Inona marina no atao hoe finoana e?
21. rakaroka
(
15/10/2008 20:49)
Ka 'zay no mahatonga ahy milaza hoe "subjectif" lé "finoana" resahina eto. Ary sady "erreur GOAVANA" no tsy vozonana mihitsy ny olona hafa hanankina ny "finoana" ho "pil ou face" raha toa apetraka fa "zava-dehibe" ilay "FINOANA"
22. rabilabila
(
15/10/2008 20:59)
Ka eo indrindra no tena tsy arako loatra Rakaroka!!
Misy ireo vertus théologales nolazain'i Paoly tao @ korintianina ( soit dit en passant ,mahafinaritra ahy ireo fehezan-teny notsongain'i Prime ireo )
Nilaza izy t@ tapany faharoa hoe : eo ny finoana ,eo ny fanantenana fa tsinontsinona izy raha tsy misy ny FITIAVANA.
Io fehezan-teny ireo dia mbola nohamafisin'ny tantaran'ilay Samaritana :Tsy noraharahian'i lery na ny fivavahany ,na ny finoany , na ny fihaviany ......fa ilay fihetsiny nanome no nantitranteriny, ary i Samarutana no nataon'i Lery ohatra fa tsy ireo piretra na ireo levita.
Amiko ,izay "tsy mpino" ,ary ampihariko amin'ny fiainako an-davan'andro (tsy nohon'ny zavatra nolazain'i Paoly fotsiny akory , fa koa ny lazain'i Lao-Tseu , na i Bouddah , na ireo mpandinika maro samihafa , na i Dadanay , na i Mamanay .....), ny fitiavana ny mpiara-belona amiko , ny fihezahako hikajy ny tontolo iainako , ary ireo hetsika ezahiko atao ireo dia ahitako "fitoniana" izay araraotin'ny manodidina ahy .
Ny FITIAVANA no ambonin'ny rehetra ,ka raha tsy capable haneho sy hampihatra io fitiavana io dia tsinotsinona eo nantrehan'ny mpiara-belona ,ary ho anareo mpino dia tsinontsinona eo anatrehan'izay inoanareo.
Misy filozofy izay nilaza hoe:
"Avez-vous besoin de croire en Dieu pour penser que la sincérité vaut mieux que le mensonge, que la générosité vaut mieux que l'égoïsme, que le courage vaut mieux que la lâcheté, que la douceur et la compassion valent mieux que la violence et la cruauté, que l'amour vaut mieux que la haine?"
Ireo no hetsik'i Samaritana , ary nolazaina izy fa "tsara fanahy"
PS: ny manararaotra eto dia mi-beneficier .

23. fijo
(
15/10/2008 21:04)
izay koa ny ahy no handraisako azy.tsy mila mahalala teny avy atsy sy eroa vao hafaka ahalala zavatra tsara sy mety.
24. rakaroka
(
15/10/2008 21:53)
[quote=rabilabila]
Ka eo indrindra no tena tsy arako loatra Rakaroka!!
Ka voamafinao eto anie ny filazako fa nanao "ajustement"-piheverana tokoa i Jesoa fa tsy ny fifantohana @ 'zao sy izao, fa "etat de conscience", de présence" , tena iainana ny finoana fa tsy zavatra à côté ihany toa ny fihevitreverana mahazatra!
Faharoa koa na eo aza ny fanambaran'i Paoly, tsy dia hoe 'zay monja ihany no fihaino sy fandinika . Ny "blem" dia na ny mpianatra na ny apostoly, tsy dia lafatra anie 'zareo e, sady kely finoana rahateo, tsy voatery ho modely mihitsy izany amiko (miala-tsiny @ ireo manompo azy ireny , na voaziogan'ny resany aloha e)
Tena miombon-kevitra e ! Io tsy vitan'ny hoe "on croise le bras fa apetraka am lery teo ambony hazo fijaliana dia "lasa izao: Tsia dia tsia!
Ary izay ilay nataon'ilay Jesoa hoe "TSY FANTATRO akory ianareo mpanao meloka, mialà amiko!
Izany hoe misy "variable maaaro midetermine ny finoana fa tsy mandeha fahatany izany io!
Justement, nantsoina hanao toa azy koa aza isika, dia ireo mpitory anefa ny mifanohitra indray no dradrainy hoe "tsy ny asa soanao hono no hamonjena anao e sns....tena tsapa tsotra izao fa nanovo t@ mpaminany sandoka rizareo!
Ka eo indrindra no tena tsy arako loatra Rakaroka!!
Misy ireo vertus théologales nolazain'i Paoly tao @ korintianina ( soit dit en passant ,mahafinaritra ahy ireo fehezan-teny notsongain'i Prime ireo )
Nilaza izy t@ tapany faharoa hoe : eo ny finoana ,eo ny fanantenana fa tsinontsinona izy raha tsy misy ny FITIAVANA.
