
17/10/2008 17:06)
tsy kaonty satria ny finoana resahina eto le resaka finoana ao anaty :-D
45. ikaretsaka
(
17/10/2008 18:04)
cutie:
tsy kaonty satria ny finoana resahina eto le resaka finoana ao anaty :-D
ka ao anaty ange izany e
46. cutie
(
17/10/2008 18:13)
tsy ao anaty zany satria tsy misy resaka action :-D
vakio ndray nge le lazain'i rabilabila ery ambony :)

55. naughtyboy
(
18/10/2008 13:43)
reto no teny fanalahidy voalazandrakaroka
" fa "etat de conscience", de présence" , tena iainana ny finoana fa tsy zavatra à côté ihany toa ny fihevitreverana mahazatra!"
io itako fa mahalaza azy ny kitapon'eritreritra/conscious no efitra itoerany finoana any anatiny zany,ny fijanonany finoana ao anatiny io kitapo io no mahampino ny olona 1 na tsia ,ka alohany idirany ao aminy io efitra io no mandalo process aloha manasivana azy(ny fahalalana ny finoana)ary de amboarina mekanisma ny saina ze ilaina sy tsia de fitina oe ireto no heveriko fa finoana azo apetrako ato(fitaizana ny finoana),mba hijanoina ao de mila velomina @ sakafo hafa(fandalinampinoana) refa vita zay process zay de mazava oazy fa ita fa misy vokany @ ts1/1 izay fananana finoana izay ...nefa ozy Rossy zay manana finoana ,eny ilaina tko ny finona

57. rakaroka
(
18/10/2008 16:43)
Eny ^:^ ^:^ ^:^ izay mihitsy ilay izy ry Naughtyboy . tsy mihanina amin'ny famaritana sy ny teny nindramina etsy sy eroa ny "Finoana", raha ny marina dia misy processus "initiation"-intuition" "observation", "analyse avec profondeur", application, sns ary "fahatsapana" .
Rahefa izany dia => vokatra "confiance" avec progression !

59. rakaroka
(
18/10/2008 17:13)
voalaza ery ambony
Eny, tsy ampy ny fampianarana azonao , fa tsy atao mahatohina izany satria mbola misy andro ilofosana.
Raha mandray "exemple concret" iray isika. Ohatra ingahy Eiffeil, raha hanao ny "tour 'eiffeil" izy 'taoko nanana notions, applications, pratique , expériensy maaro Be dé be mihitsy vao afa-nahatafajoro iny sy mbola nampi-resiste izany hatr'izao. Ary raha ny marina karazana tendrombohitra vy 'ngamba iny satria tazana eny an-tampony avokoa Parisy iray vohitra!
Izy tsy niseho hoe mino aho na tsia fa ny bainga voavadika no porofon'ny asa!
ny tena finoana na dia toy ny voatsinapy aza izay mahafindra tendrombohitra tokoa?
Moa ve tsy ampy ny fampianarana azoko matoa aho tsy mahavita toy izany?
Eny, tsy ampy ny fampianarana azonao , fa tsy atao mahatohina izany satria mbola misy andro ilofosana.
Raha mandray "exemple concret" iray isika. Ohatra ingahy Eiffeil, raha hanao ny "tour 'eiffeil" izy 'taoko nanana notions, applications, pratique , expériensy maaro Be dé be mihitsy vao afa-nahatafajoro iny sy mbola nampi-resiste izany hatr'izao. Ary raha ny marina karazana tendrombohitra vy 'ngamba iny satria tazana eny an-tampony avokoa Parisy iray vohitra!
Izy tsy niseho hoe mino aho na tsia fa ny bainga voavadika no porofon'ny asa!
60. tywa68
(
18/10/2008 17:42)
F'angaha moa raha tsy mahay mamindra tendrombohitra na mahay ohatran'ingahy Eiffel d lazaina hoe tsy manana an'ilay "finoana" na tsy ampy finoana ??
Tsy voatery hitovy daholo ny fisehoan'ilay fahasoavana satria zay no maha UNIQUE antsika, zany hoe normal koa raha hafa ny fihetsika sy ny fifandraisana, ny firesahana, ny fizaràna ny filazan-tsara mazava ho azy : d ireo rehetra ireo indray miova arakarak'ilay fotoana sy toerana misy atsika avy :wink: ary isika rehetra (na ireo tsy mino aza) d manana anjara efa voasoratra daholo, ary samy nomena an'ilay labozia mitsilopilopy, tsy maintsy tandrovana hirehitra foana, finoana fa fandalovana ety ary misy fiainana après. Dia miambena ary aza avela ho maty ny labozia-nao fa sahirana eo hitady an'ilay lalana :-D Ny Tompo anie hitantana anao hatrany :-* amen