Io fehezan-teny ireo dia mbola nohamafisin'ny tantaran'ilay Samaritana :Tsy noraharahian'i lery na ny fivavahany ,na ny finoany , na ny fihaviany ......fa ilay fihetsiny nanome no nantitranteriny, ary i Samarutana no nataon'i Lery ohatra fa tsy ireo piretra na ireo levita.
Ka voamafinao eto anie ny filazako fa nanao "ajustement"-piheverana tokoa i Jesoa fa tsy ny fifantohana @ 'zao sy izao, fa "etat de conscience", de présence" , tena iainana ny finoana fa tsy zavatra à côté ihany toa ny fihevitreverana mahazatra!
Faharoa koa na eo aza ny fanambaran'i Paoly, tsy dia hoe 'zay monja ihany no fihaino sy fandinika . Ny "blem" dia na ny mpianatra na ny apostoly, tsy dia lafatra anie 'zareo e, sady kely finoana rahateo, tsy voatery ho modely mihitsy izany amiko (miala-tsiny @ ireo manompo azy ireny , na voaziogan'ny resany aloha e)
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
Amiko ,izay "tsy mpino" ,ary ampihariko amin'ny fiainako an-davan'andro (tsy nohon'ny zavatra nolazain'i Paoly fotsiny akory , fa koa ny lazain'i Lao-Tseu , na i Bouddah , na ireo mpandinika maro samihafa , na i Dadanay , na i Mamanay .....), ny fitiavana ny mpiara-belona amiko , ny fihezahako hikajy ny tontolo iainako , ary ireo hetsika ezahiko atao ireo dia ahitako "fitoniana" izay araraotin'ny manodidina ahy .
Ny FITIAVANA no ambonin'ny rehetra ,ka raha tsy capable haneho sy hampihatra io fitiavana io dia tsinotsinona eo nantrehan'ny mpiara-belona ,ary ho anareo mpino dia tsinontsinona eo anatrehan'izay inoanareo.
Tena miombon-kevitra e ! Io tsy vitan'ny hoe "on croise le bras fa apetraka am lery teo ambony hazo fijaliana dia "lasa izao: Tsia dia tsia!
Ary izay ilay nataon'ilay Jesoa hoe "TSY FANTATRO akory ianareo mpanao meloka, mialà amiko!
Izany hoe misy "variable maaaro midetermine ny finoana fa tsy mandeha fahatany izany io!
Misy filozofy izay nilaza hoe:8O 8O :roll: :roll: :?
"Avez-vous besoin de croire en Dieu pour penser que la sincérité vaut mieux que le mensonge, que la générosité vaut mieux que l'égoïsme, que le courage vaut mieux que la lâcheté, que la douceur et la compassion valent mieux que la violence et la cruauté, que l'amour vaut mieux que la haine?"[/quote
:-* :-* :-*
Misaotra nizara e
[quote]Ireo no hetsik'i Samaritana , ary nolazaina izy fa "tsara fanahy"
Justement, nantsoina hanao toa azy koa aza isika, dia ireo mpitory anefa ny mifanohitra indray no dradrainy hoe "tsy ny asa soanao hono no hamonjena anao e sns....tena tsapa tsotra izao fa nanovo t@ mpaminany sandoka rizareo!
25. rabilabila
(
15/10/2008 22:24)
Ampiako kely fotsiny:
I Samaritana raha nanao ny "hetsika" nataony dia par pure altruisme fa tsy hoe mitady "point de retraite " izy akory , na haka dizinéfo amin'iza , na hiandrandra ny fiainana mandrakizay !!! non!! Juste par amour du prochain ie par amour pour l'humanité ( izay hita any @ culture vedique , na ny culture bouddhique , na culture grecque .....izay antérieures amin'ny nanoratana ny korintianina )

26. rakaroka
(
15/10/2008 22:33)
Izay mihitsy ka : "iainana sy atrehana ny misy mila ny sagesse sy ny "conscience-nao" fa tsy sanatria dikaina izany dia 'ndeha hitsambikina hanantena ny lanitra. Oh quelle "ignorance!".Ary tsy natao hoe ilana laza izany !
27. rakaroka
(
15/10/2008 22:36)
Eny e dia "tsindriako koa ny fahaiza-mitia ny tena, ny namana, ny manodidina, ny tontolo" maneho ny fitiavana ilay tsy hita maso!
28. ikaretsaka
(
15/10/2008 23:23)
izy aby izany....
fa ny hitako ho olana koa ange matetika de ny hoe le "mino" de betsaka ny mandray azy hoe
mino=mandeha any am-piangonana de mitondra baiboly e!
nefa samy manana ny inoany io.

29. tywa68
(
16/10/2008 07:51)
Soa fa tsy ny fankanesana any ampiangonana no tena maha izy ny finoana ! koa tsy be ny ho very rah zany (any @ afobeeeee) :-D
30. xxx
(
16/10/2008 09:55)
Izao aho vao nandinika inty tononkira inty no izay manambara tokoa ny finoana velona mifandray @ réalité @ izao sy inty sujet inty : http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=2229
Marina le fitiavana no lehibe indrindra ry zareo, ary nahoana tokoa moa raha mba dépôt @ affection (tsiky @ fo de ampy etc...) no ataon'ny tsi11 betsaka kokoa eo @ andavan'andro noho ny retrait d'affection (monjo², ady, tezitra)! Misaotra antsika rehetra e!

31. prime
(
16/10/2008 13:40)
xxx:... Raisiko am-panetren-tena ny fanitsianao satria toa mivily tokoa ny fandehan'ny resaka raha izany...
Misaotra antsika rehetra izay namaly aloha fa ahitsiko kely prime: tena io fanontaniana io mihintsy no anontaniako fa aza avily le izy!, tsy le pouvoir no tadiaviko fa ahoana no ahazaoko an'le tena finoana tokoa satria ao anaty baiboly de imbetsaka i Jesoa no miteny hoe ry Kely finoana? na ny apostoly aza nataony izany nefa nahita sy nanatrimaso ny Tompo koa amin'ny fomba ahoana no ahalalako hoe toy ny voatsinapy na mbola kely noho izay ny finoako! Ny fahamarinana no antony hipetrahan'io fanontaniana io satria Maro no antsoina fa vitsy no fidiana.
Raha ny amin'ny finoana marina tianao ahatongavana dia tsy mazava loatra raha izany ny nitarihanao ny lohahevitra... satria samihafa ny finoana ahazoana famonjena raha oharina amin'ny finoana iainana andavanandro (finoana miasa), hafa ihany koa nefa ny finoana mahafindra tendrombohitra... ireo rehetra ireo nefa nataonao bambaray, ary izany no tsy maintsy nitondrana fanazavana ery ambony... tsy familiana ny lohahevitrao ireo fa fanazavana fa sao tsy ilay finoana "marina" na "tena" finoana araka ny anambaranao azy, tianao ahatongavana no tsara dinihinao fa ny antony inoanao sy ny ampiasanao ilay finoana...
Tsy ilay finoana be na kely izany no tianao ahatongavana fa ilay hoe "marina" ve ity finoako ity? araka ny nanomezan'Andriamanitra azy ve ity finoako ity?... raha izay no tianao ahatongavana (ahitsio hatrany aho raha diso) dia Andriamanitra ihany no manambara ny valin'izany fanontanianao izany ary voasoratra avokoa izany...
cutie:... Misaotra anao... sambasamba tokoa mba azonao ny tiako ambara fa hay nirediredy aho hatramin'izay... :-D
tena mazava mitsy le voalazan'i prime. Mba sambasamba t@ iny
34. cutie
(
16/10/2008 13:54)
ka mba nitombona ny voalazan'i prime t@ iny na de nitanisa baiboly aza :-D
35. cutie
(
16/10/2008 13:57)
. Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-10-2008 11:55:22
Lohateny : Re : Inona marina no atao hoe finoana e?
Izao aho vao nandinika inty tononkira inty no izay manambara tokoa ny finoana velona mifandray @ réalité @ izao sy inty sujet inty : Jereo eto
Marina le fitiavana no lehibe indrindra ry zareo, ary nahoana tokoa moa raha mba dépôt @ affection (tsiky @ fo de ampy etc...) no ataon'ny tsi11 betsaka kokoa eo @ andavan'andro noho ny retrait d'affection (monjo², ady, tezitra)! Misaotra antsika rehetra e!
hiranay t@ chorale taloha :P
http://www.dailymotion.com/relevance/search/harena%2Bsy%2Bfananako/video/x4yrl9_harena-sy-fananako-amaf_music
36. rakaroka
(
16/10/2008 15:26)
ikaretsaka:
izy aby izany....
fa ny hitako ho olana koa ange matetika de ny hoe le "mino" de betsaka ny mandray azy hoe
mino=mandeha any am-piangonana de mitondra baiboly e!
nefa samy manana ny inoany io.
Ka 'zay wa ny mahatonga ahy miteny hoe "subjectif"ilay izy. Dia araka izay
hamariparitany azy eo. Hoe Izao ihany ...ny tena hoe "finoana"
araka ny teny sendra azy ireo. Dia misy hafa koa anefa mi-pulse exactement le même,tahaka ny silamo izao.
Dia ahoana moa no ahazoana mitoky fa itsy na iry no tena marina? Tsy misy antoka?....tsy misy porofo , tsy misy analyse fa tsato-piso tsotra izao dia hifikirana maaaafy.